Chapter 1
Fiarahabana, sy filazana ny amin’ ny fahatsaran’ ny fanavotana
1 Petera, Apostolin’ i Jesosy Kristy, mamangy ny mpivahiny monina any am-pielezana any Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia sy Bitynia, dia olom-boafidy
ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P ἀπόστολοςapostolosan apostleG0652N-NSM ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἐκλεκτοῖςeklektoisTo [the] electG1588A-DPM παρεπιδήμοιςparepidēmoissojournersG3927A-DPM διασπορᾶςdiasporasof [the] DispersionG1290N-GSF Πόντου,Pontouof Pontus,G4195N-GSM-L Γαλατίας,GalatiasGalatia,G1053N-GSF-L Καππαδοκίας,KappadokiasCappadocia,G2587N-GSF-L Ἀσίας,AsiasAsia,G0773N-GSF-L Βιθυνίας,BithuniasBithynia,G0978N-GSF-L 2 araka ny fahalalana rahateo, izay an’ Andriamanitra Ray, amin’ ny fanamasinan’ ny Fanahy, ho amin’ ny fanarahana sy ny famafazan’ ny ran’ i Jesosy Kristy: hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana.
κατὰkataaccording toG2596PREP πρόγνωσινprognōsin[the] foreknowledgeG4268N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T ἁγιασμῷhagiasmō[the] sanctificationG0038N-DSM πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN ὑπακοὴνhupakoēn[the] obedienceG5218N-ASF ῥαντισμὸνrhantismonsprinklingG4473N-ASM αἵματοςaimatosof [the] bloodG0129GN-GSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ·ChristouChrist:G5547N-GSM-T χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πληθυνθείη.¶plēthuntheiēwould be multiplied.G4129V-APO-3S 3 Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben’ ny famindram-pony ho amin’ ny fanantenana velona tamin’ ny nitsanganan’ i Jesosy Kristy tamin’ ny maty,
ΕὐλογητὸςEulogētosBlessed [be]G2128A-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T κατὰkataaccording toG2596PREP αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔλεοςeleosmercyG1656N-ASN ἀναγεννήσαςanagennēsashaving begotten againG0313V-AAP-NSM ἐλπίδαelpidaa hopeG1680N-ASF ζῶσανzōsanlivingG2198V-PAP-ASF ἀναστάσεωςanastaseōs[the] resurrectionG0386N-GSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T νεκρῶν,nekrōn[the] dead,G3498A-GPM 4 ho amin’ ny lova tsy mety simba, tsy misy loto, tsy mety levona, voatahiry any an-danitra ho anareo,
κληρονομίανklēronomianan inheritanceG2817N-ASF ἄφθαρτονaphthartonimperishableG0862A-ASF ἀμίαντονamiantonundefiledG0283A-ASF ἀμάραντονamarantonunfadingG0263A-ASF τετηρημένηνtetērēmenēnreservedG5083IV-RPP-ASF οὐρανοῖςouranois[the] heavensG3772N-DPM 5 izay arovan’ ny herin’ Andriamanitra amin’ ny finoana ho amin’ ny famonjena efa vonona haseho any am-parany.
