Chapter 12
1 Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ ny Tompo aho.
ΚαυχᾶσθαιKauchasthaiTo boastG2744V-PNN δεῖ,deiit behooves [me],G1163V-PAI-3S συμφέρονsumpheronis it profitableG4851V-PAP-NSN ἐλεύσομαιeleusomaiI will go onG2064V-FDI-1S ὀπτασίαςoptasiasvisionsG3701N-APF ἀποκαλύψειςapokalupseisrevelationsG0602N-APF κυρίου.¶kuriouof [the] Lord.G2962GN-GSM-T 2 Mahalala olona anankiray ao amin’ i Kristy aho, tokony ho efatra ambin’ ny folo taona lasa izay ― na tao amin’ ny tena, na tsy tao amin’ ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala ― ilay anankiray dia nakarina ho any amin’ ny lanitra fahatelo.
ΟἶδαOidaI knowG6063V-PAI-1S ἄνθρωπονanthrōpona manG0444N-ASM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T δεκατεσσάρων,dekatessarōnfourteen —G1180A-GPN σώματιsōmati[the] bodyG4983N-DSN οἶδα,oidaI know,G6063V-PAI-1S ἐκτὸςektosout ofG1622PREP σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN οἶδα,oidaI know,G6063V-PAI-1S οἶδεν,oidenknows —G6063V-PAI-3S ἁρπαγένταharpagentahaving been caught upG0726V-2APP-ASM τοιοῦτονtoioutonsuch a manG5108D-ASM τρίτουtritou[the] thirdG5154A-GSM οὐρανοῦ.ouranouheaven.G3772N-GSM 3 Ary mahalala ilay olona anankiray aho ― na tao amin’ ny tena, na tsy tao amin’ ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala ―
οἶδαoidaI knowG6063V-PAI-1S τοιοῦτονtoioutonsuchG5108D-ASM ἄνθρωπον,anthrōpona man —G0444N-ASM σώματιsōmati[the] bodyG4983N-DSN χωρὶςchōrisout ofG5565PREP σώματος,sōmatosbody,G4983N-GSN οἶδα,oidaI know,G6063V-PAI-1S οἶδεν,oidenknows —G6063V-PAI-3S 4 fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain’ olona.
ἡρπάγηhērpagēhe was caught upG0726V-2API-3S παράδεισονparadeisonParadiseG3857N-ASM ἤκουσενēkousenhe heardG0191V-AAI-3S ἄρρηταarrētainexpressibleG0731A-APN ῥήματαrhēmatadeclarationG4487N-APN ἐξὸνexonbeing permittedG1832V-PAP-NSN ἀνθρώπῳanthrōpōto manG0444N-DSM λαλῆσαι.lalēsaito speak.G2980V-AAN 5 Ilay anankiray no hataoko rehareha; fa ny amin’ ny tenako dia tsy hirehareha aho afa-tsy amin’ ny fahalemena ihany.
ὑπὲρhuperConcerningG5228PREP τοιούτουtoioutousuch a manG5108D-GSM καυχήσομαι,kauchēsomaiI will boast,G2744V-FDI-1S ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP ἐμαυτοῦemautoumyselfG1473F-1GSM καυχήσομαιkauchēsomaiI will boastG2744V-FDI-1S ἀσθενείαιςastheneiaisweaknessesG0769GN-DPF μου·mouof mine;G3165P-1GS 6 Fa na dia te-hirehareha aza aho, dia tsy ho adala, fa hilaza ny marina; nefa tsy manao izany aho, fandrao misy olona mihevitra ahy ho mihoatra noho izay ahitany ahy na izay andrenesany ny teniko.
θελήσωthelēsōI shall desireG2309V-AAS-1S καυχήσασθαι,kauchēsasthaito boast,G2744V-ADN ἔσομαιesomaiI will beG1510V-FDI-1S ἄφρων·aphrōna fool;G0878A-NSM ἀλήθειανalētheian[the] truthG0225N-ASF ἐρῶ·erōI will be speaking;G4483V-FAI-1S φείδομαιpheidomaiI refrainG5339V-PNI-1S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS λογίσηταιlogisētaimay creditG3049V-ADS-3S ὑπὲρhupermore thanG5228PREP βλέπειblepeihe seesG0991V-PAI-3S ἀκούειakoueihearsG0191V-PAI-3S 7 Ary fandrao hirehareha noho ny habetsaky ny fanambarana aho, dia nasiana tsilo tamin’ ny nofo1, dia irak’ i Satana hamely ahy, fandrao hirehareha aho.
ὑπερβολῇhuperbolēaby surpassingnessG5236N-DSF ἀποκαλύψεων.¶apokalupseōnrevelations.G0602N-GPF ὑπεραίρωμαι,huperairōmaiI may become conceited,G5229V-PPS-1S ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S σκόλοψskolopsa thornG4647N-NSM σαρκί,sarkiin [my] flesh,G4561N-DSF ἄγγελοςangelosa messengerG0032HN-NSM σατανᾶsatanaof SatanG4567N-GSM-T κολαφίζῃkolaphizēhe may buffetG2852V-PAS-3S ὑπεραίρωμαι.huperairōmaiI may become conceited.G5229V-PPS-1S - Na: Notsatohana hazo maranitra ny nofoko.
8 Izany no nangatahako intelo tamin’ ny Tompo, mba hialan’ izany amiko.
τούτουtoutouthisG3778D-GSN τρὶςtristhree timesG5151ADV παρεκάλεσαparekalesaI beggedG3870V-AAI-1S ἀποστῇapostēait may departG0868V-2AAS-3S 9 Nefa hoy Izy tamiko; Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ ny fahalemena. Koa mainka sitrako ny hirehareha amin’ ny fahalemeko, mba hitoeran’ ny herin’ i Kristy amiko.
εἴρηκένeirēkenHe has saidG2046V-RAI-3S ἀρκεῖarkeiSufficesG0714V-PAI-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF μου·mouof Mine;G3165P-1GS δύναμιςdunamispowerG1411N-NSF ἀσθενείᾳastheneiaweaknessG0769GN-DSF τελεῖται.teleitaiis finished.G5055V-PPI-3S ἥδισταhēdistaMost gladlyG2236A-APN καυχήσομαιkauchēsomaiwill I boastG2744V-FDI-1S ἀσθενείαιςastheneiaisweaknessesG0769GN-DPF μου,mouof mine,G3165P-1GS ἐπισκηνώσῃepiskēnōsēmay restG1981V-AAS-3S ἐμὲememe myselfG1473P-1AS δύναμιςdunamispowerG1411N-NSF Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 10 Koa dia finaritra aho amin’ ny fahalemena, amin’ ny fampahoriana, amin’ ny fahaterena, amin’ ny fanenjehana, amin’ ny fahantrana, noho ny amin’ i Kristy; fa ny fahalemeko no fahatanjahako.
εὐδοκῶeudokōI take pleasureG2106V-PAI-1S ἀσθενείαις,astheneiaisweaknesses,G0769GN-DPF ὕβρεσιν,hubresininsults,G5196N-DPF ἀνάγκαις,anagkaishardships,G0318N-DPF διωγμοῖςdiōgmoispersecutionsG1375N-DPM στενοχωρίαις,stenochōriaisdifficultiesG4730N-DPF Χριστοῦ·ChristouChrist;G5547N-GSM-T ἀσθενῶasthenōI may be weakG0770GV-PAS-1S δυνατόςdunatosstrongG1415A-NSM εἰμι.¶eimiI am.G1510V-PAI-1S 11 Efa tonga adala aho; ianareo no nahatery ahy; fa tokony hoderainareo aho, satria tsy latsaka noho ireo Apostoly ambony indrindra1 ireo, na dia tsinontsinona aza aho.
ΓέγοναGegonaI have becomeG1096V-2RAI-1S ἄφρωνaphrōna foolG0878A-NSM καυχώμενος·kauchōmenosboasting;G2744V-PNP-NSM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἠναγκάσατε.ēnagkasatecompelled.G0315V-AAI-2P ὤφειλονōpheilonwas being obligedG3784V-IAI-1S συνίστασθαι·sunistasthaito have been commended;G4921V-PPN οὐδὲνouden[In] no[thing]G3762A-ASN ὑστέρησαhusterēsawas I inferiorG5302V-AAI-1S ὑπερλίανhuperlianmost eminentG5228PREP + G3029 ἀποστόλων,apostolōnapostles,G0652N-GPM οὐδένoudenno [thing]G3762A-NSN εἰμι.eimiI am.G1510V-PAI-1S - Na: fatratra loatra.
12 Ny famantarana mah’ Apostoly ahy dia natao teo aminareo tokoa tamin’ ny faharetana rehetra, tamin’ ny famantarana sy ny fahagagana ary tamin’ ny asa lehibe.
σημεῖαsēmeiasignsG4592N-NPN ἀποστόλουapostolouapostleG0652N-GSM κατειργάσθηkateirgasthēwere performedG2716V-API-3S ὑπομονῇ,hupomonēaperseverance,G5281N-DSF σημείοιςsēmeioissignsG4592N-DPN τέρασινterasinin wondersG5059N-DPN δυνάμεσιν.dunamesinin miracles.G1411N-DPF 13 Fa inona moa no nahalatsaka anareo noho ny fiangonana sasany, afa-tsy ny tsy namakiako tratra anareo? Mamelà ahy ary amin’ izany fahadisoana izany.
ἐστινestinis itG1510V-PAI-3S ἡσσώθητεhēssōthēteyou were inferiorG2274V-API-2P λοιπὰςloipasrestG3062A-APF ἐκκλησίας,ekklēsias[of the] churches,G1577N-APF αὐτὸςautosmyselfG0846P-NSM κατενάρκησαkatenarkēsadid burdenG2655V-AAI-1S χαρίσασθέcharisasthedo forgiveG5483V-ADM-2P ἀδικίανadikianwrongG0093N-ASF ταύτην.¶tautēnthis!G3778D-ASF 14 Indro, efa fanintelony izao no vonona hankatỳ aminareo aho, nefa tsy hahavaky tratra anareo; fa tsy ny fanananareo no tadiaviko, fa ianareo; fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an’ ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreniny no tokony hihary ho an’ ny zanany.
τρίτονtritonthird timeG5154A-ASN ἑτοίμωςhetoimōsreadyG2093ADV ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN καταναρκήσωkatanarkēsōI will burdenG2655V-FAI-1S ζητῶzētōI seekG2212V-PAI-1S ὀφείλειopheileioughtG3784V-PAI-3S τέκναteknachildrenG5043N-NPN τοῖςtoisfor theG3588T-DPM γονεῦσινgoneusinparentsG1118N-DPM θησαυρίζεινthēsaurizeinto treasure upG2343V-PAN γονεῖςgoneisparentsG1118N-NPM τοῖςtoisfor theG3588T-DPN τέκνοις·teknoischildren;G5043N-DPN 15 Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon’ ny fitiavako anareo aza no fihenan’ ny fitiavanareo ahy.
ἥδισταhēdistamost gladlyG2236A-APN δαπανήσωdapanēsōwill spendG1159V-FAI-1S ἐκδαπανηθήσομαιekdapanēthēsomaiI will be utterly spentG1550V-FPI-1S ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἧσσονhēssonlessG2276A-ASN-C ἀγαπῶμαι.agapōmaiI am loved!G0025V-PPI-1S 16 Kanefa, na dia izany aza, izaho tsy nahavaky tratra anareo, fa nanao saina, hono, aho, dia nahazo anareo tamin’ ny fihendrena.
ἔστωestōit should beG1510V-PAM-3S κατεβάρησαkatebarēsadid burdenG2599V-AAI-1S ὑπάρχωνhuparchōnbeingG5225V-PAP-NSM πανοῦργοςpanourgoscraftyG3835A-NSM δόλῳdolōby trickeryG1388N-DSM ἔλαβον.elabonI caught.G2983V-2AAI-1S 17 Moa izay nirahiko tany aminareo va nisy nanaovako anareo ho vola aman-karena?
ἀπέσταλκαapestalkaI have sentG0649V-RAI-1S ἐπλεονέκτησαepleonektēsadid I exploitG4122V-AAI-1S 18 Nangataka an’ i Titosy aho, sady nirahiko nomba azy ilay rahalahy. Moa Titosy va nanao anareo ho vola aman-karena? Tsy fanahy iray ihany va no nandehananay? Tsy iray ihany va no dianay?
παρεκάλεσαparekalesaI urgedG3870V-AAI-1S ΤίτονTitonTitus [to go]G5103N-ASM-P συναπέστειλαsunapesteilasent with [him]G4882V-AAI-1S ἀδελφόν·adelphonbrother;G0080N-ASM μήτιmētisurely not everG3385PRT-N ἐπλεονέκτησενepleonektēsendid exploitG4122V-AAI-3S Τίτος;TitosTitus?G5103N-NSM-P πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN περιεπατήσαμεν;periepatēsamendid we walk?G4043V-AAI-1P αὐτοῖςautoissameG0846P-DPN ἴχνεσιν;¶ichnesinsteps?G2487N-DPN 19 Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan’ Andriamanitra no itenenanay ao amin’ i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo.
ΠάλαιPalaiPreviouslyG3819ADV δοκεῖτεdokeiteyou have been thinkingG1380V-PAI-2P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀπολογούμεθα.apologoumethawe are presenting a defense.G0626V-PNI-1P κατέναντιkatenantibeforeG2713PREP ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T λαλοῦμεν.laloumenwe speak.G2980V-PAI-1P πάντα,pantaall things,G3956A-NPN ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM οἰκοδομῆς.oikodomēsedification.G3619N-GSF 20 Fa matahotra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahita anareo ho toy izay tsy tiako, ary ho hitanareo aho ho toy izay tsy tianareo; fandrao hisy fifandirana, fialonana, fiafonafonana, fifampiandaniana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fieboeboana, fikotranana, ―
φοβοῦμαιphoboumaiI fearG5399V-PNI-1S ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM οἵουςoioussuch asG3634K-APM θέλωthelōI wishG2309V-PAI-1S εὕρωheurōI may findG2147V-2AAS-1S κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 εὑρεθῶheurethōmay be foundG2147V-APS-1S ὑμῖνhuminby youG4771P-2DP οἷονhoionsuch asG3634K-ASM θέλετε,theleteyou do wish,G2309V-PAI-2P ἔρις,erisa quarrel,G2054N-NSF ζῆλος,zēlosjealousy,G2205N-NSM θυμοί,thumoianger,G2372N-NPM ἐριθείαι,eritheiaicontentionsG2052N-NPF καταλαλιαί,katalaliaislander,G2636N-NPF ψιθυρισμοί,psithurismoigossip,G5587N-NPM φυσιώσεις,phusiōseisconceit,G5450N-NPF ἀκαταστασίαι,akatastasiaidisorder,G0181N-NPF 21 eny, fandrao, rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo anatrehanareo Andriamanitro, ary izaho hanana alahelo amin’ ny maro izay nanota teo aloha ka tsy mbola nibebaka tamin’ ny fahalotoana sy ny fijangajangana ary ny fijejojejoana nataony.
ἐλθόντοςelthontoswhen was comingG2064V-2AAP-GSM ταπεινώσῃtapeinōsēhe may humbleG5013V-AAS-3S θεόςtheosGod,G2316N-NSM-T πενθήσωpenthēsōI may mourn overG3996V-AAS-1S πολλοὺςpollousmanyG4183A-APM προημαρτηκότωνproēmartēkotōnhaving sinned beforeG4258V-RAP-GPM μετανοησάντωνmetanoēsantōnhaving repentedG3340V-AAP-GPM ἀκαθαρσίᾳakatharsiaimpurityG0167N-DSF πορνείᾳporneiaof sexual immoralityG4202N-DSF ἀσελγείᾳaselgeiaof sensualityG0766N-DSF ἔπραξαν.¶epraxanthey have practiced.G4238V-AAI-3P