Chapter 8
Ny amin’ ny famorian-bola ho an’ ny Kristiana malahelo tany Jodia
1 Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’ Andriamanitra izay nomena tao amin’ ny fiangonana any Makedonia;
ΓνωρίζομενGnōrizomenWe make knownG1107V-PAI-1P ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δεδομένηνdedomenēnbestowedG1325V-RPP-ASF ἐκκλησίαιςekklēsiaischurchesG1577N-DPF ΜακεδονίαςMakedoniasof MacedoniaG3109N-GSF-L 2 fa tamin’ ny fahoriana be nizahan-toetra azy no nitomboan’ ny hafaliany, ary ny hamafin’1 ny fahantrany no nampitombo ny hitsim-pony2.
πολλῇpollēamuchG4183A-DSF δοκιμῇdokimēaproofG1382N-DSF θλίψεωςthlipseōsof tribulationG2347N-GSF περισσείαperisseiaexcessG4050N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM βάθουςbathousdeepG0899N-GSN πτωχείαptōcheiapovertyG4432N-NSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐπερίσσευσενeperisseusenaboundedG4052V-AAI-3S πλοῦτοςploutosrichesG4149N-ASN ἁπλότητοςhaplotētosgenerosityG0572N-GSF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPM - Gr. halalin’
- Na: fahafoizany.
3 Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany,
κατὰkataaccording toG2596PREP δύναμιν,dunamin[their] ability,G1411N-ASF μαρτυρῶ,marturōI testify [that],G3140V-PAI-1S δύναμινdunamin[their] abilityG1411N-ASF αὐθαίρετοι,authairetoi[they were] willing of themselves,G0830A-NPM 4 sady nangataka mafy taminay koa izy mba havelanay hikambana amin’ izany fanompoana ho an’ ny olona masìna izany;
πολλῆςpollēsmuchG4183A-GSF παρακλήσεωςparaklēseōsentreatyG3874N-GSF δεόμενοιdeomenoiimploringG1189V-PNP-NPM χάρινcharingraceG5485N-ASF κοινωνίανkoinōnianfellowshipG2842N-ASF διακονίαςdiakoniasserviceG1248N-GSF ἁγίουςhagioussaintsG0040HA-APM δέξασθαιdexasthaito receiveG1209V-ADN 5 ary tsy araka ny nantenainay, fa ny tenany no natolony ho an’ ny Tompo aloha, dia ho anay koa noho ny sitrapon’ Andriamanitra;
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠλπίσαμεν,ēlpisamenwe had hoped,G1679V-AAI-1P ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM ἔδωκανedōkanthey gaveG1325V-AAI-3P θελήματοςthelēmatos[the] willG2307N-GSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 6 ka dia nangataka an’ i Titosy izahay mba hahatanteraka izany fahasoavana izany eo aminareo koa, araka ny efa nanombohany azy teo aloha.
εἰςeisAccordinglyG1519PREP παρακαλέσαιparakalesaiexhortingG3870V-AAN Τίτον,TitonTitus,G5103N-ASM-P καθὼςkathōseven asG2531CONJ προενήρξατοproenērxatohe had begunG4278V-ADI-3S ἐπιτελέσῃepitelesēhe may completeG2005V-AAS-3S χάρινcharingraceG5485N-ASF ταύτην.tautēnthis.G3778D-ASF 7 Fa araka ny itomboanareo amin’ ny zavatra rehetra, na amin’ ny finoana, na amin’ ny teny, na amin’ ny fahalalana, na amin’ ny fahazotoana rehetra, na amin’ ny fitiavanareo anay, dia aoka ho araka izany koa no hitomboanareo amin’ izao fahasoavana izao.
ὥσπερhōspereven asG5618CONJ παντὶpantievery [way]G3956A-DSN περισσεύετε,perisseueteyou abound,G4052V-PAI-2P πίστειpisteiin faithG4102GN-DSF λόγῳlogōin speechG3056N-DSM γνώσειgnōseiin knowledgeG1108N-DSF σπουδῇspoudēaearnestnessG4710N-DSF ἀγάπῃ,agapēlove,G0026N-DSF χάριτιcharitigraceG5485N-DSF περισσεύητε.perisseuēteyou may abound.G4052V-PAS-2P 8 Tsy milaza izany ho didy aho, fa noho ny zotom-pon’ ny sasany, mba hizaha toetra ny hamarinan’ ny fitiavanareo koa.
ἐπιταγὴνepitagēna commandG2003N-ASF λέγωlegōdo I speakG3004GV-PAI-1S ἑτέρωνheterōnof othersG2087A-GPM σπουδῆςspoudēsearnestnessG4710N-GSF ὑμετέραςhumeterasof yourG4771A-GSF ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF γνήσιονgnēsiongenuinenessG1103A-ASN δοκιμάζων·dokimazōnproving;G1381V-PAP-NSM 9 Fa fantatrareo ny fahasoavan’ i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza Izy, dia tonga malahelo noho ny aminareo, mba hampanan-karena anareo ny alahelony.
