Chapter 1
Fiarahabana ny Kolosiana, sy fisaorana an’ Andriamanitra noho ny toetr’ ireo
1 Paoly, Apostolin’ i Kristy Jesosy noho ny sitrapon’ Andriamanitra, ary Timoty rahalahy,
ἀπόστολοςapostolosan apostleG0652N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θελήματοςthelēmatos[the] willG2307N-GSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM 2 mamangy ny olona masìna any Kolosia, dia ny rahalahy mahatoky ao amin’ i Kristy: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika.
τοῖςtoisTo thoseG3588T-DPM ΚολοσσαῖςKolossaisColossaeG2857GN-DPF-L ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM πιστοῖςpistoisfaithfulG4103A-DPM ἀδελφοῖςadelphoisbrothersG0080N-DPM Χριστῷ·ChristōChrist:G5547N-DSM-T χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 3 Misaotra an’ Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, izahay amin’ ny fangatahanay mandrakariva ho anareo,
ΕὐχαριστοῦμενEucharistoumenWe give thanksG2168V-PAI-1P πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πάντοτεpantotecontinuallyG3842ADV προσευχόμενοι,proseuchomenoipraying,G4336V-PNP-NPM 4 rehefa renay ny finoanareo an’ i Kristy Jesosy sy ny fitiavanareo ny olona masìna rehetra,
ἀκούσαντεςakousanteshaving heard ofG0191V-AAP-NPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P πάνταςpantasallG3956A-APM ἁγίους,hagioussaints,G0040HA-APM 5 noho ny fanantenana izay tehirizina any an-danitra ho anareo, dia ilay efa renareo fahiny tamin’ ny tenin’ ny fahamarinan’ ny filazantsara,
διὰdiabecause ofG1223PREP ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἀποκειμένηνapokeimenēnis being laid upG0606V-PNP-ASF ὑμῖνhuminfor youG4771P-2DP οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM προηκούσατεproēkousateyou heard of beforeG4257V-AAI-2P ἀληθείαςalētheiasof truthG0225N-GSF εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN 6 izay efa mby eo aminareo, tahaka ny eny amin’ izao tontolo izao koa, sady vokatra sy mitombo tahaka ny eo aminareo koa hatramin’ ny andro nandraisanareo sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan’ Andriamanitra araka ny marina;
παρόντοςparontosis being presentG3918V-PAP-GSN καθὼςkathōseven asG2531CONJ κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM ἐστὶνestinit isG1510V-PAI-3S καρποφορούμενονkarpophoroumenonbearing fruitG2592V-PMP-NSN αὐξανόμενονauxanomenonincreasingG0837V-PPP-NSN καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἠκούσατεēkousateyou heardG0191V-AAI-2P ἐπέγνωτεepegnōteyou knewG1921V-2AAI-2P χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀληθείᾳ,alētheiatruth,G0225N-DSF 7 tahaka ny efa renareo tamin’ i Epafra, mpanompo namanay sady malala, izay mpanompon’ i Kristy mahatoky ho anay1,
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐμάθετεematheteyou learnedG3129V-2AAI-2P ἘπαφρᾶEpaphraEpaphrasG1889N-GSM-P ἀγαπητοῦagapētoubelovedG0027A-GSM συνδούλουsundouloufellow bond-servantG4889N-GSM ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP διάκονοςdiakonosa servantG1249N-NSM Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T - Na: (anareo)
8 sady efa nanambara taminay koa ny fitiavanareo ao amin’ ny Fanahy.
