Chapter 2
Anatra hamporisika ny Filipiana hitondra tena tsara sy hanetry tena tahaka an’ i Jesosy Kristy
1 Koa raha misy famporisihana ao amin’ i Kristy, raha misy fampiononana avy amin’ ny fitiavana, raha misy firaisana amin’ ny Fanahy, raha misy famindram-po sy fiantrana,
παράκλησιςparaklēsisencouragementG3874N-NSF Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T παραμύθιονparamuthioncomfortG3890N-NSN ἀγάπης,agapēsof love,G0026N-GSF κοινωνίαkoinōniafellowshipG2842N-NSF πνεύματος,pneumatosof [the] Spirit,G4151GN-GSN σπλάγχναsplagchnaaffectionsG4698N-NPN οἰκτιρμοί,oiktirmoicompassions,G3628N-NPM 2 dia tanteraho ny fifaliako, mba hiraisanareo saina, miray fitiavana, miray fo, miray hevitra,
πληρώσατέplērōsatedo fulfillG4137V-AAM-2P φρονῆτε,phronēteyou may be minded,G5426V-PAS-2P ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχοντες,echonteshaving,G2192V-PAP-NPM σύμψυχοι,sumpsuchoiunited in soul,G4861A-NPM ἓνhensame thingG1520A-ASN φρονοῦντες,phronountesminding,G5426V-PAP-NPM 3 tsy manao na inona na inona amin’ ny fifampiandaniana, na mandrani-tena foana fa amin’ ny fanetren-tena dia aoka samy hanao ny namany ho mihoatra noho ny tenany.
μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐριθείανeritheianself-interestG2052N-ASF κατὰkataaccording toG2596PREP κενοδοξίανkenodoxianvain conceitG2754N-ASF ταπεινοφροσύνῃtapeinophrosunēin humilityG5012N-DSF ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM ἡγούμενοιhēgoumenoibe esteemingG2233V-PNP-NPM ὑπερέχονταςhuperechontassurpassingG5242V-PAP-APM ἑαυτῶν·he'autōnthemselves;G1438F-2GPM 4 Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an’ ny namany koa.
τὰtathe [things]G3588T-APN ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-2GPM ἕκαστοςhekastoseach oneG1538A-NSM σκοποῦντεςskopountesconsideringG4648V-PAP-NPM τὰtathe [things]G3588T-APN ἑτέρωνheterōnof othersG2087A-GPM ἕκαστοι.hekastoieveryone.G1538A-NPM 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin’ i Kristy Jesosy koa,
φρονεῖτεphroneitedo be thinkingG5426V-PAM-2P ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus [was]:G2424GN-DSM-P 6 Izay, na dia nanana ny endrik’ Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin’ Andriamanitra,
μορφῇmorphēa[the] formG3444N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ὑπάρχωνhuparchōnexistingG5225V-PAP-NSM ἁρπαγμὸνharpagmonsomething to be graspedG0725N-ASM ἡγήσατοhēgēsatoconsideredG2233V-ADI-3S εἶναιeinaito beG1511V-PAN θεῷ,theōwith God,G2316N-DSM-T 7 fa nofoanany ny tenany tamin’ ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin’ ny olona;
ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM ἐκένωσενekenōsenemptiedG2758V-AAI-3S μορφὴνmorphēn[the] formG3444N-ASF δούλουdoulouof a servantG1401N-GSM λαβών,labōnhaving taken,G2983V-2AAP-NSM ὁμοιώματιhomoiōmati[the] likenessG3667N-DSN ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM γενόμενος,genomenoshaving been made,G1096V-2ADP-NSM 8 ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin’ ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin’ ny hazo fijaliana.