γινώσκετεginōsketeYou knowG1097V-PAI-2P χάρινcharingraceG5485N-ASF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T δι᾽di᾽for the sake ofG1223PREP ἐπτώχευσενeptōcheusenHe became poorG4433V-AAI-3S πλούσιοςplousiosrichG4145A-NSM ὤν,ōnbeing,G1510V-PAP-NSM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐκείνουekeinouthrough thatG1565D-GSM πτωχείᾳptōcheiapovertyG4432N-DSF πλουτήσητε.ploutēsētemay be enriched.G4147V-AAS-2P 10 Ary dia ambarako izay hevitro ny amin’ izany, fa mahatsara anareo izany, satria tsy ny fanaovana ihany, fa ny fikasana koa aza dia efa natombokareo teo alohan’ ny sasany hatry ny taon-itsy.
γνώμηνgnōmēna judgmentG1106N-ASF τούτῳtoutōthis [matter]G3778D-DSN δίδωμι·didōmiI give;G1325V-PAI-1S ὑμῖνhuminfor youG4771P-2DP συμφέρει,sumphereiis profitable,G4851V-PAI-3S οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ποιῆσαιpoiēsaito actG4160GV-AAN θέλεινtheleinto willG2309V-PAN προενήρξασθεproenērxastheyou began beforeG4278V-ADI-2P πέρυσι.perusia year ago.G4070ADV 11 Ataovy tanteraka ary izany, ka tahaka ny nahazotoanareo fony nikasa, dia aoka ho tahaka izany koa ny hahatanterahanareo azy araka izay ananareo.
ποιῆσαιpoiēsaidoingG4160GV-AAN ἐπιτελέσατε,epitelesatedo completeG2005V-AAM-2P ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ καθάπερkathaperjust asG2509CONJ ἡhē[there was] theG3588T-NSF προθυμίαprothumiareadinessG4288N-NSF θέλεινtheleinto willG2309V-PAN ἐπιτελέσαιepitelesaito completeG2005V-AAN τοῦtouthat whichG3588T-GSN ἔχειν.echein[you] having.G2192V-PAN 12 Fa raha misy ny fahazotoana, dia araka izay ananany no ankasitrahana, fa tsy araka izay tsy ananany.
προθυμίαprothumiareadinessG4288N-NSF πρόκειται,prokeitaiis present,G4295V-PNI-3S ἔχῃechēhe shall haveG2192V-PAS-3S εὐπρόσδεκτος,euprosdektosacceptable,G2144A-NSF ἔχει.echeihe does have.G2192V-PAI-3S 13 Kanefa tsy ny hahatonga fitsaharana amin’ ny sasany ary fahoriana aminareo no anaovako izany,
ἄλλοιςalloisto others [there may be]G0243A-DPM ἄνεσις,anesiseaseG0425N-NSF ὑμῖνhuminbut for youG4771P-2DP θλῖψις,thlipsisaffliction,G2347N-NSF 14 fa ny mba hisy fitoviana, ka amin’ izao ankehitriny izao ny haben’ ny harenareo no hahafaka ny alahelon’ ireo, ary ny haben’ ny haren’ ireo kosa no hahafaka ny alahelonareo, mba hisy fitoviana,
περίσσευμαperisseumaexcessG4051N-NSN εἰςeis[will be] forG1519PREP ἐκείνωνekeinōnof thoseG1565D-GPM ὑστέρημα,husterēmaneed,G5303N-ASN ἐκείνωνekeinōntheirG1565D-GPM περίσσευμαperisseumaexcessG4051N-NSN γένηταιgenētaimay beG1096V-2ADS-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑστέρημα,husterēmaneed,G5303N-ASN ὅπωςhopōsso thatG3704CONJ γένηταιgenētaithere may becomeG1096V-2ADS-3S ἰσότηςisotēsequalityG2471N-NSF 15 araka ny voasoratra hoe: Ny nanangona be tsy nanana amby, ary ny nanangona kely tsy nanana ny tsy ampy1.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἐπλεόνασενepleonasendid aboundG4121V-AAI-3S ὀλίγονoligonlittleG3641A-ASN ἠλαττόνησεν.¶ēlattonēsenlacked.G1641V-AAI-3S - Eks 16. 18
16 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome fahazotoana ho ao am-pon’ i Titosy ho anareo mitovy amin’ ny ahy.
ΧάριςCharisThanksG5485N-NSF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T δόντιdontigaveG1325V-2AAP-DSM σπουδὴνspoudēnearnestnessG4710N-ASF καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF Τίτου,Titouof Titus,G5103N-GSM-P 17 Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy, nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo.
