Chapter 1
Fitarihan-teny sy fiarahabana ary fisaorana
1 Paoly sy Timoty, mpanompon’ i Kristy Jesosy, mamangy ny olona masìna rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy mbamin’ ny mpitandrina1 sy ny diakona izay any Filipy;
ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P δοῦλοιdouloiservantsG1401N-NPM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T πᾶσινpasinTo allG3956A-DPM ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T οὖσινousinare beingG1510V-PAP-DPM ΦιλίπποιςPhilippoisPhilippiG5375N-DPM-L ἐπισκόποιςepiskopois[the] overseersG1985N-DPM διακόνοις·diakonoisdeacons:G1249N-DPM - Gr. episkopo.
2 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 3 Misaotra an’ Andriamanitro amin’ ny fahatsiarovako anareo
ΕὐχαριστῶEucharistōI thankG2168V-PAI-1S μνείᾳmneiaremembranceG3417N-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP 4 mandrakariva aho amin’ ny fivavahako rehetra ho anareo rehetra, ka mangataka amin’ ny fifaliana,
πάντοτεpantotealwaysG3842ADV δεήσειdeēseisupplicationG1162N-DSF πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δέησινdeēsinsupplicationG1162N-ASF ποιούμενος,poioumenosmakingG4160GV-PMP-NSM 5 noho ny firaisanareo hampandroso ny filazantsara hatramin’ ny andro voalohany ka mandraka ankehitriny;
κοινωνίᾳkoinōniapartnershipG2842N-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF 6 ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin’ ny andron’ i Jesosy Kristy;
πεποιθὼςpepoithōshaving been persuaded ofG3982V-2RAP-NSM αὐτὸauto[the] very thingG0846P-ASN τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN ἐναρξάμενοςenarxamenoshaving begunG1728V-ADP-NSM ἔργονergona workG2041N-ASN ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN ἐπιτελέσειepiteleseiwill complete [it]G2005V-FAI-3S ἡμέραςhēmeras[the] dayG2250N-GSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T Ἰησοῦ·IēsouJesus;G2424GN-GSM-P 7 fa marina izany fiheverako anareo rehetra izany, satria efa mby ato am-poko ianareo, fa mpiombona ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin’ ny fifatorako, na amin’ ny famaliako hahafa-tsiny ny filazantsara sy ny fampianarako hahamafy orina azy.
καθώςkathōsEven asG2531CONJ ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S δίκαιονdikaionrightG1342A-NSN ἐμοὶemoifor me myselfG1473P-1DS φρονεῖνphroneinto feelG5426V-PAN πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔχεινecheinhavingG2192V-PAN καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF δεσμοῖςdesmoischainsG1199N-DPM ἀπολογίᾳapologiadefenseG0627N-DSF βεβαιώσειbebaiōseiin confirmationG0951N-DSF εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN συγκοινωνούςsugkoinōnousfellow partakersG4791N-APM χάριτοςcharitosof graceG5485N-GSF πάνταςpantasallG3956A-APM ὄντας.¶ontasare.G1510V-PAP-APM 8 Fa Andriamanitra no vavolombeloko fa manina anareo rehetra indrindra aho amin’ ny famindram-pon’ i Kristy Jesosy.
ΜάρτυςMartusWitnessG3144N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεός,theosGodG2316N-NSM-T ἐπιποθῶepipothōI long afterG1971V-PAI-1S πάνταςpantasallG3956A-APM σπλάγχνοιςsplagchnois[the] affectionG4698N-DPN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-GSM-P 9 Ary izao no angatahiko, dia ny mbola hitomboan’ ny fitiavanareo bebe kokoa amin’ ny fahalalana tsara sy ny fahafantarana rehetra,
προσεύχομαι,proseuchomaiI pray,G4336V-PNI-1S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP περισσεύῃperisseuēmay aboundG4052V-PAS-3S ἐπιγνώσειepignōseiknowledgeG1922N-DSF αἰσθήσειaisthēseidiscernmentG0144N-DSF 10 mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra1, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin’ ny andron’ i Kristy ianareo,
δοκιμάζεινdokimazeinto approveG1381V-PAN τὰtathe [things]G3588T-APN διαφέροντα,diapherontabeing excellent,G1308V-PAP-APN ἦτεēteyou may beG1510V-PAS-2P εἰλικρινεῖςeilikrineispureG1506A-NPM ἀπρόσκοποιaproskopoiblamelessG0677A-NPM ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T - Na: samy hafa.
11 sady feno ny vokatry ny fahamarinana, izay avy amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy, ho voninahitra sy fiderana an’ Andriamanitra.
πεπληρωμένοιpeplērōmenoifilledG4137V-RPP-NPM καρπὸνkarponwith [the] fruitG2590N-ASM δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF τὸνtonthat [is]G3588T-ASM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T δόξανdoxan[the] gloryG1391N-ASF ἔπαινονepainonpraiseG1868N-ASM θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T Ny toetr’ i Paoly tao amin’ ny fifatorana, sy ny fanantenany
12 Ary tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izay zavatra nanjo ahy dia efa tonga fampandrosoana ny filazantsara kosa;
ΓινώσκεινGinōskeinTo knowG1097V-PAN βούλομαι,boulomaiI want,G1014V-PNI-1S ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM τὰtathe [things]G3588T-NPN κατ᾽kat᾽concerningG2596PREP ἐμὲememe myselfG1473P-1AS προκοπὴνprokopēn[the] advancementG4297N-ASF εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN ἐλήλυθεν,elēluthenhave turned out,G2064V-2RAI-3S 13 ka ao amin’ i Kristy ny fifatorako dia fantatry ny mpiambina andriana rehetra1 mbamin’ ny olona hafa rehetra;
ὥστεhōsteso as forG5620CONJ δεσμούςdesmouschainsG1199N-APM φανεροὺςphanerousclearly knownG5318A-APM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T γενέσθαιgenesthaito have becomeG1096V-2ADN πραιτωρίῳpraitōriōpalace guardG4232N-DSN λοιποῖςloipoisrestG3062A-DPM - Gr. mpiambina pretoriana rehetra; na: eran’ ny pretoria.
14 ary ny ankabiazan’ ny rahalahy dia efa matoky ao amin’ ny Tompo noho ny fifatorako ka mihasahisahy kokoa hitory ny tenin’ Andriamanitra tsy amin’ ny tahotra.
πλείοναςpleionasmostG4119A-APM-C ἀδελφῶνadelphōnbrothersG0080N-GPM κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T πεποιθόταςpepoithotasalready trustingG3982V-2RAP-APM δεσμοῖςdesmoischainsG1199N-DPM περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C τολμᾶνtolmanto dareG5111V-PAN ἀφόβωςaphobōsfearlesslyG0870ADV λαλεῖν.laleinto speak.G2980V-PAN 15 Fialonana sy fifandirana aza no itorian’ ny sasany an’ i Kristy, ary fifaliana kosa ny an’ ny sasany;
φθόνονphthononenvyG5355N-ASM ἔριν,erinstrife,G2054N-ASF εὐδοκίανeudokiangoodwillG2107N-ASF ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T κηρύσσουσιν.kērussousinare proclaiming —.G2784V-PAI-3P 16 fitiavana ny an’ ny sasany, satria fantany fa voatendry ho mpanafa-tsiny ny filazantsara aho;
17 fifampiandaniana kosa no itorian’ ny sasany an’ i Kristy, fa tsy mba fo madio, ka mihevitra hanampy fahoriana ny fifatorako.
18 Ahoana ary no izy, afa-tsy izao? Amin’ ny atao rehetra, na amin’ ny fihatsaram-belatsihy, na amin’ ny marina, dia Kristy no torina, ary mifaly amin’ izany aho; eny, mbola hifaly ihany aho.
παντὶpantiin everyG3956A-DSM προφάσειprophaseiin pretextG4392N-DSF ἀληθείᾳalētheiain truthG0225N-DSF ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T καταγγέλλεται,katangelletaiis proclaimed,G2605V-PPI-3S χαίρωchairōI rejoiceG5463V-PAI-1S χαρήσομαι.charēsomaiI will rejoice.G5463V-2FOI-1S 19 Fa fantatro fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanomezana1 ny Fanahin’ i Jesosy Kristy,
οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S ἀποβήσεταιapobēsetaiwill turn outG0576V-FDI-3S σωτηρίανsōtēriandeliveranceG4991N-ASF δεήσεωςdeēseōsprayerG1162N-GSF ἐπιχορηγίαςepichorēgias[the] provisionG2024N-GSF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T - Na: fanomezan’
20 araka ny hafatratry ny faniriako sy ny fanantenako fa tsy hahazo henatra aho, na amin’ inona na amin’ inona; fa amin’ ny fahasahiana rehetra, tahaka ny amin’ ny mandrakariva, dia ankehitriny koa no hankalazana an’ i Kristy ao amin’ ny tenako, na amin’ ny fiainana, na amin’ ny fahafatesana.
κατὰkataaccording toG2596PREP ἀποκαραδοκίανapokaradokianearnest expectationG0603N-ASF ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF οὐδενὶoudenino [thing]G3762A-DSN αἰσχυνθήσομαιaischunthēsomaiI will be ashamedG0153V-FPI-1S παρρησίᾳparrēsiaboldnessG3954N-DSF πάντοτεpantotealwaysG3842ADV μεγαλυνθήσεταιmegalunthēsetaiwill be magnifiedG3170V-FPI-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T σώματίsōmatibodyG4983N-DSN μου,mouof mine,G3165P-1GS θανάτου.¶thanatoudeath.G2288N-GSM 21 Fa Kristy no anton’ ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony.
ἘμοὶEmoiTo me myselfG1473P-1DS ΧριστὸςChristos[is] ChristG5547N-NSM-T ἀποθανεῖνapothaneinto dieG0599V-2AAN κέρδος.kerdos[is] gain.G2771N-NSN 22 Kanefa raha ny ho velona amin’ ny nofo no hahavokaran’ ny asako, dia tsy hitako izay hofidiko;
σαρκί,sarkiflesh,G4561N-DSF καρπὸςkarpos[is the] fruitG2590N-NSM ἔργου·ergouof labor;G2041N-GSN αἱρήσομαιhairēsomaiwill I chooseG0138V-FMI-1S γνωρίζω.gnōrizōI know!G1107V-PAI-1S 23 fa sanganehana eo anelanelan’ izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin’ i Kristy, satria tsara lavitra izany;
συνέχομαιsunechomaiI am pressedG4912V-PPI-1S ἐπιθυμίανepithumiandesireG1939N-ASF ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM εἰςeisfor [myself]G1519PREP ἀναλῦσαιanalusaito departG0360V-AAN ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T εἶναι,einaito be,G1511V-PAN πολλῷpollōvery muchG4183A-DSN κρεῖσσον·kreissonbetter;G2908A-NSN-C 24 kanefa kosa ny hitoetra eo amin’ ny nofo no mahasoa anareo kokoa.
ἐπιμένεινepimeneinto remainG1961V-PAN σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF ἀναγκαιότερονanagkaioteron[is] more necessaryG0316A-NSN-C δι᾽di᾽for the sake ofG1223PREP 25 Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ ny finoanareo,
πεποιθὼςpepoithōshaving been persuaded ofG3982V-2RAP-NSM οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S μενῶmenōI will remainG3306V-FAI-1S παραμενῶparamenōwill continueG3887V-FAI-1S πᾶσινpasinwith allG3956A-DPM ὑμῖνhuminof youG4771P-2DP προκοπὴνprokopēnprogressG4297N-ASF πίστεως,pisteōsfaith,G4102GN-GSF 26 mba hitombo noho ny ataoko ny firavoravoanareo ao amin’ i Kristy Jesosy amin’ ny hankanesako atỳ aminareo indray.
καύχημαkauchēmaboastingG2745N-NSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP περισσεύῃperisseuēmay aboundG4052V-PAS-3S ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS παρουσίαςparousiascomingG3952N-GSF 27 Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran’ i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin’ ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara,
ἀξίωςaxiōsworthilyG0516ADV εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T πολιτεύεσθε,politeuesthedo conduct yourselves,G4176V-PNM-2P ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἰδὼνidōnhaving seenG1492HV-2AAP-NSM ἀπὼνapōnbeing absentG0548V-PAP-NSM ἀκούωakouōI shall hearG0191V-PAS-1S τὰtathe [things]G3588T-APN περὶpericoncerningG4012PREP στήκετεstēketeyou are standing firmG4739V-PAI-2P πνεύματι,pneumatispirit,G4151GN-DSN συναθλοῦντεςsunathlountesstriving togetherG4866V-PAP-NPM εὐαγγελίου,euangeliougospel,G2098N-GSN 28 ka tsy ho azon’ ny fahavalo ampitahorina ianareo na amin’ inona na amin’ inona; fa amin’ ireo dia mariky ny fahaverezana izany, nefa mariky ny famonjena anareo kosa, sady avy amin’ Andriamanitra.
πτυρόμενοιpturomenoibeing frightenedG4426V-PPP-NPM μηδενὶmēdeninothingG3367A-DSN ἀντικειμένων·antikeimenōnopposing [you];G0480V-PNP-GPM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἔνδειξιςendeixisa demonstrationG1732N-NSF ἀπωλείας,apōleiasof destruction,G0684N-GSF ὑμῶνhumōnto youG4771P-2GP σωτηρίας,sōtēriasof salvation,G4991N-GSF θεοῦ·theouGod;G2316N-GSM-T 29 Fa ianareo efa nomena noho ny an’ i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy,
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐχαρίσθηecharisthēit has been grantedG5483V-API-3S ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T πιστεύειν,pisteueinto believe,G4100V-PAN ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP πάσχεινpascheinto sufferG3958V-PAN 30 dia manana izany ady izany ianareo, izay hitanareo teo amiko sady mbola renareo fa ato amiko ihany ankehitriny.
ἀγῶναagōnaconflictG0073N-ASM ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM οἷονhoionsuch asG3634K-ASM εἴδετεeideteyou sawG1492HV-2AAI-2P ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἀκούετεakoueteyou hear ofG0191V-PAI-2P ἐμοί.¶emoime myself.G1473P-1DS