Chapter 3
Ny tokony hanariana ny asan’ ny nofo sy ny hitondran-tena miendrika ny filazantsara
1 Koa raha niara-natsangana tamin’ i Kristy ianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ ny itoeran’ i Kristy, Izay mipetraka eo an-tanana ankavanan’ Andriamanitra.
συνηγέρθητεsunēgerthēteyou have been raised withG4891V-API-2P Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T τὰtathe [things]G3588T-APN ζητεῖτε,zēteitedo seek,G2212V-PAM-2P ΧριστόςChristosChristG5547N-NSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δεξιᾷdexiaright handG1188A-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καθήμενος·kathēmenossitting;G2521V-PNP-NSM 2 Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany.
τὰtaThe [things]G3588T-APN φρονεῖτεphroneitedo set [your] minds onG5426V-PAM-2P τὰtathe [things]G3588T-APN 3 Fa efa maty ianareo, ary ny fiainanareo miara-miafina amin’ i Kristy ao amin’ Andriamanitra.
ἀπεθάνετεapethaneteYou have diedG0599V-2AAI-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP κέκρυπταιkekruptaihas been hiddenG2928V-RPI-3S ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T 4 Raha hiseho Kristy fiainantsika, dia hiara-miseho aminy koa amin’ ny voninahitra ianareo.
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T φανερωθῇ,phanerōthēamay be revealed,G5319V-APS-3S ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP φανερωθήσεσθεphanerōthēsesthewill appearG5319V-FPI-2P δόξῃ.¶doxēglory.G1391N-DSF 5 Koa vonoy ny momba ny tenanareo izay etỳ an-tany, dia fijangajangana, fahalotoana, firehetam-po, fanirian-dratsy ary fieremana, dia fanompoan-tsampy izany;
ΝεκρώσατεNekrōsatedo put to deathG3499V-AAM-2P μέληmelēmembersG3196N-APN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP τὰtawhich [are]G3588T-APN πορνείαν,porneiansexual immorality,G4202N-ASF ἀκαθαρσίαν,akatharsianimpurity,G0167N-ASF πάθος,pathospassion,G3806N-ASN ἐπιθυμίανepithumiandesireG1939N-ASF πλεονεξίανpleonexiancovetousnessG4124N-ASF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S εἰδωλολατρία,eidōlolatriaidolatry,G1495N-NSF 6 fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran’ Andriamanitra amin’ ny zanaky ny tsi-fanarahana;
δι᾽di᾽because ofG1223PREP ἃhawhich thingsG3739R-APN ἔρχεταιerchetaiis comingG2064V-PNI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ἀπειθείας·apeitheiasof disobedience;G0543N-GSF 7 izany koa no nalehanareo fahiny, fony mbola velona taminy ianareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP περιεπατήσατέperiepatēsatewalkedG4043V-AAI-2P ἐζῆτεezēteyou were livingG2198V-IAI-2P τούτοις.¶toutoisthem.G3778D-DPN 8 Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao, dia fahatezerana, fiafonafonana, lolompo, fitenenan-dratsy, teny mahamenatra avy amin’ ny vavanareo.
ἀπόθεσθεapothesthedo put offG0659V-2AMM-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πάντα,pantaall [these] things:G3956A-APN ὀργήν,orgēnanger,G3709N-ASF θυμόν,thumonrage,G2372N-ASM κακίαν,kakianmalice,G2549N-ASF βλασφημίαν,blasphēmianslander,G0988N-ASF αἰσχρολογίανaischrologianfoul languageG0148N-ASF στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN ὑμῶν.¶humōnof you.G4771P-2GP 9 Aza mifandainga ianareo, fa efa narianareo ny toetra1 taloha mbamin’ ny asany;
ψεύδεσθεpseudesthedo lieG5574V-PNM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἀπεκδυσάμενοιapekdusamenoihaving put offG0554V-ADP-NPM παλαιὸνpalaionoldG3820A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM πράξεσινpraxesinpracticesG4234N-DPF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM - Gr. olona.
10 ary efa notafinareo ny toetra1 vaovao, izay havaozina ho amin’ ny fahalalana tsara araka ny endrik’ izay nahary azy.
ἐνδυσάμενοιendusamenoihaving put onG1746V-AMP-NPM ἀνακαινούμενονanakainoumenonis being renewedG0341V-PPP-ASM ἐπίγνωσινepignōsinknowledgeG1922N-ASF κατ᾽kat᾽according toG2596PREP εἰκόναeikona[the] imageG1504N-ASF τοῦtouof the [one who]G3588T-GSM κτίσαντοςktisantoshaving createdG2936V-AAP-GSM αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM - Gr. olona.
11 Fa amin’ izany dia tsy misy jentilisa1 sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy Skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin’ ny rehetra.
ἔνιenithere isG1762V-PAI-3S ἝλληνHellēnGreekG1672N-NSM-LG Ἰουδαῖος,IoudaiosJew,G2453N-NSM-PG περιτομὴperitomēcircumcisionG4061N-NSF ἀκροβυστία,akrobustiauncircumcision,G0203N-NSF βάρβαρος,barbarosBarbarian,G0915A-NSM Σκύθης,SkuthēsScythian,G4658N-NSM-LG δοῦλος,doulosslave,G1401N-NSM ἐλεύθερος,eleutherosfree,G1658A-NSM Χριστός.¶ChristosChrist [is].G5547N-NSM-T - Gr. Grika.
12 Koa mitafia famindram-po sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin’ Andriamanitra sady masìna no malala.
ἘνδύσασθεEndusasthedo put onG1746V-AMM-2P οὖν,ountherefore,G3767CONJ ἐκλεκτοὶeklektoi[the] electG1588A-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἠγαπημένοι,ēgapēmenoibeloved,G0025V-RPP-NPM σπλάγχναsplagchnaheartsG4698N-APN οἰκτιρμοῦ,oiktirmouof compassion,G3628N-GSM χρηστότητα,chrēstotētakindness,G5544N-ASF ταπεινοφροσύνην,tapeinophrosunēnhumility,G5012N-ASF πραΰτητα,prautētagentleness,G4236N-ASF μακροθυμίαν·makrothumian[and] patience;G3115N-ASF 13 Mifandefera, ka mifamelà heloka ianareo, raha misy manana alahelo amin’ ny sasany; tahaka ny namelan’ ny Tompo1 ny helokareo no aoka mba hamelanareo heloka kosa.
ἀνεχόμενοιanechomenoibearing withG0430V-PNP-NPM ἀλλήλωνallēlōneach otherG0240C-GPM χαριζόμενοιcharizomenoiforgivingG5483V-PNP-NPM ἑαυτοῖςhe'autoiseach otherG1438F-2DPM τιναtinaanotherG5100X-ASM ἔχῃechēshall haveG2192V-PAS-3S μομφήν·momphēna complaint;G3437N-ASF καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐχαρίσατοecharisatohas forgivenG5483V-ADI-3S ὑμεῖς·humeisyou;G4771P-2NP - Na: (Kristy)
14 Ary aoka ho ambonin’ izany rehetra izany ny fitiavana, fa fehin’ ny fahatanterahana izany.
τούτοιςtoutoistheseG3778D-DPN τὴνtēn[put on] theG3588T-ASF ἀγάπην,agapēnlove,G0026N-ASF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σύνδεσμοςsundesmos[the] bondG4886N-NSM τελειότητος.teleiotētosof perfect unity.G5047N-GSF 15 Ary aoka hanapaka ao am-ponareo ny fiadanan’ i Kristy, fa ho amin’ izany no niantsoana anareo ho tena iray; ary aoka ho feno fisaorana ianareo.
εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF ΧριστοῦChristoufrom ChristG5547N-GSM-T βραβευέτωbrabeuetōshould ruleG1018V-PAM-3S καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἐκλήθητεeklēthēteyou were calledG2564GV-API-2P σώματι·sōmatibody;G4983N-DSN εὐχάριστοιeucharistoithankfulG2170A-NPM γίνεσθε.¶ginesthedo be.G1096V-PNM-2P 16 Aoka ny tenin’ i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin’ ny fahendrena rehetra, dia mifampianara ka mifananara amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, mihira amin’ ny fahasoavana ao am-ponareo ho an’ Andriamanitra.
ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἐνοικείτωenoikeitōshould dwellG1774V-PAM-3S πλουσίως,plousiōsrichly,G4146ADV σοφίᾳ,sophiawisdomG4678N-DSF διδάσκοντεςdidaskontesteachingG1321V-PAP-NPM νουθετοῦντεςnouthetountesadmonishingG3560V-PAP-NPM ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM ψαλμοῖς,psalmoisin psalms,G5568N-DPM ὕμνοις,humnoisin hymns,G5215N-DPM ᾠδαῖςōdaisin songsG5603N-DPF πνευματικαῖςpneumatikaisspiritualG4152A-DPF χάριτιcharitigraceG5485N-DSF ᾄδοντεςadontessingingG0103V-PAP-NPM καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP θεῷ·theōto God;G2316N-DSM-T 17 Ary na inona na inona no ataonareo, na amin’ ny teny, na amin’ ny asa, dia ataovy amin’ ny anaran’ i Jesosy Tompo izany, ka misaora Andriamanitra Ray amin’ ny alalany.