δυνάμειdunamei[the] powerG1411N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T φρουρουμένουςphrouroumenous[are] being guardedG5432V-PPP-APM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF σωτηρίανsōtērian[the] salvationG4991N-ASF ἑτοίμηνhetoimēnreadyG2092A-ASF ἀποκαλυφθῆναιapokaluphthēnaito be revealedG0601V-APN καιρῷkairō[the] timeG2540N-DSM ἐσχάτῳ·eschatōlast;G2078A-DSM 6 Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin’ ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany,
ἀγαλλιᾶσθεagalliastheyou greatly rejoiceG0021V-PNI-2P ὀλίγονoligonfor a little whileG3641A-ASN ἄρτι,artiat present,G0737ADV δέονdeonbeing necessaryG1163V-PAP-NSN ἐστίν,estinit is,G1510V-PAI-3S λυπηθέντεςlupēthenteshaving been put to griefG3076V-APP-NPM ποικίλοιςpoikiloisvariousG4164A-DPM πειρασμοῖςpeirasmoistrialsG3986HN-DPM 7 mba ho hita ho fiderana sy voninahitra ary fankalazana ny fizahan-toetra ny finoanareo (izay tsara lavitra noho ny volamena mety ho simba, na dia voazaha toetra tamin’ ny afo aza), dia amin’ ny hisehoan’ i Jesosy Kristy;
δοκίμιονdokimionproven genuinenessG1383N-NSN ὑμῶνhumōnof yourG4771P-2GP πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF πολυτιμότερονpolutimoteronmore preciousG4186A-NSN-C χρυσίουchrusiouthan goldG5553N-GSN ἀπολλυμένουapollumenouis perishingG0622V-PMP-GSN δοκιμαζομένουdokimazomenoubeing refinedG1381V-PPP-GSN εὑρεθῇheurethēait may be discoveredG2147V-APS-3S ἔπαινονepainonpraiseG1868N-ASM δόξανdoxangloryG1391N-ASF τιμὴνtimēnhonorG5092N-ASF ἀποκαλύψειapokalupsei[the] revelationG0602N-DSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ·ChristouChrist;G5547N-GSM-T 8 Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin’ ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra,
ἰδόντεςidonteshaving seenG1492HV-2AAP-NPM ἀγαπᾶτε,agapateyou love,G0025V-PAI-2P ἄρτιartinow [though]G0737ADV ὁρῶντεςhorōntesseeingG3708V-PAP-NPM πιστεύοντεςpisteuontesbelievingG4100V-PAP-NPM ἀγαλλιᾶσθεagalliastheyou yourself rejoiceG0021V-PNI-2P χαρᾷcharawith joyG5479N-DSF ἀνεκλαλήτῳaneklalētōinexpressibleG0412A-DSF δεδοξασμένῃ,dedoxasmenēglory-filled,G1392V-RPP-DSF 9 mandray ny anton’ ny finoanareo, dia ny famonjena ny fanahy.
κομιζόμενοιkomizomenoireceivingG2865V-PMP-NPM τέλοςtelosoutcomeG5056N-ASN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP σωτηρίανsōtērian[the] salvationG4991N-ASF ψυχῶν·psuchōnof [your] souls;G5590GN-GPF 10 Ny amin’ izany famonjena izany dia notadiavin’ ny mpaminany sy nokatsahiny fatratra, dia ireo efa naminany ny fahasoavana ho anareo;
περὶperiConcerningG4012PREP σωτηρίαςsōtēriassalvationG4991N-GSF ἐξεζήτησανexezētēsansought outG1567V-AAI-3P ἐξηραύνησανexēraunēsansearched out diligentlyG1830V-AAI-3P προφῆταιprophētai[the] prophetsG4396N-NPM χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF προφητεύσαντες,prophēteusanteshaving prophesied,G4395V-AAP-NPM 11 eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin’ ny Fanahin’ i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian’ i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.
ἐραυνῶντεςeraunōntesinquiringG2045V-PAP-NPM ποῖονpoionwhat manner ofG4169I-ASM καιρὸνkairontimeG2540N-ASM ἐδήλουedēlouwas signifyingG1213V-IAI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T προμαρτυρόμενονpromarturomenontestifying beforehandG4303V-PNP-NSN ΧριστὸνChristonChrist'sG5547N-ASM-T παθήματαpathēmatasufferingsG3804N-APN ταῦταtautatheseG3778D-APN δόξας·doxasglories;G1391N-APF 12 Ary naseho tamin’ ireo fa tsy ho azy, fa ho anareo no nanompoany ny amin’ izany zavatra izany, izay voalaza aminareo ankehitriny, tamin’ ny tenin’ ireo nitory ny filazantsara taminareo amin’ ny Fanahy Masìna, Izay nirahina avy tany an-danitra; izany zavatra izany dia tian’ ny anjely hodinihina.
