Chapter 1
Fiarahabana
1 Paoly Apostoly ― tsy avy tamin’ olona, na tamin’ ny alalan’ olona, fa tamin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy sy Andriamanitra Ray, Izay nanangana Azy tamin’ ny maty ―
ἀπόστολοςapostolosan apostleG0652N-NSM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM ἐγείραντοςegeirantoshaving raisedG1453V-AAP-GSM νεκρῶνnekrōn[the] dead —G3498A-GPM 2 mbamin’ ny rahalahy rehetra izay ato amiko, mamangy ny fiangonana1 atỳ Galatia:
ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF Γαλατίας·Galatiasof Galatia:G1053N-GSF-L - Gr. eklesia.
3 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompontsika,
χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T 4 Izay nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika, hanafahany antsika amin’ izao miara-belona ratsy fanahy izao1, araka ny sitrapon’ Andriamanitra Raintsika;
τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM δόντοςdontoshaving givenG1325V-2AAP-GSM ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ ἐξέληταιexelētaiHe may deliverG1807V-2AMS-3S ἐνεστῶτοςenestōtoshaving come presentlyG1764V-RAP-GSM πονηροῦponērouevilG4190A-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP θέλημαthelēmawillG2307N-ASN πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP - Na: izao andro ratsy izao.
5 ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
ᾧhōto whom [be]G3739R-DSM ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB Fananarana ny Galatiana noho ny fivadibadihany, sy ny fanambarana ny mah’ Apostoly an’ i Paoly
6 Gaga aho, raha mifindra faingana toy izao ianareo hiala amin’ izay efa niantso anareo tamin’ ny fahasoavan’ i Kristy ho amin’ ny filazantsara hafa,
ΘαυμάζωThaumazōI am astonishedG2296V-PAI-1S ταχέωςtacheōssoonG5030ADV μετατίθεσθεmetatithestheyou are desertingG3346V-PEI-2P τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM καλέσαντοςkalesantoshaving calledG2564GV-AAP-GSM χάριτιchariti[the] graceG5485N-DSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἕτερονheterona differentG2087A-ASN εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN 7 izay tsy filazantsara akory1, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran’ i Kristy.
ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ἄλλο,alloanother,G0243A-NSN εἰσινeisinthere areG1510V-PAI-3P ταράσσοντεςtarassontesare troublingG5015V-PAP-NPM θέλοντεςthelontesare desiringG2309V-PAP-NPM μεταστρέψαιmetastrepsaito pervertG3344V-AAN εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T - Gr. anankiray koa.
8 Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy1 izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona2 izy.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἄγγελοςangelosan angelG0032GN-NSM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM εὐαγγελίζηταιeuangelizētaishall evangeliseG2097V-PMS-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παρ᾽par᾽contrary toG3844PREP εὐηγγελισάμεθαeuēngelisamethawe evangelisedG2097V-AMI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀνάθεμαanathemaaccursedG0331N-NSN ἔστω.estōhe should be.G1510V-PAM-3S - Na: manohitra.
- Gr. anatema.
9 Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona1 izy,
προειρήκαμεν,proeirēkamenwe have said before,G4280V-RAI-1P ὑμᾶςhumas[to] youG4771P-2AP εὐαγγελίζεταιeuangelizetaiis evangelisingG2097V-PEI-3S παρ᾽par᾽contrary toG3844PREP παρελάβετε,parelabeteyou received,G3880V-2AAI-2P ἀνάθεμαanathemaaccursedG0331N-NSN ἔστω.estōhe should be.G1510V-PAM-3S - Gr. anatema.
10 Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin’ olona aho? Raha mbola mila sitraka amin’ olona aho, dia tsy mpanompon’ i Kristy.
ἄρτιartiPresentlyG0737ADV ἀνθρώπουςanthrōpousof menG0444N-APM πείθωpeithōdo I seek approvalG3982V-PAI-1S θεόν;theonGod?G2316N-ASM-T ζητῶzētōdo I seekG2212V-PAI-1S ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἀρέσκειν;areskeinto please?G0700V-PAN ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἤρεσκον,ēreskonI were pleasing,G0700V-IAI-1S ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T δοῦλοςdoulosa servantG1401N-NSM ἤμην.¶ēmēnI was being.G1510V-IMI-1S 11 Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin’ ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon’ ny olona izany.
ΓνωρίζωGnōrizōI make knownG1107V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN εὐαγγελισθὲνeuangelisthenhaving been evangelisedG2097V-APP-ASN ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπον·anthrōponman;G0444N-ASM 12 Fa izaho tsy nandray azy tamin’ olona, ary tsy mba nampianarina aho, fa tamin’ ny fanambaran’ i Jesosy Kristy ihany.
οὐδὲoudeNeitherG3761CONJ-N ἀνθρώπουanthrōpoumanG0444N-GSM παρέλαβονparelabonreceivedG3880V-2AAI-1S ἐδιδάχθηνedidachthēnwas I taught [it]G1321V-API-1S ἀποκαλύψεωςapokalupseōsa revelationG0602N-GSF ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P Χριστοῦ.ChristouChrist.G5547N-GSM-T 13 Fa efa renareo ny toetro fahiny tamin’ ny fivavahan’ ny Jiosy, fa nanenjika ny fiangonan’1 Andriamanitra efa izay tsy izy aho ka nandrava azy;
ἠκούσατεēkousateYou have heard ofG0191V-AAI-2P ἀναστροφήνanastrophēnway of lifeG0391N-ASF ἸουδαϊσμῷIoudaismōJudaismG2454N-DSM-T ὑπερβολὴνhuperbolēnexceeding measureG5236N-ASF ἐδίωκονediōkonI was persecutingG1377V-IAI-1S ἐκκλησίανekklēsianchurchG1577N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐπόρθουνeporthounwas destroyingG4199V-IAI-1S - Gr. eklesia.
