Chapter 1
Ny hafalian’ i Paoly noho ny faharetan’ ny Kristiana tao Tesalonika sy ny finoany ary ny fitiavany
1 Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan’ ny Tesaloniana, izay ao amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo:
ΣιλουανὸςSilouanosSilvanusG4610N-NSM-P ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF ΘεσσαλονικέωνThessalonikeōnof [the] ThessaloniansG2331N-GPM-LG πατρὶpatri[the] FatherG3962N-DSM-T κυρίῳkuriōin the LordG2962GN-DSM-T Χριστῷ·ChristōChrist:G5547N-DSM-T 2 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo.
χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 3 Tsy maintsy misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva izahay noho ny aminareo, ry rahalahy, fa mahamendrika isany, satria mitombo fatratra ny finoanareo, ary be ny fifankatiavanareo rehetra,
ΕὐχαριστεῖνEucharisteinTo thankG2168V-PAN ὀφείλομενopheilomenwe oughtG3784V-PAI-1P πάντοτεpantotealwaysG3842ADV περὶpericoncerningG4012PREP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἄξιόνaxionfittingG0514A-NSN ἐστιν,estinit is,G1510V-PAI-3S ὑπεραυξάνειhuperauxaneiis increasing exceedinglyG5232V-PAI-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πλεονάζειpleonazeiis aboundingG4121V-PAI-3S ἑνὸςhenosof oneG1520A-GSM ἑκάστουhekastoueachG1538A-GSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ἀλλήλους·allēlousone another;G0240C-APM 4 ka reharehan’ ny tenanay ianareo eny amin’ ny fiangonan’1 Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin’ ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo ―
ὥστεhōsteso as forG5620CONJ αὐτοὺςautousourselvesG0846P-APM ἐγκαυχᾶσθαιegkauchasthaito greatly boastG7013V-PNN ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑπομονῆςhupomonēsperseveranceG5281N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF διωγμοῖςdiōgmoispersecutionsG1375N-DPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP θλίψεσινthlipsesintribulationsG2347N-DPF ἀνέχεσθε,anechestheyou are bearing,G0430V-PNI-2P - Gr. eklesia.
5 famantarana ny fitsarana marin’ Andriamanitra izany ― mba hatao ho miendrika ny fanjakan’ Andriamanitra ianareo, sady izany koa no iaretanareo
ἔνδειγμαendeigma[This is] a plain tokenG1730N-NSN δικαίαςdikaiasrighteousG1342A-GSF κρίσεωςkriseōsjudgmentG2920N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καταξιωθῆναιkataxiōthēnaito be accounted worthyG2661V-APN βασιλείαςbasileiaskingdomG0932N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πάσχετε·pascheteyou suffer;G3958V-PAI-2P 6 fa zavatra marina amin’ Andriamanitra ny hamaly fahoriana izay mampahory anareo,
εἴπερeiperif indeedG1487GCOND + G4007 δίκαιονdikaionrighteous [it is]G1342A-NSN ἀνταποδοῦναιantapodounaito repayG0467V-2AAN θλίβουσινthlibousinoppressingG2346V-PAP-DPM θλῖψινthlipsinwith afflictionG2347N-ASF 7 ary ny hanome fitsaharana anareo izay ampahorina kosa mbamin’ ny tenanay, raha hiseho Jesosy Tompo, avy any an-danitra mbamin’ ny anjelin’ ny heriny,
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP θλιβομένοιςthlibomenoisbeing oppressedG2346V-PPP-DPM ἄνεσινanesinreposeG0425N-ASF ἀποκαλύψειapokalupseirevelationG0602N-DSF οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἀγγέλωνangelōn[the] angelsG0032GN-GPM δυνάμεωςdunameōsmightyG1411N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM 8 amin’ ny afo midedadeda, hamaly izay tsy mahalala an’ Andriamanitra sy izay tsy manaiky ny filazantsaran’ i Jesosy Tompontsika,
διδόντοςdidontos{8} inflictingG1325V-PAP-GSM ἐκδίκησινekdikēsinvengeanceG1557N-ASF τοῖςtoison thoseG3588T-DPM εἰδόσινeidosinknowingG6063V-RAP-DPM τοῖςtoison thoseG3588T-DPM ὑπακούουσινhupakouousinobeyingG5219V-PAP-DPM εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN Χριστοῦ·ChristouChrist;G5547N-GSM-T 9 dia olona izay hiharan’ ny famaliana marina dia fahaverezana mandrakizay avy amin’ ny fanatrehan’ ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM δίκηνdikēn[the] penaltyG1349N-ASF τίσουσιν,tisousinwill sufferG5099V-FAI-3P ὄλεθρονolethronof destructionG3639N-ASM αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASM προσώπουprosōpou[the] presenceG4383N-GSN δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF ἰσχύοςischuospowerG2479N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 10 raha tonga Izy mba hankalazaina eo amin’ ny olony masìna sy higagana eo amin’ izay rehetra mino amin izany andro izany, satria ninoana ny fanambaranay taminareo.
ἔλθῃelthēHe may comeG2064V-2AAS-3S ἐνδοξασθῆναιendoxasthēnaito be glorifiedG1740V-APN ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM θαυμασθῆναιthaumasthēnaito be marveled atG2296V-APN πιστεύσασιν,pisteusasinhaving believed,G4100V-AAP-DPM ἐπιστεύθηepisteuthēwas believedG4100V-API-3S μαρτύριονmarturiontestimonyG3142N-NSN ἐκείνῃ.ekeinēthat.G1565D-DSF 11 Ary izany no angatahinay mandrakariva ny aminareo, mba hataon’ Andriamanitsika ho miendrika ny fiantsoana ianareo, ary hotanterahiny amin’ ny hery ny fankasitrahana tsara rehetra sy ny asan’ ny finoana,
προσευχόμεθαproseuchomethawe prayG4336V-PNI-1P πάντοτεpantotealwaysG3842ADV ἀξιώσῃaxiōsēHe may count worthyG0515V-AAS-3S κλήσεωςklēseōscallingG2821N-GSF πληρώσῃplērōsēHe may fulfillG4137V-AAS-3S πᾶσανpasaneveryG3956A-ASF εὐδοκίανeudokiangood pleasureG2107N-ASF ἀγαθωσύνηςagathōsunēsof goodnessG0019N-GSF πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF δυνάμει,dunameipower,G1411N-DSF 12 mba hankalazaina ao aminareo ny anaran’ i Jesosy Tompontsika, ary ianareo ao aminy kosa, araka ny fahasoavan’ Andriamanitsika sy Jesosy Kristy Tompo.
ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἐνδοξασθῇendoxasthēamay be glorifiedG1740V-APS-3S ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T κατὰkataaccording toG2596PREP χάρινcharingraceG5485N-ASF κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T