ἀπεκαλύφθηapekaluphthēit was revealedG0601V-API-3S ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM διηκόνουνdiēkonounthey were servingG1247V-IAI-3P αὐτά,autain those thingsG0846P-APN ἀνηγγέληanēngelēhave been proclaimedG0312V-2API-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εὐαγγελισαμένωνeuangelisamenōnhaving evangelisedG2097V-AMP-GPM πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN ἀποσταλέντιapostalentihaving been sentG0649V-2APP-DSN οὐρανοῦ,ouranouheaven,G3772N-GSM ἐπιθυμοῦσινepithumousindesireG1937V-PAI-3P ἄγγελοιangeloiangelsG0032GN-NPM παρακύψαι.¶parakupsaito look.G3879V-AAN Famporisihana hitondra tena mifanaraka anim’ ny filazantsara
13 Koa amin’ izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin’ ny hisehoan’ i Jesosy Kristy;
ἀναζωσάμενοιanazōsamenoihaving girded upG0328V-AMP-NPM ὀσφύαςosphuasloinsG3751N-APF διανοίαςdianoiasmindG1271N-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP νήφοντες,nēphontesbeing sober-minded,G3525V-PAP-NPM τελείωςteleiōsfullyG5049ADV ἐλπίσατεelpisatedo set [your] hopeG1679V-AAM-2P φερομένηνpheromenēnis being broughtG5342V-PPP-ASF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP χάρινcharingraceG5485N-ASF ἀποκαλύψειapokalupsei[the] revelationG0602N-DSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ.ChristouChrist.G5547N-GSM-T 14 tahaka ny zanaka manoa, tsy mitondra tena araka ny filanareo fahiny tamin’ ny tsi-fahalalanareo;
τέκναteknachildrenG5043N-NPN ὑπακοῆςhupakoēsof obedienceG5218N-GSF συσχηματιζόμενοιsuschēmatizomenoifashioning yourselvesG4964V-PEP-NPM πρότερονproteronformerG4386ADV-C ἀγνοίᾳagnoiaignoranceG0052N-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐπιθυμίαις,epithumiaisdesires,G1939N-DPF 15 fa araka ny fahamasinan’ ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masìna koa ianareo amin’ ny fitondran-tena rehetra,
τὸνtonthe [One]G3588T-ASM καλέσανταkalesantahaving calledG2564GV-AAP-ASM ἅγιονhagion[is] holyG0040GA-ASM αὐτοὶautoiyourselvesG0846P-NPM ἀναστροφῇanastrophēa[your] conductG0391N-DSF γενήθητε,genēthētedo be,G1096V-AOM-2P 16 satria voasoratra hoe: “Ho masìna ianareo, satria masìna Aho”1.
διότιdiotibecauseG1360CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἔσεσθε,esestheyou will be,G1510V-FDI-2P εἰμι.eimiam.G1510V-PAI-1S - Lev 11. 44
17 Ary raha Ilay tsy mizaha tavan’ olona, fa mitsara araka ny asan’ izy rehetra, no antsoinareo hoe Ray, dia mitondrà tena amin’ ny fahatahorana mandritra ny andron’ ny fivahinianareo etỳ;
πατέραpatera[as] FatherG3962N-ASM-T ἐπικαλεῖσθεepikaleistheyou call onG1941V-PMI-2P τὸνtonthe [One]G3588T-ASM ἀπροσωπολήμπτωςaprosōpolēmptōsimpartiallyG0678ADV κρίνονταkrinontajudgingG2919V-PAP-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP ἑκάστουhekastouof eachG1538A-GSM ἔργον,ergonwork,G2041N-ASN τὸνtonduring theG3588T-ASM παροικίαςparoikiassojournG3940N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP χρόνονchronontimeG5550N-ASM ἀναστράφητε·anastraphētedo conduct yourselves;G0390V-2APM-2P 18 fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin’ ny fitondran-tena adala, izay azonareo tamin’ ny nentin-drazana,
εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM φθαρτοῖς,phthartoisby perishable things —G5349A-DPN ἀργυρίῳarguriōby silverG0694N-DSN χρυσίῳ,chrusiōby gold —G5553N-DSN ἐλυτρώθητεelutrōthēteyou were redeemedG3084V-API-2P ματαίαςmataiasfutileG3152A-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀναστροφῆςanastrophēsmanner of lifeG0391N-GSF πατροπαραδότου,patroparadotouhanded down from [your] fathers,G3970A-GSF 19 fa ny rà soan’ i Kristy, toy ny ran’ ny zanak’ ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina;
τιμίῳtimiōby [the] preciousG5093A-DSN ἀμνοῦamnouof a lambG0286N-GSM ἀμώμουamōmouwithout blemishG0299A-GSM ἀσπίλουaspilouwithout spotG0784A-GSM Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T 20 Izay fantatra rahateo, fony tsy mbola ary ny fanorenan’ izao tontolo izao, fa efa naseho tamin’ izao andro farany izao noho ny aminareo
προεγνωσμένουproegnōsmenouforeknownG4267V-RPP-GSM καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμου,kosmou[the] world,G2889N-GSM φανερωθέντοςphanerōthentoshaving been revealedG5319V-APP-GSM ἐσχάτουeschatou[this] lastG2078A-GSM χρόνωνchronōntimesG5550N-GPM δι᾽di᾽for the sake ofG1223PREP 21 Izay mino an’ Andriamanitra amin’ ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin’ ny maty ka nanome voninahitra Azy,― mba hiorenan’ ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’ Andriamanitra.
