Chapter 10
Teny nentin’ i Paoly namaly izay nanohitra sy nanevateva ny fahefany ka azy tsy ho Apostoly marina
1 Ary ny tenako, izaho Paoly, dia mananatra anareo amin’ ny hamoram-panahy sy ny fandeferan’ i Kristy, dia izaho, izay manetry tena, hono, raha eo anatrehanareo, fa sahy aminareo kosa, raha tsy eo.
ΑὐτὸςAutosMyselfG0846P-NSM παρακαλῶparakalōexhortG3870V-PAI-1S πραΰτητοςprautētosmeeknessG4236N-GSF ἐπιεικείαςepieikeiasgentlenessG1932N-GSF Χριστοῦ,Christouof Christ,G5547N-GSM-T πρόσωπονprosōponappearanceG4383N-ASN ταπεινὸςtapeinos[am] humbleG5011A-NSM ἀπὼνapōnbeing absentG0548V-PAP-NSM θαρρῶtharrōI am boldG2292V-PAI-1S 2 Dia mangataka aho mba tsy ho sahy, rehefa tonga, amin’ ny fahatokiana izay kasaiko hahasahiana amin’ ny sasany, izay manao anay ho mandeha araka ny nofo.
δέομαιdeomaiI implore [you]G1189V-PNI-1S παρὼνparōnbeing presentG3918V-PAP-NSM θαρρῆσαιtharrēsaito be boldG2292V-AAN πεποιθήσειpepoithēseiconfidenceG4006N-DSF λογίζομαιlogizomaiI reckonG3049V-PNI-1S τολμῆσαιtolmēsaito be daringG5111V-AAN λογιζομένουςlogizomenousreckoningG3049V-PNP-APM κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF περιπατοῦντας.peripatountaswalking.G4043V-PAP-APM 3 Fa na dia velona amin’ ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo
σαρκὶsarkifleshG4561N-DSF περιπατοῦντεςperipatounteswalkingG4043V-PAP-NPM κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF στρατευόμεθα,strateuomethado we wage war,G4754V-PMI-1P 4 (fa tsy avy amin’ ny nofo ny fiadian’ ny tafikay, fa mahery amin’ Andriamanitra handrava fiarovana mafy);
ὅπλαhoplaweaponsG3696N-NPN στρατείαςstrateiaswarfareG4752N-GSF σαρκικὰsarkikafleshlyG4559A-NPN δυνατὰdunatapowerfulG1415A-NPN θεῷtheōdivinelyG2316N-DSM καθαίρεσινkathairesin[the] demolitionG2506N-ASF ὀχυρωμάτων,ochurōmatōnof strongholds,G3794N-GPN 5 fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an’ Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an’ i Kristy,
ὕψωμαhupsōmahigh thingG5313N-ASN ἐπαιρόμενονepairomenonlifting itself upG1869V-PMP-ASN γνώσεωςgnōseōsknowledgeG1108N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T αἰχμαλωτίζοντεςaichmalōtizontestaking captiveG0163V-PAP-NPM νόημαnoēmathoughtG3540N-ASN ὑπακοὴνhupakoēnobedienceG5218N-ASF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T 6 ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.
ἑτοίμῳhetoimōreadinessG2092A-DSN ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἐκδικῆσαιekdikēsaito avengeG1556V-AAN παρακοήν,parakoēndisobedience,G3876N-ASF πληρωθῇplērōthēamay have been fulfilledG4137V-APS-3S ὑπακοή.¶hupakoēobedience.G5218N-NSF 7 Mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo1? Raha misy olona matoky ny tenany fa an’ i Kristy, aoka izay hisaintsaina izao indray, fa tahaka ny mah’ an’ i Kristy azy no mah’ an’ i Kristy anay koa.
ΤὰTaThe [things]G3588T-APN κατὰkataaccording toG2596PREP πρόσωπονprosōponappearanceG4383N-ASN βλέπετε.blepeteare you looking.G0991V-PAI-2P πέποιθενpepoithenis persuadedG3982V-2RAI-3S ἑαυτῷhe'autōin himselfG1438F-3DSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T εἶναι,einaito be,G1511V-PAN λογιζέσθωlogizesthōhe should reckonG3049V-PNM-3S ἑαυτοῦhe'autouhimselfG1438F-3GSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ Χριστοῦ,Christou[is] of Christ,G5547N-GSM-T καὶkaialso [are]G2532CONJ ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T - Na: Mijery zavatra araka ny fisehony ihany ianareo.
8 Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin’ ny fahefanay izay nomen’ i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho,
περισσότερόνperissoteronmore excessiveG4055A-ASN-C καυχήσωμαιkauchēsōmaiI shall boastG2744V-ADS-1S περὶpericoncerningG4012PREP ἐξουσίαςexousiasauthorityG1849N-GSF ἔδωκενedōkenhas givenG1325V-AAI-3S οἰκοδομὴνoikodomēnbuilding [you] upG3619N-ASF καθαίρεσινkathairesintearing downG2506N-ASF αἰσχυνθήσομαι·aischunthēsomaiI will be ashamed;G0153V-FPI-1S 9 mba tsy hisehoako toy ny ta-hampitahotra anareo amin’ ny epistily.
δόξωdoxō[I] may seemG1380V-AAS-1S ἐκφοβεῖνekphobeinto frightenG1629V-PAN ἐπιστολῶν.epistolōnletters.G1992N-GPF 10 Fa ny epistiliny, hoy izy, dia mavesatra sy mahery; fa malemy kosa ny fanatrehan’ ny tenany, ary tsinontsinona ny teniny.
