Chapter 5
1 Fa ny amin’ ny andro sy ny fotoana, ry rahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo,
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP χρόνωνchronōntimesG5550N-GPM καιρῶν,kairōnseasons,G2540N-GPM ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP γράφεσθαι·graphesthaito be written;G1125V-PPN 2 satria ianareo mahalala marimarina fa ho avy toy ny mpangalatra amin’ ny alina ny andron’ ny Tompo.
αὐτοὶautoiYourselvesG0846P-NPM ἀκριβῶςakribōsfullyG0199ADV οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T κλέπτηςkleptēsa thiefG2812N-NSM νυκτὶnuktinightG3571N-DSF οὕτωςhoutōsin this mannerG3779ADV ἔρχεται·erchetaicomes;G2064V-PNI-3S 3 Raha misy olona manao hoe: Miadana sy mandry fahizay, dia hanjo azy tampoka ny fandringanana, toy ny fahararian’ ny vehivavy raha miteraka, ka tsy ho afa-mandositra mihitsy izy.
λέγωσιν·legōsinthey may say;G3004GV-PAS-3P εἰρήνηeirēnēPeaceG1515N-NSF ἀσφάλεια,asphaleiasecurity,G0803N-NSF αἰφνίδιοςaiphnidiossuddenlyG0160A-NSM αὐτοῖςautoisupon themG0846P-DPM ἐφίσταταιephistataicomesG2186V-PMI-3S ὄλεθροςolethrosdestructionG3639N-NSM ὠδὶνōdinlabor painsG5604N-NSF γαστρὶgastriwomb [pregnancy]G1064N-DSF ἐχούσῃ,echousēhaving,G2192V-PAP-DSF ἐκφύγωσιν.¶ekphugōsinshall they escape.G1628V-2AAS-3P 4 Fa ianareo, ry rahalahy, tsy ao amin’ ny maizina, mba hahatratra anareo toy ny mpangalatra izany andro izany.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM σκότει,skoteidarkness,G4655N-DSN κλέπτηςkleptēsa thiefG2812N-NSM καταλάβῃ·katalabēmay grasp;G2638V-2AAS-3S 5 Fa ianareo rehetra dia zanaky ny mazava sy zanaky ny andro; tsy an’ ny alina na an’ ny maizina isika.
πάντεςpantesAllG3956A-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP φωτόςphōtosof lightG5457N-GSN ἡμέρας·hēmerasof day;G2250N-GSF ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P νυκτὸςnuktosof nightG3571N-GSF σκότους.¶skotousof darkness.G4655N-GSN 6 Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina1 ka hahonon-tena.
καθεύδωμενkatheudōmenwe may sleepG2518V-PAS-1P λοιποὶloipoiothersG3062A-NPM γρηγορῶμενgrēgorōmenwe may watchG1127V-PAS-1P νήφωμεν.nēphōmenwe may be sober.G3525V-PAS-1P - Gr. hiari-tory.
7 Fa izay matory dia matory amin’ ny alina; ary izay mamo dia mamo amin’ ny alina.
καθεύδοντεςkatheudontessleepingG2518V-PAP-NPM νυκτὸςnuktosby nightG3571N-GSF καθεύδουσινkatheudousinsleepG2518V-PAI-3P μεθυσκόμενοιmethuskomenoibecoming drunkG3182V-PPP-NPM νυκτὸςnuktosby nightG3571N-GSF μεθύουσιν·methuousinget drunk;G3184V-PAI-3P 8 Fa satria an’ ny andro isika, dia aoka hahonon-tena ka hitafy ny finoana sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra, ary ny fanantenana ny famonjena ho fiarovan-doha.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἡμέραςhēmerasof [the] dayG2250N-GSF ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM νήφωμενnēphōmenmay be soberG3525V-PAS-1P ἐνδυσάμενοιendusamenoihaving put onG1746V-AMP-NPM θώρακαthōraka[the] breastplateG2382N-ASM πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF περικεφαλαίανperikephalaian[the] helmetG4030N-ASF ἐλπίδαelpida[the] hopeG1680N-ASF σωτηρίας·sōtēriasof salvation;G4991N-GSF 9 Fa Andriamanitra tsy nanendry antsika ho amin’ ny fahatezerana, fa mba hahazo famonjena amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy Tompontsika,
ἔθετοethetohas destinedG5087V-2AMI-3S ὀργὴνorgēnwrathG3709N-ASF περιποίησινperipoiēsinobtainingG4047N-ASF σωτηρίαςsōtēriassalvationG4991N-GSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T 10 Izay maty hamonjy antsika, mba hiara-belona aminy isika, na mahatsiaro na matory.
τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM ἀποθανόντοςapothanontoshaving diedG0599V-2AAP-GSM γρηγορῶμενgrēgorōmenwe shall watchG1127V-PAS-1P καθεύδωμενkatheudōmenwe shall sleepG2518V-PAS-1P ζήσωμεν.¶zēsōmenwe may live.G2198V-AAS-1P 11 Koa mifananara sy mifampahatanjaha, tahaka ny ataonareo ihany.
παρακαλεῖτεparakaleitedo encourageG3870V-PAM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM οἰκοδομεῖτεoikodomeitedo build upG3618V-PAM-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ ποιεῖτε.¶poieiteyou are doing.G4160GV-PAI-2P Fananarana sy fanaovam-beloma
12 Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, mba hekenareo izay mikely aina eo aminareo sy mitondra anareo amin’ ny Tompo ary mananatra anareo,
ἘρωτῶμενErōtōmenWe imploreG2065V-PAI-1P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN κοπιῶνταςkopiōntastoilingG2872V-PAP-APM προϊσταμένουςproistamenoustaking the leadG4291V-PMP-APM ὑμῶνhumōnover youG4771P-2GP κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T νουθετοῦνταςnouthetountasadmonishingG3560V-PAP-APM 13 ary mba hohajainareo indrindra amin’ ny fitiavana izy noho ny asany. Mihavàna tsara.
