Chapter 5
1 Ho amin’ ny fahafahana no nanafahan’ i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin’ ny zioga fanandevozana intsony.
ἐλευθερίᾳeleutheriaIn freedomG1657N-DSF ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἠλευθέρωσεν·ēleutherōsenhas set free;G1659V-AAI-3S στήκετεstēketedo stand firmG4739V-PAM-2P ζυγῷzugōin a yokeG2218N-DSM δουλείαςdouleiasof slaveryG1397N-GSF ἐνέχεσθε.¶enechesthedo be entangled.G1758V-PPM-2P Famporisihana ny Galatiana tsy hahavery ny fahafahany, fa hazoto handroso amin’ ny fitondran-tena tsara
2 Indro, izaho Paoly milaza aminareo fa raha mety hoforana ianareo, dia tsy hahasoa anareo na dia kely akory aza Kristy.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP περιτέμνησθε,peritemnēstheyou shall become circumcised,G4059V-PPS-2P ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ὠφελήσει·ōphelēseiwill profit;G5623V-FAI-3S 3 Ary lazaiko marina indray amin’ ny olona manaiky hoforana rehetra fa mpitrosa tsy maintsy mankatò ny lalàna rehetra izy.
μαρτύρομαιmarturomaiI testifyG3143V-PNI-1S παντὶpantito everyG3956A-DSM ἀνθρώπῳanthrōpōmanG0444N-DSM περιτεμνομένῳperitemnomenōbeing circumcisedG4059V-PPP-DSM ὀφειλέτηςopheiletēsa debtorG3781N-NSM ἐστὶνestinhe isG1510V-PAI-3S ποιῆσαι.poiēsaito keep.G4160GV-AAN 4 Dia tafasaraka amin’ i Kristy ianareo na iza na iza izay mitady hohamarinina amin’ ny lalàna; efa lavo niala tamin’ ny fahasoavana ianareo.
κατηργήθητεkatērgēthēteYou are severedG2673V-API-2P ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T οἵτινεςoitineswhoeverG3748R-NPM νόμῳnomō[the] LawG3551N-DSM δικαιοῦσθε,dikaioustheare being justified,G1344V-PPI-2P χάριτοςcharitosfrom graceG5485N-GSF ἐξεπέσατε.exepesateyou have fallen away.G1601V-2AAI-2P 5 Fa izahay amin’ ny Fanahy sy noho ny finoana dia miandry ny fanantenana1 ny fahamarinana.
ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP πνεύματιpneumatithrough [the] SpiritG4151GN-DSN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἐλπίδαelpida[the] hopeG1680N-ASF δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF ἀπεκδεχόμεθα.apekdechomethaeagerly await.G0553V-PNI-1P - Na: fanantenan’
6 Fa ao amin’ i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin’ ny fitiavana.
ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T οὔτεouteneitherG3777CONJ-N περιτομήperitomēcircumcisionG4061N-NSF ἰσχύειischueihas powerG2480V-PAI-3S ἀκροβυστίαakrobustiauncircumcisionG0203N-NSF ἀλλὰallabut onlyG0235CONJ ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF ἐνεργουμένη.energoumenēworking.G1754V-PMP-NSF 7 Hianareo nihazakazaka tsara, iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
ἐτρέχετεetrecheteYou were runningG5143V-IAI-2P ἐνέκοψενenekopsenimpededG1465V-AAI-3S ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF πείθεσθαι;peithesthaito obey?G3982V-PPN 8 Izany fitaomana izany dia tsy avy tamin’ ilay miantso anareo.
πεισμονὴpeismonēpersuasion [is]G3988N-NSF τοῦtouthe [One]G3588T-GSM καλοῦντοςkalountoscallingG2564GV-PAP-GSM 9 Ny masirasira kely dia mahatonga ny vongana rehetra ho masirasira avokoa.
μικρὰmikraA littleG3398A-NSF φύραμαphuramalumpG5445N-ASN ζυμοῖ.zumoileavens.G2220V-PAI-3S 10 Izaho matoky anareo ao amin’ ny Tompo fa tsy hisaina zavatra hafa akory ianareo; fa ilay mampitabataba anareo no hiharan’ ny fanamelohana, na zovy na zovy izy.
πέποιθαpepoithahave been confidentG3982V-2RAI-1S κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN φρονήσετε·phronēseteyou will reason;G5426V-FAI-2P ταράσσωνtarassōntroublingG5015V-PAP-NSM βαστάσειbastaseihe will bearG0941V-FAI-3S κρίμαkrimajudgmentG2917N-ASN ὅστιςhostiswhoeverG3748R-NSM ᾖ.¶ēhe shall be.G1510V-PAS-3S 11 Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.
ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM περιτομὴνperitomēncircumcisionG4061N-ASF κηρύσσω,kērussōproclaim,G2784V-PAI-1S διώκομαι;diōkomaiam I persecuted?G1377V-PPI-1S ἄραaraIn that caseG0686CONJ κατήργηταιkatērgētaihas been abolishedG2673V-RPI-3S σκάνδαλονskandalonoffenseG4625N-NSN σταυροῦ.stauroucross.G4716N-GSM 12 Enga anie ka hiesotra1 aza izay mampitabataba anareo.
ὄφελονophelonI wishG3785PRT ἀποκόψονταιapokopsontaiwill emasculate themselvesG0609V-FMI-3P ἀναστατοῦντεςanastatountesupsettingG0387V-PAP-NPM - Na: hanakilema tena.
13 Fa efa nantsoina ho amin’ ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin’ ny fitiavana.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP ἐλευθερίᾳeleutheriafreedomG1657N-DSF ἐκλήθητε,eklēthētewere called,G2564GV-API-2P ἀδελφοί·adelphoibrothers;G0080N-VPM ἐλευθερίανeleutherianfreedomG1657N-ASF ἀφορμὴνaphormēnan opportunityG0874N-ASF σαρκί,sarkiflesh,G4561N-DSF ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF δουλεύετεdouleuetedo serveG1398V-PAM-2P ἀλλήλοις.allēloisone another.G0240C-DPM 14 Fa tanteraka amin’ ny teny iray ihany ny lalàna rehetra, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao1.
πᾶςpasthe entireG3956A-NSM πεπλήρωται,peplērōtaihas been fulfilledG4137V-RPI-3S ἀγαπήσειςagapēseisYou will loveG0025V-FAI-2S πλησίονplēsionneighbourG4139ADV σεαυτόν.seautonyourself.G4771F-2ASM - Lev 19. 18
15 Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao mifandringana.
ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM δάκνετεdakneteyou biteG1143V-PAI-2P κατεσθίετε,katesthietedevour,G2719V-PAI-2P βλέπετεblepetedo take heedG0991V-PAM-2P ἀλλήλωνallēlōnone anotherG0240C-GPM ἀναλωθῆτε.¶analōthēteyou may be consumed.G0355V-APS-2P 16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan’ ny nofo ianareo.
πνεύματιpneumatiby [the] SpiritG4151GN-DSN περιπατεῖτεperipateitedo walkG4043V-PAM-2P ἐπιθυμίανepithumian[the] desireG1939N-ASF σαρκὸςsarkos[of the] fleshG4561N-GSF τελέσητε.telesēteyou may gratify.G5055V-AAS-2P 17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo manao izay zavatra tianareo.
ἐπιθυμεῖepithumeidesiresG1937V-PAI-3S πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN πνεῦμαpneumathe SpiritG4151GN-NSN σαρκός·sarkosflesh;G4561N-GSF ταῦταtautatheseG3778D-NPN ἀλλήλοιςallēloisto one anotherG0240C-DPN ἀντίκειται,antikeitaiare opposedG0480V-PNI-3S θέλητε,thelēteyou shall wishG2309V-PAS-2P ταῦταtautathose thingsG3778D-APN ποιῆτε.poiēteyou shall do.G4160GV-PAS-2P 18 Fa raha tarihin’ ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin’ ny lalàna.
πνεύματιpneumatiby [the] SpiritG4151GN-DSN ἄγεσθε,agestheyou are led,G0071V-PPI-2P ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P νόμον.nomon[the] Law.G3551N-ASM 19 Fa miharihary ny asan’ ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
φανερὰphaneraEvidentG5318A-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ἅτινάhatinawhichG3748R-NPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S μοιχείαmoicheiaadulteryG3430N-NSF πορνεία,porneiasexual immorality,G4202N-NSF ἀκαθαρσία,akatharsiaimpurity,G0167N-NSF ἀσέλγεια,aselgeiasensuality,G0766N-NSF 20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
εἰδωλολατρία,eidōlolatriaidolatry,G1495N-NSF φαρμακεία,pharmakeiasorcery,G5331N-NSF ἔχθραι,echthraienmities,G2189N-NPF ἔρις,erisstrife,G2054N-NSF ζῆλος,zēlosjealousy,G2205N-NSM θυμοί,thumoioutbursts of anger,G2372N-NPM ἐριθεῖαι,eritheiaicontentions,G2052N-NPF διχοστασίαι,dichostasiaidissensions,G1370N-NPF αἱρέσεις,haireseisfactions,G0139N-NPF 21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan’ Andriamanitra.
φθόνοι,phthonoienvyings,G5355N-NPM φόνοι,phonoimurdersG5408N-NPM μέθαι,methaidrunkennesses,G3178N-NPF κῶμοι,kōmoicarousing,G2970N-NPM τὰta<the> [things]G3588T-NPN ὅμοιαhomoialikeG3664A-NPN τούτοις·toutoisas these;G3778D-DPN προλέγωprolegōI forewarnG4302V-PAI-1S καθὼςkathōseven asG2531CONJ προεῖπονproeiponI warned beforeG4277V-2AAI-1S τοιαῦταtoiautathingsG5108D-APN πράσσοντεςprassontesdoingG4238V-PAP-NPM βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦtheouGod’sG2316N-GSM-T κληρονομήσουσιν.klēronomēsousinwill inherit.G2816V-FAI-3P 22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
καρπὸςkarposthe fruitG2590N-NSM πνεύματόςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀγάπη,agapēlove,G0026N-NSF εἰρήνη,eirēnēpeace,G1515N-NSF μακροθυμία,makrothumiapatience,G3115N-NSF χρηστότης,chrēstotēskindness,G5544N-NSF ἀγαθωσύνη,agathōsunēgoodness,G0019N-NSF πίστις,pistisfaithfulness,G4102HN-NSF 23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
πραΰτης,prautēsgentleness,G4240N-NSF ἐγκράτεια·egkrateiaself-control;G1466N-NSF τῶνtōn<the> [things]G3588T-GPN τοιούτωνtoioutōnsuchG5108D-GPN ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S νόμος.nomoslaw.G3551N-NSM 24 Fa izay an’ Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin’ ny faniriany sy ny filany tamin’ ny hazo fijaliana.
ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ἐσταύρωσανestaurōsancrucifiedG4717V-AAI-3P παθήμασινpathēmasinpassionsG3804N-DPN ἐπιθυμίαις.epithumiaisdesires.G1939N-DPF 25 Raha velon’ ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.
ζῶμενzōmenwe liveG2198V-PAI-1P πνεύματι,pneumatiby [the] Spirit,G4151GN-DSN πνεύματιpneumatiby [the] SpiritG4151GN-DSN στοιχῶμεν.stoichōmenwe shall walk.G4748V-PAS-1P 26 Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona.
γινώμεθαginōmethawe may becomeG1096V-PNS-1P κενόδοξοι,kenodoxoiboastful,G2755A-NPM ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM προκαλούμενοι,prokaloumenoiprovoking,G4292V-PMP-NPM ἀλλήλοιςallēloisone anotherG0240C-DPM φθονοῦντες.¶phthonountesenvying.G5354V-PAP-NPM