Chapter 1
Fiarahabana nataon’ i Paoly, sy fiderany an’ Andriamanitra noho ny soa avy amin’ ny avotra nataon’ i Kristy
1 Paoly, Apostolin’ i Kristy Jesosy noho ny sitrapon’ Andriamanitra, mamangy ny olona masìna any Efesosy, izay mahatoky1 ao amin’ i Kristy Jesosy:
ἀπόστολοςapostolosan apostleG0652N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θελήματοςthelēmatos[the] willG2307N-GSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM οὖσινousinare beingG1510V-PAP-DPM ἘφέσῳEphesōEphesusG2181N-DSF-L πιστοῖςpistoisfaithfulG4103A-DPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ·IēsouJesus;G2424GN-DSM-P - Na: mino an’
2 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 3 Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nitahy antsika tao amin’ i Kristy amin’ ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,
ΕὐλογητὸςEulogētosBlessed [be]G2128A-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T εὐλογήσαςeulogēsashaving blessedG2127V-AAP-NSM εὐλογίᾳeulogiablessingG2129N-DSF πνευματικῇpneumatikēaspiritualG4152A-DSF ἐπουρανίοιςepouranioisheavenly realmsG2032A-DPN Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T 4 araka ny nifidianany antsika tao aminy, fony tsy mbola ary ny fanorenan’ izao tontolo izao, mba ho masìna sady tsy misy tsiny eo anatrehany isika,
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐξελέξατοexelexatoHe choseG1586V-AMI-3S καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμουkosmouof [the] worldG2889N-GSM εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἡμᾶςhēmasfor usG3165P-1AP ἀμώμουςamōmousblamelessG0299A-APM κατενώπιονkatenōpionbeforeG2714PREP 5 rehefa notendreny rahateo amin’ ny fitiavana isika mba ho Azy1 amin’ ny fananganan’ anaka amin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy, araka izay ankasitrahan’ ny fony,
προορίσαςproorisashaving predestinedG4309V-AAP-NSM υἱοθεσίανhuiothesiandivine adoption as sonsG5206N-ASF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T αὐτὸνautonHimselfG0846P-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP εὐδοκίανeudokiangood pleasureG2107N-ASF θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM - Na: amin’ ny fitiavana, rehefa notendreny rahateo ho Azy isika.
6 ho fiderana ny voninahitry ny fahasoavany, izay nanasoavany antsika maimaimpoana ao amin’ ny Malala.
ἔπαινονepainon[the] praiseG1868N-ASM δόξηςdoxēsof [the] gloryG1391N-GSF χάριτοςcharitosof graceG5485N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἐχαρίτωσενecharitōsenHe has freely givenG5487V-AAI-3S ἠγαπημένῳ,ēgapēmenōBeloved [One],G0025V-RPP-DSM 7 Izy no ananantsika fanavotana amin’ ny ràny, dia ny famelana ny fahadisoantsika, araka ny haren’ ny fahasoavany,
ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ἀπολύτρωσινapolutrōsinredemptionG0629N-ASF αἵματοςaimatosbloodG0129GN-GSN αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM ἄφεσινaphesinforgivenessG0859N-ASF παραπτωμάτων,paraptōmatōnof trespasses,G3900N-GPN κατὰkataaccording toG2596PREP πλοῦτοςploutosrichesG4149N-ASN χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 8 izay nataony be ho antsika tamin’ ny fahendrena sy ny fisainana rehetra,
ἐπερίσσευσενeperisseusenHe lavishedG4052V-AAI-3S σοφίᾳsophiawisdomG4678N-DSF φρονήσειphronēseiin understandingG5428N-DSF 9 rehefa nampahafantariny ny zava-miafina ny amin’ ny sitrapony isika, araka ny safidiny izay nokasain’ ny tenany,
γνωρίσαςgnōrisashaving made knownG1107V-AAP-NSM μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP εὐδοκίανeudokianpleasureG2107N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM προέθετοproethetoHe purposedG4388V-2AMI-3S 10 hahatanterahany ny fitondrana hatao mandra-pahatapitry ny andro voatendry, hanangonany1 ny zavatra rehetra ho iray ao amin’ i Kristy, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, dia ho ao aminy;
οἰκονομίανoikonomian[the] administrationG3622N-ASF πληρώματοςplērōmatosfullnessG4138N-GSN καιρῶν,kairōntimes,G2540N-GPM ἀνακεφαλαιώσασθαιanakephalaiōsasthaito bring togetherG0346V-ADN πάνταpantaall thingsG3956A-APN Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T τὰtathe [things]G3588T-APN οὐρανοῖςouranoisheavensG3772N-DPM τὰtathe [things]G3588T-APN - Na: hanangonany indray.
