Chapter 2
Fananaran’ i Paoly ny Kolosiana mba haharitra tsara tsy ho voafitaky ny mpampianatra sandoka
1 Fa tiako ho fantatrareo ny hamafin’ ny fiezahako ho anareo sy izay any Laodikia mbamin’ izay rehetra tsy mbola nahita ny tavako amin’ ny nofo,
ΘέλωThelōI wantG2309V-PAI-1S εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN ἡλίκονhēlikonhow greatG2245I-ASM ἀγῶναagōnaa struggleG0073N-ASM ἔχωechōI am havingG2192V-PAI-1S ΛαοδικείᾳLaodikeiaLaodiceaG2993N-DSF-L ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἑόρακανhe'orakanhave seenG3708V-RAI-3P πρόσωπόνprosōponfaceG4383N-ASN σαρκί,sarki[the] flesh,G4561N-DSF 2 mba hampifalina ny fony amin’ ny ampiraisana azy amin’ ny fitiavana sy ho amin’ ny haren’ ny fahatokiana be avy amin’ ny fahazavan-tsaina, ho amin’ ny fahalalana tsara ny zava-miafina izay an’ Andriamanitra, dia Kristy,
παρακληθῶσινparaklēthōsinmay be encouragedG3870V-APS-3P καρδίαιkardiaiheartsG2588N-NPF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM συμβιβασθέντεςsumbibasthentesbeing knit togetherG4822V-APP-NPM πλοῦτοςploutosrichnessG4149N-ASN πληροφορίαςplērophoriasfull assuranceG4136N-GSF συνέσεωςsuneseōsof understandingG4907N-GSF ἐπίγνωσινepignōsin[the] knowledgeG1922N-ASF μυστηρίουmustērioumysteryG3466N-GSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T 3 Izay iafenan’ ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra.
εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM θησαυροὶthēsauroitreasuresG2344N-NPM σοφίαςsophiasof wisdomG4678N-GSF γνώσεωςgnōseōsof knowledgeG1108N-GSF ἀπόκρυφοι·apokruphoihidden;G0614A-NPM 4 Ary izany no lazaiko, fandrao hisy hampahadiso hevitra anareo amin’ ny teny toa marina.
μηδεὶςmēdeisno oneG3367A-NSM παραλογίζηταιparalogizētaimay deludeG3884V-PNS-3S πιθανολογίᾳ·pithanologiapersuasive speech;G4086N-DSF 5 Fa na dia tsy manatrika anareo amin’ ny nofo aza aho, dia manatrika anareo ihany amin’ ny fanahy ka mifaly sy mijery ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan’ ny finoanareo an’ i Kristy.
σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF ἄπειμι,apeimiI am absent,G0548V-PAI-1S πνεύματιpneumatiin spiritG4151GN-DSN εἰμι,eimiI am,G1510V-PAI-1S χαίρωνchairōnrejoicingG5463V-PAP-NSM βλέπωνblepōnseeingG0991V-PAP-NSM τάξινtaxingood orderG5010N-ASF στερέωμαstereōmafirmnessG4733N-ASN ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP 6 Koa tahaka ny nandraisanareo an’ i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa,
παρελάβετεparelabeteyou have receivedG3880V-2AAI-2P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P κύριον,kurionLord,G2962GN-ASM-T περιπατεῖτεperipateitedo walkG4043V-PAM-2P 7 ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin’ ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto1 amin’ ny fisaorana.
ἐρριζωμένοιerrizōmenoirootedG4492V-RPP-NPM ἐποικοδομούμενοιepoikodomoumenoibeing built upG2026V-PPP-NPM βεβαιούμενοιbebaioumenoibeing strengthened inG0950V-PPP-NPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐδιδάχθητε,edidachthēteyou were taught,G1321V-API-2P περισσεύοντεςperisseuontesaboundingG4052V-PAP-NPM αὐτῇautēato herG0846P-DSF εὐχαριστίᾳ.¶eucharistiathanksgiving.G2169N-DSF - Na: (mitombo amin’ izany)
8 Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.
