Chapter 5
Fananarana ny loholona mba ho malemy fanahy sy ho mahatoky, ary fananarana ny olona rehetra mba hanetry tena sy hitandrina. Vavaka farany sy fanaovam-beloma
1 Koa ny amin’ ny loholona1 izay eo aminareo, izaho, izay naman ny loholona2 sy vavolombelon’ ny fijalian’ i Kristy ary mpiombona ny voninahitra efa haseho koa, dia mananatra azy hoe:
ΠρεσβυτέρουςPresbuterousEldersG4245GN-APM παρακαλῶparakalōI exhortG3870V-PAI-1S συμπρεσβύτεροςsumpresbuterosa fellow elderG4850N-NSM μάρτυςmartuswitnessG3144N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T παθημάτων,pathēmatōnsufferings,G3804N-GPN μελλούσηςmellousēsbeing aboutG3195V-PAP-GSF ἀποκαλύπτεσθαιapokaluptesthaito be revealedG0601V-PPN δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF κοινωνός,koinōnosa partaker,G2844N-NSM - Gr. presbytera.
- Gr. presbytera.
2 Andraso ny ondrin’ Andriamanitra izay eo aminareo1, mitandrina azy tsy an-terỳ, fa amin’ ny sitrapo [araka an’ Andriamanitra]; tsy amin’ ny fitiavana harena maloto, fa amin’ ny zotom-panahy; *
ποιμάνατεpoimanatedo shepherdG4165V-AAM-2P ποίμνιονpoimnionflockG4168N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐπισκοποῦντεςepiskopountesexercising oversightG1983V-PAP-NPM ἀναγκαστῶςanagkastōsunder compulsionG0317ADV ἑκουσίωςhekousiōswillinglyG1596ADV κατὰkataaccording toG2596PREP θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T μηδὲmēdeand notG3366CONJ-N αἰσχροκερδῶςaischrokerdōsfor base gainG0147ADV προθύμως·prothumōseagerly;G4290ADV - Na: izay andraikitrareo.
3 tsy ho mpanjakazaka, amin’ ny anjara-fiandrasana, fa ho fianaran’ ny ondry.
κατακυριεύοντεςkatakurieuontesexercising lordship overG2634V-PAP-NPM κλήρωνklērōnthose in your chargeG2819N-GPM τύποιtupoiexamplesG5179N-NPM γινόμενοιginomenoibeingG1096V-PNP-NPM ποιμνίου·poimniouflock;G4168N-GSN 4 Ary rehefa miseho ny Lohan’ ny mpiandry, dia hahazo ny satro-boninahitra tsy mety simba ianareo,
φανερωθέντοςphanerōthentoswhen was being revealedG5319V-APP-GSM ἀρχιποίμενοςarchipoimenosChief ShepherdG0750N-GSM κομιεῖσθεkomieistheyou will receiveG2865V-FDI-2P ἀμαράντινονamarantinonunfadingG0262A-ASM δόξηςdoxēsof gloryG1391N-GSF στέφανον.¶stephanoncrown.G4735N-ASM 5 Ary ianareo izay mbola tanora fanahy kosa, dia maneke ny loholona1. Eny, samia misikìna fanetren-tena ianareo ka mifanompoa; fa “Andriamanitra manohitra ny miavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ ny manetry tena”2.
ὉμοίωςHomoiōsLikewiseG3668ADV νεώτεροι,neōteroiyounger [ones],G3501A-VPM-C ὑποτάγητεhupotagētedo be subjectedG5293V-2APM-2P πρεσβυτέροις,presbuteroisto [your] elders,G4245GN-DPM-C πάντεςpantesAllG3956A-VPM ἀλλήλοιςallēloisto one anotherG0240C-DPM ὑποτασσόμενοιhupotassomenoibe submitting yourselvesG5293V-PPP-NPM ταπεινοφροσύνηνtapeinophrosunēnhumilityG5012N-ASF ἐγκομβώσασθε,egkombōsasthedo gird on,G1463V-ADM-2P ὑπερηφάνοιςhuperēphanois[the] proudG5244A-DPM ἀντιτάσσεται,antitassetaiopposes,G0498V-PMI-3S ταπεινοῖςtapeinoisto [the] humbleG5011A-DPM δίδωσινdidōsinHe givesG1325V-PAI-3S χάριν.charingrace.G5485N-ASF - Gr. presbytera.
- Oha 3. 34
6 Koa amin’ izany manetre tena ambanin’ ny tàna-maherin’ Andriamanitra, mba hanandratany anareo amin’ ny fotoan’ andro;
ταπεινώθητεtapeinōthētedo be humbledG5013V-APM-2P κραταιὰνkrataianmightyG2900A-ASF χεῖραcheirahandG5495N-ASF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ὑψώσῃhupsōsēHe may exaltG5312V-AAS-3S καιρῷ,kairō[due] time,G2540N-DSM 7 ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo1.
