Chapter 7
1 Koa raha manana ireo teny fikasana ireo isika, ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin’ ny fahalotoana rehetra, na amin’ ny nofo, na amin’ ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin’ ny fahatahorana an’ Andriamanitra.
ΤαύταςTautasTheseG3778D-APF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἐπαγγελίας,epangeliaspromises,G1860N-APF ἀγαπητοί,agapētoibeloved,G0027A-VPM καθαρίσωμενkatharisōmenwe may cleanseG2511V-AAS-1P ἑαυτοὺςhe'autousourselvesG1438F-1APM παντὸςpantoseveryG3956A-GSM μολυσμοῦmolusmoudefilementG3436N-GSM σαρκὸςsarkosof fleshG4561N-GSF πνεύματοςpneumatosspiritG4151GN-GSN ἐπιτελοῦντεςepitelountesperfectingG2005V-PAP-NPM ἁγιωσύνηνhagiōsunēnholinessG0042N-ASF φόβῳphobō[the] fearG5401N-DSM θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 2 Ataovy omby anay ny fonareo, tsy nanao izay tsy marina tamin’ ny olona izahay, tsy nanimba olona, tsy nanambaka olona.
ΧωρήσατεChōrēsatedo make room forG5562V-AAM-2P οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM ἠδικήσαμεν,ēdikēsamenwe have wronged,G0091V-AAI-1P οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM ἐφθείραμεν,ephtheiramenwe have corrupted,G5351V-AAI-1P οὐδέναoudenano [one]G3762A-ASM ἐπλεονεκτήσαμεν.epleonektēsamenwe have exploited.G4122V-AAI-1P 3 Tsy miteny izany ho fanamelohana aho; fa efa nilaza rahateo aho fa ao am-ponay ianareo, mba hiara-maty sy hiara-belona isika.
κατάκρισινkatakrisincondemnationG2633N-ASF λέγω·legōI speak;G3004GV-PAI-1S προείρηκαproeirēkaI have before saidG4280V-RAI-1S καρδίαιςkardiaisheartsG2588N-DPF ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P συναποθανεῖνsunapothaneinto die togetherG4880V-2AAN συζῆν.suzēnto live together.G4800V-PAN 4 Be ny fahatokiako anareo, lehibe ny reharehako ny aminareo; feno fiononana aho sady be hafaliana indrindra amin’ ny fahorianay rehetra.
πολλήpollēGreat [is]G4183A-NSF παρρησίαparrēsiaboldnessG3954N-NSF πολλήpollēgreatG4183A-NSF καύχησιςkauchēsisboastingG2746N-NSF ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP πεπλήρωμαιpeplērōmaiI have been filledG4137V-RPI-1S παρακλήσει,paraklēseiwith encouragement,G3874N-DSF ὑπερπερισσεύομαιhuperperisseuomaiI overaboundG5248V-PPI-1S χαρᾷcharawith joyG5479N-DSF θλίψειthlipseiafflictionG2347N-DSF ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 5 Fa na dia efa tonga tany Makedonia aza izahay, dia tsy hiainan’ ny nofonay, fa nampahorina tamin’ ny zavatra rehetra: teo ivelany nisy ady, tao anatiny nisy tahotra.
ἐλθόντωνelthontōnwhen were comingG2064V-2AAP-GPM ΜακεδονίανMakedonianMacedoniaG3109N-ASF-L οὐδεμίανoudemiannoneG3762A-ASF ἔσχηκενeschēkendid haveG2192V-RAI-3S ἄνεσινanesinrestG0425N-ASF παντὶpantievery [way]G3956A-DSN θλιβόμενοι·thlibomenoiwe are being pressed:G2346V-PPP-NPM ἔξωθενexōthenoutsideG1855PREP μάχαι,machaiconflicts,G3163N-NPF ἔσωθενesōthenwithinG2081ADV φόβοι.phoboifears.G5401N-NPM 6 Fa Andriamanitra, Izay mampionona ny mpandefitra, no efa nampionona anay tamin’ ny nahatongavan’ i Titosy,
παρακαλῶνparakalōncomfortingG3870V-PAP-NSM ταπεινοὺςtapeinousdowncastG5011A-APM παρεκάλεσενparekalesencomfortedG3870V-AAI-3S παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF Τίτου·Titouof Titus;G5103N-GSM-P 7 ary tsy tamin’ ny nahatongavany ihany, fa tamin’ ny fampiononana izay nampiononanareo azy koa, raha nambarany taminay ny fanirianareo sy ny fitomanianareo sy ny fahazotoanareo hanaiky ahy; ka dia mainka nifaly aho.
παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM παρακλήσειparaklēseicomfortG3874N-DSF παρεκλήθηpareklēthēhe was comfortedG3870V-API-3S ἀναγγέλλωνanangellōnrelatingG0312V-PAP-NSM ἐπιπόθησιν,epipothēsinearnest desire,G1972N-ASF ὀδυρμόν,odurmonmourning,G3602N-ASM μᾶλλονmallon[the] moreG3123GADV χαρῆναι.charēnaito rejoice.G5463V-2AON 8 Fa na dia nampalahelo anareo tamin’ ny epistily aza aho, dia tsy manenina intsony, na dia nanenina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalahelo anareo izany epistily izany, kanefa vetivety ihany.
ἐλύπησαelupēsaI have grievedG3076V-AAI-1S ἐπιστολῇ,epistolēaletter,G1992N-DSF μεταμέλομαι·metamelomaiI do regret [it];G3338V-PNI-1S μετεμελόμην,metemelomēnI was regreting [it],G3338V-INI-1S βλέπωblepōI seeG0991V-PAI-1S ἐπιστολὴepistolēletterG1992N-NSF ἐκείνηekeinēthatG1565D-NSF ὥρανhōranan hourG5610N-ASF ἐλύπησενelupēsengrievedG3076V-AAI-3S 9 Ary mifaly kosa aho ankehitriny, nefa tsy noho ny nampalahelovana anareo, fa noho ny nampalahelovana anareo mba hibebaka; fa nampahelovina araka an’ Andriamanitra ianareo, mba tsy hataonay matiantoka na amin’ inona na amin’ inona.
χαίρω,chairōI rejoice,G5463V-PAI-1S ἐλυπήθητε,elupēthēteyou were grieved,G3076V-API-2P ἐλυπήθητεelupēthēteyou were grievedG3076V-API-2P μετάνοιαν·metanoianrepentance;G3341N-ASF ἐλυπήθητεelupēthēteyou were grievedG3076V-API-2P κατὰkataaccording toG2596PREP θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T μηδενὶmēdeninothingG3367A-DSN ζημιωθῆτεzēmiōthēteyou may suffer lossG2210V-APS-2P 10 Fa ny alahelo araka an’ Andriamanitra miasa fibebahana ho famonjena tsy hanenenana; fa miasa fahafatesana kosa ny alahelon’ izao tontolo izao.
κατὰkataaccording toG2596PREP μετάνοιανmetanoianrepentanceG3341N-ASF σωτηρίανsōtēriansalvationG4991N-ASF ἀμεταμέλητονametamelētonwithout regretG0278A-ASF ἐργάζεται,ergazetaiproduces,G2038V-PNI-3S τοῦtouthe of theG3588T-GSM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM θάνατονthanatondeathG2288N-ASM κατεργάζεται.katergazetaiproduces.G2716V-PNI-3S 11 Fa, indro, izany nampalahelovana araka an’ Andriamanitra izany indrindra dia nahatonga fahazotoana manao ahoana teo aminareo! eny, fialan-tsiny manao ahoana! fahatezerana manao ahoana! fahatahorana manao ahoana! faniriana manao ahoana! zotom-po manao ahoana! famaliana ny ratsy natao manao ahoana! Tamin’ izany rehetra izany dia nampiseho ny fahadiovanareo ny amin’ izany raharaha izany ianareo.