ΒλέπετεBlepetedo take heedG0991V-PAM-2P ἔσταιestaithere will beG1510V-FDI-3S συλαγωγῶνsulagōgōnis taking captiveG4812V-PAP-NSM φιλοσοφίαςphilosophiasphilosophyG5385N-GSF κενῆςkenēsemptyG2756A-GSF ἀπάτηςapatēsdeceitG0539N-GSF κατὰkataaccording toG2596PREP παράδοσινparadosintraditionG3862N-ASF ἀνθρώπων,anthrōpōnof men,G0444N-GPM κατὰkataaccording toG2596PREP στοιχεῖαstoicheiaprinciplesG4747N-APN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP Χριστόν·ChristonChrist;G5547N-ASM-T 9 Fa ao amin’ ny tenany no itoeran’ ny fahafenoan’ ny fomban’ Andriamanitra rehetra;
κατοικεῖkatoikeidwellsG2730V-PAI-3S πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-NSN θεότητοςtheotētosDeityG2320N-GSF σωματικῶς,sōmatikōsbodily,G4985ADV 10 ary ianareo dia tanteraka ao aminy, sady Izy no Lohan’ ny fanapahana sy ny fahefana rehetra,
ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P πεπληρωμένοι,peplērōmenoicompleted,G4137V-RPP-NPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κεφαλὴkephalēheadG2776N-NSF πάσηςpasēsof allG3956A-GSF ἀρχῆςarchēsruleG0746N-GSF ἐξουσίας·exousiasauthority;G1849N-GSF 11 ary tao aminy koa no namorana anareo tamin’ ny famorana tsy nataon-tanana, tamin’ ny fanesorana ny tenan’ ny nofo, dia tamin’ ny famoran’ i Kristy;
περιετμήθητεperietmēthēteyou were circumcisedG4059V-2API-2P περιτομῇperitomēawith [the] circumcisionG4061N-DSF ἀχειροποιήτῳacheiropoiētōmade without handsG0886A-DSF ἀπεκδύσειapekduseiremovalG0555N-DSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF σαρκός,sarkosflesh,G4561N-GSF περιτομῇperitomēacircumcisionG4061N-DSF Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T 12 fa niara-nilevina taminy ianareo tamin’ ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan’ Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin’ ny maty.
συνταφέντεςsuntaphenteshaving been buried withG4916V-2APP-NPM βαπτισμῷbaptismōbaptismG0909N-DSM συνηγέρθητεsunēgerthēteyou were raised with [Him]G4891V-API-2P πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἐνεργείαςenergeiasworkingG1753N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM ἐγείραντοςegeirantoshaving raisedG1453V-AAP-GSM νεκρῶν.¶nekrōndead.G3498A-GPM 13 Ary ianareo, izay efa matin’ ny fahadisoana sy ny tsi-fiforan’ ny nofonareo, dia novelominy niaraka tamin’ i Kristy, rehefa navelany ny fahadisoantsika rehetra;
νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM ὄνταςontasbeingG1510V-PAP-APM παραπτώμασινparaptōmasintrespassesG3900N-DPN ἀκροβυστίᾳakrobustiauncircumcisionG0203N-DSF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP συνεζωοποίησενsunezōopoiēsenHe made alive togetherG4806V-AAI-3S χαρισάμενοςcharisamenoshaving forgivenG5483V-ADP-NSM παραπτώματα·paraptōmatatransgressions;G3900N-APN 14 ary novonoiny ny sora-tànan’ ny didy izay niampanga antsika; dia nesoriny tsy ho eo mihitsy izany ka nohomboany tamin’ ny hazo fijaliana,
ἐξαλείψαςexaleipsashaving blotted outG1813V-AAP-NSM καθ᾽kath᾽againstG2596PREP χειρόγραφονcheirographonhandwritingG5498N-ASN δόγμασινdogmasindecreesG1378N-DPN ὑπεναντίονhupenantionadverseG5227A-NSN ἡμῖν,hēminto us,G3165P-1DP ἦρκενērkenHe has takenG0142V-RAI-3S προσηλώσαςprosēlōsashaving nailedG4338V-AAP-NSM σταυρῷ·staurōcross;G4716N-DSM 15 ary nesoriny tsy ho eo amin’ ny tenany1 ny fanapahana sy ny fahefana, ary noho ny hazo fijaliana dia nasehony miharihary ny fitondrany ireo toy ny fanaon’ izay avy nandresy.
ἀπεκδυσάμενοςapekdusamenosHaving disarmedG0554V-ADP-NSM ἀρχὰςarchasrulersG0746N-APF ἐξουσίαςexousiasauthoritiesG1849N-APF ἐδειγμάτισενedeigmatisenHe disgraced [them]G1165V-AAI-3S παρρησίᾳ,parrēsiapublic,G3954N-DSF θριαμβεύσαςthriambeusashaving triumphedG2358V-AAP-NSM αὐτοὺςautousover themG0846P-APM - Na: noreseny ka nobaboiny.
