Chapter 6
1 Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra
ΣυνεργοῦντεςSunergountesWorking togetherG4903V-PAP-NPM παρακαλοῦμενparakaloumenwe exhortG3870V-PAI-1P χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δέξασθαιdexasthaito receiveG1209V-ADN 2 fa hoy Izy: Tamin’ ny taona fankasitrahana no nihainoako anao, Ary tamin’ ny andro famonjena no namonjeko anao1; indro, ankehitriny no andro fankasitrahana; indro, ankehitriny no andro famonjena;
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S καιρῷkairōIn a timeG2540N-DSM δεκτῷdektōacceptableG1184A-DSM ἐπήκουσάepēkousaI listened toG1873V-AAI-1S ἡμέρᾳhēmeraa dayG2250N-DSF σωτηρίαςsōtēriasof salvationG4991N-GSF ἐβοήθησάeboēthēsaI helpedG0997V-AAI-1S καιρὸςkairos[is the] timeG2540N-NSM εὐπρόσδεκτος,euprosdektosof favor,G2144A-NSM ἡμέραhēmera[is the] dayG2250N-NSF σωτηρίας·sōtēriasof salvation;G4991N-GSF - Isa 49. 8
3 fa tsy manao izay mahatafintohina izahay na amin’ inona na amin’ inona, mba tsy homen-tsiny ny fanompoana;
μηδεμίανmēdemianNothingG3367A-ASF μηδενὶmēdenino oneG3367A-DSM διδόντεςdidontesplacingG1325V-PAP-NPM προσκοπήν,proskopēnan obstacle,G4349N-ASF μωμηθῇmōmēthēamay be blemishedG3469V-APS-3S διακονία,diakoniaministry,G1248N-NSF 4 fa amin’ ny zavatra rehetra dia mampiseho ny tenanay ho mpanompon’ Andriamanitra izahay, dia amin’ ny faharetana be, amin’ ny fahoriana, amin’ ny fahaterena, amin’ ny fahantrana,
παντὶpantieverythingG3956A-DSN συνιστάντεςsunistanteswe are commendingG4921V-PAP-NPM ἑαυτοὺςhe'autousourselvesG1438F-1APM θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T διάκονοιdiakonoiservantsG1249N-NPM ὑπομονῇhupomonēaenduranceG5281N-DSF πολλῇ,pollēagreat,G4183A-DSF θλίψεσιν,thlipsesintribulations,G2347N-DPF ἀνάγκαις,anagkaishardships,G0318N-DPF στενοχωρίαις,stenochōriaisdistresses,G4730N-DPF 5 amin’ ny kapoka, amin’ ny fatorana, amin’ ny tabataba, amin’ ny fisasarana, amin’ ny tsy fahitan-tory, amin’ ny fifadian-kanina,
πληγαῖς,plēgaisbeatings,G4127N-DPF φυλακαῖς,phulakaisimprisonments,G5438GN-DPF ἀκαταστασίαις,akatastasiaisriots,G0181N-DPF κόποις,kopoislabors,G2873N-DPM ἀγρυπνίαις,agrupniaiswatchings,G0070N-DPF νηστείαις,nēsteiaisfastings,G3521N-DPF 6 amin’ ny fahadiovana, amin’ ny fahalalana, amin’ ny fahari-po, amin’ ny fahamoram-panahy, amin’ ny Fanahy Masìna, amin’ ny fitiavana tsy mihatsaravelatsihy,
ἁγνότητι,hagnotētipurity,G0054N-DSF γνώσει,gnōseiknowledge,G1108N-DSF μακροθυμίᾳ,makrothumiapatience,G3115N-DSF χρηστότητι,chrēstotētikindness,G5544N-DSF πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN ἀνυποκρίτῳ,anupokritōgenuine,G0505A-DSF 7 amin’ ny teny fahamarinana, amin’ ny herin’ Andriamanitra, amin’ ny fiadian’ ny fahamarinana, na amin’ ny ankavanana na amin’ ny ankavia,
ἀληθείας,alētheiasof truth,G0225N-GSF δυνάμειdunameipowerG1411N-DSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ὅπλωνhoplōnweaponsG3696N-GPN δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF δεξιῶνdexiōnright handG1188A-GPN ἀριστερῶν,aristerōnfor [the] left,G0710A-GPN 8 amin’ ny voninahitra sy ny fahafaham-boninahitra, amin’ ny laza ratsy sy ny laza soa; tahaka ny mpamitaka, nefa marina ihany;
δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF ἀτιμίας,atimiasdishonor,G0819N-GSF δυσφημίαςdusphēmiasbad reportG1426N-GSF εὐφημίας,euphēmiasgood report,G2162N-GSF πλάνοιplanoiimpostersG4108A-NPM ἀληθεῖς,alētheistrue,G0227A-NPM 9 tahaka ny tsy fantatra, nefa fantatra tsara ihany; tahaka ny efa ho faty, nefa, indro, velona ihany; tahaka ny faizana, nefa tsy atao maty;
ἀγνοούμενοιagnooumenoibeing unknownG0050V-PPP-NPM ἐπιγινωσκόμενοι,epiginōskomenoibeing well-known,G1921V-PPP-NPM ἀποθνῄσκοντεςapothnēskontesdyingG0599V-PAP-NPM ζῶμεν,zōmenwe live,G2198V-PAI-1P παιδευόμενοιpaideuomenoibeing disciplinedG3811V-PPP-NPM θανατούμενοι,thanatoumenoibeing killed,G2289V-PPP-NPM 10 tahaka ny ampalahelovina, nefa faly mandrakariva; tahaka ny malahelo, nefa mampanan-karena ny maro; tahaka ny tsy manana na dia kely akory aza, nefa manana ny zavatra rehetra.
λυπούμενοιlupoumenoibeing sorrowfulG3076V-PPP-NPM χαίροντες,chairontesrejoicing,G5463V-PAP-NPM πτωχοὶptōchoipoorG4434N-NPM πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM πλουτίζοντες,ploutizontesenriching,G4148V-PAP-NPM μηδὲνmēdennothingG3367A-ASN-N ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM πάνταpantaall thingsG3956A-APN κατέχοντες.¶katechontespossessing.G2722V-PAP-NPM Fanarana ny Kristiana tao Korinto mba tsy hikamba amin’ ny ratsy, sy filazana ny hafalian’ i Paoly noho ny nibebahan’ ireo, rehefa nahazo ny epistily nampitondrainy
11 Ry Korintiana, ny vavanay misokatra aminareo, ny fonay malalaka.
στόμαstomamouthG4750N-NSN ἀνέῳγενaneōgenhas been openedG0455V-2RAI-3S Κορίνθιοι,KorinthioiCorinthians,G2881N-VPM-LG καρδίαkardiaheartG2588N-NSF πεπλάτυνται·peplatuntaihas been expanded;G4115V-RPI-3S 12 Tsy terỳ aminay ianareo, fa terỳ ao am-ponareo ihany.
στενοχωρεῖσθεstenochōreistheyou are restrainedG4729V-PPI-2P στενοχωρεῖσθεstenochōreistheyou are restrainedG4729V-PPI-2P σπλάγχνοιςsplagchnoisaffectionsG4698N-DPN ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 13 Ary mba ho valiny toraka izany (izaho miteny toy ny amin’ ny zanako), dia mba mihalalaha kosa ianareo.
αὐτὴνautēn[as] the sameG0846P-ASF ἀντιμισθίαν,antimisthianrecompense,G0489N-ASF τέκνοιςteknoisto childrenG5043N-DPN λέγω,legōI speak,G3004GV-PAI-1S πλατύνθητεplatunthētedo open [yourselves]G4115V-APM-2P ὑμεῖς.¶humeisyou.G4771P-2NP 14 Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin’ ny tsy mino. Fa inona no iraisan’ ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonana’ ny mazava sy ny maizina?
γίνεσθεginesthedo becomeG1096V-PNM-2P ἑτεροζυγοῦντεςheterozugountesunequally yoked togetherG2086V-PAP-NPM ἀπίστοις·apistoiswith unbelievers;G0571A-DPM μετοχὴmetochēpartnership [have]G3352N-NSF δικαιοσύνῃdikaiosunērighteousnessG1343N-DSF ἀνομίᾳ;anomialawlessness?G0458N-DSF κοινωνίαkoinōniafellowshipG2842N-NSF σκότος;skotosdarkness?G4655N-ASN 15 Ary inona no ifanarahan’ i Kristy sy Beliala? Ary inona no iraisan’ ny anjaran’ ny mino sy ny tsy mino?
συμφώνησιςsumphōnēsisharmony [has]G4857N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T Βελιάρ;BeliarBelial?G0955N-ASM-T μερὶςmerispart [has]G3310N-NSF πιστῷpistōa believerG4103A-DSM ἀπίστου;apistouan unbeliever?G0571A-GSM 16 Ary inona no ikambanan’ ny tempolin’ Andriamanitra amin’ ny sampy? Fa isika no tempolin’ Andriamanitra velona, araka ny nataon’ Andriamanitra hoe: Honina eo aminy sy handeha eo aminy Aho, ary izy ho oloko1.
συγκατάθεσιςsugkatathesisagreementG4783N-NSF ναῷnaō[the] templeG3485N-DSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰδώλων;eidōlōnidols?G1497N-GPN ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ναὸςnaos[the] templeG3485N-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P ζῶντος,zōntos[the] living,G2198V-PAP-GSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἶπενeipenhas saidG2036V-2AAI-3S ἐνοικήσωenoikēsōI will dwellG1774V-FAI-1S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἐμπεριπατήσω,emperipatēsōwill walk among [them],G1704V-FAI-1S ἔσομαιesomaiI will beG1510V-FDI-1S αὐτῶνautōntheirG0846P-GPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἔσονταίesontaiwill beG1510V-FDI-3P λαός.laosa people.G2992N-NSM - Lev 26. 11-12
17 Koa mivoaha eo aminy ianareo, ka misaraha aminy, hoy Jehovah, Ary aza manendry izay zavatra tsy madio; Ary Izaho handray anareo.
ἐξέλθατεexelthatedo come outG1831V-2AAM-2P μέσουmesou[the] midstG3319A-GSN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἀφορίσθητε,aphoristhētedo be separate,G0873V-APM-2P κύριος,kurios[the] Lord,G2962GN-NSM-T ἀκαθάρτουakathartouuncleanG0169A-GSN ἅπτεσθε·haptesthedo touch;G0681V-PMM-2P κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 εἰσδέξομαιeisdexomaiwill receiveG1523V-FDI-1S 18 Ary ho Rainareo Aho, ary ianareo ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy, hoy Jehovah Tsitoha1.
ἔσομαιesomaiI will beG1510V-FDI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πατέραpateraa fatherG3962N-ASM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἔσεσθέesesthewill beG1510V-FDI-2P υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM θυγατέρας,thugaterasdaughters,G2364N-APF κύριοςkurios[the] LordG2962GN-NSM-T παντοκράτωρ.¶pantokratōrAlmighty.G3841N-NSM-T - Isa 52. 11-12