Chapter 9
1 Fa ny amin’ ny fiantrana1 ho an’ ny olona masìna, dia tsy misy tokony hanoratako aminareo;
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP διακονίαςdiakoniasserviceG1248N-GSF ἁγίουςhagioussaintsG0040HA-APM περισσόνperissonexcessiveG4053A-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S γράφεινgrapheinto writeG1125V-PAN ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP - Gr. fanompoana.
2 fa fantatro ny fahazotoanareo, izay ataoko rehareha ny aminareo amin’ ny Makedoniana hoe: Efa vonona hatry ny taon-itsy Akaia, ary ny zotom-ponareo dia namporisika ny maro.
οἶδαoidaI knowG6063V-RAI-1S προθυμίανprothumianreadinessG4288N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP καυχῶμαιkauchōmaiI boast ofG2744V-PNI-1S Μακεδόσιν,Makedosinto Macedonians,G3110N-DPM-LG ἈχαΐαAchaiaAchaiaG0882N-NSF-L παρεσκεύασταιpareskeuastaihas prepared itselfG3903V-RMI-3S πέρυσι,perusia year ago,G4070ADV ἠρέθισενērethisenhas been provokingG2042V-AAI-3S πλείονας.pleionasgreater number.G4119A-APM-C 3 Kanefa naniraka ireo rahalahy ireo ihany aho, fandrao dia ho foana ny reharehanay ny aminareo amin’ izany zavatra izany, mba ho vonona ianareo araka izay nolazaiko,
ἔπεμψαepempsaI have sentG3992V-AAI-1S ἀδελφούς,adelphousbrothers,G0080N-APM καύχημαkauchēmaboastingG2745N-NSN κενωθῇkenōthēamay be made voidG2758V-APS-3S μέρειmereimatterG3313N-DSN τούτῳ,toutōthis,G3778D-DSN καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἔλεγονelegonI was sayingG3004GV-IAI-1S παρεσκευασμένοιpareskeuasmenoihaving prepared yourselvesG3903V-RMP-NPM ἦτε,ēteyou may be,G1510V-PAS-2P 4 fandrao, raha tàhiny hisy hiaraka amiko ny avy eto Makedonia ka hahita anareo tsy mbola vonona, dia ho menatra izahay (mba tsy hanaovanay hoe, ianareo) noho izany fahatokiana izany.
ἔλθωσινelthōsinshall comeG2064V-2AAS-3P ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS ΜακεδόνεςMakedonesMacedoniansG3110N-NPM-LG εὕρωσινheurōsinshall findG2147V-2AAS-3P ἀπαρασκευάστους,aparaskeuastousunprepared,G0532A-APM καταισχυνθῶμενkataischunthōmenshall be put to shameG2617V-APS-1P ἡμεῖς,hēmeiswe ourselves —G3165P-1NP λέγωlegōI may sayG3004GV-PAS-1S ὑμεῖς,humeisyou yourselves —G4771P-2NP ὑποστάσειhupostaseiconfidenceG5287N-DSF καυχήσεως.kauchēseōsof boasting.G2746N-GSF 5 Koa nataoko fa tsy maintsy mangataka ny rahalahy handeha hialoha ho any aminareo aho ka hahavita rahateo ny fiantranareo izay nokasainareo teo aloha, mba hovitaina toy ny fiantrana izany, fa tsy toy ny fahihirana.
ἀναγκαῖονanagkaionNecessaryG0316A-NSN ἡγησάμηνhēgēsamēnI esteemed [it]G2233V-ADI-1S παρακαλέσαιparakalesaito exhortG3870V-AAN ἀδελφούς,adelphousbrothersG0080N-APM προέλθωσινproelthōsinthey may go beforeG4281V-2AAS-3P προκαταρτίσωσινprokatartisōsinmay complete beforehandG4294V-AAS-3P προεπηγγελμένηνproepēngelmenēnhaving pre-promisedG4279V-RNP-ASF εὐλογίανeulogianblessingG2129N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ταύτηνtautēnthisG3778D-ASF ἑτοίμηνhetoimēnreadyG2092A-ASF εἶναι,einaito beG1511V-PAN εὐλογίανeulogiana blessingG2129N-ASF πλεονεξίαν.pleonexiancovetousness.G4124N-ASF 6 Fa izao no lazaiko: Izay mamafy kely, dia kely no hojinjany; fa izay mamafy be, dia be kosa no hojinjany.
σπείρωνspeirōnsowingG4687V-PAP-NSM φειδομένωςpheidomenōssparinglyG5340ADV φειδομένωςpheidomenōssparinglyG5340ADV θερίσει,theriseiwill reap,G2325V-FAI-3S σπείρωνspeirōnsowingG4687V-PAP-NSM εὐλογίαιςeulogiaisblessingsG2129N-DPF εὐλογίαιςeulogiaisblessingsG2129N-DPF θερίσει.theriseiwill reap.G2325V-FAI-3S 7 Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian’ ny fony avy, tsy amin’ ny alahelo, na amin’ ny faneriterena; fa ny mpanome amin’ ny fifaliana no tian’ Andriamanitra1.
ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ προῄρηταιproērētaihe himself has purposedG4255V-RMI-3S καρδίᾳ,kardiaheart,G2588N-DSF λύπηςlupēsregretG3077N-GSF ἀνάγκης·anagkēsnecessity;G0318N-GSF ἱλαρὸνhilarona cheerfulG2431A-ASM δότηνdotēngiverG1395N-ASM ἀγαπᾷagapalovesG0025V-PAI-3S θεός.¶theosGod.G2316N-NSM-T - Oha 22. 8 , LXX.
8 Ary Andriamanitra mahay mampitombo ny fahasoavana rehetra aminareo, mba hanananareo ny onony rehetra mandrakariva amin’ ny zavatra rehetra, ka hitombo amin’ ny asa tsara rehetra;
ΔυνατεῖDunateiis ableG1414V-PAI-3S χάρινcharingraceG5485N-ASF περισσεῦσαιperisseusaito make aboundG4052V-AAN παντὶpantievery [way]G3956A-DSN πάντοτεpantotealwaysG3842ADV αὐτάρκειανautarkeiansufficiencyG0841N-ASF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM περισσεύητεperisseuēteyou may aboundG4052V-PAS-2P ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN 9 araka ny voasoratra hoe: Namafy izy, eny, nanome ho an’ ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay1.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γέγραπται·gegraptaiit has been written:G1125V-RPI-3S ἐσκόρπισεν,eskorpisenHe has scattered abroad,G4650V-AAI-3S ἔδωκενedōkenHe has givenG1325V-AAI-3S πένησιν,penēsinpoor,G3993N-DPM δικαιοσύνηdikaiosunērighteousnessG1343N-NSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S - Sal 112. 9
10 Ary Izay manome voa ho an’ ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahabe ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo,
ἐπιχορηγῶνepichorēgōnsupplyingG2023V-PAP-NSM σπόρονsporonseedG4703N-ASM σπείροντιspeirontisowingG4687V-PAP-DSM ἄρτονartonbreadG0740N-ASM βρῶσινbrōsinfoodG1035N-ASF χορηγήσειchorēgēseiwill supplyG5524V-FAI-3S πληθυνεῖplēthuneiwill multiplyG4129V-FAI-3S σπόρονsporonseed for sowingG4703N-ASM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP αὐξήσειauxēseiwill increaseG0837V-FAI-3S γενήματαgenēmatafruitsG6013N-APN δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP 11 dia hanan-karena amin’ ny zavatra rehetra ianareo ka handroso amin’ ny hitsim-po1, izay mahatonga ny fisaoranay an’ Andriamanitra.
παντὶpantievery [way]G3956A-DSN πλουτιζόμενοιploutizomenoienriching youG4148V-PPP-NPM ἁπλότητα,haplotētagenerosity,G0572N-ASF κατεργάζεταιkatergazetaiproducesG2716V-PNI-3S εὐχαριστίανeucharistianthanksgivingG2169N-ASF θεῷ,theōto God,G2316N-DSM-T - Na: fahafoizana.
12 Fa ny fanaovana izany fanompoam-pivavahana izany dia tsy mahafaka ny alahelon’ ny olona masìna ihany, fa mahabe ny fisaoran’ ny maro an’ Andriamanitra koa,
διακονίαdiakoniaministryG1248N-NSF λειτουργίαςleitourgiasserviceG3009N-GSF ταύτηςtautēsthisG3778D-GSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S προσαναπληροῦσαprosanaplērousacompletely filling upG4322V-PAP-NSF ὑστερήματαhusterēmataneedsG5303N-APN περισσεύουσαperisseuousais overflowingG4052V-PAP-NSF πολλῶνpollōnmanyG4183A-GPF εὐχαριστιῶνeucharistiōnthanksgivingsG2169N-GPF θεῷ·theōto God;G2316N-DSM-T 13 satria ny fizahan-toetra anareo amin’ izany fanompoana izany no ankalazany an’ Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran’ i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin’ ny fiantrana ho azy sy ho an’ ny olona rehetra;
δοκιμῆςdokimēsproofG1382N-GSF διακονίαςdiakoniasserviceG1248N-GSF ταύτηςtautēsthisG3778D-GSF δοξάζοντεςdoxazontes[they] glorifyingG1392V-PAP-NPM ὑποταγῇhupotagēasubmissionG5292N-DSF ὁμολογίαςhomologiasof confessionG3671N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἁπλότητιhaplotētito [the] generosityG0572N-DSF κοινωνίαςkoinōniasparticipationG2842N-GSF αὐτοὺςautousthemG0846P-APM πάντας,pantasall,G3956A-APM 14 ary amin’ ny fangatahany ho anareo dia manina anareo izy noho ny haben’ ny fahasoavan’ Andriamanitra aminareo.
αὐτῶνautōnby theirG0846P-GPM δεήσειdeēseisupplicationG1162N-DSF ἐπιποθούντωνepipothountōna longingG1971V-PAP-GPM ὑμᾶςhumasfor youG4771P-2AP διὰdiaon account ofG1223PREP ὑπερβάλλουσανhuperballousansurpassingG5235V-PAP-ASF χάρινcharingraceG5485N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 15 Isaorana anie Andriamanitra noho ny fanomezany tsy azo tononina.
χάριςcharisThanks [be]G5485N-NSF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἀνεκδιηγήτῳanekdiēgētōindescribableG0411A-DSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM δωρεᾷ.¶dōreagift!G1431N-DSF