ἐταπείνωσενetapeinōsenHe humbledG5013V-AAI-3S ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM γενόμενοςgenomenoshaving becomeG1096V-2ADP-NSM ὑπήκοοςhupēkoosobedientG5255A-NSM θανάτου,thanatoudeath,G2288N-GSM θανάτουthanatou[the] deathG2288N-GSM σταυροῦ·staurouof [the] cross;G4716N-GSM 9 Koa izany no nanandratan’ Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra,
ὑπερύψωσενhuperupsōsenhighly exaltedG5251V-AAI-3S ἐχαρίσατοecharisatograntedG5483V-ADI-3S ὄνομα,onomaname,G3686N-ASN 10 mba ho amin’ ny anaran’ i Jesosy no handohalehan’ ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, na ny any ambanin’ ny tany,
ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P κάμψῃkampsēmay bowG2578V-AAS-3S ἐπουρανίωνepouraniōnin the heavensG2032A-GPM ἐπιγείωνepigeiōnon earthG1919A-GPM καταχθονίων,katachthoniōnunder the earth,G2709A-GPM 11 sy haneken’ ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr’ Andriamanitra Ray.
γλῶσσαglōssatongueG1100N-NSF ἐξομολογήσηταιexomologēsētaimay confessG1843V-AMS-3S κύριοςkurios[is] LordG2962GN-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T δόξανdoxan[the] gloryG1391N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πατρός.¶patros[the] Father.G3962N-GSM-T 12 Koa amin’ izany, ry malalako, tahaka ny nanekenareo mandrakariva, tsy fony teo aminareo ihany aho, fa ankehitriny dia bebe kokoa aza raha tsy eo aho, miasà amin’ ny tahotra ny ny hovitra hahatanteraka ny famonjena anareo.
Ὥστε,HōsteTherefore,G5620CONJ ἀγαπητοίagapētoibelovedG0027A-VPM μου,mouof mine,G3165P-1GS καθὼςkathōseven asG2531CONJ πάντοτεpantotealwaysG3842ADV ὑπηκούσατε,hupēkousateyou have obeyed,G5219V-AAI-2P παρουσίᾳparousiapresenceG3952N-DSF ἀπουσίᾳapousiaabsenceG0666N-DSF φόβουphoboufearG5401N-GSM τρόμουtromoutremblingG5156N-GSM ἑαυτῶνhe'autōnyour ownG1438F-2GPM σωτηρίανsōtēriansalvationG4991N-ASF κατεργάζεσθε·katergazesthedo work out;G2716V-PNM-2P 13 Fa Andriamanitra no miasa ao anatinareo na ny fikasana na ny fanaovana hahatanteraka ny sitrapony.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐνεργῶνenergōnworkingG1754V-PAP-NSM θέλεινtheleinto willG2309V-PAN ἐνεργεῖνenergeinto workG1754V-PAN ὑπὲρhuperaccording toG5228PREP εὐδοκίας.eudokias[His] good pleasure.G2107N-GSF 14 Ataovy ny zavatra rehetra amin’ ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana,
πάνταpantaAll thingsG3956A-APN ποιεῖτεpoieitedo performG4160GV-PAM-2P χωρὶςchōriswithoutG5565PREP γογγυσμῶνgongusmōnmurmuringsG1112N-GPM διαλογισμῶν,dialogismōndisputings,G1261N-GPM 15 mba ho tsy manan-tsiny sady tsy misy fitaka ianareo, dia zanak’ Andriamanitra tsy manana adidy eo amin’ ny firenena meloka sy maditra, izay isehoanareo tahaka ny fanazavana eo amin’ izao tontolo izao,
γένησθεgenēstheyou may beG1096V-2ADS-2P ἄμεμπτοιamemptoiblamelessG0273A-NPM ἀκέραιοι,akeraioiinnocent,G0185A-NPM τέκναteknachildrenG5043N-NPN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἄμωμαamōmablamelessG0299A-NPN μέσονmeson[the] midstG3319A-ASN γενεᾶςgeneasof a generationG1074N-GSF σκολιᾶςskoliascrookedG4646A-GSF διεστραμμένηςdiestrammenēspervertedG1294V-RPP-GSF φαίνεσθεphainestheyou shineG5316V-PEI-2P φωστῆρεςphōstēreslightsG5458N-NPM κόσμῳ,kosmō[the] world,G2889N-DSM 16 mitana ny tenin’ ny fiainana, mba hisy ho reharehako amin’ ny andron’ i Kristy, ka tsy ho nihazakazaka foana aho na nisasatra foana.