11 ao aminy koa no nanaovana antsika ho lovany1, rehefa notendrena rahateo isika araka ny fikasan’ izay mahefa ny zavatra rehetra araka ny ankasitrahan’ ny fony,
ἐκληρώθημενeklērōthēmenwe have obtained an inheritanceG2820V-API-1P προορισθέντεςprooristhenteshaving been predestinedG4309V-APP-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP πρόθεσινprothesin[the] purposeG4286N-ASF τοῦtouof the [One]G3588T-GSM πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἐνεργοῦντοςenergountosworkingG1754V-PAP-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP βουλὴνboulēncounselG1012N-ASF θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM - Na: no nandraisantsika ny lova.
12 mba ho fiderana ny voninahiny izahay, izay nanantena an’ i Kristy rahateo.
εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἔπαινονepainon[the] praiseG1868N-ASM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM τοὺςtousthe [ones]G3588T-APM προηλπικόταςproēlpikotashaving first trustedG4276V-RAP-APM Χριστῷ·ChristōChrist;G5547N-DSM-T 13 Ao aminy koa ianareo, rehefa renareo ny tenin’ ny fahamarinana, dia ny filazantsara famonjena anareo,― eny, ao aminy koa ianareo, rehefa nino, no nasiana tombo-kase tamin’ ny Fanahy Masìna araka ny teny fikasana.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀκούσαντεςakousanteshaving heardG0191V-AAP-NPM ἀληθείας,alētheiasof truth,G0225N-GSF εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN σωτηρίαςsōtēriassalvationG4991N-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP πιστεύσαντεςpisteusanteshaving believedG4100V-AAP-NPM ἐσφραγίσθητεesphragisthēteyou were sealedG4972V-API-2P πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN ἐπαγγελίαςepangeliasof promiseG1860N-GSF 14 Izany Fanahy izany no santatry ny lovantsika ho amin’ ny fanavotana ny olona izay nahiny ho an’ ny tenany, ho fiderana ny voninahiny.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀρραβὼνarrabōn[the] guaranteeG0728N-NSM κληρονομίαςklēronomiasinheritanceG2817N-GSF ἀπολύτρωσινapolutrōsin[the] redemptionG0629N-ASF περιποιήσεωςperipoiēseōsacquired [possession]G4047N-GSF ἔπαινονepainon[the] praiseG1868N-ASM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF αὐτοῦ.¶autouof Him.G0846P-GSM Fivavahana ho an’ ny Kristiana tao Efesosy mba handrosoany hahalala ny hatsaran’ ny famonjena, sy fampahatsiarovana azy ny halehiben’ ny fitiavan’ Andriamanitra
15 Ary noho izany izaho koa, rehefa nandre ny finoanareo an’ i Jesosy Tompo izay hitan’1 ny olona masìna rehetra,
ΔιὰDiaBecause ofG1223PREP κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 ἀκούσαςakousashaving heard ofG0191V-AAP-NSM ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF πάνταςpantasallG3956A-APM ἁγίουςhagioussaintsG0040HA-APM - Na: (ny finoanareo an’ i Jesosy Tompo sy ny fitiavanareo)
16 dia tsy mitsahatra misaotra noho ny aminareo ka mahatsiaro anareo amin’ ny fivavahako,
παύομαιpauomaido ceaseG3973V-PMI-1S εὐχαριστῶνeucharistōngiving thanksG2168V-PAP-NSM μνείανmneianmentionG3417N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ποιούμενοςpoioumenosmakingG4160GV-PMP-NSM προσευχῶνproseuchōnprayersG4335N-GPF 17 mba homen’ Andriamanitr’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ ny voninahitra, ho anareo ny fanahin’ ny fahendrena sy ny fanambarana amin’ ny fahalalana Azy tsara,
Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T δόξης,doxēsof glory,G1391N-GSF δώῃdōēmay giveG1325V-2AAS-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πνεῦμαpneuma[a] spiritG4151GN-ASN σοφίαςsophiasof wisdomG4678N-GSF ἀποκαλύψεωςapokalupseōsrevelationG0602N-GSF ἐπιγνώσειepignōsei[the] knowledgeG1922N-DSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 18 ary mba hampahiratina ny mason’ ny sainareo, mba ho fantatrareo izay fanantenana avy amin’ ny fiantsoany sy izay haren’ ny voninahitry ny lovany eo amin’ ny olona masìna,
πεφωτισμένουςpephōtismenousenlightened [are]G5461V-RPP-APM ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP εἰςeisin order forG1519PREP εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κλήσεωςklēseōscallingG2821N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM πλοῦτοςploutosrichesG4149N-NSM δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF κληρονομίαςklēronomiasinheritanceG2817N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἁγίοις,hagioissaints,G0040HA-DPM 19 ary ny fihoaran’ ny halehiben’ ny heriny ho antsika izay mino, araka ny fiàsan’ ny herin’ ny faherezany,
ὑπερβάλλονhuperballonsurpassingG5235V-PAP-NSN μέγεθοςmegethosgreatnessG3174N-NSN δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM πιστεύονταςpisteuontasbelievingG4100V-PAP-APM κατὰkataaccording toG2596PREP ἐνέργειανenergeianworkingG1753N-ASF κράτουςkratousmightG2904N-GSN ἰσχύοςischuosstrengthG2479N-GSF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM 20 izay nataony tao amin’ i Kristy tamin’ ny nananganany Azy tamin’ ny maty sy ny nampitoerany Azy eo amin’ ny tànany ankavanana any an-danitra,
ἐνήργησενenērgēsenHe workedG1754V-AAI-3S ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἐγείραςegeirashaving raisedG1453V-AAP-NSM νεκρῶνnekrōndeadG3498A-GPM καθίσαςkathisashaving satG2523V-AAP-NSM δεξιᾷdexia[the] right handG1188A-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐπουρανίοιςepouranioisheavenly realmsG2032A-DPN 21 ambony lavitra noho ny fanapahana rehetra sy ny fahefana sy ny hery sy ny fanjakana ary ny anarana rehetra izay tononina, tsy amin’ izao fiainana izao ihany, fa amin’ ny ho avy koa,
ὑπεράνωhuperanōaboveG5231PREP πάσηςpasēseveryG3956A-GSF ἀρχῆςarchēsprincipalityG0746N-GSF ἐξουσίαςexousiasauthorityG1849N-GSF δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF κυριότητοςkuriotētosdominionG2963N-GSF παντὸςpantoseveryG3956A-GSN ὀνόματοςonomatosnameG3686N-GSN ὀνομαζομένουonomazomenoubeing namedG3687V-PPP-GSN μέλλοντι,mellonticoming,G3195V-PAP-DSM 22 dia nampanaiky ny zavatra rehetra ho eo ambanin’ ny tongony Izy ka nanao Azy ho Lohany manapaka ny zavatra rehetra ho an’ ny fiangonana1,
πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὑπέταξενhupetaxenHe putG5293V-2AAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S κεφαλὴνkephalēn[to be] headG2776N-ASF πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF - Gr. eklesia.
23 izay tenany, dia ny fahafenoan’ izay mameno izao zavatra rehetra izao amin’ ny rehetra.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-NSN τοῦtouof the [One]G3588T-GSM πληρουμένου.¶plēroumenoufilling.G4137V-PMP-GSM