Chapter 2
Fanitsiana ny hadisoan-kevitry ny sasany ny amin’ ny andron’ ny Tompo
1 Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin’ ny fihavian’ i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,
ἘρωτῶμενErōtōmenWe imploreG2065V-PAI-1P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἐπισυναγωγῆςepisunagōgēsgathering togetherG1997N-GSF 2 mba tsy halaky hohetsiketsehina amin’ ny saina na hampitahorina ianareo, na amin’ ny fanahy, na amin’ ny teny, na amin’ ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron’ ny Tompo.
ταχέωςtacheōssoonG5030ADV σαλευθῆναιsaleuthēnaito be shakenG4531V-APN θροεῖσθαι,throeisthaito be troubled,G2360V-PPN μήτεmēteneitherG3383CONJ-N πνεύματοςpneumatosspiritG4151GN-GSN ἐπιστολῆςepistolēsletterG1992N-GSF ἐνέστηκενenestēkenhas been presentG1764V-RAI-3S κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T 3 Aza mety hofitahin’ olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
ἐξαπατήσῃexapatēsēmay deceiveG1818V-AAS-3S μηδέναmēdenanot oneG3367A-ASM τρόπον·troponway;G5158N-ASM ἔλθῃelthēshall have comeG2064V-2AAS-3S ἀποστασίαapostasiaapostasyG0646N-NSF ἀποκαλυφθῇapokaluphthēashall have been revealedG0601V-APS-3S ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ἀνομίας,anomiasof lawlessness,G0458N-GSF ἀπωλείας,apōleiasof destruction,G0684N-GSF 4 ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin’ ny tempolin’ Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.
ἀντικείμενοςantikeimenosis opposingG0480V-PNP-NSM ὑπεραιρόμενοςhuperairomenosexalting himselfG5229V-PMP-NSM πάνταpantaevery [one]G3956A-ASM λεγόμενονlegomenonnamedG3004HV-PPP-ASM σέβασμαsebasmaobject of worshipG4574N-ASN ὥστεhōsteso as forG5620CONJ θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καθίσαιkathisaito sit downG2523V-AAN ἀποδεικνύνταapodeiknuntasetting forthG0584V-PAP-ASM ἑαυτὸνhe'autonhe himselfG1438F-3ASM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S θεός.¶theosGod.G2316N-NSM-T 5 Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho, dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?
μνημονεύετεmnēmoneueteyou do rememberG3421V-PAI-2P ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἔλεγονelegonI was sayingG3004GV-IAI-1S ὑμῖν;huminto you?G4771P-2DP 6 Ary ankehitriny fantatrareo ny zavatra misakana, mba hampisehoana azy amin’ ny fotoan’ androny.
κατέχονkatechonis restrainingG2722V-PAP-ASN οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἀποκαλυφθῆναιapokaluphthēnaito be revealedG0601V-APN ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM καιρῷ.kairōtime.G2540N-DSM 7 Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny ihany1.
μυστήριονmustērionmysteryG3466N-NSN ἐνεργεῖταιenergeitaiis workingG1754V-PMI-3S ἀνομίας,anomiasof lawlessness,G0458N-GSF μόνονmonononly [there is]G3441A-ASN κατέχωνkatechōnrestraining [it]G2722V-PAP-NSM ἄρτιartiat presentG0737ADV μέσουmesou[the] midstG3319A-GSN γένηται·genētaihe may be [gone];G1096V-2ADS-3S - Na: kanefa ao ihany ilay misakana mandra-panaisotra azy.
