Chapter 1
Fiarahabana sy fisaorana nataon’ i Paoly noho ny nampiononan’ Andriamanitra azy. Ny amin’ ny nahasampona an’ i Paoly tsy hankany Makedonia, sy hafatra ny amin’ ny handraisana ilay efa nesorina, ary fisaoran’ i Paoly an’ Andriamanitra noho ny nitahiany ny tori-teniny
1 Paoly, Apostolin’ i Kristy Jesosy noho ny sitrapon’ Andriamanitra, ary Timoty rahalahy, mamangy ny fiangonan’ Andriamanitra izay any Korinto mbamin’ ny olona masìna rehetra eran’ i Akaia:
ἀπόστολοςapostolosapostleG0652N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θελήματοςthelēmatos[the] willG2307N-GSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ΤιμόθεοςTimotheosTimothyG5095N-NSM-P ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ἐκκλησίᾳekklēsiachurchG1577N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οὔσῃousēis beingG1510V-PAP-DSF ΚορίνθῳKorinthōCorinthG2882N-DSF-L ἁγίοιςhagioissaintsG0040HA-DPM οὖσινousinare beingG1510V-PAP-DPM Ἀχαΐᾳ·AchaiaAchaia;G0882N-DSF-L 2 ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’ Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
χάριςcharisGraceG5485N-NSF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 3 Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
ΕὐλογητὸςEulogētosBlessed [be]G2128A-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T Χριστοῦ,ChristouChrist,G5547N-GSM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T οἰκτιρμῶνoiktirmōnof compassionsG3628N-GPM πάσηςpasēsof allG3956A-GSF παρακλήσεως,paraklēseōscomfort,G3874N-GSF 4 Izay mampionona anay amin’ ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin’ ny fampiononana izay ampiononan’ Andriamanitra anay.
παρακαλῶνparakalōnis comfortingG3870V-PAP-NSM θλίψειthlipseitribulationG2347N-DSF δύνασθαιdunasthaito be ableG1410V-PNN παρακαλεῖνparakaleinto comfortG3870V-PAN θλίψειthlipseitribulationG2347N-DSF παρακλήσεωςparaklēseōscomfortG3874N-GSF ἧςhēswith whichG3739R-GSF παρακαλούμεθαparakaloumethawe are comfortedG3870V-PPI-1P αὐτοὶautoiourselvesG0846P-NPM θεοῦ·theouGod;G2316N-GSM-T 5 Fa araka ny haben’ ny fijalian’ i Kristy mihatra aminay no haben’ ny fampiononana anay kosa amin’ ny alalan’ i Kristy.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ περισσεύειperisseueiaboundG4052V-PAI-3S παθήματαpathēmatasufferingsG3804N-NPN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T οὕτωςhoutōsthus soG3779ADV ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T περισσεύειperisseueiaboundsG4052V-PAI-3S παράκλησιςparaklēsiscomfortG3874N-NSF ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 6 Ary raha ampahorina izahay, dia ho fampiononana sy famonjena anareo izany; ary raha ampiononina izahay, dia ho fampiononana anareo izany, ka miasa amin’ ny fiaretanareo fahoriana mitovy indrindra amin’ izay entinay.
θλιβόμεθα,thlibomethawe are constricted,G2346V-PPI-1P ὑπὲρhuper[it is] forG5228PREP παρακλήσεωςparaklēseōscomfortG3874N-GSF σωτηρίαςsōtēriassalvationG4991N-GSF παρακαλούμεθα,parakaloumethawe are encouraged,G3870V-PPI-1P ὑπὲρhuper[it is] forG5228PREP παρακλήσεωςparaklēseōscomfortG3874N-GSF σωτηριαςsōtēriassalvationG4991N-GSF ἐνεργουμένηςenergoumenēsis operatingG1754V-PMP-GSF ὑπομονῇhupomonēa[the] enduranceG5281N-DSF παθημάτωνpathēmatōnsufferingsG3804N-GPN ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP πάσχομεν,paschomensuffer,G3958V-PAI-1P 7 Ary miorina tsara ny fanantenanay anareo, satria fantatray fa tahaka ny iombonanareo ny fahoriana no iombonanareo ny fampiononana koa.