δηλώσαςdēlōsashaving made knownG1213V-AAP-NSM ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF πνεύματι.¶pneumati[the] Spirit.G4151GN-DSN Fivavahan’ i Paoly ho an’ ny Kolosiana, sy filazana ny fahalehibiazan’ ny voninahitr’ i Kristy
9 Ary noho izany izahay koa hatramin’ ny andro nandrenesanay dia tsy mitsahatra mivavaka sy mangataka ho anareo, mba hofenoina fahalalana tsara ny sitrapony ianareo amin’ ny fahendrena sy ny fahazavan-tsaina rehetra avy amin’ ny Fanahy,
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP ἡμεῖς,hēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἠκούσαμεν,ēkousamenwe heard,G0191V-AAI-1P παυόμεθαpauomethaceaseG3973V-PMI-1P προσευχόμενοιproseuchomenoiprayingG4336V-PNP-NPM αἰτούμενοιaitoumenoiaskingG0154V-PMP-NPM πληρωθῆτεplērōthēteyou may be filled withG4137V-APS-2P ἐπίγνωσινepignōsinknowledgeG1922N-ASF θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σοφίᾳsophiawisdomG4678N-DSF συνέσειsuneseiin understandingG4907N-DSF πνευματικῇpneumatikēaspiritualG4152A-DSF 10 mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin’ ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin’ ny asa tsara rehetra sady mitombo amin’ ny fahalalana tsara an’ Andriamanitra,
περιπατῆσαιperipatēsaito walkG4043V-AAN ἀξίωςaxiōsworthilyG0516ADV ἀρεσκείανareskeianpleasingG0699N-ASF παντὶpantieveryG3956A-DSN ἀγαθῷagathōgoodG0018A-DSN καρποφοροῦντεςkarpophorountesbringing forth fruitG2592V-PAP-NPM αὐξανόμενοιauxanomenoigrowingG0837V-PPP-NPM ἐπιγνώσειepignōseiknowledgeG1922N-DSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 11 ary ampahatanjahina amin’ ny hery rehetra araka ny herin’ ny voninahiny ho amin’ ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin’ ny hafaliana,
δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF δυναμούμενοιdunamoumenoibeing strengthenedG1412V-PPP-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP κράτοςkratosmightG2904N-ASN δόξηςdoxēsgloriousG1391N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὑπομονὴνhupomonēnenduranceG5281N-ASF μακροθυμίανmakrothumianpatienceG3115N-ASF 12 ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin’ ny lovan’ ny olona masìna eo amin’ ny mazava,
εὐχαριστοῦντεςeucharistountesgiving thanksG2168V-PAP-NPM πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T ἱκανώσαντιhikanōsantihaving qualifiedG2427V-AAP-DSM μερίδαmeridashareG3310N-ASF κλήρουklērouinheritanceG2819N-GSM φωτί,phōtilight,G5457N-DSN 13 sady nahafaka antsika tamin’ ny fahefan’ ny maizina ka namindra antsika ho amin’ ny fanjakan’ ny Zanany malalany,
ἐρρύσατοerrusatohas deliveredG4506V-ANI-3S ἐξουσίαςexousiasdominionG1849N-GSF σκότουςskotousof darknessG4655N-GSN μετέστησενmetestēsentransferred [us]G3179V-AAI-3S βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF ἀγάπηςagapēsbelovedG0026N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 14 Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.
ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ἀπολύτρωσινapolutrōsinredemptionG0629N-ASF αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN αὐτοῦ,autouof himG0846P-GSM ἄφεσινaphesinforgivenessG0859N-ASF ἁμαρτιῶν·hamartiōnof sins;G0266N-GPF 15 Izy no endrik’ Andriamanitra tsy hita, ny Lahimatoa talohan’ izao zavatra ary rehetra izao;
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εἰκὼνeikōn[the] imageG1504N-NSF ἀοράτου,aoratouinvisible,G0517A-GSM πρωτότοκοςprōtotokos[the] firstbornG4416A-NSM πάσηςpasēsover allG3956A-GSF κτίσεως·ktiseōscreation;G2937N-GSF 16 fa tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy etỳ ambonin’ ny tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana1, na fanjakana, na fanapahana, na fahefana, Izy no nahariana ny zavatra rehetra, sady ho Azy izany;
ἐκτίσθηektisthēwere createdG2936V-API-3S πάνταpantaall thingsG3956A-NPN τὰtawhich [are]G3588T-NPN οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM ὁρατὰhoratavisibleG3707A-NPN ἀόρατα,aoratainvisible,G0517A-NPN θρόνοιthronoithronesG2362N-NPM κυριότητεςkuriotētesdominionsG2963N-NPF ἀρχαὶarchairulersG0746N-NPF ἐξουσίαι·exousiaiauthorities;G1849N-NPF πάνταpantaall thingsG3956A-NPN ἔκτισται,ektistaihave been created,G2936V-RPI-3S - Gr. seza fiandrianana.