παράκλησινparaklēsin[our] appealG3874N-ASF ἐδέξατο,edexatohe accepted,G1209V-ADI-3S σπουδαιότεροςspoudaioterosvery earnestG4705A-NSM-C ὑπάρχωνhuparchōnbeingG5225V-PAP-NSM αὐθαίρετοςauthairetosof his own accordG0830A-NSM ἐξῆλθενexēlthenhe has gone outG1831V-2AAI-3S 18 Ary ilay rahalahy izay nalaza amin’ ny filazantsara any amin’ ny fiangonana rehetra no nirahinay hiaraka aminy;
συνεπέμψαμενsunepempsamenWe have sentG4842V-AAI-1P ἀδελφόν,adelphonbrotherG0080N-ASM ἔπαινοςepainospraiseG1868N-NSM εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN πασῶνpasōnall [times]G3956A-GPF ἐκκλησιῶν.ekklēsiōnchurches.G1577N-GPF 19 ary tsy izany ihany, fa efa notendren’1 ny fiangonana koa izy ho namanay hiara-mandeha aminay hitondra izao fahasoavana izao, izay angoninay2 ho voninahitry ny Tompo sy ho vavolombelon’ ny fahazotoanay.
χειροτονηθεὶςcheirotonētheishaving been chosenG5500V-APP-NSM ἐκκλησιῶνekklēsiōnchurchesG1577N-GPF συνέκδημοςsunekdēmosfellow travelerG4898N-NSM χάριτιcharitigraceG5485N-DSF τῇtēathat [is]G3588T-DSF διακονουμένῃdiakonoumenēbeing administeredG1247V-PPP-DSF αὐτοῦautouhimselfG0846P-GSM δόξανdoxangloryG1391N-ASF προθυμίανprothumianreadinessG4288N-ASF ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP - Na: Nofidina tamin’ ny fananganan-tanana.
- ataonay amin’ ny fanompoanay.
20 Ary mitandrina izahay mba tsy hisy hanome tsiny anay amin’ izao harena be angoninay izao;
στελλόμενοιstellomenoiavoidingG4724V-PMP-NPM τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN μωμήσηταιmōmēsētaimay blameG3469V-ADS-3S ἁδρότητιhadrotētiabundanceG0100N-DSF διακονουμένῃdiakonoumenēis being administeredG1247V-PPP-DSF 21 fa miomana hanao izay mahamendrika izahay, tsy eo imason’ ny Tompo ihany, fa eny imason’ ny olona koa.
προνοοῦμενpronooumenWe planG4306V-PAI-1P καλὰkalawhat is rightG2570GA-APN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP ἀνθρώπων.anthrōpōnmen.G0444N-GPM 22 Ary nirahinay niaraka tamin’ ireo ilay rahalahinay izay efa hitanay mazoto matetika amin’ ny zavatra maro; fa ankehitriny mazoto kokoa izy noho ny haben’ ny fahatokiany anareo.
συνεπέμψαμενsunepempsamenWe sentG4842V-AAI-1P αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ἐδοκιμάσαμενedokimasamenwe have provenG1381V-AAI-1P πολλοῖςpolloismany thingsG4183A-DPN πολλάκιςpollakisoftenG4178ADV σπουδαῖονspoudaionearnestG4705A-ASM ὄντα,ontato be,G1510V-PAP-ASM σπουδαιότερονspoudaioteronearnestG4705A-ASM-C πεποιθήσειpepoithēseiby [his] confidenceG4006N-DSF πολλῇpollēamoreG4183A-DSF τῇtēawhich [is]G3588T-DSF 23 Raha ny amin’ i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky1 ny fiangonana izy sady voninahitr’ i Kristy.
ὑπὲρhuperas regardsG5228PREP Τίτου,TitouTitus,G5103N-GSM-P κοινωνὸςkoinōnos[he is] partnerG2844N-NSM ἐμὸςemosof mineG1473S-1SNSM συνεργός·sunergosa fellow worker;G4904A-NSM ἀδελφοὶadelphoibrothersG0080N-NPM ἀπόστολοιapostoloi[they are] apostlesG0652N-NPM ἐκκλησιῶν,ekklēsiōnof [the] churches,G1577N-GPF δόξαdoxa[the] gloryG1391N-NSF Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T - Gr. apostoly.
24 Koa amin’ izany asehoy aminy eo imason’ ny fiangonana ny famantarana mahamarina ny fitiavanareo sy ny reharehanay ny aminareo.
ἔνδειξινendeixinthe proofG1732N-ASF ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἡμῶνhēmōnof ourG3165P-1GP καυχήσεωςkauchēseōsboastingG2746N-GSF αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἐνδεικνύμενοιendeiknumenoiis showingG1731V-PMP-NPM πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN ἐκκλησιῶν.¶ekklēsiōnchurches.G1577N-GPF