εἰδότεςeidotes{7} knowingG6063V-RAP-NPM κοινωνοίkoinōnoipartnersG2844N-NPM ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P παθημάτων,pathēmatōnsufferings,G3804N-GPN παρακλήσεως.¶paraklēseōscomfort.G3874N-GSF 8 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ ny fahoriana izay nanjo anay tany Asia, fa novesarana indrindra mihoatra noho ny zakanay izahay, ka dia efa nafoinay na dia ny ainay aza;
θέλομενthelomendo we wantG2309V-PAI-1P ἀγνοεῖν,agnoeinto be ignorantG0050V-PAN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM θλίψεωςthlipseōsafflictionG2347N-GSF γενομένηςgenomenēshaving happenedG1096V-2ADP-GSF καθ᾽kath᾽againstG2596PREP ὑπερβολὴνhuperbolēnexcessivelyG5236N-ASF ὑπὲρhuperbeyond [our]G5228PREP δύναμινdunaminpowerG1411N-ASF ἐβαρήθημενebarēthēmenwe were weighedG0916V-API-1P ἐξαπορηθῆναιexaporēthēnaito despairG1820V-APN ἡμᾶςhēmasfor usG3165P-1AP ζῆν·zēnto live;G2198V-PAN 9 eny, tsy nanampo izay ho velona intsony izahay, mba tsy hitokianay amin’ ny tenanay, fa amin’ Andriamanitra, Izay manangana ny maty ihany.
ἑαυτοῖςhe'autoisourselvesG1438F-1DPM ἀπόκριμαapokrimasentenceG0610N-ASN θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM ἐσχήκαμεν,eschēkamenhas,G2192V-RAI-1P ἵναinain order thatG2443CONJ πεποιθότεςpepoithoteshaving trustedG3982V-2RAP-NPM ὦμενōmenwe may beG1510V-PAS-1P ἑαυτοῖςhe'autoisourselvesG1438F-1DPM ἐγείροντιegeirontiis raisingG1453V-PAP-DSM νεκρούς·nekrousdead;G3498A-APM 10 Ary Izy no nahafaka anay tamin’ izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka ihany; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay koa,
τηλικούτουtēlikoutousuch a greatG5082D-GSM θανάτουthanatoua deathG2288N-GSM ἐρρύσατοerrusatohas deliveredG4506V-ANI-3S ῥύσεταιrhusetaiwill deliver [us]G4506V-FDI-3S ἠλπίκαμενēlpikamenwe have hopeG1679V-RAI-1P ῥύσεταιrhusetaiHe will deliver [us]G4506V-FDI-3S 11 satria ianareo koa miara-miasa ho anay amin’ ny fivavahanareo mba hisaoran’ ny maro ny aminay noho ny fahasoavana azonay tamin’ ny nataon’ ny maro.
συνυπουργούντωνsunupourgountōnjoining togetherG4943V-PAP-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP δεήσει,deēseiby supplication,G1162N-DSF πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN προσώπωνprosōpōnpersonsG4383N-GPN χάρισμαcharismagrace bestowedG5486N-NSN πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPM εὐχαριστηθῇeucharistēthēathanks may be givenG2168V-APS-3S 12 Fa izao no ataonay ho voninahitray: ny fieritreretanay no vavolombelona fa tamin’ ny fahamasinana sy ny fahadiovam-po avy amin’ Andriamanitra, tsy tamin’ ny fahendren’ ny nofo, fa tamin’ ny fahasoavan’ Andriamanitra, no nitondranay tena teo amin’ izao tontolo izao, mainka fa teo aminareo.
καύχησιςkauchēsisboastingG2746N-NSF ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S μαρτύριονmarturiontestimonyG3142N-NSN συνειδήσεωςsuneidēseōsconscienceG4893N-GSF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἁπλότητιhaplotētiopennessG0572N-DSF εἰλικρινείᾳeilikrineiasincerityG1505N-DSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T σοφίᾳsophiawisdomG4678N-DSF σαρκικῇsarkikēafleshlyG4559A-DSF χάριτιchariti[the] graceG5485N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀνεστράφημενanestraphēmenwe have conducted ourselvesG0390V-2API-1P κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C 13 Fa tsy manoratra teny hafa aminareo izahay, afa-tsy izay vakinareo na izay fantatrareo; ary manantena aho fa mbola ho fantatrareo ihany hatramin’ ny farany aza,
ἄλλαallaother thingsG0243A-APN γράφομενgraphomenwe writeG1125V-PAI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀναγινώσκετεanaginōsketeyou readG0314V-PAI-2P ἐπιγινώσκετε·epiginōsketeunderstand;G1921V-PAI-2P ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S ἕωςhe'ōsto [the]G2193PREP τέλουςtelousendG5056N-GSN ἐπιγνώσεσθε,epignōsestheyou will understand,G1921V-FDI-2P 14 toy ny efa fantapantatrareo ihany fa voninahitrareo izahay, dia tahaka anareo kosa no voninahitray amin’ ny andron’ i Jesosy Tompontsika.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐπέγνωτεepegnōteyou have understoodG1921V-2AAI-2P μέρουςmerouspartG3313N-GSN καύχημαkauchēmaboastingG2745N-NSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐσμεν,esmenwe are,G1510V-PAI-1P καθάπερkathapereven asG2509CONJ ὑμεῖςhumeisyou [are]G4771P-2NP Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-GSM-P 15 Ary tamin’ izao fahatokiana izao dia nikasa hankatỳ aminareo aloha aho (mba hahazoanareo soa fanindroany),
ταύτῃtautēwith thisG3778D-DSF πεποιθήσειpepoithēseiconfidenceG4006N-DSF ἐβουλόμηνeboulomēnI was planningG1014V-INI-1S πρότερονproteronpreviouslyG4387A-ASN-C ἐλθεῖν,eltheinto comeG2064V-2AAN δευτέρανdeuteransecondlyG1208A-ASF χάρινcharingraceG5485N-ASF σχῆτεschēteyou may haveG2192V-2AAS-2P 16 ary hankany Makedonia aho, raha avy atỳ aminareo, ary dia vao hiverina ho atỳ aminareo indray raha avy any Makedonia, ary mba haterinareo ho any Jodia.
διελθεῖνdieltheinto pass throughG1330V-2AAN ΜακεδονίανMakedonianMacedoniaG3109N-ASF-L ΜακεδονίαςMakedoniasMacedoniaG3109N-GSF-L ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN προπεμφθῆναιpropemphthēnaito be set forwardG4311V-APN Ἰουδαίαν.IoudaianJudea.G2449N-ASF-L 17 Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa va aho? Ary izay zavatra kasaiko, moa kasaiko araka ny nofo va, mba hanaovako eny eny foana, sy tsia tsia foana?
βουλόμενοςboulomenosdecidingG1014V-PNP-NSM μήτιmētisurely not everG3385PRT-N ἐλαφρίᾳelaphrialevityG1644N-DSF ἐχρησάμην,echrēsamēndid I use?G5530V-ADI-1S βουλεύομαιbouleuomaiI purposeG1011V-PNI-1S κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF βουλεύομαι,bouleuomaido I purpose,G1011V-PNI-1S ᾖēthere may beG1510V-PAS-3S ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS 18 Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;
πιστὸςpistosFaithfulG4103A-NSM θεός,theosGod [is],G2316N-NSM-T ἔστινestinwasG1510V-PAI-3S 19 fa ny Zanak’ Andriamanitra, dia Jesosy Kristy, Izay notorinay teo aminareo, dia izaho sy Silasy ary Timoty, dia tsy eny sy tsia, fa ao aminy dia eny ihany.
θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T κηρυχθείς,kēruchtheishaving been proclaimedG2784V-APP-NSM ΣιλουανοῦSilouanouSilvanusG4610N-GSM-P Τιμοθέου,TimotheouTimothy,G5095N-GSM-P ἐγένετοegenetowasG1096V-2ADI-3S γέγονεν·gegonenit has always been;G1096V-2RAI-3S 20 Fa na firy na firy ny teny fikasan’ Andriamanitra, dia ao aminy ny eny, ary amin’ ny alalany koa ny Amena, ho voninahitr’ Andriamanitra amin’ ny ataonay.
ὅσαιhosaiAs many asG3745K-NPF ἐπαγγελίαιepangeliaipromisesG1860N-NPF θεοῦ,theouof God [there are],G2316N-GSM-T θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T πρὸςpros[is] forG4314PREP δόξανdoxangloryG1391N-ASF 21 Fa Izay mampitoetra anay mbaminareo ao amin’ i Kristy sady nanosotra antsika dia Andriamanitra,
βεβαιῶνbebaiōnestablishingG0950V-PAP-NSM ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T χρίσαςchrisashaving anointedG5548V-AAP-NSM θεός,theos[is] God,G2316N-NSM-T 22 Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
σφραγισάμενοςsphragisamenoshaving sealedG4972V-AMP-NSM δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM ἀρραβῶναarrabōnapledgeG0728N-ASM πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP 23 Ary izaho miantso an’ Andriamanitra ho vavolombelona ny amin’ ny fanahiko, fa ny fialàko nenina aminareo ihany no tsy mbola nankanesako tatỳ Korinto.
μάρτυραmarturaas witnessG3144N-ASM ἐπικαλοῦμαιepikaloumaicallG1941V-PMI-1S φειδόμενοςpheidomenossparingG5339V-PNP-NSM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἦλθονēlthonhave I comeG2064V-2AAI-1S Κόρινθον·KorinthonCorinth;G2882N-ASF-L 24 Kanefa tsy mihambo ho tompon’ ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.
κυριεύομενkurieuomenwe lord it overG2961V-PAI-1P πίστεως,pisteōsfaith,G4102GN-GSF συνεργοίsunergoifellow workersG4904A-NPM ἐσμενesmenareG1510V-PAI-1P ὑμῶν·humōnwith you;G4771P-2GP ἑστήκατε.¶hestēkateyou have stood firm.G2476V-RAI-2P