17 ary Izy no talohan’ ny zavatra rehetra, sady ao aminy no aharetan’ ny zavatra rehetra.
αὐτόςautosHe himselfG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S πάντων,pantōnall things,G3956A-GPN πάνταpantaall thingsG3956A-NPN συνέστηκεν,sunestēkenhave held together,G4921V-RAI-3S 18 Ary Izy no Lohan’ ny tena, dia ny fiangonana1; Izy no voalohany, dia ny Lahimatoa tamin’ ny maty, mba ho Lohany amin’ ny zavatra rehetra Izy.
αὐτόςautosHe himselfG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κεφαλὴkephalēheadG2776N-NSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐκκλησίας·ekklēsiaschurch;G1577N-GSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀρχή,archēbeginning,G0746N-NSF πρωτότοκοςprōtotokosfirstbornG4416A-NSM νεκρῶν,nekrōndead,G3498A-GPM γένηταιgenētaimay beG1096V-2ADS-3S πᾶσινpasinall thingsG3956A-DPN αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM πρωτεύων·prōteuōnholding preeminence;G4409V-PAP-NSM - Gr. eklesia.
19 Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ ny fahafenoana rehetra,
εὐδόκησενeudokēsenwas pleasedG2106V-AAI-3S πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-ASN κατοικῆσαιkatoikēsaito dwellG2730V-AAN 20 sady Izy no hampihavanany ny zavatra rehetra aminy, ka dia ny ràny teo amin’ ny hazo fijaliana no nanaovany fampihavanana ― eny, Izy, hoy izaho, no fampihavanana izany, na ny etỳ ambonin’ ny tany, na ny any an-danitra.
ἀποκαταλλάξαιapokatallaxaito reconcileG0604V-AAN πάνταpantaall thingsG3956A-APN αὐτόν,autonHimself,G0846P-ASM εἰρηνοποιήσαςeirēnopoiēsashaving made peaceG1517V-AAP-NSM αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN σταυροῦstauroucrossG4716N-GSM αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM τὰtathe [things]G3588T-APN τὰtathe [things]G3588T-APN οὐρανοῖς·ouranoisheavens;G3772N-DPM 21 Ary ianareo, izay olon-ko azy fahiny sy fahavalo tamin’ ny sainareo noho ny fanaovan-dratsy, no efa nampihavaniny ankehitriny
ὄνταςontasbeingG1510V-PAP-APM ἀπηλλοτριωμένουςapēllotriōmenousalienatedG0526V-RPP-APM ἐχθροὺςechthroushostileG2190N-APM διανοίᾳdianoiain mindG1271N-DSF ἔργοιςergoisdeedsG2041N-DPN πονηροῖς,ponēroisevil,G4190A-DPN 22 tao amin’ ny tenan’ ny nofony, tamin’ ny fahafatesana, mba hatolony ho masìna sady tsy hanan-tsiny amam-pondro eo anatrehany,
σώματιsōmatibodyG4983N-DSN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM παραστῆσαιparastēsaito presentG3936V-2AAN ἀμώμουςamōmousunblemishedG0299A-APM ἀνεγκλήτουςanegklētousblamelessG0410A-APM κατενώπιονkatenōpionbeforeG2714PREP αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM 23 raha maharitra amin’ ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin’ ny fanantenana avy amin’ ny filazantsara, izay efa renareo sady notorina eny ambanin’ ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo.
