Chapter 3
Ny famonjena sy ny fahafahan’ ny mino an’ i Kristy ampitahaina amin’ ny fahamelohana sy ny fahandevozan’ izay miankina amin’ ny lalàna
1 Ry Galatiana adala, iza no nanimba1 anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an’ i Jesosy Kristy voahombo tamin’ ny hazo fijaliana?
ἀνόητοιanoētoifoolishG0453A-VPM Γαλάται,GalataiGalatians!G1052N-VPM-LG ἐβάσκανενebaskanenhas bewitchedG0940V-AAI-3S ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF πείθεσθαι,peithesthaito obeyG3982V-PPN ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T προεγράφηproegraphēwas publicly portrayedG4270V-2API-3S ἐσταυρωμένος;estaurōmenos[as] crucified?G4717V-RPP-NSM - Gr. mamosavy.
2 Izao ihany no tiako holazainareo amiko: Moa ny asan’ ny lalàna va no nandraisanareo ny Fanahy, sa ny fitoriana ny finoana1?
θέλωthelōI wishG2309V-PAI-1S μαθεῖνmatheinto learnG3129V-2AAN ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμουnomouof [the] LawG3551N-GSM ἐλάβετεelabetedid you receiveG2983V-2AAI-2P ἀκοῆςakoēshearingG0189N-GSF πίστεως;pisteōsof faith?G4102GN-GSF - Na: fandrenesana amin’ ny finoana.
3 Adala toy izany va ianareo? Rehefa nanomboka tamin’ ny Fanahy ianareo, dia hahatanteraka amin’ ny nofo va ankehitriny?
ἀνόητοίanoētoifoolishG0453A-NPM ἐστε;esteare you?G1510V-PAI-2P ἐναρξάμενοιenarxamenoiHaving begunG1728V-ADP-NPM πνεύματιpneumatiin [the] SpiritG4151GN-DSN σαρκὶsarkiin [the] fleshG4561N-DSF ἐπιτελεῖσθε;epiteleistheare you being perfected?G2005V-PEI-2P 4 Moa izany zavatra be izany dia efa niaretanareo foana, raha dia foana tokoa izany?
τοσαῦταtosautaSo many thingsG5118K-APN ἐπάθετεepathetedid you sufferG3958V-2AAI-2P εἰκῇ;eikēain vain?G1500ADV εἰκῇ.¶eikēain vain!G1500ADV 5 Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin’ ny asan’ ny lalàna va izany, sa avy amin’ ny fitoriana ny finoana1?
ἐπιχορηγῶνepichorēgōnsupplyingG2023V-PAP-NSM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐνεργῶνenergōnworkingG1754V-PAP-NSM δυνάμειςdunameismiraclesG1411N-APF ἐξex[is it] out ofG1537PREP ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμουnomouof the LawG3551N-GSM ἀκοῆςakoēshearingG0189N-GSF πίστεως;pisteōsof faith?G4102GN-GSF - Na: fandrenesana amin’ ny finoana.
6 Dia tahaka an’ i Abrahama nino an’ Andriamanitra, ka dia nasaina ho fahamarinany izany1.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-NSM-P ἐπίστευσενepisteusenbelievedG4100V-AAI-3S θεῷtheōin GodG2316N-DSM-T ἐλογίσθηelogisthēit was reckonedG3049V-API-3S δικαιοσύνην.dikaiosunēnrighteousness.G1343N-ASF - Gen 15. 6
7 Koa fantaro fa izay amin’ ny finoana no zanak’ i Abrahama.
γινώσκετεginōsketedo knowG1097V-PAM-2P πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P Ἀβραάμ.Abraamof Abraham.G0011N-GSM-P 8 Ary satria hitan’ ny Soratra Masìna rahateo fa amin’ ny finoana no anamarinan’ Andriamanitra ny jentilisa, dia nitory ny filazantsara tamin’ i Abrahama rahateo izy, nanao hoe: Aminao no hitahiana ny firenena rehetra1;
προϊδοῦσαproidousaHaving foreseenG4308V-2AAP-NSF γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF δικαιοῖdikaioijustifiesG1344V-PAI-3S ἔθνηethnēGentilesG1484N-APN θεός,theosGod,G2316N-NSM-T προευηγγελίσατοproeuēngelisatoforetold the gospelG4283V-ADI-3S ἈβραὰμAbraamto AbrahamG0011N-DSM-P ἐνευλογηθήσονταιeneulogēthēsontaiWill be blessedG1757V-FPI-3P ἔθνη.ethnēnations.G1484N-NPN - Gen 12. 3
9 ka dia izay amin’ ny finoana notahina mbamin’ i Abrahama mpino.
ὥστεhōsteSo thenG5620CONJ πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF εὐλογοῦνταιeulogountaiare blessedG2127V-PPI-3P σὺνsunalong withG4862PREP πιστῷpistōbelievingG4103A-DSM Ἀβραάμ.AbraamAbraham.G0011N-DSM-P 10 Fa izay rehetra amin’ ny asan’ ny lalàna dia eo ambanin’ ny fanozonana; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra tsy maharitra mankatò ny zavatra rehetra voasoratra ao amin’ ny bokin’ ny lalàna1.
ὅσοιhosoiAs many asG3745K-NPM ἔργωνergōnworksG2041N-GPN νόμουnomouof [the] LawG3551N-GSM εἰσίν,eisinare,G1510V-PAI-3P κατάρανkatarana curseG2671N-ASF εἰσίν·eisinare;G1510V-PAI-3P γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἐπικατάρατοςepikataratosCursed [is]G1944A-NSM ἐμμένειemmeneidoes continueG1696V-PAI-3S πᾶσινpasinall thingsG3956A-DPN γεγραμμένοιςgegrammenoiswrittenG1125V-RPP-DPN βιβλίῳbibliōbookG0975N-DSN ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN - Deo 27. 26
11 Ary hita marimarina fa amin’ ny lalàna dia tsy misy olona hamarinina eo anatrehan’ Andriamanitra; fa ny marina amin’ ny finoana no ho velona12.
νόμῳnomō[the] lawG3551N-DSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δικαιοῦταιdikaioutaiis justifiedG1344V-PPI-3S δῆλον,dēlon[is] evident,G1212A-NSN δίκαιοςdikaiosrighteousG1342A-NSM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ζήσεται·zēsetaiwill live;G2198V-FDI-3S - Na: ny marina ho velon’ ny finoana.
- Hab 2. 4
12 Ary ny lalàna tsy araka ny finoana; fa izay mahatandrina izany no ho velona aminy1.
νόμοςnomosthe LawG3551N-NSM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ποιήσαςpoiēsashaving doneG4160GV-AAP-NSM αὐτὰautathese thingsG0846P-APN ἄνθρωποςanthrōposmanG0444N-NSM ζήσεταιzēsetaiwill liveG2198V-FDI-3S αὐτοῖς.¶autoisthem.G0846P-DPN - Lev 18. 5
13 Kristy nanavotra anay tamin’ ny ozon’ ny lalàna, satria tonga voaozona hamonjy anay Izy; fa voasoratra hoe: Voaozona izay rehetra mihantona amin’ ny hazo1,
ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐξηγόρασενexēgorasenredeemedG1805V-AAI-3S κατάραςkatarascurseG2671N-GSF γενόμενοςgenomenoshaving becomeG1096V-2ADP-NSM κατάρα·kataraa curse;G2671N-NSF γέγραπταιgegraptaiit has been writtenG1125V-RPI-3S ἐπικατάρατοςepikataratosCursed [is]G1944A-NSM κρεμάμενοςkremamenosis hangingG2910V-PMP-NSM ξύλου·xuloua tree;G3586N-GSN - Deo 21. 23
14 mba ho tonga amin’ ny jentilisa ny fitahiana an’ i Abrahama ao amin’ i Kristy Jesosy, ary mba horaisintsika amin’ ny finoana ny teny fikasana ny amin’ ny Fanahy.
ἔθνηethnēGentilesG1484N-APN εὐλογίαeulogiablessingG2129N-NSF ἈβραὰμAbraamof AbrahamG0011N-GSM-P γένηταιgenētaimay becomeG1096V-2ADS-3S ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἐπαγγελίανepangelianpromiseG1860N-ASF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN λάβωμενlabōmenwe may receiveG2983V-2AAS-1P πίστεως.pisteōsfaith.G4102GN-GSF 15 Ry rahalahy ― miteny araka ny fanaon’ ny olona aho ― na dia ny fanekena1 ataon’ olona ihany aza, rehefa vita mafy, dia tsy fanao ny manatsoaka na manampy izany.
ἀδελφοί,adelphoiBrothers,G0080N-VPM κατὰkataaccording toG2596PREP ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM λέγω.legōI am speaking.G3004GV-PAI-1S ἀνθρώπουanthrōpouof manG0444N-GSM κεκυρωμένηνkekurōmenēnratifiedG2964V-RPP-ASF διαθήκηνdiathēkēna covenantG1242N-ASF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἀθετεῖatheteisets asideG0114V-PAI-3S ἐπιδιατάσσεται.epidiatassetaiadds thereto.G1928V-PNI-3S - Na: didim-pananana.
16 Ary tamin’ i Abrahama sy ny taranany no nilazana ny teny fikasana. Tsy lazainy hoe: Ary ho an’ ny taranaka, toy ny milaza ny maro; fa toy ny milaza ny anankiray, ary ho an’ ny taranakao1, dia Kristy izany.
ἈβραὰμAbraamto AbrahamG0011N-DSM-P ἐρρέθησανerrethēsanwere spokenG2046V-API-3P ἐπαγγελίαιepangeliaipromisesG1860N-NPF σπέρματιspermatiseedG4690GN-DSN αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM λέγει·legeiit does say;G3004GV-PAI-3S σπέρμασινspermasinto seedsG4690GN-DPN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN σπέρματίspermatiseedG4690GN-DSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S Χριστός.ChristosChrist.G5547N-NSM-T - Gen 22. 18
17 Ary izao no lazaiko: Ny fanekena izay nataon’ Andriamanitra mafy fahiny dia tsy tsoahan’ ny lalàna, izay vao natao telo-polo amby efa-jato taona tato aoriana, hahafoana ny teny fikasana.
διαθήκηνdiathēkēn[The] covenantG1242N-ASF προκεκυρωμένηνprokekurōmenēnconfirmed beforehandG4300V-RPP-ASF ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T μετὰmetaafterwardG3326PREP τετρακόσιαtetrakosiafour hundredG5071A-APN τριάκονταtriakontathirtyG5144A-NUI γεγονὼςgegonōshaving comeG1096V-2RAP-NSM νόμοςnomos[the] lawG3551N-NSM ἀκυροῖakuroidoes annulG0208V-PAI-3S καταργῆσαιkatargēsaito nullifyG2673V-AAN ἐπαγγελίαν.epangelianpromise.G1860N-ASF 18 Fa raha avy amin’ ny lalàna ny lova, dia tsy avy amin’ ny teny fikasana intsony; nefa tamin’ i Abrahama dia teny fikasana no nanomezan’ Andriamanitra azy.
νόμουnomou[the] Law [is]G3551N-GSM κληρονομίαklēronomiainheritanceG2817N-NSF οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἐπαγγελίας·epangeliasa promise;G1860N-GSF ἈβραὰμAbraamto AbrahamG0011N-DSM-P ἐπαγγελίαςepangeliasa promiseG1860N-GSF κεχάρισταιkecharistaihas granted [it]G5483V-RNI-3S θεός.¶theosGod.G2316N-NSM-T 19 Inona ary ny lalàna? Nanampy noho ny fahadisoana izy ambara-pihavin’ ny taranaka izay nomena ny teny fikasana; ary nalahatr’ anjely teo an-tànan’ ny mpanalalana izany.
νόμος;nomosLaw?G3551N-NSM παραβάσεωνparabaseōntransgressionsG3847N-GPF χάρινcharinBecause ofG5484PREP προσετέθηprosetethēit was addedG4369V-API-3S ἄχριςachrisuntilG0891PREP ἔλθῃelthēmay have comeG2064V-2AAS-3S ἐπήγγελται,epēngeltaipromise has been made,G1861V-RNI-3S διαταγεὶςdiatageishaving been ordainedG1299V-2APP-NSM ἀγγέλωνangelōnangelsG0032GN-GPM χειρὶcheiri[the] handG5495N-DSF μεσίτου.mesitouof a mediator.G3316N-GSM 20 Ary ny mpanalalana dia tsy an’ ny irery, fa Andriamanitra dia iray ihany.
μεσίτηςmesitēsa mediatorG3316N-NSM ἑνὸςhenosof one [person]G1520A-GSM ἔστιν,estinis,G1510V-PAI-3S ἐστιν.¶estinis.G1510V-PAI-3S 21 Ka moa manohitra ny teny fikasan’ Andriamanitra va ny lalàna? Sanatria izany! Fa raha nisy lalàna mahavelona nomena, dia avy tamin’ ny lalàna tokoa ny fahamarinana
κατὰkata[is] contrary toG2596PREP ἐπαγγελιῶνepangeliōnpromisesG1860N-GPF θεοῦ;theouof God?G2316N-GSM-T γένοιτο.genoitowould it be!G1096V-2ADO-3S ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S νόμοςnomosa lawG3551N-NSM δυνάμενοςdunamenosis being ableG1410V-PNP-NSM ζῳοποιῆσαι,zōopoiēsaito impart life,G2227V-AAN νόμουnomou[the] lawG3551N-GSM ἦνēnwas emergingG1510V-IAI-3S δικαιοσύνη·dikaiosunērighteousness;G1343N-NSF 22 Fa ny Soratra Masìna efa nanidy azy rehetra teo amin’ ny fahotana, mba homena ny mino ny teny fikasana noho ny finoana an i Jesosy Kristy.
συνέκλεισενsunekleisenimprisonedG4788V-AAI-3S γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF τὰta<the> [things]G3588T-APN ἁμαρτίαν,hamartiansin,G0266N-ASF ἐπαγγελίαepangeliapromiseG1860N-NSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἸησοῦIēsoufrom JesusG2424GN-GSM-P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T δοθῇdothēamay be givenG1325V-APS-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσιν.¶pisteuousinbelieving.G4100V-PAP-DPM 23 Fa fony tsy mbola tonga ny finoana, dia voambina tao ambanin’ ny lalàna isika ka voahidy ho amin’ ny finoana izay efa haseho ato aoriana.
ἐλθεῖνeltheincomingG2064V-2AAN νόμονnomon[the] LawG3551N-ASM ἐφρουρούμεθαephrouroumethawe were held in custodyG5432V-IPI-1P συγκλειόμενοιsugkleiomenoibeing locked upG4788V-PPP-NPM μέλλουσανmellousanis being soonG3195V-PAP-ASF ἀποκαλυφθῆναι.apokaluphthēnaito be revealed.G0601V-APN 24 Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin’ i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
ὥστεhōsteso thatG5620CONJ παιδαγωγὸςpaidagōgostrainerG3807N-NSM γέγονενgegonenhas becomeG1096V-2RAI-3S Χριστόν,ChristonChrist,G5547N-ASM-T πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF δικαιωθῶμεν·dikaiōthōmenwe may be justified;G1344V-APS-1P 25 Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin’ izay mpitaiza intsony isika.
ἐλθούσηςelthousēsWhen was comingG2064V-2AAP-GSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 παιδαγωγόνpaidagōgona trainerG3807N-ASM ἐσμεν.esmenwe are.G1510V-PAI-1P 26 Fa ianareo rehetra dia zanak’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Kristy Jesosy.
πάντεςpantesallG3956A-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ·IēsouJesus;G2424GN-DSM-P 27 Fa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an’ i Kristy dia nitafy an’ i Kristy.
ὅσοιhosoiAs many asG3745K-NPM ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἐβαπτίσθητε,ebaptisthēteyou were baptized,G0907V-API-2P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἐνεδύσασθε.enedusastheyou have put on.G1746V-AMI-2P 28 Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy.
ἔνιenithere isG1762V-PAI-3S ἸουδαῖοςIoudaiosJewG2453N-NSM-PG Ἕλλην,HellēnGreek,G1672N-NSM-LG ἔνιenithere isG1762V-PAI-3S δοῦλοςdoulosslaveG1401N-NSM ἐλεύθερος,eleutherosfree,G1658A-NSM ἔνιenithere isG1762V-PAI-3S θῆλυ·thēlufemale;G2338A-NSN πάντεςpantesallG3956A-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-DSM-P 29 Fa raha an’ i Kristy ianareo, dia taranak’ i Abrahama sy mpandova araka ny teny fikasana.
ὑμεῖςhumeisyou yourselves [are]G4771P-2NP Χριστοῦ,ChristouChrist’s,G5547N-GSM-T ἈβραὰμAbraamAbraham’sG0011N-GSM-P ἐστέ,esteyou are,G1510V-PAI-2P κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐπαγγελίανepangelian[the] promiseG1860N-ASF κληρονόμοι.¶klēronomoiheirs.G2818N-NPM