ἐπιστολαὶepistolailettersG1992N-NPF φησινphēsinthey sayG5346V-PAI-3S βαρεῖαιbareiai[are] weightyG0926A-NPF ἰσχυραί,ischuraistrong,G2478A-NPF παρουσίαparousiathe presenceG3952N-NSF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ἀσθενὴςasthenēsweakG0772GA-NSF λόγοςlogosspeechG3056N-NSM ἐξουθενημένος.exouthenēmenosignored.G1848V-RPP-NSM 11 Aoka izany olona izany hihevitra izao, fa tahaka ny fiteninay amin’ ny epistily, raha tsy eo izahay, dia ho tahaka izany koa ny asanay rehefa tonga izahay.
λογιζέσθωlogizesthōshould realiseG3049V-PNM-3S τοιοῦτοςtoioutostype of [person]G5108D-NSM οἷοίhoioisuch asG3634K-NPM ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P λόγῳlogōin wordG3056N-DSM ἐπιστολῶνepistolōnlettersG1992N-GPF ἀπόντες,apontesbeing absent,G0548V-PAP-NPM τοιοῦτοιtoioutoisuch [we are]G5108D-NPM παρόντεςparontesbeing presentG3918V-PAP-NPM ἔργῳ.¶ergōin action.G2041N-DSN 12 Fa izahay tsy sahy hanao ny tenanay ho isan’ ny sasany izay midera tena, na hampitaha ny tenanay aminy; fa tsy hendry ireny, satria manohatra ny tenanay amin’ ny tenany sy mampitaha ny tenany amin’ ny tenanay.
τολμῶμενtolmōmendare weG5111V-PAI-1P ἐγκρῖναιegkrinaito classifyG1469V-AAN συγκρῖναιsugkrinaito compareG4793V-AAN ἑαυτούςhe'autousourselves [with]G1438F-1APM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM συνιστανόντων·sunistanontōncommending;G4921V-PAP-GPM αὐτοὶautoitheseG0846P-NPM ἑαυτοῖςhe'autoisthemselvesG1438F-3DPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM μετροῦντεςmetrountesmeasuringG3354V-PAP-NPM συγκρίνοντεςsugkrinontescomparingG4793V-PAP-NPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM ἑαυτοῖςhe'autoiswith themselvesG1438F-3DPM συνιᾶσιν.suniasinunderstand.G4920V-PAI-3P 13 Fa izahay tsy mba hirehareha tsy amin’ ohatra, fa araka ny ohatry ny voafaritr’ Andriamanitra ho anjaranay, dia ohatra mihatra aminareo.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP τὰtathe [things]G3588T-APN ἄμετραametrabeyond measureG0280A-APN καυχησόμεθαkauchēsomethawill boastG2744V-FDI-1P κατὰkataaccording toG2596PREP μέτρονmetronmeasureG3358N-ASN κανόνοςkanonosareaG2583N-GSM ἐμέρισενemerisenhas assignedG3307V-AAI-3S μέτρουmetroua measureG3358N-GSN ἐφικέσθαιephikesthaito reachG2185V-2ADN ἄχριachrias far asG0891PREP 14 Fa tsy toy izay tsy mihatra aminareo izahay ka mihoatra ny faritry ny anjaranay; fa tonga hatrany aminareo aza izahay amin’ ny filazantsaran’ i Kristy;
ἐφικνούμενοιephiknoumenoireachingG2185V-PNP-NPM ὑπερεκτείνομενhuperekteinomenwe are overextendingG5239V-PAI-1P ἑαυτούς·he'autousourselves;G1438F-1APM ἄχριachrias far asG0891PREP ἐφθάσαμενephthasamenwe cameG5348V-AAI-1P εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN Χριστοῦ·Christouof Christ;G5547N-GSM-T 15 tsy mirehareha tsy amin’ ohatra amin’ izay nisasaran’ ny sasany izahay, fa manana fanantenana izahay fa rehefa mitombo ny finoanareo, dia hohalehibiazina ao aminareo izahay araka ny voafaritra ho anjarany, sady mbola handroso ihany
τὰtathe [things]G3588T-APN ἄμετραametrabeyond measureG0280A-APN καυχώμενοιkauchōmenoiboastingG2744V-PNP-NPM ἀλλοτρίοιςallotrioisothers’G0245A-DPM κόποις,kopoislabors,G2873N-DPM ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM αὐξανομένηςauxanomenēsincreasingG0837V-PPP-GSF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP μεγαλυνθῆναιmegalunthēnaito be enlargedG3170V-APN κατὰkataaccording toG2596PREP κανόναkanonaareaG2583N-ASM περισσείαν,perisseianexcess,G4050N-ASF 16 ka hitory ny filazantsara amin’ ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin’ izay efa vonona rahateo ao anatin’ ny voafaritra ho an’ ny sasany.
ὑπερέκειναhuperekeinabeyondG5238PREP εὐαγγελίσασθαι,euangelisasthaito evangelise,G2097V-AMN ἀλλοτρίῳallotriōanother’sG0245A-DSM κανόνιkanoniareaG2583N-DSM τὰta<the> [things]G3588T-APN ἕτοιμαhetoimareadyG2092A-APN καυχήσασθαι.kauchēsasthaito boast.G2744V-ADN 17 Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany1
καυχώμενοςkauchōmenosboastingG2744V-PNP-NSM κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T καυχάσθω·kauchasthōhe should boast;G2744V-PNM-3S - Jer 9. 23
18 Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain’ ny Tompo.
ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM συνιστάνων,sunistanōncommending,G4921V-PAP-NSM ἐκεῖνόςekeinosthis [one]G1565D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δόκιμος,dokimosapproved,G1384A-NSM ὃνhon[the one] whomG3739R-ASM συνίστησιν.¶sunistēsincommends.G4921V-PAI-3S