Chapter 3
1 Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan’ ny fitondran-tenan’ ny vavy izy, na dia tsy amin’ ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),
ὉμοίωςHomoiōsLikewiseG3668ADV γυναῖκεςgunaikeswivesG1135HN-VPF ὑποτασσόμεναιhupotassomenaibe subjectG5293V-PPP-NPF ἰδίοιςidioisto [their] ownG2398A-DPM ἀνδράσιν,andrasinhusbands,G0435HN-DPM ἀπειθοῦσινapeithousinare disobedientG0544V-PAI-3P γυναικῶνgunaikōnwivesG1135HN-GPF ἀναστροφῆςanastrophēsconductG0391N-GSF κερδηθήσονται,kerdēthēsontaithey will be gained,G2770V-FPI-3P 2 rehefa hitany ny fahadiovan’ ny fitondran-tenanareo amin’ ny fahatahorana.
ἐποπτεύσαντεςepopteusanteshaving witnessedG2029V-AAP-NPM φόβῳphobōrespectG5401N-DSM ἁγνὴνhagnēnpureG0053A-ASF ἀναστροφὴνanastrophēnconductG0391N-ASF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 3 Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany, toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana;
ἔστωestōshould beG1510V-PAM-3S ἔξωθενexōthenoutwardG1855PREP ἐμπλοκῆςemplokēsof braidingG1708N-GSF τριχῶνtrichōnof hairG2359N-GPF περιθέσεωςperitheseōsputting aroundG4025N-GSF χρυσίωνchrusiōnof goldG5553N-GPN ἐνδύσεωςenduseōsputting onG1745N-GSF ἱματίωνhimatiōnof garmentsG2440N-GPN κόσμος,kosmosadorning,G2889N-NSM 4 fa aoka ho toetra miafina ao am-po, izay tsy mety ho lò, dia ny fanahy malemy sady miadana, izay soa indrindra eo imason’ Andriamanitra.
κρυπτὸςkruptoshiddenG2927A-NSM καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ἀφθάρτῳaphthartōimperishableG0862A-DSM πραέωςpraeōsgentleG4235A-GSN ἡσυχίουhēsuchiouquietG2272A-GSN πνεύματος,pneumatosspirit,G4151GN-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP πολυτελές.polutelesof great worth.G4185A-NSN 5 Fa tahaka izany no niravahan’ ny vehivavy masìna fahiny, izay nanantena an’ Andriamanitra sady nanaiky ny vadiny;
οὕτωςhoutōsIn this wayG3779ADV γυναῖκεςgunaikeswomenG1135GN-NPF ἐλπίζουσαιelpizousaihopingG1679V-PAP-NPF ἐκόσμουνekosmounwere adorningG2885V-IAI-3P ἑαυτάςhe'autasthemselvesG1438F-3APF ὑποτασσόμεναιhupotassomenaibeing subjectG5293V-PPP-NPF ἰδίοιςidioisto [their] ownG2398A-DPM ἀνδράσιν·andrasinhusbands;G0435HN-DPM 6 dia tahaka an’ i Saraha, izay nanaiky an’ i Abrahama ka nanao azy hoe “tompoko”; dia zanany ianareo, raha mba manao soa ka tsy matahotra izay fampitahorana na inona na inona.
ΣάρραSarraSarahG4564N-NSF-P ὑπήκουσενhupēkousenobeyedG5219V-AAI-3S ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-DSM-P καλοῦσα,kalousacalling,G2564GV-PAP-NSF ἐγενήθητεegenēthēteyou have becomeG1096V-2AOI-2P τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἀγαθοποιοῦσαιagathopoiousaidoing goodG0015V-PAP-NPF φοβούμεναιphoboumenaifearingG5399V-PNP-NPF μηδεμίανmēdemiannot oneG3367A-ASF πτόησιν.¶ptoēsinconsternation.G4423N-ASF 7 Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina, manaja ny vavy, tahaka ny mety hatao amin’ ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan’ ny fiainana,― mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo.
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM ἄνδρεςandresHusbandsG0435HN-VPM ὁμοίως,homoiōslikewise,G3668ADV συνοικοῦντεςsunoikountesdwelling with [them]G4924V-PAP-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP γνῶσινgnōsinknowledgeG1108N-ASF ἀσθενεστέρῳasthenesterōwith a weakerG0772GA-DSN-C σκεύειskeueivesselG4632N-DSN γυναικείῳgunaikeiōfemaleG1134A-DSN ἀπονέμοντεςaponemontesrenderingG0632V-PAP-NPM τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF καὶkai[they are] alsoG2532CONJ συγκληρονόμοιςsugklēronomoisjoint-heirsG4789A-DPM χάριτοςcharitosof [the] graceG5485N-GSF ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ἐγκόπτεσθαιegkoptesthai[cause to] be impededG1465V-PPN προσευχὰςproseuchasprayersG4335N-APF ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP Famporisihana mba hitondra tena marina sy hiaritra tahaka ny niaretan’ i Kristy
8 Farany, miraisa saina ianareo rehetra, ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrà fo, manetre tena,
τέλοςtelosthe endG5056N-ASN πάντεςpantesAll [be]G3956A-VPM ὁμόφρονες,homophronessingle-minded,G3675A-NPM συμπαθεῖς,sumpatheissympathetic,G4835A-NPM φιλάδελφοι,philadelphoiloving as brothers,G5361A-NPM εὔσπλαγχνοι,eusplagchnoitender-hearted,G2155A-NPM ταπεινόφρονες,tapeinophroneshumble,G9402A-NPM 9 tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana; fa aoka hisaotra kosa, satria ho amin’ izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.