ἐπιμένετεepimeneteyou continueG1961V-PAI-2P πίστειpisteiin the faithG4102GN-DSF τεθεμελιωμένοιtethemeliōmenoiestablishedG2311V-RPP-NPM ἑδραῖοιhedraioifirmG1476A-NPM μετακινούμενοιmetakinoumenoibeing moved awayG3334V-PPP-NPM ἐλπίδοςelpidoshopeG1680N-GSF εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN ἠκούσατε,ēkousateyou have heard,G0191V-AAI-2P κηρυχθέντοςkēruchthentoshaving been proclaimedG2784V-APP-GSN κτίσειktiseicreationG2937N-DSF οὐρανόν,ouranonheaven,G3772N-ASM ἐγενόμηνegenomēnhave becomeG1096V-2ADI-1S διάκονος.¶diakonosa minister.G1249N-NSM 24 Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany, dia ny fiangonana1,
χαίρωchairōI rejoiceG5463V-PAI-1S παθήμασινpathēmasinsufferingsG3804N-DPN ἀνταναπληρῶantanaplērōI am filling upG0466V-PAI-1S ὑστερήματαhusterēmatais lackingG5303N-APN θλίψεωνthlipseōntribulationsG2347N-GPF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T σαρκίsarkifleshG4561N-DSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN αὐτοῦ,autouof HimG0846P-GSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐκκλησία·ekklēsiachurch;G1577N-NSF - Gr. eklesia.
25 izay nanaovana ahy ho mpanompo araka ny fitondran’ Andriamanitra nomena ahy ho anareo, hahatanteraka ny fitoriana ny tenin’ Andriamanitra,
ἐγενόμηνegenomēnbecameG1096V-2ADI-1S διάκονοςdiakonosa ministerG1249N-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP οἰκονομίανoikonomianadministrationG3622N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δοθεῖσάνdotheisanhaving been givenG1325V-APP-ASF πληρῶσαιplērōsaito completeG4137V-AAN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T 26 dia ny zava-miafina, ilay voàfina hatramin’ ny fahagola sy ny taranaka maro, fa voaseho ankehitriny amin’ ny olony masìna,
μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN ἀποκεκρυμμένονapokekrummenonhiddenG0613V-RPP-ASN γενεῶν,geneōngenerations,G1074N-GPF ἐφανερώθηephanerōthēhaving been manifestedG5319V-API-3S ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM 27 izay efa tian’ Andriamanitra ho nampahafantarina ny haren’ ny voninahitr’ ity zava-niafina ity any amin’ ny jentilisa, dia Kristy ao anatinareo, Izay fanantenana ny voninahitra;
ἠθέλησενēthelēsenhas willedG2309V-AAI-3S γνωρίσαι,gnōrisaito make knownG1107V-AAN πλοῦτοςploutosrichesG4149N-NSN δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF μυστηρίουmustērioumysteryG3466N-GSN τούτουtoutouthisG3778D-GSN ἔθνεσιν,ethnesinGentiles,G1484N-DPN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T δόξης·doxēsof glory;G1391N-GSF 28 Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin’ ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin’ i Kristy izy rehetra.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP καταγγέλλομενkatangellomenpreachG2605V-PAI-1P νουθετοῦντεςnouthetountesadmonishingG3560V-PAP-NPM πάνταpantaeveryG3956A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM διδάσκοντεςdidaskontesteachingG1321V-PAP-NPM πάνταpantaeveryG3956A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM σοφίᾳ,sophiawisdom,G4678N-DSF παραστήσωμενparastēsōmenwe may presentG3936V-AAS-1P πάνταpantaeveryG3956A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM τέλειονteleionperfectG5046A-ASM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T 29 Ary ny hahatanteraka izany no ikelezako aina koa sy iezahako fatratra araka ny fiàsan’ ny herin’ ilay miasa mahery ato anatiko.
κοπιῶkopiōI toilG2872V-PAI-1S ἀγωνιζόμενοςagōnizomenosstrivingG0075V-PNP-NSM κατὰkataaccording toG2596PREP ἐνέργειανenergeianenergyG1753N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐνεργουμένηνenergoumenēnis workingG1754V-PMP-ASF ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS δυνάμει.¶dunameipower.G1411N-DSF