πιστοὺςpistousbelievingG4103A-APM θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T τὸνtonthe [one]G3588T-ASM ἐγείρανταegeirantahaving raised upG1453V-AAP-ASM νεκρῶνnekrōn[the] deadG3498A-GPM δόξανdoxangloryG1391N-ASF δόντα,dontahaving given,G1325V-2AAP-ASM ὥστεhōsteso as forG5620CONJ ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF εἶναιeinaito beG1511V-PAN θεόν.¶theonGod.G2316N-ASM-T 22 Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin’ ny fanarahana ny fahamarinana ho amin’ ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra dia mifankatiava fatratra amin’ ny fo1;
ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἡγνικότεςhēgnikoteshaving purifiedG0048V-RAP-NPM ὑπακοῇhupakoēaobedienceG5218N-DSF ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF πνεύματοςpneumatosspiritG4151GN-GSN φιλαδελφίανphiladelphianbrotherly loveG5360N-ASF ἀνυπόκριτονanupokritonsincereG0505A-ASF καθαρᾶςkatharaspurityG2513A-GSF καρδίαςkardiasof heartG2588N-GSF ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἀγαπήσατεagapēsatedo loveG0025V-AAM-2P ἐκτενῶς·ektenōsfervently;G1619ADV - Na:(amin’ ny fo madio)
23 fa efa teraka indray ianareo, tsy tamin’ ny voa mety ho lò, fa tamin’ ny tsy mety ho lò, dia ny tenin’ Andriamanitra, izay velona sady maharitra.
ἀναγεγεννημένοιanagegennēmenoiborn againG0313V-RPP-NPM σπορᾶςsporasseedG4701N-GSF φθαρτῆςphthartēsperishableG5349A-GSF ἀφθάρτουaphthartouof imperishableG0862A-GSF λόγουlogou[the] wordG3056N-GSM ζῶντοςzōntoslivingG2198V-PAP-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένοντοςmenontosabidingG3306V-PAP-GSM 24 Fa “ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin’ ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny;
διότιdiotibecauseG1360CONJ σὰρξsarxflesh [is]G4561N-NSF χόρτος,chortosgrass,G5528N-NSM δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF αὐτῆςautēsof itG0846P-GSF ἄνθοςanthos[the] flowerG0438N-NSN χόρτου·chortouof grass;G5528N-GSM ἐξηράνθηexēranthēWithersG3583V-API-3S χόρτος,chortosgrass,G5528N-NSM ἄνθοςanthosflowerG0438N-NSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἐξέπεσεν·exepesenfalls away;G1601V-2AAI-3S 25 Fa ny tenin’ ny Tompo maharitra mandrakizay”1. Ary izany no tenin’ ny filazantsara izay notorina taminareo.
ῥῆμαrhēmathe declarationG4487N-NSN κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ῥῆμαrhēmadeclarationG4487N-NSN εὐαγγελισθὲνeuangelisthenhaving been evangelisedG2097V-APP-NSN ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP - Isa 40. 6-8