ἀποδιδόντεςapodidontesrepayingG0591V-PAP-NPM λοιδορίανloidorianinsultG3059N-ASF λοιδορίας,loidoriasinsult,G3059N-GSF τοὐναντίονtounantionon the contraryG5121ADV εὐλογοῦντεςeulogountesblessingG2127V-PAP-NPM εἰδότες,eidotesknowingG6063V-RAP-NPM ἐκλήθητεeklēthēteyou were calledG2564GV-API-2P εὐλογίανeulogianblessingG2129N-ASF κληρονομήσητε.klēronomēsēteyou may inherit.G2816V-AAS-2P 10 “Fa na iza na iza maniry fiainana sy ta-hahita andro soa, Aoka izy hiaro ny lelany amin’ ny ratsy Ary ny molony mba tsy hiteny fitaka;
θέλωνthelōndesiringG2309V-PAP-NSM ἀγαπᾶνagapanto loveG0025V-PAN ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF ἀγαθὰςagathasgoodG0018A-APF παυσάτωpausatōhe should keepG3973V-AAM-3S γλῶσσανglōssantongueG1100N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM χείληcheilēlipsG5491N-APN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM λαλῆσαιlalēsaito speakG2980V-AAN δόλον.dolondeceit.G1388N-ASM 11 Ary aoka izy hiala amin’ ny ratsy ka hanao soa; Aoka izy hitady fihavanana sy hanaraka azy.
ἐκκλινάτωekklinatōhe should turn awayG1578V-AAM-3S ποιησάτωpoiēsatōhe should doG4160GV-AAM-3S ἀγαθόν,agathongood,G0018A-ASN ζητησάτωzētēsatōhe should seekG2212V-AAM-3S εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF διωξάτωdiōxatōhe should pursueG1377V-AAM-3S 12 Fa ny mason’ ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany, Fa ny tavan’ ny Tompo dia tezitra amin’ ny mpanao ratsy”1.
ὀφθαλμοὶophthalmoieyesG3788N-NPM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T δικαίους,dikaious[the] righteous,G1342A-APM ὦταōta[the] earsG3775N-NPN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δέησινdeēsinprayerG1162N-ASF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM πρόσωπονprosōpon[The] faceG4383N-NSN κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ἐπὶepi[is] againstG1909PREP ποιοῦνταςpoiountasthose doingG4160GV-PAP-APM - Sal 34. 12-16
13 Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin’ izay tsara ianareo?
κακώσωνkakōsōnwill harmG2559V-FAP-NSM τοῦtoufor that which [is]G3588T-GSN ἀγαθοῦagathougoodG0018A-GSN ζηλωταὶzēlōtaizealousG2207N-NPM γένησθε;genēstheyou shall be?G1096V-2ADS-2P 14 Fa raha tàhiny mitondra fahoriana noho ny fahamarinana ianareo, dia sambatra; ary aza matahotra tahaka azy, ary aza mangorohoro ianareo;
πάσχοιτεpaschoiteyou would sufferG3958V-PAO-2P διὰdiabecause ofG1223PREP δικαιοσύνην,dikaiosunēnrighteousness,G1343N-ASF μακάριοι.makarioi[you are] blessed.G3107A-NPM φόβονphobonthe threatsG5401N-ASM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM φοβηθῆτεphobēthēteshall you be afraid ofG5399V-AOS-2P μηδὲmēdeneitherG3366CONJ-N ταραχθῆτε·tarachthēteshall you be troubled;G5015V-APS-2P 15 fa manamasìna an i’ Kristy ho Tompo ao am-ponareo1; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ ny anton’ ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,
κύριονkurion[As] LordG2962GN-ASM-T ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἁγιάσατεhagiasatedo sanctifyG0037V-AAM-2P καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP ἝτοιμοιHetoimoireadyG2092A-NPM ἀπολογίανapologiana defenseG0627N-ASF παντὶpantito everyoneG3956A-DSM αἰτοῦντιaitountiis askingG0154V-PAP-DSM λόγονlogonan accountG3056N-ASM περὶpericoncerningG4012PREP ἐλπίδος,elpidoshope,G1680N-GSF - Isa 8. 12-13
16 ka manàna fieritreretana tsara, mba ho menatra izay manaratsy ny fitondran-tenanareo tsara ao amin’ i Kristy, dia izay anendrikendrehana anareo.
συνείδησινsuneidēsin[16] a conscienceG4893N-ASF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἀγαθήν,agathēngood,G0018A-ASF καταλαλεῖσθεkatalaleistheyou are spoken againstG2635V-PPI-2P κακοποιῶν,kakopoiōnto evildoersG2555N-GPM καταισχυνθῶσινkataischunthōsinthey may be ashamedG2617V-APS-3P ἐπηρεάζοντεςepēreazontesrevilingG1908V-PAP-NPM ἀγαθὴνagathēngoodG0018A-ASF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἀναστροφήν.anastrophēnmanner of life.G0391N-ASF 17 Fa raha sitrapon’ Andriamanitra, dia tsaratsara kokoa ny hitondra fahoriana amin’ ny fanaovan-tsoa noho ny amin’ ny fanaovan-dratsy.
κρεῖττονkreitton[It is] betterG2908A-NSN-C ἀγαθοποιοῦντας,agathopoiountasdoing goodG0015V-PAP-APM θέλοιtheloione would desireG2309V-PAO-3S θέλημαthelēmawillG2307N-NSN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T πάσχεινpascheinto sufferG3958V-PAN κακοποιοῦντας·kakopoiountasdoing evil;G2554V-PAP-APM 18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin’ Andriamanitra, ka novonoina tamin’ ny nofo, fa novelomina tamin’ ny fanahy,
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF ἔπαθεν,epathensuffered,G3958V-2AAI-3S δίκαιοςdikaios[the] righteousG1342A-NSM ἀδίκων,adikōn[the] unrighteous,G0094A-GPM προσαγάγῃprosagagēHe may bringG4317V-2AAS-3S θεῷ,theōto God,G2316N-DSM-T θανατωθεὶςthanatōtheishaving been put to deathG2289V-APP-NSM σαρκί,sarkiin [the] flesh,G4561N-DSF ζῳοποιηθεὶςzōopoiētheishaving been made aliveG2227V-APP-NSM πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN 19 izay nandehanany sy nitoriany teny tamin’ ireo fanahy tao an-tranomaizina,
φυλακῇphulakēaprisonG5438GN-DSF πνεύμασινpneumasinspiritsG4151GN-DPN πορευθεὶςporeutheishaving goneG4198V-AOP-NSM ἐκήρυξενekēruxenHe preachedG2784V-AAI-3S 20 dia izay tsy nanaiky fahiny, fony niandry ny fahari-pon’ Andriamanitra tamin’ ny andron’ i Noa, raha mbola namboarina ny sambo-fiara, izay nidiran’ ny olona vitsy, dia izy valo mianaka, ka dia namonjena azy ny rano,
ἀπειθήσασίνapeithēsasinhaving disobeyedG0544V-AAP-DPN ποτε,poteat one time,G4218PRT ἀπεξεδέχετοapexedechetohe was expectingG0553V-INI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μακροθυμίαmakrothumialongsufferingG3115N-NSF ἡμέραιςhēmerais[the] daysG2250N-DPF ΝῶεNōeof NoahG3575N-GSM-P κατασκευαζομένηςkataskeuazomenēswhen is being preparedG2680V-PPP-GSF κιβωτοῦ,kibōtou[the] ark,G2787HN-GSF ὀλίγοι,oligoifewG3641A-NPM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ψυχαί,psuchaisouls —G5590JN-NPF διεσώθησανdiesōthēsanwere savedG1295V-API-3P ὕδατος·hudatoswater;G5204N-GSN 21 izay mamonjy anareo koa ankehitriny, dia ny batisa, izay tenan’ io tandindona io,― tsy ny fanesorana ny fahalotoan’ ny nofo anefa, fa ny fitadiavana’1 ny fieritreretana tsara eo anatrehan2 Andriamanitra3, amin’ ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ ny maty.
ἀντίτυπονantituponprefiguresG0499A-NSN σῴζειsōzeisavingG4982V-PAI-3S βάπτισμα,baptismabaptism,G0908N-NSN σαρκὸςsarkosof fleshG4561N-GSF ἀπόθεσιςapothesisa putting awayG0595N-NSF ῥύπου,rhupouof [the] filth,G4509N-GSM συνειδήσεωςsuneidēseōsof a conscienceG4893N-GSF ἀγαθῆςagathēsgoodG0018A-GSF ἐπερώτημαeperōtēma[the] demandG1906N-NSN θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T ἀναστάσεωςanastaseōs[the] resurrectionG0386N-GSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T - Na: fanontanian’
- Na: amin’
- Na: ny fitadiavan’ ny fieritreretana tsara an’ Andriamanitra.
22 Izay eo amin’ ny tanana ankavanan’ Andriamanitra; fa efa lasa ho any an-danitra Izy ka efa nampanekena Azy ny anjely sy ny fahefana ary ny hery.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δεξιᾷdexia[the] right handG1188A-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πορευθεὶςporeutheishaving goneG4198V-AOP-NSM οὐρανόν,ouranonheaven,G3772N-ASM ὑποταγέντωνhupotagentōnwhen were being subjectedG5293V-2APP-GPM ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM ἐξουσιῶνexousiōnauthoritiesG1849N-GPF δυνάμεων.¶dunameōnpowers.G1411N-GPF