μέριμνανmerimnananxietyG3308N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐπιρίψαντεςepiripsanteshaving castG1977V-AAP-NPM αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM αὐτῷautōwith HimG0846P-DSM μέλειmeleithere is careG3199V-PAI-3S ὑμῶν.¶humōnyou.G4771P-2GP - Sal 55. 22
8 Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;
νήψατε,nēpsatedo be sober-minded,G3525V-AAM-2P γρηγορήσατεgrēgorēsatedo watchG1127V-AAM-2P ἀντίδικοςantidikosadversaryG0476N-NSM ὑμῶνhumōnof YouG4771P-2GP διάβολοςdiabolos[the] devilG1228A-NSM ὠρυόμενοςōruomenosroaringG5612V-PNP-NSM περιπατεῖperipateihe prowls aboutG4043V-PAI-3S ζητῶνzētōnseekingG2212V-PAP-NSM καταπιεῖν·katapieinto devour;G2666V-2AAN 9 tohero izy, ka miorena tsara amin’ ny finoana ianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran’ izao tontolo izao.
ἀντίστητεantistētedo resistG0436V-2AAM-2P στερεοὶstereoifirmG4731A-NPM εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM παθημάτωνpathēmatōnsufferingsG3804N-GPN κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM ὑμῶνhumōnin yourG4771P-2GP ἀδελφότητιadelphotētibrotherhoodG0081N-DSF ἐπιτελεῖσθαι.¶epiteleisthai[is] being accomplished.G2005V-PPN 10 Ary Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin’ ny voninahiny mandrakizay ao amin’ i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.
πάσηςpasēsof allG3956A-GSF χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF καλέσαςkalesashaving calledG2564GV-AAP-NSM αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δόξανdoxangloryG1391N-ASF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ὀλίγονoligona little whileG3641A-ASN παθόνταςpathontas[of you] having sufferedG3958V-2AAP-APM αὐτὸςautosHe HimselfG0846P-NSM καταρτίσειkatartiseiwill perfectG2675V-FAI-3S στηρίξει,stērixeihe will confirm [you],G4741V-FAI-3S σθενώσει,sthenōseihe will strengthen [you],G4599V-FAI-3S θεμελιώσει.themeliōsei[and] he will establish [you].G2311V-FAI-3S 11 Ho Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena.
αὐτῷautōTo Him [be]G0846P-DSM κράτοςkratospowerG2904N-NSN ἀμήν.¶amēnAmen..G0281INJ-HEB 12 Efa manoratra teny fohifohy ho aminareo aho hampitondraina an’ i Silasy, izay ataoko ho rahalahy mahatoky, dia mananatra anareo aho ka manambara fa izany no tena fahasoavan’ Andriamanitra,― tomoera tsara amin’ izany ianareo.
ΣιλουανοῦSilouanouSilvanusG4610N-GSM-P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πιστοῦpistoufaithfulG4103A-GSM ἀδελφοῦ,adelphoubrotherG0080N-GSM λογίζομαι,logizomaiI regard [him],G3049V-PNI-1S ὀλίγωνoligōnfew [words]G3641A-GPN ἔγραψαegrapsaI have writtenG1125V-2AAI-1S παρακαλῶνparakalōnexhortingG3870V-PAP-NSM ἐπιμαρτυρῶνepimarturōntestifyingG1957V-PAP-NSM ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἀληθῆalēthē[the] trueG0227A-ASF χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T στῆτε.¶stētedo stand firm.G2476V-2AAM-2P 13 Izay any Babylona, voafidy ho namanareo, manao veloma anareo, ary Marka zanako koa.
ἈσπάζεταιAspazetaiGreetsG0782V-PNI-3S ΒαβυλῶνιBabulōniBabylonG0897N-DSF-L συνεκλεκτὴsuneklektēelected with [you]G4899A-NSF ΜᾶρκοςMarkosMarkG3138N-NSM-P μου.¶mouof mine.G3165P-1GS 14 Mifanaova veloma amin’ ny fanoroham-pitiavana. Ho aminareo rehetra izay ao amin’ i Kristy anie ny fiadanana.
ἀσπάσασθεaspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM φιλήματιphilēmatia kissG5370N-DSN ἀγάπης.agapēsof love.G0026N-GSF εἰρήνηeirēnēPeace [be]G1515N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τοῖςtoiswho [are]G3588T-DPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-DSM-P ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB