Chapter 4
1 Ary hoy izaho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny andevo izy, na dia tompon’ ny zavatra rehetra aza;
ὅσονhosonas long asG3745K-ASM χρόνονchronontimeG5550N-ASM κληρονόμοςklēronomosheirG2818N-NSM νήπιόςnēpiosa childG3516A-NSM ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S οὐδὲνouden[in] no[thing]G3762A-ASN διαφέρειdiaphereihe differsG1308V-PAI-3S δούλουdouloufrom a slaveG1401N-GSM κύριοςkurios[though] ownerG2962HN-NSM πάντωνpantōnof everythingG3956A-GPN ὤν·ōnbeing;G1510V-PAP-NSM 2 fa fehezin’ izay mpitondra sy mpitaiza azy izy mandra-pahatongan’ ny fetr’ andro voatendrin’ ny rainy.
ἐπιτρόπουςepitropousguardiansG2012N-APM ἐστὶνestinhe isG1510V-PAI-3S οἰκονόμουςoikonomoustrusteesG3623N-APM προθεσμίαςprothesmiastime appointedG4287N-GSF πατρός.patrosby [his] father.G3962N-GSM 3 Dia tahaka izany koa isika, fony mbola zaza, dia nandevozin’ ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao;
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἦμενēmenwe wereG1510V-IAI-1P νήπιοι,nēpioichildren,G3516A-NPM στοιχεῖαstoicheiabasic principlesG4747N-APN κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἤμεθαēmethawe ourselves wereG1510V-IMI-1P δεδουλωμένοι·dedoulōmenoiheld in bondage;G1402V-RPP-NPM 4 fa rehefa tonga ny fotoan’ andro, dia nirahin’ Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, nateraka tao ambanin’ ny lalàna,
ἦλθενēlthenhad comeG2064V-2AAI-3S πλήρωμαplērōmafullnessG4138N-NSN χρόνου,chronoutime,G5550N-GSM ἐξαπέστειλενexapesteilensent forthG1821V-2AAI-3S αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM γενόμενονgenomenonhaving been bornG1096V-2ADP-ASM γυναικός,gunaikosa woman,G1135GN-GSF γενόμενονgenomenonhaving been bornG1096V-2ADP-ASM νόμον,nomon[the] Law,G3551N-ASM 5 hanavotany izay ambanin’ ny lalàna, mba handraisantsika ny fananganan’ anaka.
νόμονnomon[the] LawG3551N-ASM ἐξαγοράσῃ,exagorasēHe may redeem,G1805V-AAS-3S υἱοθεσίανhuiothesiandivine adoption as sonsG5206N-ASF ἀπολάβωμεν.apolabōmenwe may receive.G0618V-2AAS-1P 6 Ary satria zanaka ianareo, dia nirahin’ Andriamanitra ho ato am-pontsika ny Fanahin’ ny Zanany, miantso hoe: Aba, Ray ô.
ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P υἱοί,huioisons,G5207N-NPM ἐξαπέστειλενexapesteilensent forthG1821V-2AAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF κρᾶζον·krazoncrying out;G2896V-PAP-ASN πατήρ.patērFather!G3962N-VSM-T 7 Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon’ Andriamanitra.
οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 δοῦλοςdoulosa slaveG1401N-NSM υἱός·huiosa son;G5207N-NSM υἱός,huiosa son,G5207N-NSM κληρονόμοςklēronomosan heir ofG2818N-NSM Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 8 Kanefa tamin’ izany, fony mbola tsy nahalala an’ Andriamanitra ianareo, dia nanompo izay andriamani-tsi-izy;
τότεtoteat that timeG5119ADV εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM ἐδουλεύσατεedouleusateyou were enslavedG1398V-AAI-2P τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM φύσειphuseiby natureG5449N-DSF οὖσινousinbeingG1510V-PAP-DPM θεοῖς·theoisgods;G2316N-DPM 9 fa ankehitriny, rehefa mahalala an’ Andriamanitra ianareo ― nefa tsy izany, fa Izy no mahalala anareo ― nahoana ianareo no dia miverina indray ho amin’ ny abidim-pianarana malemy sady tsy misy na inona na inona, nefa tianareo hotompoina indray?
γνόντεςgnonteshaving knownG1097V-2AAP-NPM θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T γνωσθέντεςgnōsthenteshaving been knownG1097V-APP-NPM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ἐπιστρέφετεepistrephetedo you turnG1994V-PAI-2P πτωχὰptōchadestituteG4434N-APN στοιχεῖαstoicheiaprinciplesG4747N-APN οἷςhoisto whichG3739R-DPN ἄνωθενanōthenanewG0509ADV δουλεύεινdouleueinto be enslavedG1398V-PAN θέλετε;theleteyou desire?G2309V-PAI-2P 10 Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra.
ἡμέραςhēmerasDaysG2250N-APF παρατηρεῖσθεparatēreistheyou observeG3906V-PMI-2P μῆναςmēnasmonthsG3376N-APM καιροὺςkairousseasonsG2540N-APM ἐνιαυτούς.eniautousyears.G1763N-APM 11 Matahotra ny aminareo aho, fandrao dia nisasatra foana taminareo.
φοβοῦμαιphoboumaiI fearG5399V-PNI-1S ὑμᾶςhumasfor youG4771P-2AP εἰκῇeikēain vainG1500ADV κεκοπίακαkekopiakaI have toiledG2872V-RAI-1S 12 Ry rahalahy, mangataka aminareo aho, aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho kosa mba efa tonga tahaka anareo. Tsy naninona ahy akory ianareo;
ΓίνεσθεGinesthedo becomeG1096V-PNM-2P ἐγώ,egōI myself [am],G1473P-1NS κἀγὼkagōI myself also [have become]G1473P-1NS + G2532 ὑμεῖς.¶humeisyou yourselves.G4771P-2NP Ἀδελφοί,Adelphoibrothers,G0080N-VPM δέομαιdeomaiI imploreG1189V-PNI-1S οὐδένouden[In] no [thing]G3762A-ASN ἠδικήσατε.ēdikēsateYou wronged.G0091V-AAI-2P 13 nefa fantatrareo fa noho ny fahalemen’ ny nofo no nitoriako ny filazantsara taminareo tamin’ ilay voalohany;
οἴδατεoidateYou knowG6063V-RAI-2P ἀσθένειανastheneianweaknessG0769GN-ASF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF εὐηγγελισάμηνeuēngelisamēnI evangelisedG2097V-AMI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πρότερον,proteronfirst,G4387A-ASN-C 14 ary ny teo amin’ ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin’ Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an’ i Kristy Jesosy aza.
πειρασμὸνpeirasmontestG3986HN-ASM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP σαρκίsarkifleshG4561N-DSF ἐξουθενήσατεexouthenēsateyou did despise [me]G1848V-AAI-2P ἐξεπτύσατε,exeptusatereject [me] with contempt,G1609V-AAI-2P ἄγγελονangelonan angelG0032GN-ASM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐδέξασθέedexastheyou receivedG1209V-AMI-2P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T Ἰησοῦν.¶IēsounJesus.G2424GN-ASM-P 15 Aiza ary ilay nataonareo ho fahasambarana? Fa vavolombelonareo aho fa raha azo atao, na dia ny masonareo aza dia ho nesorinareo ka nomenareo ahy.
μακαρισμὸςmakarismosblessednessG3108N-NSM ὑμῶν;humōnof you?G4771P-2GP μαρτυρῶmarturōI bear witnessG3140V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP δυνατόν,dunatonpossible,G1415A-NSN ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐξορύξαντεςexoruxanteshaving gouged outG1846V-AAP-NPM ἐδώκατέedōkateyou have given [them]G1325V-AAI-2P 16 Koa efa tonga fahavalonareo va aho, satria milaza ny marina aminareo?
ἐχθρὸςechthrosenemyG2190N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP γέγοναgegonahave I becomeG1096V-2RAI-1S ἀληθεύωνalētheuōnspeaking truthG0226V-PAP-NSM ὑμῖν;huminto you?G4771P-2DP 17 Mazoto mila fitia aminareo izy ireo, nefa tsy araka ny mety; fa izy ta-hanidy anareo any ivelany, mba hampahazoto anareo hila fitia aminy kosa.
ζηλοῦσινzēlousinThey are zealous afterG2206V-PAI-3P καλῶς,kalōsrightly,G2573ADV ἐκκλεῖσαιekkleisaito excludeG1576V-AAN ὑμᾶςhumasyou [from us]G4771P-2AP θέλουσιν,thelousinThey desireG2309V-PAI-3P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ζηλοῦτε.zēlouteyou may be zealous after.G2206V-PAS-2P 18 Fa tsara raha ilam-pitia amin’ ny tsara mandrakariva, na dia sendra tsy eo aminareo aza aho.
καλὸνkalonGood [it is]G2570GA-NSN ζηλοῦσθαιzēlousthaito be zealousG2206V-PMN καλῷkalōa right [thing]G2570GA-DSN πάντοτε,pantoteat all times,G3842ADV παρεῖναίpareinaibeing presentG3918V-2PAN 19 Anaka, izay aharariako indray amin’ ny fiterahana mandra-paharin’ i Kristy ao anatinareo,
τέκναteknaChildrenG5043N-VPN μου,mouof mine,G3165P-1GS ὠδίνωōdinōI travailG5605V-PAI-1S μέχριςmechrisuntilG3360PREP μορφωθῇmorphōthēamay have been formedG3445V-APS-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T 20 enga anie ka ho tonga eo aminareo aho ankehitriny ka hanova ny feoko; fa misalasala aho ny aminareo.
ἤθελονēthelonI was wishingG2309V-IAI-1S παρεῖναιpareinaito be presentG3918V-2PAN ἄρτιartipresentlyG0737ADV ἀλλάξαιallaxaito changeG0236V-AAN μου,mouof mine,G3165P-1GS ἀποροῦμαιaporoumaiI am perplexedG0639V-PMI-1S ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP 21 Milazà amiko, ianareo izay te-ho ambanin’ ny lalàna: tsy renareo va ny lalàna?
ΛέγετέLegetedo tellG3004GV-PAM-2P οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM νόμονnomon[the] LawG3551N-ASM θέλοντεςthelonteswishingG2309V-PAP-VPM εἶναι,einaito be,G1511V-PAN ἀκούετε;akoueteyou do listen to?G0191V-PAI-2P 22 fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin’ ny andevovavy, ary ny anankiray tamin’ ny tsy andevo.
γέγραπταιgegraptaiIt has been writtenG1125V-RPI-3S ἈβραὰμAbraamAbrahamG0011N-NSM-P υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ἔσχεν,eschenhad,G2192V-2AAI-3S παιδίσκηςpaidiskēsslave womanG3814N-GSF ἐλευθέρας.eleutherasfree.G1658A-GSF 23 Kanefa ilay tamin’ ny andevovavy dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin’ ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin’ ny teny fikasana.
παιδίσκηςpaidiskēsslave womanG3814N-GSF κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF γεγέννηται,gegennētaihas been born,G1080V-RPI-3S ἐλευθέραςeleutherasfreeG1658A-GSF ἐπαγγελίας.epangeliaspromise.G1860N-GSF 24 Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin’ ny tendrombohitra Sinay ka miteraka ho amin’ ny fahandevozana, dia Hagara izany.
ἅτινάhatinawhich thingsG3748R-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S ἀλληγορούμενα·allēgoroumenaallegorized;G0238V-PPP-NPN αὗταιhautaitheseG3778D-NPF εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P διαθῆκαι,diathēkaicovenants,G1242N-NPF ὄρουςorousMountG3735N-GSN-L ΣινᾶSinaSinaiG4614N-GSN-L δουλείανdouleianslaveryG1397N-ASF γεννῶσαgennōsabegettingG1080V-PAP-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S Ἁγάρ.HagarHagar.G0028N-NSF-P 25 Ary1 ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin’ i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin’ ny zanany.
ἉγὰρHagarHagarG0028N-NSF-P ΣινᾶSinaSinaiG4614N-NSN-L ὄροςorosMountG3735N-NSN-L ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S Ἀραβίᾳ,ArabiaArabia,G0688N-DSF-L συστοιχεῖsustoicheishe correspondsG4960V-PAI-3S Ἰερουσαλήμ,IerousalēmJerusalem,G2419N-DSF-L δουλεύειdouleueishe is in slaveryG1398V-PAI-3S τέκνωνteknōnchildrenG5043N-GPN αὐτῆς.autēsof her.G0846P-GSF - Na: (Fa)
26 Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia tsy mba andevo.
ἸερουσαλὴμIerousalēmJerusalemG2419N-NSF-L ἐλευθέραeleutherafreeG1658A-NSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S μήτηρmētērmotherG3384N-NSF πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP 27 Fa voasoratra hoe: Mifalia, ramomba, izay tsy miteraka; Miantsoa sy minanananà, ianao izay tsy mbola mihetsi-jaza; Fa ny zanaky ny mpitondratena dia maro noho ny an’ ny manana-bady1.
γέγραπταιgegraptaiIt has been writtenG1125V-RPI-3S εὐφράνθητιeuphranthētido rejoiceG2165V-APM-2S στεῖραsteiraO barren womanG4723N-VSF ἡhēyou who [are]G3588T-VSF τίκτουσα,tiktousabearing,G5088V-PAP-VSF ῥῆξονrhēxondo break forthG4486V-AAM-2S βόησονboēsondo call aloudG0994V-AAM-2S ἡhēyou who [are]G3588T-VSF ὠδίνουσα,ōdinousatravailing,G5605V-PAP-VSF τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἐρήμουerēmoudesolate womanG2048A-GSF τῆςtēsof [her] whoG3588T-GSF ἐχούσηςechousēshavingG2192V-PAP-GSF ἄνδρα.andrahusband.G0435HN-ASM - Isa 54. 1
28 Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an’ isaka.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἸσαὰκIsaakIsaacG2464N-ASM-P ἐπαγγελίαςepangeliasof promiseG1860N-GSF τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἐστέ.esteyou are.G1510V-PAI-2P 29 Kanefa tahaka ny tamin’ izany andro izany, ilay teraka araka ny nofo dia nanenjika ilay araka ny Fanahy, dia tahaka izany koa ankehitriny.
ὥσπερhōsperjust asG5618CONJ τότεtoteat that timeG5119ADV κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF γεννηθεὶςgennētheishaving been bornG1080V-APP-NSM ἐδίωκενediōkenhe was persecutingG1377V-IAI-3S τὸνtonthe [one born]G3588T-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP νῦν·nun[it is] now;G3568ADV 30 Nefa ahoana no lazain’ ny Soratra Masìna? Roahy io andevovavy io sy ny zananilahy; fa ny zanaky ny andevo tsy hiray lova amin’ ny zanaky ny tsy andevo1.
γραφή;graphēScripture?G1124N-NSF ἔκβαλεekbaledo cast outG1544V-2AAM-2S παιδίσκηνpaidiskēnslave womanG3814N-ASF αὐτῆς,autēsof her,G0846P-GSF κληρονομήσειklēronomēseiwill inheritG2816V-FAI-3S παιδίσκηςpaidiskēsslave womanG3814N-GSF μετὰmetaalong withG3326PREP ἐλευθέρας.eleutherasfree.G1658A-GSF - Gen 21. 10
31 Ary amin’ izany, ry rahalahy, tsy zanak’ andevovavy isika, fa zanaky ny tsy andevo.
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P παιδίσκηςpaidiskēsof [the] slave womanG3814N-GSF τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἐλευθέρας·eleutherasfree;G1658A-GSF