πᾶνpaneverythingG3956A-ASN ποιῆτεpoiēteyou shall doG4160GV-PAS-2P ὀνόματιonomati[the] nameG3686N-DSN κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T εὐχαριστοῦντεςeucharistountesgiving thanksG2168V-PAP-NPM θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T πατρὶpatri[the] FatherG3962N-DSM-T αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM 18 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo araka izay mety hatao ao amin’ ny Tompo.
ΑἱHaiyou who [are]G3588T-VPF γυναῖκες,gunaikeswives,G1135HN-VPF ὑποτάσσεσθεhupotassesthedo be submittedG5293V-PPM-2P ἰδίοιςidioisto [your] ownG2398A-DPM ἀνδράσινandrasinhusbandsG0435HN-DPM ἀνῆκενanēkenwas fittingG0433V-IAI-3S κυρίῳ.¶kuriō[the] Lord.G2962GN-DSM-T 19 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, ary aza sosotra1 aminy.
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM ἄνδρες,andresHusbands,G0435HN-VPM ἀγαπᾶτεagapatedo loveG0025V-PAM-2P γυναῖκαςgunaikaswivesG1135HN-APF πικραίνεσθεpikrainesthedo be harshG4087V-PPM-2P αὐτάς.¶autasthem.G0846P-APF - Gr. mangidy.
20 Hianareo zanaka, maneke ny ray aman-dreninareo amin’ ny zavatra rehetra; fa ankasitrahana ao amin’ ny Tompo izany.
ΤὰTayou who [are]G3588T-VPN τέκνα,teknaChildren,G5043N-VPN ὑπακούετεhupakouetedo obeyG5219V-PAM-2P γονεῦσινgoneusinparentsG1118N-DPM πάντα·pantaall things;G3956A-APN εὐάρεστόνeuarestonpleasingG2101A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κυρίῳ.¶kuriōLord.G2962GN-DSM-T 21 Hianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM πατέρες,pateresFathers,G3962N-VPM-T ἐρεθίζετεerethizetedo provokeG2042V-PAM-2P τέκναteknachildrenG5043N-APN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἀθυμῶσιν.¶athumōsinthey may become discouraged.G0120V-PAS-3P 22 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ ny zavatra rehetra, tsy amin’ ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’ olona, fa amin’ ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo;
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM δοῦλοι,douloiSlaves,G1401N-VPM ὑπακούετεhupakouetedo obeyG5219V-PAM-2P πάνταpantaall thingsG3956A-APN κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF κυρίοις,kurioismasters,G2962HN-DPM ὀφθαλμοδουλίᾳophthalmodouliaeye-serviceG3787N-DSF ἀνθρωπάρεσκοιanthrōpareskoimen-pleasersG0441N-NPM ἁπλότητιhaplotētisincerityG0572N-DSF καρδίαςkardiasof heartG2588N-GSF φοβούμενοιphoboumenoifearingG5399V-PNP-NPM κύριον.kurionLord.G2962GN-ASM-T 23 ary na inona na inona no ataonareo, dia ataovy amin’ ny fo, tahaka ny ho an’ ny Tompo, fa tsy ho an’ olona,
πᾶνpaneverythingG3956A-ASN ποιῆτε,poiēteyou shall do,G4160GV-PAS-2P ψυχῆςpsuchēs[the] soulG5590GN-GSF ἐργάζεσθεergazesthedo workG2038V-PNM-2P ἀνθρώποις·anthrōpoisto men;G0444N-DPM 24 satria fantatrareo fa ny Tompo no handraisanareo ny lova ho valiny; fa manompo an’ i Kristy Tompo ianareo.
εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T ἀπολήμψεσθεapolēmpsestheyou will receiveG0618V-FDI-2P ἀνταπόδοσινantapodosinrewardG0469N-ASF κληρονομίας·klēronomiasinheritance;G2817N-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T δουλεύετε.douleueteyou serve.G1398V-PAI-2P 25 Fa izay manao ny tsy marina dia handray araka ny tsy marina nataony; fa tsy misy fizahan-tavan’ olona,
ἀδικῶνadikōndoing wrongG0091V-PAP-NSM κομίσεταιkomisetaihe will be repaidG2865V-FDI-3S ἠδίκησενēdikēsenhe has done wrongG0091V-AAI-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S προσωπολημψία.¶prosōpolēmpsiapartiality.G4382N-NSF