Chapter 1
Anatra ny amin’ ny faharetana amin’ ny marina, sy ny tsy handraisana ny mpampianatra sandoka
1 Izaho loholona1 mamangy an’ itompokovavy2 voafidy sy ny zanany, izay tiako amin’ ny fahamarinana (ary tsy izaho ihany, fa izay rehetra mahalala ny marina koa)
πρεσβύτεροςpresbuteroselderG4245GN-NSM ἐκλεκτῇeklektēaTo [the] electG1588A-DSF τέκνοιςteknoischildrenG5043N-DPN αὐτῆςautēsof herG0846P-GSF ἀγαπῶagapōloveG0025V-PAI-1S ἀληθείᾳ,alētheiatruth,G0225N-DSF μόνος,monosonly,G3441A-NSM πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐγνωκότεςegnōkotesalready knowingG1097V-RAP-NPM ἀλήθειαν,alētheiantruth —G0225N-ASF - Gr. Ny presbytera.
- Na: an’ i Kyria.
2 noho ny fahamarinana izay mitoetra ato anatintsika sady ho ato amintsika mandrakizay:
διὰdiabecause ofG1223PREP ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF μένουσανmenousanis abidingG3306V-PAP-ASF ἔσταιestaithat will beG1510V-FDI-3S 3 ho amintsika ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy, Zanaky ny Ray, amin’ ny fahamarinana sy ny fitiavana.
ἔσταιestaiWill beG1510V-FDI-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF ἔλεοςeleosmercyG1656N-NSN εἰρήνηeirēnē[and] peaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF ἀγάπῃ.¶agapēlove.G0026N-DSF 4 Faly indrindra aho, satria misy hitako ny zanakao sasany mandeha amin’ ny fahamarinana araka ny nandraisantsika didy tamin’ ny Ray.
ἘχάρηνEcharēnI rejoicedG5463V-2AOI-1S λίανlianexceedinglyG3029ADV εὕρηκαheurēkaI have foundG2147V-RAI-1S τέκνωνteknōnchildrenG5043N-GPN περιπατοῦνταςperipatountaswalkingG4043V-PAP-APM ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐντολὴνentolēncommandmentG1785N-ASF ἐλάβομενelabomenwe receivedG2983V-2AAI-1P πατρός.patrosFather.G3962N-GSM-T 5 Ary mangataka aminao aho ankehitriny, tompokovavy1, tsy toy ny manoratra didy vaovao aminao, fa ilay nananantsika hatramin’ ny voalohany ihany, dia aoka hifankatia isika.
ἐρωτῶerōtōI imploreG2065V-PAI-1S κυρία,kurialady,G2959N-VSF ἐντολὴνentolēna commandmentG1785N-ASF καινὴνkainēnnewG2537A-ASF γράφωνgraphōnI am writingG1125V-PAP-NSM ἣνhēnthat whichG3739R-ASF εἴχομενeichomenwe have hadG2192V-IAI-1P ἀρχῆς,archēs[the] beginning,G0746N-GSF ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P ἀλλήλους.allēlousone another.G0240C-APM - Na: ry Kyria.
6 Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin’ ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S περιπατῶμενperipatōmenwe may walkG4043V-PAS-1P κατὰkataaccording toG2596PREP ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM ἐντολήentolēcommandmentG1785N-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἀρχῆς,archēs[the] beginning,G0746N-GSF περιπατῆτε·peripatēteyou may walk;G4043V-PAS-2P 7 Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin’ izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin’ ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy.
πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM πλάνοιplanoideceiversG4108A-NPM ἐξῆλθονexēlthonhave gone outG1831V-2AAI-3P κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM ὁμολογοῦντεςhomologountesconfessingG3670V-PAP-NPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM σαρκί·sarkiflesh;G4561N-DSF οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πλάνοςplanosdeceiverG4108A-NSM ἀντίχριστος.antichristosantichrist.G0500N-NSM 8 Mitandrema ianareo, fandrao mahavery izay namonoanay tena, fa mba handraisanareo valim-pitia tanteraka.
βλέπετεblepetedo watchG0991V-PAM-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM ἀπολέσητεapolesēteyou may loseG0622V-AAS-2P εἰργασάμεθα,eirgasamethawe have worked for,G2038V-ADI-1P μισθὸνmisthona rewardG3408N-ASM ἀπολάβητε.apolabēteyou may receive.G0618V-2AAS-2P 9 Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin’ ny fampianaran’ i Kristy, dia tsy manana an Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin’ ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka.
προάγωνproagōnis progressingG4254V-PAP-NSM μένωνmenōnabidingG3306V-PAP-NSM διδαχῇdidachēateachingG1322N-DSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἔχει·echeihas;G2192V-PAI-3S μένωνmenōnabidingG3306V-PAP-NSM διδαχῇdidachēateachingG1322N-DSF Χριστοῦ,ChristouChristG5547N-GSM-T οὗτοςhoutosthis [one]G3778D-NSM πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ἔχει.echeihas.G2192V-PAI-3S 10 Raha misy olona mankeo aminareo ka tsy mitondra izao fampianarana izao, aza mampiantrano azy na miarahaba azy akory;
ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF διδαχὴνdidachēnteachingG1322N-ASF φέρει,phereidoes bring,G5342V-PAI-3S λαμβάνετεlambanetedo receiveG2983V-PAM-2P οἰκίαν,oikian[the] house,G3614GN-ASF χαίρεινchaireinto greetG5463V-PAN λέγετε·legetedo tell;G3004GV-PAM-2P 11 fa izay miarahaba azy dia miombona amin’ ny ratsy ataony.
λέγωνlegōntellingG3004GV-PAP-NSM χαίρειν,chaireinto rejoiceG5463V-PAN κοινωνεῖkoinōneipartakesG2841V-PAI-3S ἔργοιςergoisworksG2041N-DPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πονηροῖς.¶ponēroisevil.G4190A-DPN 12 Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
ΠολλὰPollaMany thingsG4183A-APN ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP γράφεινgrapheinto writeG1125V-PAN ἐβουλήθηνeboulēthēnI purposedG1014V-AOI-1S χάρτουchartoupaperG5489N-GSM μέλανος·melanosink;G3188N-GSN ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S γενέσθαιgenesthaito comeG1096V-2ADN στόμαstomamouthG4750N-ASN στόμαstomamouthG4750N-ASN λαλῆσαιlalēsaito speakG2980V-AAN πεπληρωμένηpeplērōmenēcompletedG4137V-RPP-NSF 13 Ny zanaky ny rahavavinao voafidy manao veloma anao.
ἀσπάζεταίaspazetaiGreetG0782V-PNI-3S τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἀδελφῆςadelphēssisterG0079N-GSF ἐκλεκτῆςeklektēselectG1588A-GSF ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB