Chapter 5
1 Fa fantatsika fa raha ravana ny trano-laintsika etỳ an-tany, dia manana izay voarafitr’ Andriamanitra isika, dia trano tsy nataon-tanana izay maharitra mandrakizay any an-danitra.
ΟἴδαμενOidamenWe knowG6063V-RAI-1P ἐπίγειοςepigeiosearthlyG1919A-NSF σκήνουςskēnoustentG4636N-GSN καταλυθῇ,kataluthēashall be destroyed,G2647V-APS-3S οἰκοδομὴνoikodomēna buildingG3619N-ASF ἔχομεν,echomenwe have,G2192V-PAI-1P οἰκίανoikiana houseG3614GN-ASF ἀχειροποίητονacheiropoiētonnot made with handsG0886A-ASF αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF οὐρανοῖς.ouranoisheavens.G3772N-DPM 2 Ary misento ao anatin’ ity isika ka maniry indrindra hitafy ny tranontsika izay avy any an-danitra koa;
στενάζομεν,stenazomenwe groan,G4727V-PAI-1P οἰκητήριονoikētēriondwellingG3613N-ASN οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἐπενδύσασθαιependusasthaito be clothed withG1902V-AMN ἐπιποθοῦντες·epipothounteslonging;G1971V-PAP-NPM 3 fa ho hita mitafy isika, fa tsy mba mitanjaka.
ἐκδυσάμενοιekdusamenoihaving put offG1562V-AAP-NPM γυμνοὶgumnoinakedG1131A-NPM εὑρεθησόμεθα.heurethēsomethawe will be found.G2147V-FPI-1P 4 Fa isika izao amin’ izao lay izao dia misento noho ny mavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahana, fa ny mba hotafiana koa, mba hatelin’ ny fiainana ny mety maty.
ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM σκήνειskēneitentG4636N-DSN στενάζομενstenazomenwe groanG4727V-PAI-1P βαρούμενοι,baroumenoibeing burdened,G0916V-PPP-NPM θέλομενthelomenwe do wishG2309V-PAI-1P ἐκδύσασθαιekdusasthaito be unclothedG1562V-AMN ἐπενδύσασθαι,ependusasthaito be clothed,G1902V-AMN καταποθῇkatapothēamay be swallowed upG2666V-APS-3S θνητὸνthnētonmortalG2349A-NSN ζωῆς.¶zōēslife.G2222N-GSF 5 Ary Izay efa namboatra antsika ho amin’ izany indrindra dia Andriamanitra, Izay efa nanome antsika ny santatry ny Fanahy.
κατεργασάμενοςkatergasamenoshaving preparedG2716V-ADP-NSM θεός,theos[is] God,G2316N-NSM-T δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM ἀρραβῶναarrabōnapledgeG0728N-ASM πνεύματος.¶pneumatosSpirit.G4151GN-GSN 6 Koa matoky mandrakariva isika, ka fantatsika fa raha mitoetra eo amin’ ny tena, dia tsy mitoetra any amin’ ny Tompo
ΘαρροῦντεςTharrountesbeing confidentG2292V-PAP-NPM πάντοτεpantotealwaysG3842ADV εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM ἐνδημοῦντεςendēmountesbeing at homeG1736V-PAP-NPM σώματι,sōmatibody,G4983N-DSN ἐκδημοῦμενekdēmoumenwe are absentG1553V-PAI-1P κυρίου·kuriouLord;G2962GN-GSM-T 7 (fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana);
πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF περιπατοῦμεν,peripatoumenwe walk,G4043V-PAI-1P εἴδους,eidoussight,G1491N-GSN 8 eny, matoky isika, ka aleontsika ny tsy hitoetra ao amin’ ny tena, fa ny hitoetra any amin’ ny Tompo.
θαρροῦμενtharroumenWe are confidentG2292V-PAI-1P εὐδοκοῦμενeudokoumenwe are pleasedG2106V-PAI-1P ἐκδημῆσαιekdēmēsaito be absentG1553V-AAN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἐνδημῆσαιendēmēsaito be at homeG1736V-AAN κύριον.kurionLord.G2962GN-ASM-T 9 Koa dia ataontsika ho voninahitsika ny mba hankasitrahany antsika, na mitoetra, na tsy mitoetra.
φιλοτιμούμεθα,philotimoumethawe are ambitious,G5389V-PNI-1P ἐνδημοῦντεςendēmountesbeing at homeG1736V-PAP-NPM ἐκδημοῦντες,ekdēmountesbeing away,G1553V-PAP-NPM εὐάρεστοιeuarestoiwell-pleasingG2101A-NPM εἶναι·einaito be;G1511V-PAN 10 Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin’ ny fitsaran’ i Kristy, mba handraisan’ ny olona rehetra izay zavatra nataon’ ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy.
πάνταςpantasallG3956A-APM φανερωθῆναιphanerōthēnaito be revealedG5319V-APN δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP βήματοςbēmatosjudgment seatG0968N-GSN Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T κομίσηταιkomisētaimay receive backG2865V-AMS-3S ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM τὰtathe [things done]G3588T-APN σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN πρὸςprosaccording toG4314PREP ἔπραξεν,epraxenhe did,G4238V-AAI-3S ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN φαῦλον.¶phaulonevil.G5337A-ASN 11 Koa amin’ izany, satria fantatsika ny fahatahorana ny Tompo, dia ny olona no ampanekenay, fa amin’ Andriamanitra, kosa dia efa voaseho rahateo izahay, ary manantena aho fa voaseho ao amin’ ny fieritreretanareo koa.
ΕἰδότεςEidotesKnowingG6063V-RAP-NPM φόβονphobonfearG5401N-ASM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM πείθομεν,peithomenwe persuadeG3982V-PAI-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T πεφανερώμεθα·pephanerōmethawe have been made manifest;G5319V-RPI-1P ἐλπίζωelpizōI hopeG1679V-PAI-1S συνειδήσεσινsuneidēsesinconsciencesG4893N-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πεφανερῶσθαι.¶pephanerōsthaito have been made manifest.G5319V-RPN 12 Tsy midera tena indray aminareo izahay, fa manome anareo izay ho reharehanareo ny aminay, mba hisy havalinareo izay mirehareha ny amin’ ny miseho1 ihany, fa tsy amin’ ny fo.
ἑαυτοὺςhe'autousourselvesG1438F-1APM συνιστάνομενsunistanomenare we commendingG4921V-PAI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀφορμὴνaphormēnoccasionG0874N-ASF διδόντεςdidontesare givingG1325V-PAP-NPM ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP καυχήματοςkauchēmatosof boastingG2745N-GSN ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP ἔχητεechēteyou may have [an answer]G2192V-PAS-2P προσώπῳprosōpōappearanceG4383N-DSN καυχωμένουςkauchōmenousboastingG2744V-PNP-APM καρδίᾳ.kardia[the] heart.G2588N-DSF - Gr. tava.
13 Fa raha very saina izahay, dia ho an’ Andriamanitra; fa raha tsy very saina izahay, dia ho anareo.
ἐξέστημεν,exestēmenwe are crazy,G1839V-2AAI-1P θεῷ·theō[it is] for God;G2316N-DSM-T σωφρονοῦμεν,sōphronoumenwe are sober-mindedG4993V-PAI-1P ὑμῖν.humin[it is] for you.G4771P-2DP 14 Fa ny fitiavan’ i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray hamonjy ny olona rehetra, ka dia maty koa izy rehetra;
ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T συνέχειsunecheicompelsG4912V-PAI-3S κρίνανταςkrinantashaving concludedG2919V-AAP-APM τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἀπέθανεν·apethanenhas died;G0599V-2AAI-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀπέθανον.apethanonhave died.G0599V-2AAI-3P 15 ary maty hamonjy ny olona rehetra Izy, mba tsy ho velona ho an’ ny tenany intsony izay velona, fa ho an’ izay efa maty sy nitsangana hamonjy azy.
πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἀπέθανεν,apethanenHe died,G0599V-2AAI-3S ζῶντεςzōnteslivingG2198V-PAP-NPM μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N ἑαυτοῖςhe'autoisto themselvesG1438F-3DPM ζῶσινzōsinmay liveG2198V-PAS-3P τῷtōto the [One]G3588T-DSM ἀποθανόντιapothanontihaving diedG0599V-2AAP-DSM ἐγερθέντι.¶egerthentihaving been raised again.G1453V-APP-DSM 16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an’ i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy.
ὭστεHōsteThereforeG5620CONJ ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM οἴδαμενoidamenknowG6063V-RAI-1P κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκα·sarka[the] flesh;G4561N-ASF ἐγνώκαμενegnōkamenwe have regardedG1097V-RAI-1P κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF Χριστόν,ChristonChrist,G5547N-ASM-T οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 γινώσκομεν.ginōskomenwe regard [Him thus].G1097V-PAI-1P 17 Koa raha misy olona ao amin’ i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.
ὥστεhōsteThereforeG5620CONJ Χριστῷ,ChristōChrist,G5547N-DSM-T καινὴkainē[he is] a newG2537A-NSF κτίσις·ktisiscreation;G2937N-NSF ἀρχαῖαarchaiaold thingsG0744A-NPN παρῆλθεν,parēlthenhave passed away,G3928V-2AAI-3S γέγονενgegonenhas come into beingG1096V-2RAI-3S πάντα.pantaall things.G3956A-NPN 18 Fa izany rehetra izany dia avy amin’ Andriamanitra, Izay nampihavana antsika taminy amin’ ny alalan’ i Kristy sady nanome anay ny fanompoana fampihavanana,
πάνταpantaall thingsG3956A-NPN τοῦtouthe [One who]G3588T-GSM καταλλάξαντοςkatallaxantoshaving reconciledG2644V-AAP-GSM ἑαυτῷhe'autōto HimselfG1438F-3DSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T δόντοςdontoshaving givenG1325V-2AAP-GSM διακονίανdiakonianministryG1248N-ASF καταλλαγῆς,katallagēsof reconciliation,G2643N-GSF 19 dia izao: Andriamanitra ao amin’ i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana.
ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T κόσμονkosmon[the] worldG2889N-ASM καταλλάσσωνkatallassōnreconcilingG2644V-PAP-NSM ἑαυτῷ,he'autōto Himself,G1438F-3DSM λογιζόμενοςlogizomenosreckoningG3049V-PNP-NSM αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM παραπτώματαparaptōmatatrespassesG3900N-APN αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM θέμενοςthemenoshaving putG5087V-2AMP-NSM καταλλαγῆς.¶katallagēsof reconciliation.G2643N-GSF 20 Koa dia iraka1 solon’ i Kristy izahay, toa an’ Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon’ i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin’ Andriamanitra anie ianareo.
ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πρεσβεύομεν,presbeuomenwe are ambassadors,G4243V-PAI-1P παρακαλοῦντοςparakalountosis beseechingG3870V-PAP-GSM δεόμεθαdeomethaWe imploreG1189V-PNI-1P ὑπὲρhuperon behalfG5228PREP Χριστοῦ·Christouof Christ:G5547N-GSM-T καταλλάγητεkatallagētedo be reconciledG2644V-2APM-2P θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T - Gr. ambasadôra.
21 Izay tsy nahalala ota dia efa nataony ota hamonjy antsika, mba ho tonga fahamarinan’ Andriamanitra ao aminy kosa isika.
τὸνtonThe [One]G3588T-ASM γνόνταgnontahaving knownG1097V-2AAP-ASM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF ἐποίησεν,epoiēsenHe made,G4160GV-AAI-3S ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP γενώμεθαgenōmethamay becomeG1096V-2ADS-1P δικαιοσύνηdikaiosunē[the] righteousnessG1343N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T