Chapter 6
1 Anaka, maneke ny ray sy ny reninareo ao amin’ ny Tompo, fa marina izany.
ΤὰTayou who [are]G3588T-VPN τέκνα,teknaChildren,G5043N-VPN ὑπακούετεhupakouetedo obeyG5219V-PAM-2P γονεῦσινgoneusinparentsG1118N-DPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP κυρίῳ·kuriō[the] Lord;G2962GN-DSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S δίκαιον.dikaionright.G1342A-NSN 2 Manajà ny ray sy ny reninao (fa izany no didy voalohany misy teny fikasana),
τίμαtimado honorG5091V-PAM-2S πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T μητέρα,mēteramother,G3384N-ASF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐντολὴentolē[the] commandmentG1785N-NSF ἐπαγγελίᾳ,epangeliaa promise,G1860N-DSF 3 mba hahita soa ianao sy ho maro andro ambonin’ ny tany1.
γένηταιgenētaiit may beG1096V-2ADS-3S ἔσῃesēyou will beG1510V-FDI-2S μακροχρόνιοςmakrochronioslong-livedG3118A-NSM - Deo 5. 16
4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ ny famaizana sy ny fananaran’ ny Tompo izy.
οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM πατέρες,pateresfathers,G3962N-VPM παροργίζετεparorgizetedo provokeG3949V-PAM-2P τέκναteknachildrenG5043N-APN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἐκτρέφετεektrephetedo bring upG1625V-PAM-2P παιδείᾳpaideia[the] disciplineG3809N-DSF νουθεσίᾳnouthesiaadmonitionG3559N-DSF κυρίου.¶kuriouof [the] Lord.G2962GN-GSM-T 5 Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin’ ny fahatahorana sy ny fangovitana, amin’ ny fahatsoran’ ny fonareo, toy ny fanekena an’ i Kristy ihany,
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM δοῦλοι,douloislaves,G1401N-VPM ὑπακούετεhupakouetedo obeyG5219V-PAM-2P κατὰkataaccording toG2596PREP σάρκαsarkafleshG4561N-ASF κυρίοιςkurioismastersG2962HN-DPM φόβουphoboufearG5401N-GSM τρόμουtromoutremblingG5156N-GSM ἁπλότητιhaplotētisincerityG0572N-DSF καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP Χριστῷ.Christōto Christ.G5547N-DSM-T 6 tsy amin’ ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin’ olona, fa tahaka ny mpanompon’ i Kristy manao izay sitrapon’ Andriamanitra amin’ ny fo,
ὀφθαλμοδουλίανophthalmodoulianeye-serviceG3787N-ASF ἀνθρωπάρεσκοιanthrōpareskoimen-pleasersG0441N-NPM δοῦλοιdouloiservants ofG1401N-NPM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ποιοῦντεςpoiountesdoingG4160GV-PAP-NPM θέλημαthelēmawillG2307N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ψυχῆςpsuchēs[the] heartG5590GN-GSF 7 amin’ ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin’ ny Tompo, fa tsy amin’ olona,
εὐνοίαςeunoiasgood willG2133N-GSF δουλεύοντεςdouleuontesrendering serviceG1398V-PAP-NPM ἀνθρώποις,anthrōpoisto men,G0444N-DPM 8 satria fantatrareo fa izay soa ataon’ ny olona rehetra no horaisiny amin’ ny Tompo, na andevo na tsy andevo izy.
εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM ἕκαστοςhekastoseach oneG1538A-NSM ποιήσῃpoiēsēhe shall doG4160GV-AAS-3S ἀγαθὸνagathongoodG0018A-ASN κομίσεταιkomisetaihe will receive [back]G2865V-FDI-3S δοῦλοςdoulosslaveG1401N-NSM ἐλεύθερος.¶eleutherosfree.G1658A-NSM 9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany aminy kosa, ka atsaharo ny fandrahonana, satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra; ary tsy misy fizahan-tavan’ olona aminy.
οἱhoiyou who [are]G3588T-VPM κύριοι,kurioimasters,G2962HN-VPM τὰtathe [same things]G3588T-APN ποιεῖτεpoieitedo performG4160GV-PAM-2P αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀνιέντεςanientesgiving upG0447V-PAP-NPM ἀπειλήν,apeilēnthreatening,G0547N-ASF εἰδότεςeidotesknowingG6063V-RAP-NPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐστινestinisG1510V-PAI-3S οὐρανοῖςouranois[the] heavensG3772N-DPM προσωπολημψίαprosōpolēmpsiapartialityG4382N-NSF ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S Ny adim-panahin’ ny Kristiana, sy ny fiadiana atolotr’ Andriamanitra azy
10 Farany, mahereza ao amin’ ny Tompo sy amin’ ny herin’ ny faherezany.
λοιποῦloipouHenceforthG3064A-GSN ἀδελφοίadelphoibrothersG0080N-VPM ἐνδυναμοῦσθεendunamousthedo be empoweredG1743V-PPM-2P κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T κράτειkrateistrengthG2904N-DSN ἰσχύοςischuosmightG2479N-GSF αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 11 Tafio avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin’ ny fanangolen’ ny devoly.
ἐνδύσασθεendusasthedo put onG1746V-AMM-2P πανοπλίανpanopliancomplete armorG3833N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T δύνασθαιdunasthaito be ableG1410V-PNN στῆναιstēnaito standG2476V-2AAN μεθοδείαςmethodeiasschemesG3180N-APF διαβόλου·diaboloudevil;G1228A-GSM 12 Fa isika tsy mitolona amin’ ny nofo aman-drà, fa amin’ ny fanapahana sy amin’ ny fanjakana sy amin’ ny mpanjakan’ izao fahamaizinana izao, dia amin’ ny fanahy ratsy eny amin’ ny rivotra1.
ἔστινestinisG1510V-PAI-3S πάληpalēwrestlingG3823N-NSF σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ἀρχάς,archasrulers,G0746N-APF ἐξουσίας,exousiasauthorities,G1849N-APF κοσμοκράτοραςkosmokratorascosmic powersG2888N-APM σκότουςskotousdarknessG4655N-GSN τούτου,toutouthis,G3778D-GSN πνευματικὰpneumatikaspiritual [forces]G4152A-APN πονηρίαςponēriasof evilG4189N-GSF ἐπουρανίοις.epouranioisheavenly realms.G2032A-DPN - Gr. lanitra.
13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian’ Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin’ ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.
διὰdiaBecause ofG1223PREP ἀναλάβετεanalabetedo take upG0353V-2AAM-2P πανοπλίανpanopliancomplete armorG3833N-ASF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T δυνηθῆτεdunēthēteyou may be ableG1410V-AOS-2P ἀντιστῆναιantistēnaito withstandG0436V-2AAN πονηρᾷponēraevilG4190A-DSF ἅπανταhapantaall thingsG0537A-APN κατεργασάμενοιkatergasamenoihaving doneG2716V-ADP-NPM στῆναι.¶stēnaito stand.G2476V-2AAN 14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,
στῆτεstētedo standG2476V-2AAM-2P περιζωσάμενοιperizōsamenoihaving girdedG4024V-AMP-NPM ὀσφὺνosphunloinsG3751N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF ἐνδυσάμενοιendusamenoihaving put onG1746V-AMP-NPM θώρακαthōrakabreastplateG2382N-ASM δικαιοσύνηςdikaiosunēsof righteousnessG1343N-GSF 15 ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ ny filazantsaran’ ny fihavanana ny tongotrareo;
ὑποδησάμενοιhupodēsamenoihaving shodG5265V-AMP-NPM ἑτοιμασίᾳhetoimasia[the] readinessG2091N-DSF εὐαγγελίουeuangeliougospelG2098N-GSN εἰρήνης·eirēnēsof peace;G1515N-GSF 16 ary ho fanampin’ izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipìka mirehitra rehetra izay alefan’ ilay ratsy.
ἀναλαβόντεςanalabonteshaving taken upG0353V-2AAP-NPM θυρεὸνthureonshieldG2375N-ASM πίστεωςpisteōsof faithG4102GN-GSF δυνήσεσθεdunēsestheyou will be ableG1410V-FDI-2P πονηροῦponērouevil oneG4190A-GSM πεπυρωμέναpepurōmenaenflamedG4448V-RPP-APN σβέσαι·sbesaito quench;G4570V-AAN 17 Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin’ Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;
περικεφαλαίανperikephalaianhelmetG4030N-ASF σωτηρίουsōtēriouof salvationG4991N-GSN δέξασθεdexasthedo takeG1209V-ADM-2P μάχαιρανmachairanswordG3162N-ASF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ῥῆμαrhēmadeclarationG4487N-NSN θεοῦ·theouof God;G2316N-GSM-T 18 ary mivavaha mandrakariva ao amin’ ny Fanahy amin’ ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an’ ny olona masìna rehetra,
πάσηςpasēsall [times]G3956A-GSF προσευχῆςproseuchēsprayerG4335N-GSF δεήσεωςdeēseōssupplicationG1162N-GSF προσευχόμενοιproseuchomenoiprayingG4336V-PNP-NPM παντὶpantieveryG3956A-DSM καιρῷkairōseasonG2540N-DSM πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN ἀγρυπνοῦντεςagrupnounteswatchingG0069V-PAP-NPM προσκαρτερήσειproskarterēseiperseveranceG4343N-DSF δεήσειdeēseiwith supplicationG1162N-DSF πάντωνpantōnallG3956A-GPM 19 ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin’ ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara
δοθῇdothēamay be givenG1325V-APS-3S λόγοςlogosdivine utteranceG3056N-NSM ἀνοίξειanoixei[the] openingG0457N-DSF στόματόςstomatosmouthG4750N-GSN παρρησίᾳparrēsiaboldnessG3954N-DSF γνωρίσαιgnōrisaito make knownG1107V-AAN μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN εὐαγγελίου,euangeliougospel,G2098N-GSN 20 (iraka1 migadra noho izany aho), mba hiteny izany amin’ ny fahasahiana aho, toy izay mety hoteneniko.
πρεσβεύωpresbeuōI am an ambassadorG4243V-PAI-1S ἁλύσει,haluseia chain,G0254N-DSF παρρησιάσωμαιparrēsiasōmaiI may be boldG3955V-ADS-1S δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S λαλῆσαι.¶lalēsaito speak.G2980V-AAN - Gr. ambasadôra.
21 Fa mba ho fantatrareo koa izay toetro, dia Tykiko, rahalahy malala sady mpanompo mahatoky ao amin’ ny Tompo, no hampahalala anareo ny zavatra rehetra;
εἰδῆτεeidētemay knowG6063V-RAS-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP τὰtathe [things]G3588T-APN κατ᾽kat᾽concerningG2596PREP ἐμέ,ememe myself,G1473P-1AS πράσσω,prassōI am doing,G4238V-PAI-1S πάνταpantaall thingsG3956A-APN γνωρίσειgnōriseiwill make knownG1107V-FAI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ΤύχικοςTuchikosTychicusG5190N-NSM-P ἀγαπητὸςagapētosbelovedG0027A-NSM ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM πιστὸςpistosfaithfulG4103A-NSM διάκονοςdiakonosservantG1249N-NSM κυρίῳ,kuriō[the] Lord,G2962GN-DSM-T 22 izy no nirahiko hilaza izany zavatra izany indrindra aminareo, mba ho fantatrareo ny toetray, ary mba hamporisihiny ny fonareo.
ἔπεμψαepempsaI have sentG3992V-AAI-1S αὐτὸautothis veryG0846P-ASN τοῦτοtoutopurposeG3778D-ASN γνῶτεgnōteyou may knowG1097V-2AAS-2P τὰtathe [things]G3588T-APN περὶpericoncerningG4012PREP παρακαλέσῃparakalesēhe may encourageG3870V-AAS-3S καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ὑμῶν.humōnof you.G4771P-2GP 23 Fiadanana anie ho an’ ny rahalahy ary fitiavana mbamin’ ny finoana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo.
εἰρήνηeirēnēPeaceG1515N-NSF ἀδελφοῖςadelphoisbrothersG0080N-DPM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T κυρίουkuriou[the] LordG2962GN-GSM-T Χριστοῦ.¶ChristouChrist.G5547N-GSM-T 24 Ny fahasoavana anie ho amin’ izay rehetra tia an’ i Jesosy Kristy Tompontsika amin’ ny fitiavana tsy mety levona. Amena.
χάριςcharisGraceG5485N-NSF μετὰmeta[be] withG3326PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἀγαπώντωνagapōntōnlovingG0025V-PAP-GPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἀφθαρσίᾳaphtharsiaincorruptibilityG0861N-DSF ἀμήνamēnAmen.G0281INJ-HEB ΕφέσιουςEphesiousEphesianG2180A-APM-LG ἐγράφηegraphēit was writtenG1125V-2API-3S ῬώμηςRhōmēsRomeG4516N-GSF-L τυχικοῦ.¶tuchikouTychicus.G5190N-GSM-P