αὐτὸautothis veryG0846P-NSN τὸto<the> [thing]G3588T-NSN κατὰkataaccording toG2596PREP λυπηθῆναιlupēthēnaito have been grievedG3076V-APN ὑμᾶς,humasby youG4771P-2AP πόσηνposēnhow muchG4214Q-ASF κατειργάσατοkateirgasatohas producedG2716V-ADI-3S ὑμῖνhuminin youG4771P-2DP σπουδήν,spoudēnearnestness,G4710N-ASF ἀλλ᾽all᾽but insteadG0235CONJ ἀπολογίαν,apologianreasoned defense,G0627N-ASF ἀγανάκτησιν,aganaktēsinindignation,G0024N-ASF φόβον,phobonfear,G5401N-ASM ἐπιπόθησιν,epipothēsinlonging,G1972N-ASF ζῆλον,zēlonzeal,G2205N-ASM ἐκδίκησιν;ekdikēsinvindication?G1557N-ASF παντὶpantieverythingG3956A-DSN συνεστήσατεsunestēsateyou have provedG4921V-AAI-2P ἑαυτοὺςhe'autousyourselvesG1438F-2APM ἁγνοὺςhagnousinnocentG0053A-APM εἶναιeinaito beG1511V-PAN πράγματι.pragmatimatter.G4229N-DSN 12 Koa na dia nanoratra taminareo aza aho, dia tsy noho ny nanao izay tsy marina, na noho ny niaritra izay tsy marina, fa mba haseho aminareo eo anatrehan’ Andriamanitra ny fahazotoanareo hanaiky anay.
ἔγραψαegrapsaI wroteG1125V-2AAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP οὐχouch[it was] notG3756PRT-N ἕνεκενhenekenfor the sake ofG1752PREP τοῦtouthe [one]G3588T-GSM ἀδικήσαντοςadikēsantoshaving done wrongG0091V-AAP-GSM ἕνεκενhenekenfor the sake ofG1752PREP τοῦtouthe [one]G3588T-GSM ἀδικηθέντος,adikēthentoshaving suffered wrong,G0091V-APP-GSM ἀλλ᾽all᾽but ratherG0235CONJ ἕνεκενhenekenfor the sake ofG1752PREP φανερωθῆναιphanerōthēnaibeing revealedG5319V-APN σπουδὴνspoudēnearnestnessG4710N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP τὴνtēnwhich [is]G3588T-ASF ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP θεοῦ.theouGod.G2316N-GSM-T 13 Ary noho izany dia nampiononina izahay, ary tamin’ ny nampiononana anay dia vao mainka nifaly izahay noho ny fifalian’ i Titosy, fa ianareo rehetra efa namelombelona ny fanahiny.
διὰdiaOn account ofG1223PREP παρακεκλήμεθα.¶parakeklēmethawe have been comforted.G3870V-RPI-1P παρακλήσειparaklēseicomfortG3874N-DSF περισσοτέρωςperissoterōs[the] more abundantlyG4056ADV-C ἐχάρημενecharēmenwe have rejoicedG5463V-2AOI-1P Τίτου,Titouof Titus,G5103N-GSM-P ἀναπέπαυταιanapepautaihas been refreshedG0373V-RPI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP 14 Ary raha nisy nataoko rehareha taminy ny aminareo, dia tsy mahamenatra ahy izany; fa tahaka ny nilazanay marina taminareo ny zavatra rehetra, dia tonga marina koa ny reharehanay tamin’ i Titosy ny aminareo.
κεκαύχημαι,kekauchēmaiI have boasted,G2744V-RNI-1S κατῃσχύνθην,katēschunthēnI was put to shame,G2617V-API-1S πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF ἐλαλήσαμενelalēsamenwe have spokenG2980V-AAI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP καύχησιςkauchēsisboastingG2746N-NSF Τίτου,TitouTitus,G5103N-GSM-P ἀλήθειαalētheiatruthG0225N-NSF ἐγενήθη·egenēthēbecame;G1096V-2AOI-3S 15 Ary vao mainka miraikitra aminareo aza ny fony, raha mahatsiaro ny fanarahanareo rehetra izy, dia ny haben’ ny fahatahorana sy ny fangovitana nandraisanareo azy.
σπλάγχναsplagchnaaffectionsG4698N-NPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C ἐστινestinareG1510V-PAI-3S ἀναμιμνῃσκομένουanamimnēskomenourememberingG0363V-PPP-GSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑπακοήν,hupakoēnobedience,G5218N-ASF φόβουphoboufearG5401N-GSM τρόμουtromoutremblingG5156N-GSM ἐδέξασθεedexastheyou receivedG1209V-ADI-2P αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 16 Ary faly aho fa matoky anareo amin’ ny zavatra rehetra.
χαίρωchairōI rejoiceG5463V-PAI-1S παντὶpantieverythingG3956A-DSN θαρρῶtharrōI am confidentG2292V-PAI-1S ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP