Chapter 1
Fiarahabana ny Tesaloniana, sy fisaorana an’ Andriamanitra noho ny nandraisan’ ireo ny filazantsara sy ny nandrosoany tamin’ ny finoana sy ny fitiavana
1 Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan’ ny Tesaloniana, izay ao amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana.
ΣιλουανὸςSilouanosSilvanusG4610N-NSM-P ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF ΘεσσαλονικέωνThessalonikeōnof the ThessaloniansG2331N-GPM-LG πατρὶpatri[the] FatherG3962N-DSM-T κυρίῳkuriōin [the] LordG2962GN-DSM-T Χριστῷ·ChristōChrist:G5547N-DSM-T χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 2 Misaotra an’ Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin’ ny fivavahanay,
ΕὐχαριστοῦμενEucharistoumenWe give thanksG2168V-PAI-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T πάντοτεpantotealwaysG3842ADV περὶpericoncerningG4012PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP μνείανmneianmentionG3417N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ποιούμενοιpoioumenoimakingG4160GV-PMP-NPM προσευχῶνproseuchōnprayersG4335N-GPF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP 3 sady tsy mitsahatra mahatsiaro ny asanareo amin’ ny finoana sy ny fikelezanareo aina amin’ ny fitiavana ary ny faharetanareo amin’ ny fanantenana an i Jesosy Kristy Tompontsika eo imason’ Andriamanitra Raintsika;
μνημονεύοντεςmnēmoneuontesrememberingG3421V-PAP-NPM πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF κόπουkopoulaborG2873N-GSM ἀγάπηςagapēsof loveG0026N-GSF ὑπομονῆςhupomonēsenduranceG5281N-GSF ἐλπίδοςelpidoshopeG1680N-GSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP 4 fa fantatray, ry rahalahy malalan’ Andriamanitra, ny fifidianana anareo,
εἰδότες,eidotesknowing,G6063V-RAP-NPM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-VPM ἠγαπημένοιēgapēmenoibelovedG0025V-RPP-VPM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ἐκλογὴνeklogēnelectionG1589N-ASF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 5 fa ny filazantsaranay tsy tonga teo aminareo tamin’ ny teny ihany, fa tamin’ ny hery koa sy ny Fanahy Masìna ary ny fahatokiana be, araka ny ahafantaranareo izay toetry ny fitondran-tenanay teo aminareo noho ny aminareo.
εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-NSN ἐγενήθηegenēthēcameG1096V-2AOI-3S δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN πληροφορίᾳplērophoriafull assuranceG4136N-DSF πολλῇpollēamuchG4183A-DSF καθὼςkathōseven asG2531CONJ οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P ἐγενήθημενegenēthēmenwe wereG1096V-2AOI-1P δι᾽di᾽on account ofG1223PREP 6 Ary ianareo efa nanahaka anay sy ny Tompo, satria nandray ny teny tamin’ ny fahoriana be mbamin’ ny hafaliana avy amin’ ny Fanahy Masìna,
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP μιμηταὶmimētaiimitatorsG3402N-NPM ἐγενήθητεegenēthētebecameG1096V-2AOI-2P δεξάμενοιdexamenoihaving receivedG1209V-ADP-NPM θλίψειthlipseitribulationG2347N-DSF πολλῇpollēamuchG4183A-DSF χαρᾶςcharas[the] joyG5479N-GSF πνεύματοςpneumatosof [the] SpiritG4151GN-GSN 7 ka dia tonga fianarana ho an’ ny mino rehetra any Makedonia sy Akaia ianareo.
ὥστεhōsteso as forG5620CONJ γενέσθαιgenesthaito becameG1096V-2ADN τύπονtuponan exampleG5179N-ASM πᾶσινpasinto allG3956A-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelieving [ones]G4100V-PAP-DPM ΜακεδονίᾳMakedoniaMacedoniaG3109N-DSF-L Ἀχαΐᾳ.AchaiaAchaia.G0882N-DSF-L 8 Fa avy taminareo no nanenoan’ ny tenin’ ny Tompo, tsy tany Makedonia sy Akaia ihany, fa teny tontolo eny no nielezan’ ny lazan’ ny finoanareo an’ Andriamanitra, ka dia tsy misy holazainay intsony.
ἐξήχηταιexēchētaihas sounded forthG1837V-RPI-3S ΜακεδονίᾳMakedoniaMacedoniaG3109N-DSF-L Ἀχαΐᾳ,AchaiaAchaia,G0882N-DSF-L παντὶpantieveryG3956A-DSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐξελήλυθεν,exelēluthenhas gone abroad,G1831V-2RAI-3S ὥστεhōsteso as forG5620CONJ χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχεινecheinto haveG2192V-PAN λαλεῖνlaleinto sayG2980V-PAN 9 Fa ireny ihany no milaza ny aminay, dia izay fidirana azonay ho atỳ aminareo sy ny nialanareo tamin’ ny sampy hiverenana amin’ Andriamanitra mba hanompo an’ Andriamanitra velona sy marina,
αὐτοὶautoiThey themselvesG0846P-NPM περὶpericoncerningG4012PREP ἀπαγγέλλουσινapangellousinreportG0518V-PAI-3P ὁποίανhopoianwhatG3697I-ASF εἴσοδονeisodonreceptionG1529N-ASF ἔσχομενeschomenwe hadG2192V-2AAI-1P ἐπεστρέψατεepestrepsateyou turnedG1994V-2AAI-2P εἰδώλωνeidōlōnidolsG1497N-GPN δουλεύεινdouleueinto serveG1398V-PAN θεῷtheō[the] GodG2316N-DSM-T ζῶντιzōntilivingG2198V-PAP-DSM ἀληθινῷalēthinōtrueG0228A-DSM 10 ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra, Izay natsangany tamin’ ny maty, dia Jesosy, izay Mpanafaka antsika amin’ ny fahatezerana ho avy.
ἀναμένεινanameneinto awaitG0362V-PAN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM οὐρανῶν,ouranōnheavens,G3772N-GPM ἤγειρενēgeirenHe raisedG1453V-AAI-3S νεκρῶν,nekrōndead,G3498A-GPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ῥυόμενονrhuomenonis deliveringG4506V-PNP-ASM ὀργῆςorgēswrathG3709N-GSF ἐρχομένης.¶erchomenēsis coming.G2064V-PNP-GSF