ἡγεῖσθαιhēgeisthaito esteemG2233V-PNN αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ὑπερεκπερισσοῦhuperekperissousuper overexcessivelyG5228PREP + G1537 διὰdiabecause ofG1223PREP αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM εἰρηνεύετεeirēneuetedo be at peaceG1514V-PAM-2P ἑαυτοῖς.¶he'autoisyourselves.G1438F-2DPM 14 Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy; anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin’ ny olona rehetra.
ΠαρακαλοῦμενParakaloumenWe exhortG3870V-PAI-1P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM νουθετεῖτεnoutheteitedo admonishG3560V-PAM-2P ἀτάκτους,ataktousunruly,G0813A-APM παραμυθεῖσθεparamutheisthedo encourageG3888V-PNM-2P ὀλιγοψύχους,oligopsuchousfainthearted,G3642A-APM ἀντέχεσθεantechesthedo helpG0472V-PNM-2P ἀσθενῶν,asthenōnweak,G0772GA-GPM μακροθυμεῖτεmakrothumeitedo be patientG3114V-PAM-2P πάντας.pantasall.G3956A-APM 15 Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin’ ny namanareo na amin’ ny olona rehetra.
ὁρᾶτεhoratedo see thatG3708V-PAM-2P τινιtinito anyoneG5100X-DSM ἀποδῷ,apodōmay repay,G0591V-2AAS-3S πάντοτεpantotealwaysG3842ADV ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN διώκετεdiōketedo pursueG1377V-PAM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM πάντας.pantasall.G3956A-APM 16 Mifalia mandrakariva.
πάντοτεpantoteAlwaysG3842ADV χαίρετε·chairetedo rejoice;G5463V-PAM-2P 17 Mivavaha, ka aza mitsahatra.
ἀδιαλείπτωςadialeiptōsUnceasinglyG0089ADV προσεύχεσθε·proseuchesthedo pray;G4336V-PNM-2P 18 Misaora amin’ ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’ Andriamanitra ao amin’ i Kristy Jesosy ho anareo.
παντὶpantieverythingG3956A-DSN εὐχαριστεῖτε·eucharisteitedo give thanks;G2168V-PAM-2P θέλημαthelēma[is the] willG2307N-NSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T 19 Aza mamono ny Fanahy.
σβέννυτε·sbennutedo quench;G4570V-PAM-2P 20 Aza manao tsinontsinona ny faminaniana.
προφητείαςprophēteiasPropheciesG4394N-APF ἐξουθενεῖτε·exoutheneitedo despise;G1848V-PAM-2P 21 Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.
πάνταpantaAll thingsG3956A-APN δοκιμάζετε·dokimazetedo test;G1381V-PAM-2P κατέχετε·katechetedo hold fast;G2722V-PAM-2P 22 Fadio ny fanao ratsy rehetra.
παντὸςpantoseveryG3956A-GSN εἴδουςeidousformG1491N-GSN πονηροῦponērouof evilG4190A-GSN ἀπέχεσθε.apechesthedo abstain.G0568V-PMM-2P 23 Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin’ ny fihavian’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM εἰρήνηςeirēnēsof peaceG1515N-GSF ἁγιάσαιhagiasaiwould sanctifyG0037V-AAO-3S ὁλοτελεῖς,holoteleiscompletely,G3651A-APM ὁλόκληρονholoklēronentirelyG3648A-NSN ἀμέμπτωςamemptōsblamelessG0274ADV παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T τηρηθείη.tērētheiēwould be preserved.G5083IV-APO-3S 24 Mahatoky Izay miantso anareo, sady Izy ihany no hanefa izany.
πιστὸςpistos[Is] faithfulG4103A-NSM καλῶνkalōncallingG2564GV-PAP-NSM ποιήσει.¶poiēseiwill do [it].G4160GV-FAI-3S 25 Ry rahalahy, mivavaha ho anay.
Ἀδελφοί,AdelphoiBrothers,G0080N-VPM προσεύχεσθεproseuchesthedo prayG4336V-PNM-2P 26 Manaova veloma ny rahalahy rehetra amin’ ny fanorohana masìna.
ἈσπάσασθεAspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἀδελφοὺςadelphousbrothersG0080N-APM πάνταςpantasallG3956A-APM φιλήματιphilēmatia kissG5370N-DSN 27 Mampianiana anareo amin’ ny Tompo aho mba hovakina amin’ ny rahalahy1 rehetra ity epistily ity.
ἐνορκίζωenorkizōI adjureG6034V-PAI-1S ἀναγνωσθῆναιanagnōsthēnaito be readG0314V-APN ἐπιστολὴνepistolēnletterG1992N-ASF πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM ἀδελφοῖς.¶adelphoisbrothers.G0080N-DPM - Na: (rahalahy masìna)
28 Ho aminareo anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika.
χάριςcharisgraceG5485N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T μεθ᾽meth᾽[be] withG3326PREP ἀμήν.amēnAmen.G0281INJ-HEB ΘεσσαλονικείςThessalonikeisThessalonicaG2331N-APM-LG ἐγράφηegraphēIt was writtenG1125V-2API-3S Ἀθηνῶν.¶AthēnōnAthens.G0116N-GPF-L