16 Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin’ ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata;
κρινέτωkrinetōshould judgeG2919V-PAM-3S ἐνenin regard toG1722PREP βρώσειbrōseifoodG1035N-DSF ἐνenin regard toG1722PREP πόσειposeidrinkG4213N-DSF μέρειmereiregardG3313N-DSN ἑορτῆςhe'ortēsto a feastG1859N-GSF νεομηνίαςneomēniasa New MoonG3561N-GSF σαββάτων,sabbatōnSabbaths,G4521N-GPN 17 aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an’ i Kristy.
ἐστινestinareG1510V-PAI-3S σκιὰskiaa shadowG4639N-NSF τῶνtōnof the [things]G3588T-GPN μελλόντων,mellontōncoming,G3195V-PAP-GPN σῶμαsōmabody [is]G4983N-NSN Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 18 Aza mety hofitahina tsy hahazoanareo ny loka noho ny fanetren-tena haitraitra sy ny fivavahana amin’ ny anjely, ka mitompo amin’ ny zavatra efa1 hitany sady feno fiavonavonana noho ny fisainan’ ny nofony
μηδεὶςmēdeisNo oneG3367A-NSM καταβραβευέτωkatabrabeuetōshould disqualifyG2603V-PAM-3S θέλωνthelōndelightingG2309V-PAP-NSM ταπεινοφροσύνῃtapeinophrosunēhumilityG5012N-DSF θρησκείᾳthrēskeia[the] worshipG2356N-DSF ἀγγέλων,angelōnangels,G0032GN-GPM ἑόρακενhe'orakenhe has seenG3708V-RAI-3S ἐμβατεύωνembateuōndetailingG1687V-PAP-NSM φυσιούμενοςphusioumenosbeing puffed upG5448V-PPP-NSM σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM - Na: (tsy)
19 ka tsy mihazona ny Loha; Izy no itomboan’ ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin’ ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan’ Andriamanitra.
κρατῶνkratōnholding fastG2902V-PAP-NSM κεφαλὴνkephalēnheadG2776N-ASF ἁφῶνhaphōnjointsG0860N-GPF συνδέσμωνsundesmōnligamentsG4886N-GPM ἐπιχορηγούμενονepichorēgoumenonbeing suppliedG2023V-PPP-NSN συμβιβαζόμενονsumbibazomenonbeing knit togetherG4822V-PPP-NSN αὔξειauxeiit increasesG0837V-PAI-3S αὔξησινauxēsinincreaseG0838N-ASF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 20 Ary raha niara-maty tamin’ i Kristy ianareo ka efa afaka tamin’ ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, nahoana no toa mbola velona amin’ izao tontolo izao ihany ianareo ka mety hodidiana hoe:
ἀπεθάνετεapethaneteyou have diedG0599V-2AAI-2P ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T στοιχείωνstoicheiōnprinciplesG4747N-GPN κόσμου,kosmouworld,G2889N-GSM ζῶντεςzōnteslivingG2198V-PAP-NPM κόσμῳkosmō[the] worldG2889N-DSM δογματίζεσθε;dogmatizesthedo you submit to decrees?G1379V-PPI-2P 21 Aza mandray, aza manandrana, aza manendry ―
ἅψῃhapsēyou may handleG0681V-AMS-2S γεύσῃgeusēyou may tasteG1089V-ADS-2S θίγῃς·thigēsyou may touch!G2345V-2AAS-2S 22 levona amin’ ny fanaovana ihany izany rehetra izany ― araka ny didy sy ny fampianaran’ olona?
ἐστινestinareG1510V-PAI-3S φθορὰνphthorandecayG5356N-ASF ἀποχρήσειapochrēseiuseG0671N-DSF κατὰkataaccording toG2596PREP ἐντάλματαentalmatacommandmentsG1778N-APN διδασκαλίαςdidaskaliasteachingsG1319N-APF ἀνθρώπων·anthrōpōnof men;G0444N-GPM 23 Izany rehetra izany dia ankalazaina ho fahendrena amin’ ny fivavahana haitraitra sy ny fanetren-tena ary ny fampahoriana ny tena, nefa tsy manan-kery akory hahasakana ny fampanaranana ny nofo.
ἅτινάhatinawhichG3748R-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S λόγονlogonan appearanceG3056N-ASM ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-NPN σοφίαςsophiasof wisdomG4678N-GSF ἐθελοθρησκίᾳethelothrēskiaself-imposed worshipG1479N-DSF ταπεινοφροσύνῃtapeinophrosunēwith humilityG5012N-DSF ἀφειδίᾳapheidiawith harsh treatmentG0857N-DSF σώματος,sōmatosof [the] body,G4983N-GSN τιμῇtimēahonorG5092N-DSF τινιtinia certainG5100X-DSF πλησμονὴνplēsmonēn[the] indulgenceG4140N-ASF σαρκός.¶sarkosflesh.G4561N-GSF