14 ary nandroso tamin’ ny fivavahan’ ny Jiosy mihoatra noho ny maro izay indray mihira amiko eo amin’ ny fireneko aho ka fatra-pitana ny fampianarana voatolotry ny razako indrindra.
προέκοπτονproekoptonI was advancingG4298V-IAI-1S ἸουδαϊσμῷIoudaismōJudaismG2454N-DSM-T πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM συνηλικιώταςsunēlikiōtascontemporariesG4915N-APM γένειgeneicountrymenG1085GN-DSN περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C ζηλωτὴςzēlōtēszealousG2207N-NSM-T ὑπάρχωνhuparchōnbeingG5225V-PAP-NSM πατρικῶνpatrikōnfathersG3967A-GPF παραδόσεων.paradoseōntraditions.G3862N-GPF 15 Fa raha sitrak’ Andriamanitra, Izay nanokana ahy hatrany an-kibon’ ineny ny niantso ahy tamin’ ny fahasoavany,
εὐδόκησενeudokēsenwas pleasedG2106V-AAI-3S ἀφορίσαςaphorisashaving selectedG0873V-AAP-NSM κοιλίαςkoilias[the] wombG2836N-GSF μητρόςmētrosof motherG3384N-GSF καλέσαςkalesashaving called [me]G2564GV-AAP-NSM χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM 16 ny nampiseho ny Zanany tato anatiko, mba hitoriako Azy any amin’ ny jentilisa, niaraka tamin’ izay dia tsy naka saina tamin’ ny nofo aman-drà aho,
ἀποκαλύψαιapokalupsaito revealG0601V-AAN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐμοί,emoime myself,G1473P-1DS εὐαγγελίζωμαιeuangelizōmaiI may evangeliseG2097V-PMS-1S ἔθνεσιν,ethnesinGentiles,G1484N-DPN εὐθέωςeutheōsimmediatelyG2112ADV προσανεθέμηνprosanethemēnI consultedG4323V-2AMI-1S σαρκὶsarkiwith fleshG4561N-DSF αἵματι,aimatiwith blood,G0129GN-DSN 17 ary tsy niakatra tany Jerosalema ho any amin’ izay Apostoly talohako aho, fa lasa nankany Arabia, dia niverina ho any Damaskosy indray.
ἀνῆλθονanēlthondid I go upG0424V-2AAI-1S ἹεροσόλυμαHi'erosolumaJerusalemG2414N-APN-L ἀποστόλους,apostolousapostles,G0652N-APM ἀπῆλθονapēlthonI went awayG0565V-2AAI-1S ἈραβίανArabianArabiaG0688N-ASF-L ὑπέστρεψαhupestrepsareturnedG5290V-AAI-1S Δαμασκόν.DamaskonDamascus.G1154N-ASF-L 18 Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an’ i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin’ ny folo andro.
ἀνῆλθονanēlthonI went upG0424V-2AAI-1S ἹεροσόλυμαHi'erosolumaJerusalemG2414N-APN-L ἱστορῆσαιhistorēsaito make acquaintance withG2477V-AAN ΚηφᾶνKēphanCephasG2786N-ASM-P ἐπέμειναepemeinaI remainedG1961V-AAI-1S ἡμέραςhēmerasdaysG2250N-APF δεκαπέντε·dekapentefifteen;G1178A-NUI 19 Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba1, rahalahin’ ny Tompo.
ἕτερονheteronOtherG2087A-ASM ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM εἶδον,eidonI saw,G1492HV-2AAI-1S ἸάκωβονIakōbonJamesG2385IN-ASM-P ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM κυρίου.kuriouLord.G2962GN-GSM-T - Na: fa Jakoba kosa.
20 Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan’ Andriamanitra fa tsy mandainga aho.
γράφωgraphōI writeG1125V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ψεύδομαι.pseudomaiI lie.G5574V-PNI-1S 21 Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Syria sy Kilikia aho;
ἦλθονēlthonI wentG2064V-2AAI-1S κλίματαklimataregionsG2824N-APN ΣυρίαςSuriasof SyriaG4947N-GSF-L Κιλικίας·KilikiasCilicia;G2791N-GSF-L 22 ary tsy mbola fantatry ny fiangonana1 any Jodia, izay ao amin’ i Kristy, ny tarehiko.
ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S ἀγνοούμενοςagnooumenosunknownG0050V-PPP-NSM προσώπῳprosōpōby faceG4383N-DSN ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF ἸουδαίαςIoudaiasof JudeaG2449N-GSF-L ταῖςtaisthat [are]G3588T-DPF Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T - Gr. eklesia.
23 Fa nandre ihany izy hoe: Ilay mpanenjika antsika fahiny, indro izy ankehitriny mitory ny finoana izay noravany fahiny.
ἀκούοντεςakouonteshearingG0191V-PAP-NPM ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P διώκωνdiōkōnpersecutingG1377V-PAP-NSM εὐαγγελίζεταιeuangelizetaiis evangelisingG2097V-PEI-3S ἐπόρθει·eportheihe was destroying;G4199V-IAI-3S 24 Ary dia nankalazany an’ Andriamanitra aho.
ἐδόξαζονedoxazonthey were glorifyingG1392V-IAI-3P ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS θεόν.¶theonGod.G2316N-ASM-T