Chapter 3
Ny amin’ ny voninahitra momba ny raharaha nanendrena ny Apostoly, sy ny fihoaran’ izay noho ny voninahitry ny lalàna
1 Moa midera tena indray va izahay, sa toy ny sasany ka mila epistily filazan-tsoa anay ho aminareo, na avy aminareo?
ἈρχόμεθαArchomethaAre we beginningG0757V-PMI-1P ἑαυτοὺςhe'autousourselvesG1438F-1APM συνιστάνειν;sunistaneinto commend?G4921V-PAN χρῄζομενchrēzomenwe needG5535V-PAI-1P συστατικῶνsustatikōncommendatoryG4956A-GPF ἐπιστολῶνepistolōnlettersG1992N-GPF συστατικῶν;sustatikōncommendatory [letters]?G4956A-GPF 2 Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatry sy vakin’ ny olona rehetra;
ἐπιστολὴepistolēletterG1992N-NSF ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐγγεγραμμένηengegrammenēinscribedG1449V-RPP-NSF καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP γινωσκομένηginōskomenēbeing knownG1097V-PPP-NSF ἀναγινωσκομένηanaginōskomenēbeing readG0314V-PPP-NSF πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM 3 eny, aseho ho epistilin’ i Kristy izay entinay1 ianareo, tsy nosoratana tamin’ ny ranomainty anefa, fa tamin’ ny Fanahin’ Andriamanitra velona, tsy teo amin’ izay tena vato fisaka, fa teo amin’ izay vato fisaka nofo, dia ny fo.
φανερούμενοιphaneroumenoibeing revealedG5319V-PPP-NPM ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P ἐπιστολὴepistolēa letterG1992N-NSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T διακονηθεῖσαdiakonētheisahaving been ministered toG1247V-APP-NSF ἐγγεγραμμένηengegrammenēinscribedG1449V-RPP-NSF μέλανιmelaniin inkG3188N-DSN πνεύματιpneumatiwith [the] SpiritG4151GN-DSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντος,zōntos[the] living,G2198V-PAP-GSM πλαξὶνplaxintabletsG4109N-DPF λιθίναιςlithinaisof stoneG3035A-DPF πλαξὶνplaxintabletsG4109N-DPF καρδίαιςkardiaisof heartsG2588N-DPF σαρκίναις.¶sarkinaishuman.G4560A-DPF - Na: soratanay; Gr. anompoanay.
4 Ary manana izany fahatokiana izany ny amin’ Andriamanitra izahay amin’ ny alalan’ i Kristy.
ΠεποίθησινPepoithēsinConfidenceG4006N-ASF τοιαύτηνtoiautēnsuchG5108D-ASF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T θεόν·theonGod;G2316N-ASM-T 5 Kanefa tsy mihambo hanana fahaleovana avy aminay hihevitra na amin’ inona na amin’ inona izahay; fa ny fahaleovanay dia avy amin’ Andriamanitra,
ἑαυτῶνhe'autōnourselvesG1438F-1GPM ἱκανοίhikanoisufficientG2425A-NPM ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P λογίσασθαίlogisasthaito reckonG3049V-AMN ἑαυτῶν,he'autōnourselves,G1438F-1GPM ἱκανότηςhikanotēssufficiencyG2426N-NSF θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T 6 Izay efa nampahaleo anay koa ho mpanompo amin’ izay fanekena vaovao, nefa tsy amin’ ny soratra, fa amin’ ny Fanahy; fa ny soratra mahafaty, fa ny Fanahy no mahavelona.
ἱκάνωσενhikanōsenhas made competentG2427V-AAI-3S ἡμᾶςhēmasus [as]G3165P-1AP διακόνουςdiakonousministersG1249N-APM καινῆςkainēsof a newG2537A-GSF διαθήκης,diathēkēscovenant,G1242N-GSF γράμματοςgrammatosof [the] letterG1121N-GSN πνεύματος·pneumatosof [the] Spirit;G4151GN-GSN γράμμαgrammaletterG1121N-NSN ἀποκτέννει,apoktenneikills,G0615V-PAI-3S πνεῦμαpneumathe SpiritG4151GN-NSN ζῳοποιεῖ.zōopoieigives life.G2227V-PAI-3S 7 Fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, izay voasoratra teo amin’ ny vato, no nisy voninahitra, ka ny Zanak’ Isiraely tsy nahabanjina ny tavan’ i Mosesy noho ny voninahitry ny tavany izay nihalevona,
διακονίαdiakoniaministryG1248N-NSF θανάτουthanatouof deathG2288N-GSM γράμμασινgrammasinlettersG1121N-DPN ἐντετυπωμένηentetupōmenēengravedG1795V-RPP-NSF λίθοιςlithoisstonesG3037N-DPM ἐγενήθηegenēthēwas producedG1096V-2AOI-3S δόξῃ,doxēglory,G1391N-DSF ὥστεhōsteso as forG5620CONJ δύνασθαιdunasthaito be ableG1410V-PNN ἀτενίσαιatenisaito look intentlyG0816V-AAN υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN ΜωϋσέωςMōuseōsof MosesG3475N-GSM-P διὰdiaon account ofG1223PREP δόξανdoxangloryG1391N-ASF προσώπουprosōpoufaceG4383N-GSN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM καταργουμένην,katargoumenēnis fading,G2673V-PPP-ASF 8 tsy mainka hisy voninahitra ny fanompoana omban’ ny Fanahy?
οὐχὶouchisurelyG3780PRT-N διακονίαdiakoniaministryG1248N-NSF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἔσταιestaiwill beG1510V-FDI-3S δόξῃ;doxēglory?G1391N-DSF 9 Fa raha nisy voninahitra ny fanompoana nitondra ny fanamelohana, mainka hanan-tombom-boninahitra ny fanompoana mitondra ny fahamarinana.
διακονίᾳdiakoniaministryG1248N-DSF κατακρίσεωςkatakriseōsof condemnation [was]G2633N-GSF δόξα,doxaglory,G1391N-NSF περισσεύειperisseueiaboundsG4052V-PAI-3S διακονίαdiakoniaministryG1248N-NSF δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF δόξῃ.doxēglory!G1391N-DSF 10 Ary izay nisy voninahitra aza dia tsy manana voninahitra kosa amin’ izao noho ny voninahitra izay manan-tombo.
δεδόξασταιdedoxastaihas been glorifiedG1392V-RPI-3S δεδοξασμένονdedoxasmenonglorifiedG1392V-RPP-NSN μέρειmereirespectG3313N-DSN εἵνεκενeinekenon account ofG1752PREP ὑπερβαλλούσηςhuperballousēssurpassing [it]G5235V-PAP-GSF δόξης.doxēsglory.G1391N-GSF 11 Fa raha ny nilevona aza nisy voninahitra, mainka fa ny mitoetra no misy voninahitra.
καταργούμενονkatargoumenonis fading awayG2673V-PPP-NSN διὰdia[was] throughG1223PREP δόξης,doxēsglory,G1391N-GSF μᾶλλονmallonmore [is]G3123GADV μένονmenonremainingG3306V-PAP-NSN δόξῃ.¶doxēglory!G1391N-DSF 12 Koa amin’ izany, satria manana izany fanantenana izany izahay, dia sahy tokoa,
ἜχοντεςEchontesHavingG2192V-PAP-NPM τοιαύτηνtoiautēnsuchG5108D-ASF ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF πολλῇpollēagreatG4183A-DSF παρρησίᾳparrēsiaboldnessG3954N-DSF χρώμεθα,chrōmethawe use,G5530V-PNI-1P 13 ary tsy tahaka an’ i Mosesy, izay nanarona ny tavany tamin’ ny fisalobonana, mba tsy hibanjinan’ ny Zanak’ Isiraely ny faran’ izay nihalevona;
καθάπερkathaperasG2509CONJ ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P ἐτίθειetitheiwas puttingG5087V-IAI-3S κάλυμμαkalummaa veilG2571N-ASN πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN αὐτοῦautouof himselfG0846P-GSM ἀτενίσαιatenisaito look intentlyG0816V-AAN υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L καταργουμένου·katargoumenoufading away;G2673V-PPP-GSN 14 fa efa donto ny sainy; fa ambaraka androany dia mbola tsy nesorina ihany izany fisalobonana izany, raha vakina ny tenin’ ny fanekena taloha, satria ao amin’ i Kristy ihany no anesorana izany.
ἐπωρώθηepōrōthēwere hardenedG4456V-API-3S νοήματαnoēmatamindsG3540N-NPN αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM σήμερονsēmeronpresentG4594ADV ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF κάλυμμαkalummaveilG2571N-NSN ἀναγνώσειanagnōseireadingG0320N-DSF παλαιᾶςpalaiasoldG3820A-GSF διαθήκηςdiathēkēscovenantG1242N-GSF μένειmeneiremainsG3306V-PAI-3S ἀνακαλυπτόμενον,anakaluptomenonbeing lifted,G0343V-PPP-NSN ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T καταργεῖται,katargeitaiis being removed,G2673V-PPI-3S 15 Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, raha vakina ny tenin’ i Mosesy.
σήμερονsēmeronthis dayG4594ADV ἀναγινώσκηταιanaginōskētaimay be readG0314V-PPS-3S Μωϋσῆς,MōusēsMoses,G3475N-NSM-P κάλυμμαkalummaa veilG2571N-NSN καρδίανkardianheartG2588N-ASF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM κεῖται·keitailies;G2749V-PNI-3S 16 Kanefa raha miverina amin’ ny Tompo izy, dia hesorina ihany ny fisalobonana.
ἐπιστρέψῃepistrepsē[one] shall have turnedG1994V-AAS-3S κύριον,kurion[the] Lord,G2962GN-ASM-T περιαιρεῖταιperiaireitaiis taken awayG4014V-PPI-3S κάλυμμα.kalummaveil.G2571N-NSN 17 Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran’ ny Fanahin’ ny Tompo no itoeran’ ny fahafahana.
ἐστιν·estinis;G1510V-PAI-3S κυρίουkuriouof [the] Lord [is]G2962GN-GSM-T ἐλευθερία.eleutheria[is] freedom.G1657N-NSF 18 Fa isika rehetra kosa amin’ ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin’ ny fitaratra1, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin’ ny voninahitra ka ho amin’ ny voninahitra, toy ny avy amin’ ny Tompo, dia ny Fanahy.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀνακεκαλυμμένῳanakekalummenōunveiledG0343V-RPP-DSN προσώπῳprosōpōin faceG4383N-DSN δόξανdoxangloryG1391N-ASF κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T κατοπτριζόμενοι,katoptrizomenoibeholding as in a mirror,G2734V-PMP-NPM εἰκόναeikonaimageG1504N-ASF μεταμορφούμεθαmetamorphoumethaare being transformed intoG3339V-PPI-1P δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF δόξανdoxangloryG1391N-ASF καθάπερkathapereven asG2509CONJ κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T πνεύματος.¶pneumatos[the] Spirit.G4151GN-GSN - Na: Dia tahaka ny fitaratra tarafin’ ny voninahitry ny Tompo.