8 Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin’ i Jesosy Tompo1 amin’ ny fofonain’ ny vavany ary hofoanany amin’ ny fisehoan’ ny fihaviany;
ἀποκαλυφθήσεταιapokaluphthēsetaiwill be revealedG0601V-FPI-3S ἄνομοςanomoslawless [one]G0459A-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀνελεῖaneleiwill executeG0337V-2FAI-3S πνεύματιpneumatibreathG4151HN-DSN στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM καταργήσειkatargēseiwill annulG2673V-FAI-3S ἐπιφανείᾳepiphaneiaappearingG2015N-DSF παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM - Na:(holevonin’ ny Tompo)
9 ny fihavin’ ilehiny dia araka ny fiàsan’ i Satana amin’ ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S παρουσίαparousiacomingG3952N-NSF κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐνέργειανenergeian[the] workingG1753N-ASF σατανᾶsatanaof SatanG4567N-GSM-T δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF σημείοιςsēmeioisin signsG4592N-DPN τέρασινterasinin wondersG5059N-DPN ψεύδουςpseudousof falsehoodG5579N-GSN 10 ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin’ izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
ἀπάτῃapatēdeceitG0539N-DSF ἀδικίαςadikiasof wickednessG0093N-GSF τοῖςtoisunto thoseG3588T-DPM ἀπολλυμένοις,apollumenoisperishing,G0622V-PEP-DPM ἀνθ᾽anth᾽in return forG0473PREP ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF ἐδέξαντοedexantothey receivedG1209V-ADI-3P εἰςeisin order forG1519PREP σωθῆναιsōthēnaito be savedG4982V-APN αὐτούς·autousthem;G0846P-APM 11 Koa izany no ampanateran’ Andriamanitra fiàsan’ ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
διὰdiabecause ofG1223PREP πέμπειpempeisendsG3992V-PAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐνέργειανenergeiana powerfulG1753N-ASF πλάνηςplanēsdelusionG4106N-GSF πιστεῦσαιpisteusaito believeG4100V-AAN αὐτοὺςautoustheyG0846P-APM ψεύδει,pseudei[is] false,G5579N-DSN 12 mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
ἵναinain order thatG2443CONJ κριθῶσινkrithōsinmay be judgedG2919V-APS-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM πιστεύσαντεςpisteusanteshaving believedG4100V-AAP-NPM ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF εὐδοκήσαντεςeudokēsanteshaving delightedG2106V-AAP-NPM ἀδικίᾳ.¶adikiain unrighteousness.G0093N-DSF Fananarana sy fanaovam-beloma
13 Fa izahay tsy maintsy misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, ry rahalahy malalan’ ny Tompo, satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin’ ny voalohany hahazo famonjena amin’ ny fanamasinan’ ny Fanahy sy ny finoana ny marina,
ἩμεῖςHēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ὀφείλομενopheilomenoughtG3784V-PAI-1P εὐχαριστεῖνeucharisteinto give thanksG2168V-PAN θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T πάντοτεpantotealwaysG3842ADV περὶpericoncerningG4012PREP ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-VPM ἠγαπημένοιēgapēmenoibelovedG0025V-RPP-VPM κυρίου,kuriou[the] Lord,G2962GN-GSM-T εἵλατοeilatohas chosenG0138V-AMI-3S ἀπαρχὴνaparchēnfrom [the] beginningG0536N-ASF σωτηρίανsōtēriansalvationG4991N-ASF ἁγιασμῷhagiasmō[the] sanctificationG0038N-DSM πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN πίστειpistei[by] faithG4102GN-DSF ἀληθείας,alētheiasof [the] truth,G0225N-GSF 14 sady ho amin’ izany koa no niantsoany anareo tamin’ ny filazantsaranay hahazoanareo ny voninahitr’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
ἐκάλεσενekalesenHe calledG2564GV-AAI-3S εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN περιποίησινperipoiēsin[the] obtainingG4047N-ASF δόξηςdoxēsof [the] gloryG1391N-GSF Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 15 Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin’ ny teninay, na tamin’ ny epistilinay.
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM στήκετεstēketedo stand firmG4739V-PAM-2P κρατεῖτεkrateitedo hold fastG2902V-PAM-2P παραδόσειςparadoseistraditionsG3862N-APF ἐδιδάχθητεedidachthēteyou were taughtG1321V-API-2P ἐπιστολῆςepistolēsletterG1992N-GSF ἡμῶν.hēmōnfrom us.G3165P-1GP 16 Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika, Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin’ ny fahasoavana,
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἀγαπήσαςagapēsashaving lovedG0025V-AAP-NSM δοὺςdoushaving given [us]G1325V-2AAP-NSM παράκλησινparaklēsincomfortG3874N-ASF αἰωνίανaiōnianeternalG0166A-ASF ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἀγαθὴνagathēngoodG0018A-ASF χάριτι,charitigrace,G5485N-DSF 17 no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin’ ny asa sy ny teny tsara rehetra.
παρακαλέσαιparakalesaiwould He encourageG3870V-AAO-3S καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF στηρίξαιstērixaiwould He strengthenG4741V-AAO-3S παντὶpantieveryG3956A-DSN ἀγαθῷ.¶agathōgood.G0018A-DSM