λόγονlogon[the] wordG3056N-ASM ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF ἐπέχοντες,epechontesholding forth,G1907V-PAP-NPM καύχημαkauchēmaa boastG2745N-ASN ἐμοὶemoito me myselfG1473P-1DS ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF Χριστοῦ,Christouof ChristG5547N-GSM-T ἔδραμον,edramonI did runG5143V-2AAI-1S ἐκοπίασα.ekopiasatoil.G2872V-AAI-1S 17 Eny, na dia haidina ho fanatitra aidina eo amin’ ny fanatitra ny fisoronan’ ny finoanareo aza aho, dia faly ka miara-mifaly aminareo rehetra.
σπένδομαιspendomaiI am being poured outG4689V-PPI-1S θυσίᾳthusiasacrificeG2378N-DSF λειτουργίᾳleitourgiaon [the] serviceG3009N-DSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP χαίρωchairōI am gladG5463V-PAI-1S συγχαίρωsugchairōI rejoice withG4796V-PAI-1S 18 Ary aoka izany no hampifaly anareo koa, ary miaraha mifaly amiko.
αὐτὸautolikewiseG0846P-ASN ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP χαίρετεchairetedo be gladG5463V-PAM-2P συγχαίρετέsugchairetedo rejoice withG4796V-PAM-2P Ny amin’ i Timoty sy Epafrodito
19 Nefa manantena ao amin’ i Jesosy Tompo aho fa haniraka an’ i Timoty faingana ho atỳ aminareo, mba hifaliako koa, rehefa fantatro ny toetrareo.
ἘλπίζωElpizōI hopeG1679V-PAI-1S κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T ΤιμόθεονTimotheonTimothyG5095N-ASM-P ταχέωςtacheōssoonG5030ADV πέμψαιpempsaito sendG3992V-AAN ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 εὐψυχῶeupsuchōmay be encouragedG2174V-PAS-1S γνοὺςgnoushaving knownG1097V-2AAP-NSM τὰtathe [things]G3588T-APN περὶpericoncerningG4012PREP 20 Fa tsy manana olona mitovy fanahy amiko1 aho na dia iray akory aza, izay hazoto hiahy anareo.
οὐδέναoudenaNo [one]G3762A-ASM ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ἰσόψυχον,isopsuchonlike-minded,G2473A-ASM γνησίωςgnēsiōsgenuinelyG1104ADV τὰtathe [things]G3588T-APN περὶperirelative toG4012PREP μεριμνήσει·merimnēseiwill care for;G3309V-FAI-3S - Na: aminy.
21 Fa izy rehetra dia samy mitady ny azy avy, fa tsy ny an’ i Jesosy Kristy;
πάντεςpantesallG3956A-NPM τὰtathe [things]G3588T-APN ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM ζητοῦσιν,zētousinare seeking,G2212V-PAI-3P τὰtathe [things]G3588T-APN Χριστοῦ·Christouof Christ;G5547N-GSM-T 22 izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra, fa efa niara-nanompo tamiko teo amin’ ny filazantsara, tahaka ny zanaka manompo ny rainy.
δοκιμὴνdokimēnthe proven worthG1382N-ASF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM γινώσκετε,ginōsketeyou know,G1097V-PAI-2P πατρὶpatria father [with]G3962N-DSM τέκνονteknona childG5043N-NSN ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ἐδούλευσενedouleusenhe has servedG1398V-AAI-3S εὐαγγέλιον.euangeliongospel.G2098N-ASN 23 Ary izy no antenaiko hirahina faingana, rehefa hitako izay ho toetro.
τοῦτονtoutonHimG3778D-ASM ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S πέμψαιpempsaito sendG3992V-AAN ἀφίδωaphidōI may have seenG0872V-2AAS-1S τὰtathe [things]G3588T-APN περὶpericoncerningG4012PREP ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ἐξαυτῆς·exautēsimmediately;G1824ADV 24 Fa matoky ao amin’ ny Tompo aho fa ny tenako dia mbola ho avy faingana koa.
πέποιθαpepoithaI have been persuadedG3982V-2RAI-1S κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T αὐτὸςautosI myselfG0846P-NSM ταχέωςtacheōssoonG5030ADV ἐλεύσομαι.¶eleusomaiI will come.G2064V-FDI-1S 25 Nefa nihevitra aho fa tokony hampandehaniko hankatỳ aminareo Epafrodito, rahalahiko sady mpiray asa amiko no miaramila namako ary irakareo1 sy mpanompo hanome izay nilaiko.
ἈναγκαῖονAnagkaionNecessaryG0316A-NSN ἡγησάμηνhēgēsamēnI esteemed [it]G2233V-ADI-1S ἘπαφρόδιτονEpaphroditonEpaphroditusG1891N-ASM-P ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM συνεργὸνsunergonfellow workerG4904A-ASM συστρατιώτηνsustratiōtēnfellow soldierG4961N-ASM μου,mouof mine,G3165P-1GS ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀπόστολονapostolonmessengerG0652N-ASM λειτουργὸνleitourgonministerG3011N-ASM χρείαςchreiasneedG5532N-GSF μου,mouof mine,G3165P-1GS πέμψαιpempsaito sendG3992V-AAN - Gr. apostolinareo.
26 Fa manina anareo rehetra izy ka difotra alahelo, satria efa renareo fa narary izy.
ἐπειδὴepeidēsinceG1894CONJ ἐπιποθῶνepipothōnlonging afterG1971V-PAP-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM ἀδημονῶνadēmonōnbeing deeply distressedG0085V-PAP-NSM διότιdiotibecauseG1360CONJ ἠκούσατεēkousateyou heardG0191V-AAI-2P ἠσθένησεν.ēsthenēsenhe was ill.G0770HV-AAI-3S 27 Eny, fa narary saiky maty tokoa izy; nefa Andriamanitra namindra fo taminy, ary tsy taminy ihany, fa tamiko koa, fandrao hanana alahelo mifanontona aho.
ἠσθένησενēsthenēsenhe was sickG0770HV-AAI-3S παραπλήσιονparaplēsionnearlyG3897A-ASN θανάτῳ·thanatōunto death;G2288N-DSM ἠλέησενēleēsenhad mercy onG1653V-AAI-3S αὐτὸνautonon himG0846P-ASM μόνονmononaloneG3441A-ASM ἐμέ,emeon me myself,G1473P-1AS λύπηνlupēnsorrowG3077N-ASF λύπηνlupēnsorrowG3077N-ASF σχῶ.schōI may have.G2192V-2AAS-1S 28 Koa nazoto kokoa haniraka azy aho, mba hifalianareo, rehefa hitanareo indray izy, ary mba ho afaka alahelo kokoa aho.
σπουδαιοτέρωςspoudaioterōsAll the more speedilyG4708ADV-C ἔπεμψαepempsaI have sentG3992V-AAI-1S αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM ἰδόντεςidonteshaving seenG1492HV-2AAP-NPM χαρῆτε,charēteyou may rejoice,G5463V-2AOS-2P κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 ἀλυπότεροςalupoterosless anxiousG0253A-NSM-C 29 Koa raiso ao amin’ ny Tompo izy amin’ ny fifaliana indrindra, ary omeo voninahitra izay olona tahaka izany;
προσδέχεσθεprosdechesthedo receiveG4327V-PNM-2P κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T τοιούτουςtoioutoussuchG5108D-APM ἐντίμουςentimousin honorG1784A-APM ἔχετε·echetedo hold;G2192V-PAM-2P 30 fa saiky maty izy noho ny asan’ i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin’ ny fanompoana ahy.
διὰdiafor the sake ofG1223PREP ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM ἤγγισενēngisenhe came nearG1448V-AAI-3S παραβολευσάμενοςparaboleusamenoshaving disregardedG3851V-ADP-NSM ψυχῇ,psuchēa[his] lifeG5590HN-DSF ἀναπληρώσῃanaplērōsēhe may fill upG0378V-AAS-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑστέρημαhusterēmadeficitG5303N-ASN πρόςprosof towardG4314PREP λειτουργίας.¶leitourgiasservice.G3009N-GSF