Chapter 2
1 Fa ninia toy izao tato am-poko aho, dia ny tsy hankatỳ aminareo indray amin’ alahelo.
ἜκριναEkrinaI judgedG2919V-AAI-1S ἐμαυτῷemautōwithin myselfG1473F-1DSM ἐλθεῖν.eltheinto come.G2064V-2AAN 2 Fa raha mampalahelo anareo aho, iza moa no mampifaly ahy, afa-tsy ilay nampalaheloviko ihany?
λυπῶlupōgrieveG3076V-PAI-1S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εὐφραίνωνeuphrainōngladdeningG2165V-PAP-NSM λυπούμενοςlupoumenosbeing grievedG3076V-PPP-NSM 3 Ary nanoratra izany indrindra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahazo alahelo amin’ izay tokony hifaliako, satria matoky anareo rehetra aho, fa ny fifaliako dia anareo rehetra koa.
ἔγραψαegrapsaI wroteG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP αὐτό,autosame thing,G0846P-ASN ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM λύπηνlupēngriefG3077N-ASF σχῶschōI may haveG2192V-2AAS-1S ἀφ᾽aph᾽from [those]G0575PREP ἔδειedeiit was necessaryG1163V-IAI-3S χαίρεινchaireinto rejoiceG5463V-PAN πεποιθὼςpepoithōshaving trustedG3982V-2RAP-NSM πάνταςpantasallG3956A-APM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 4 Fa tamin’ ny haben’ ny fahoriana sy ny alahelon’ ny foko no nanoratako taminareo tamin’ ny ranomaso be, tsy ny hampalahelovana anareo, fa ny mba hahafantaranareo ny fitiavana izay itiavako anareo indrindra.
πολλῆςpollēsmuchG4183A-GSF θλίψεωςthlipseōsafflictionG2347N-GSF συνοχῆςsunochēsanguishG4928N-GSF καρδίαςkardiasof heartG2588N-GSF ἔγραψαegrapsaI wroteG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPN δακρύων,dakruōntears,G1144N-GPN λυπηθῆτε,lupēthēteyou may be grieved,G3076V-APS-2P ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF γνῶτεgnōteyou may knowG1097V-2AAS-2P ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP 5 Fa raha nisy efa nampalahelo, dia tsy nampalahelo ahy ihany izy (nefa tsy ta-hanao teny mafy loatra aho), fa mba nampalahelo anareo rehetra koa.
λελύπηκεν,lelupēkenhas caused grief,G3076V-RAI-3S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS λελύπηκενlelupēkenhas he grievedG3076V-RAI-3S μέρους,merouspart —G3313N-GSN ἐπιβαρῶ,epibarōI may burdenG1912V-PAS-1S πάνταςpantasallG3956A-APM 6 Ampy ho amin’ izany olona izany ny fampijaliana nataon’ ny maro,
ἱκανὸνhikanonSufficientG2425A-NSN τοιούτῳtoioutōto such a oneG5108D-DSM ἐπιτιμίαepitimiapunishmentG2009N-NSF πλειόνων,pleionōnmajority,G4119A-GPM-C 7 ka dia aleo mamela heloka sy mampifaly azy kosa ianareo, fandrao dia resin’1 ny fitomboan’ alahelo izany olona izany.
ὥστεhōsteso thatG5620CONJ τοὐναντίονtounantionon the contraryG5121ADV ὑμᾶςhumasfor youG4771P-2AP χαρίσασθαιcharisasthaito forgiveG5483V-ADN παρακαλέσαι,parakalesaito comfort [him],G3870V-AAN περισσοτέρᾳperissoteraby more excessiveG4055A-DSF-C καταποθῇkatapothēamay be overwhelmedG2666V-APS-3S τοιοῦτος.toioutossuch a one.G5108D-NSM - Gr. atelin’
8 Koa mananatra anareo aho mba hekenareo horaisina tsara amin’ ny fitiavana izy.
παρακαλῶparakalōI exhortG3870V-PAI-1S κυρῶσαιkurōsaito confirmG2964V-AAN ἀγάπην.agapēnlove.G0026N-ASF 9 Fa izany koa no nanoratako, mba ho fantatro izay toetrareo, na manaiky amin’ ny zavatra rehetra ianareo, na tsia.
ἔγραψα,egrapsadid I write,G1125V-2AAI-1S γνῶgnōI may knowG1097V-2AAS-1S δοκιμὴνdokimēnproofG1382N-ASF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP πάνταpantaeverythingG3956A-APN ὑπήκοοίhupēkooiobedientG5255A-NPM ἐστε.esteyou are.G1510V-PAI-2P 10 Fa izay avelanareo heloka dia mba avelako heloka koa; ary izaho anefa, raha nisy heloka navelako, dia noho ny aminareo no namelako azy teo imason’1 i Kristy,
χαρίζεσθε,charizestheyou forgive,G5483V-PNI-2P κἀγώ·kagōI also myself;G1473P-1NS + G2532 κεχάρισμαι,kecharismaiI have forgiven,G5483V-RNI-1S κεχάρισμαι,kecharismaiI have forgiven,G5483V-RNI-1S δι᾽di᾽[it is] forG1223PREP προσώπῳprosōpō[the] presenceG4383N-DSN Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T - Na: nisolo anay.
11 fandrao ho resin’ ny fitak’ i Satana isika, fa fantatsika ny hafetseny.
πλεονεκτηθῶμενpleonektēthōmenwe may be outwittedG4122V-APS-1P σατανᾶ·satanaSatan;G4567N-GSM-T αὐτοῦautouof hisG0846P-GSM νοήματαnoēmataschemesG3540N-APN ἀγνοοῦμεν.¶agnooumenwe are ignorant.G0050V-PAI-1P 12 Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran’ i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin’ ny Tompo,
ἘλθὼνElthōnHaving comeG2064V-2AAP-NSM ΤρῳάδαTrōadaTroasG5174N-ASF-L εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θύραςthurasa doorG2374N-GSF ἀνεῳγμένηςaneōgmenēshaving been openedG0455V-2RPP-GSF κυρίῳ,kuriō[the] Lord,G2962GN-DSM-T 13 dia tsy tafandry ny fanahiko, satria tsy nahita an’ i Titosy rahalahiko aho; fa nanao veloma ny olona aho, dia niala teo nankany Makedonia.
ἔσχηκαeschēkaI have hadG2192V-RAI-1S ἄνεσινanesinrestG0425N-ASF πνεύματίpneumatispiritG4151GN-DSN εὑρεῖνheureinfindingG2147V-2AAN ΤίτονTitonTitusG5103N-ASM-P ἀδελφόνadelphonbrotherG0080N-ASM μου,mouof mine,G3165P-1GS ἀποταξάμενοςapotaxamenoshaving taken leave ofG0657V-AMP-NSM αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἐξῆλθονexēlthonI went outG1831V-2AAI-1S Μακεδονίαν.¶MakedonianMacedonia.G3109N-ASF-L 14 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin’ i Kristy toy ny fanaon’ izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay.
θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T χάριςcharis[be] thanksG5485N-NSF τῷtōto the [One]G3588T-DSM πάντοτεpantotealwaysG3842ADV θριαμβεύοντιthriambeuontileading in triumphG2358V-PAP-DSM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ὀσμὴνosmēnfragranceG3744N-ASF γνώσεωςgnōseōsknowledgeG1108N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM φανεροῦντιphanerountimaking manifestG5319V-PAP-DSM παντὶpantieveryG3956A-DSM τόπῳ,topōplace,G5117N-DSM 15 Fa hanitr’ i Kristy ho an’ Andriamanitra izahay amin’ izay hovonjena sy izay ho very:
ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T εὐωδίαeuōdiaa sweet perfumeG2175N-NSF ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T σῳζομένοιςsōzomenoisbeing savedG4982V-PPP-DPM ἀπολλυμένοις,apollumenoisperishing,G0622V-PEP-DPM 16 amin’ ny sasany dia hanitra avy amin’ ny fahafatesana ho amin’ ny fahafatesana; fa amin’ ny sasany kosa dia hanitra avy amin’ ny fiainana ho amin’ ny fiainana. Koa iza moa no antonona ho amin’ izany zavatra izany?
ὀσμὴosmēan odorG3744N-NSF θανάτουthanatoudeathG2288N-GSM θάνατον,thanatondeath,G2288N-ASM ὀσμὴosmēa fragranceG3744N-NSF ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἱκανός;hikanossufficient?G2425A-NSM 17 Fa tsy mba toy ny maro izay manatsatso ny tenin’ Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin’ ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin’ Andriamanitra sady eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy.
ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM καπηλεύοντεςkapēleuontespeddlingG2585V-PAP-NPM θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T εἰλικρινείας,eilikrineiassincerity,G1505N-GSF θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T κατέναντιkatenantibeforeG2713PREP ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T λαλοῦμεν.¶laloumenwe speak.G2980V-PAI-1P