Chapter 13
1 Izao no fanintelon’ ny hankanesako atỳ aminareo. Amin’ ny tenin’ ny vavolombelona roa na telo no hanorenana mafy ny teny rehetra1.
ΤρίτονTritonThirdG5154A-ASN τοῦτοtoutothis [time]G3778D-ASN ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN μαρτύρωνmarturōnwitnessesG3144N-GPM τριῶνtriōnthreeG5140A-GPM σταθήσεταιstathēsetaiwill be establishedG2476V-FPI-3S ῥῆμα.rhēmadeclaration.G4487N-NSN - Deo 19. 15
2 Efa nambarako fahiny, sady milaza rahateo koa aho ― toy ny nataoko fony mbola teo aminareo fanindroany ihany, ary ankehitriny raha tsy eo kosa ― amin’ izay nanota teo aloha sy amin’ ny sisa rehetra, fa rehefa tonga indray aho, dia tsy hiantra,
προείρηκαproeirēkaI have warnedG4280V-RAI-1S προλέγω,prolegōI warn,G4302V-PAI-1S παρὼνparōnbeing presentG3918V-PAP-NSM δεύτερονdeuteronsecond timeG1208A-ASN ἀπὼνapōnbeing absentG0548V-PAP-NSM γράφω,graphōI am writingG1125V-PAI-1S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM προημαρτηκόσινproēmartēkosinhaving sinned beforeG4258V-RAP-DPM λοιποῖςloipoisrestG3062A-DPM πᾶσιν,pasinall,G3956A-DPM ἔλθωelthōI may comeG2064V-2AAS-1S φείσομαι.pheisomaiI will spare [anyone].G5339V-FDI-1S 3 satria ianareo mitady famantarana fa miteny ato anatiko Kristy, Izay tsy malemy aminareo, fa mahery ao aminareo kosa.
δοκιμὴνdokimēna proofG1382N-ASF ζητεῖτεzēteiteyou seekG2212V-PAI-2P ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS λαλοῦντοςlalountosspeakingG2980V-PAP-GSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἀσθενεῖastheneiis weakG0770GV-PAI-3S δυνατεῖdunateiHe is powerfulG1414V-PAI-3S 4 Fa voahombo tamin’ ny hazo fijaliana Izy noho ny fahalemena, nefa velona kosa noho ny herin’ Andriamanitra. Fa izahay koa dia malemy ao aminy, nefa hiara-belona aminy ho anareo izahay noho ny herin’ Andriamanitra.
ἐσταυρώθηestaurōthēHe was crucifiedG4717V-API-3S ἀσθενείαςastheneiasweaknessG0769GN-GSF ζῇzēaHe livesG2198V-PAI-3S δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF θεοῦ·theouGod’s;G2316N-GSM-T ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀσθενοῦμενasthenoumenare weakG0770GV-PAI-1P ζήσομενzēsomenwe will liveG2198V-FAI-1P δυνάμεωςdunameōspowerG1411N-GSF θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP 5 Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin’ ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin’ ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesosy Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo?
ἙαυτοὺςHe'autousYourselvesG1438F-2APM πειράζετεpeirazetedo examineG3985HV-PAM-2P ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P πίστει,pisteifaith,G4102GN-DSF ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM δοκιμάζετε·dokimazetedo test;G1381V-PAM-2P ἐπιγινώσκετεepiginōsketeyou do recognizeG1921V-PAI-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστὸςChristosChrist [is]G5547N-NSM-T ἐστίν;estinis?G1510V-PAI-3S μήτιmētisurely evenG3385PRT-N ἀδόκιμοίadokimoifailingG0096A-NPM ἐστε.esteyou are!G1510V-PAI-2P 6 Nefa manantena aho fa ho fantatrareo fa izahay dia tsy olona nolavina.
ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S γνώσεσθεgnōsestheyou will knowG1097V-FDI-2P ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἐσμὲνesmenareG1510V-PAI-1P ἀδόκιμοι.adokimoiunapproved.G0096A-NPM 7 Ary mangataka amin’ Andriamanitra izahay mba tsy hanao izay ratsy ianareo, tsy ny hisehoanay ho olona voazaha toetra anefa, fa ny mba hanaovanareo izay tsara, na dia ho toy ny olona nolavina aza izahay.
εὐχόμεθαeuchomethaWe prayG2172V-PNI-1P ποιῆσαιpoiēsaito doG4160GV-AAN μηδέν,mēdennothing,G3367A-ASN-N ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP δόκιμοιdokimoiapprovedG1384A-NPM φανῶμεν,phanōmenmay appear,G5316V-2APS-1P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ποιῆτε,poiētemay do,G4160GV-PAS-2P ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀδόκιμοιadokimoiunapprovedG0096A-NPM ὦμεν.ōmenmay appear.G1510V-PAS-1P 8 Fa tsy mahavita na inona na inona hanohitra ny marina izahay, fa hampandroso ny marina kosa.
δυνάμεθάdunamethahave we powerG1410V-PMI-1P ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF ἀληθείας.alētheiastruth.G0225N-GSF 9 Fa faly izahay, raha malemy izahay, fa ianareo no mahery; ary izao no angatahinay, dia ny fanatanterahana anareo.
χαίρομενchairomenWe rejoiceG5463V-PAI-1P ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ἀσθενῶμεν,asthenōmenmay be weak,G0770GV-PAS-1P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP δυνατοὶdunatoistrongG1415A-NPM ἦτε·ētemay be;G1510V-PAS-2P τοῦτοtoutoBut thisG3778D-ASN εὐχόμεθα,euchomethaWe pray forG2172V-PNI-1P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP κατάρτισιν.katartisinperfection.G2676N-ASF 10 Izany no anoratako izany zavatra izany, raha tsy eo aminareo aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hanao izay mafy araka ny hery izay nomen’ ny Tompo ahy ho fananganana, fa tsy ho fandravana.
διὰdiaBecause ofG1223PREP τοῦτοtoutothereforeG3778D-ASN ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἀπὼνapōnbeing absentG0548V-PAP-NSM γράφω,graphōI write,G1125V-PAI-1S παρὼνparōnbeing presentG3918V-PAP-NSM ἀποτόμωςapotomōswith severityG0664ADV χρήσωμαιchrēsōmaiI may treat [you]G5530V-ADS-1S κατὰkataaccording toG2596PREP ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔδωκένedōkenhas givenG1325V-AAI-3S οἰκοδομὴνoikodomēnbuilding upG3619N-ASF καθαίρεσιν.¶kathairesintearing down.G2506N-ASF 11 Farany, ry rahalahy, mifalia1, aoka ho tanteraka ianareo, mandraisa ny fampiononana, miraisa saina, mihavàna; ary Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana ho aminareo.
Λοιπόν,LoiponFinally,G3063A-ASN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM χαίρετε,chairetedo rejoiceG5463V-PAM-2P καταρτίζεσθε,katartizesthedo be perfected,G2675V-PPM-2P παρακαλεῖσθε,parakaleisthedo be encouraged,G3870V-PPM-2P φρονεῖτε,phroneitedo think,G5426V-PAM-2P εἰρηνεύετε,eirēneuetedo be at peace,G1514V-PAM-2P ἀγάπηςagapēsof loveG0026N-GSF εἰρήνηςeirēnēspeaceG1515N-GSF ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S ὑμῶν.¶humōnyou.G4771P-2GP - Na: veloma.
12 Mifanaova veloma amin’ ny fanorohana masìna.
ἈσπάσασθεAspasasthedo greetG0782V-ADM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM φιλήματι.philēmatikiss.G5370N-DSN 13 Ny olona masìna rehetra manao veloma anareo. Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan’ Andriamanitra ary ny firaisana amin’ ny Fanahy Masìna.