Chapter 2
1 Ary ianareo dia efa novelominy, fony mbola matin’ ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo,
ὄνταςontasbeingG1510V-PAP-APM νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM παραπτώμασινparaptōmasintrespassesG3900N-DPN ἁμαρτίαιςhamartiaissinsG0266N-DPF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP 2 izay nalehanareo fahiny, araka ny fomban’ izao tontolo izao, araka ny mpanapaka ny fanjakana eny amin’ ny rivotra, dia ny fanahy izay miasa ankehitriny ao anatin’ ny zanaky ny tsi-fanarahana;
περιεπατήσατεperiepatēsateyou walkedG4043V-AAI-2P κατὰkataaccording toG2596PREP κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτου,toutouof this,G3778D-GSM κατὰkataaccording toG2596PREP ἄρχονταarchontarulerG0758N-ASM ἐξουσίαςexousiasauthorityG1849N-GSF ἀέρος,aerosair,G0109N-GSM πνεύματοςpneumatosspiritG4151GN-GSN ἐνεργοῦντοςenergountosworkingG1754V-PAP-GSN υἱοῖςhuioissonsG5207N-DPM ἀπειθείας,apeitheiasof disobedience,G0543N-GSF 3 teo amin’ ireo no nitondrantsika rehetra tena koa fahiny tamin’ ny filan’ ny nofontsika, ka nanaovantsika ny danin’ ny nofo sy ny saina; ary araka ny toetsika dia zanaky ny fahatezerana toy ny sasany koa isika.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP πάντεςpantesallG3956A-NPM ἀνεστράφημένanestraphēmenlivedG0390V-2API-1P ἐπιθυμίαιςepithumiaisdesiresG1939N-DPF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ποιοῦντεςpoiountesdoingG4160GV-PAP-NPM θελήματαthelēmatathings willedG2307N-APN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF διανοιῶνdianoiōnthoughtsG1271N-GPF ἤμεθαēmethawe wereG1510V-IMI-1P τέκναteknachildrenG5043N-NPN φύσειphuseiby natureG5449N-DSF ὀργῆςorgēsof wrathG3709N-GSF λοιποί.¶loipoirest.G3062A-NPM 4 Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin’ ny famindram-po, noho ny halehiben’ ny fitiavany izay nitiavany antsika,
πλούσιοςplousiosrichG4145A-NSM ἐλέειeleeimercyG1656N-DSN διὰdiabecause ofG1223PREP πολλὴνpollēngreatG4183A-ASF ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἣνhēnwith whichG3739R-ASF ἠγάπησενēgapēsenHe lovedG0025V-AAI-3S 5 na dia fony mbola matin’ ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin’ i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo);
ὄνταςontasbeingG1510V-PAP-APM νεκροὺςnekrousdeadG3498A-APM παραπτώμασινparaptōmasinin trespassesG3900N-DPN συνεζωοποίησενsunezōopoiēsenmade [us] alive withG4806V-AAI-3S Χριστῷ,ChristōChrist —G5547N-DSM-T χάριτίcharitiby graceG5485N-DSF ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P σεσῳσμένοι.sesōsmenoisaved —.G4982V-RPP-NPM 6 ary niara-natsangany isika ka niara-napetrany any an-danitra ao amin’ i Kristy Jesosy,
συνήγειρενsunēgeirenHe raised [us] up togetherG4891V-AAI-3S συνεκάθισενsunekathisenHe seated [us] togetherG4776V-AAI-3S ἐπουρανίοιςepouranioisheavenly realmsG2032A-DPN ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-DSM-P 7 mba hasehony amin’ ny andro ho avy ny haben’ ny haren’ ny fahasoavany amin’ ny fahamoram-panahiny amintsika ao amin’ i Kristy Jesosy.
ἵναinain order thatG2443CONJ ἐνδείξηταιendeixētaiHe may showG1731V-AMS-3S ἐπερχομένοιςeperchomenois[are] comingG1904V-PNP-DPM ὑπερβάλλονhuperballonsurpassingG5235V-PAP-ASN πλοῦτοςploutosrichesG4149N-ASN χάριτοςcharitosgraceG5485N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM χρηστότητιchrēstotētikindnessG5544N-DSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-DSM-P 8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’ Andriamanitra;
χάριτίcharitiby graceG5485N-DSF ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P σεσῳσμένοιsesōsmenoisavedG4982V-RPP-NPM πίστεως,pisteōsfaith,G4102GN-GSF ὑμῶν,humōnyourselves,G4771P-2GP θεοῦtheou[it is] of GodG2316N-GSM-T δῶρον,dōrongift,G1435N-NSN 9 tsy avy amin’ ny asa, fandrao hisy hirehareha.
ἐξexas a result ofG1537PREP ἔργων,ergōnworks,G2041N-GPN καυχήσηται.kauchēsētaimay boast.G2744V-ADS-3S 10 Fa asany isika, voaforona tao amin’ i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin’ Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy.
αὐτοῦautouOf HimG0846P-GSM ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P ποίημαpoiēmaworkmanshipG4161N-NSN κτισθέντεςktisthenteshaving been createdG2936V-APP-NPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἔργοιςergoisworksG2041N-DPN ἀγαθοῖςagathoisgoodG0018A-DPN προητοίμασενproētoimasenprepared beforehandG4282V-AAI-3S θεός,theosGod,G2316N-NSM-T αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPN περιπατήσωμεν.¶peripatēsōmenwe may walk.G4043V-AAS-1P Ny famindram-pon’ Andriamanitra amin’ ny jentilisa amin’ ny andraisany azy ho ao amin’ ny fiangonana
11 Koa tsarovy fa fahiny ianareo izay jentilisa araka ny nofo, ka nolazain’ ny voaforan-tanana teo amin’ ny nofo hoe tsy voafora ―
μνημονεύετεmnēmoneuetedo rememberG3421V-PAM-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN σαρκί,sarki[the] flesh,G4561N-DSF λεγόμενοιlegomenoibeing namedG3004HV-PPP-NPM ἀκροβυστίαakrobustia[the] uncircumcisionG0203N-NSF λεγομένηςlegomenēsis being namedG3004HV-PPP-GSF περιτομῆςperitomēs[the] circumcisionG4061N-GSF σαρκὶsarki[the] fleshG4561N-DSF χειροποιήτου,cheiropoiētoumade by hands —G5499A-GSF 12 eny, tsarovy fa tamin’ izany andro izany dia tsy nanana an’ i Kristy ianareo, fa olon-ko azy tamin’ ny fanjakan’ ny Isiraely ary vahiny tamin’ ireo faneken’ ny teny fikasana, dia tsy nanana fanantenana sady tsy nanana an’ Andriamanitra teo amin’ izao tontolo izao;
ἦτεēteyou wereG1510V-IAI-2P ἐκείνῳekeinōthat [very]G1565D-DSM χωρὶςchōrisseparate fromG5565PREP ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἀπηλλοτριωμένοιapēllotriōmenoialienatedG0526V-RPP-NPM πολιτείαςpoliteiascommonwealthG4174N-GSF ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L ξένοιxenoistrangersG3581A-NPM διαθηκῶνdiathēkōncovenantsG1242N-GPF ἐπαγγελίας,epangeliaspromise,G1860N-GSF ἐλπίδαelpidahopeG1680N-ASF ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἄθεοιatheoiwithout GodG0112A-NPM κόσμῳ·kosmōworld;G2889N-DSM 13 fa ankehitriny kosa, ao amin’ i Kristy Jesosy, ianareo izay lavitra fahiny dia efa nampanakeken’ ny ran’ i Kristy.
ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ὄντεςontesbeingG1510V-PAP-NPM μακρὰνmakranfar offG3112ADV ἐγενήθητεegenēthētehave becomeG1096V-2AOI-2P Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 14 Fa Izy no fihavanantsika, Izay nahiray antsika roa tonta ka nandrava ny efitry ny fisarahana,
αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εἰρήνηeirēnēpeaceG1515N-NSF ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP ποιήσαςpoiēsashaving madeG4160GV-AAP-NSM ἀμφότεραamphoterabothG0297A-APN μεσότοιχονmesotoichonbarrierG3320N-ASN φραγμοῦphragmoufenceG5418N-GSM λύσας,lusashaving broken down,G3089V-AAP-NSM 15 fa tao amin’ ny nofony no nandravany ny fandrafiana, dia ny lalàna nisy didy natao hotandremana, mba hanakambanany antsika roa tonta ao amin’ ny tenany ho olom-baovao iray, ka hanaovany fihavanana,
ἐντολῶνentolōnof commandmentsG1785N-GPF δόγμασινdogmasinordinancesG1378N-DPN καταργήσας,katargēsashaving annulled,G2673V-AAP-NSM κτίσῃktisēHe may createG2936V-AAS-3S καινὸνkainonnewG2537A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ποιῶνpoiōnmakingG4160GV-PAP-NSM εἰρήνην,eirēnēnpeace,G1515N-ASF 16 ary hampihavana antsika roa tonta ho tena iray amin’ Andriamanitra noho ny hazo fijaliana, izay namonoany ny fandrafiana.
ἀποκαταλλάξῃapokatallaxēHe may reconcileG0604V-AAS-3S ἀμφοτέρουςamphoterousbothG0297A-APM σώματιsōmatibodyG4983N-DSN θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T σταυροῦstauroucrossG4716N-GSM ἀποκτείναςapokteinashaving slainG0615V-AAP-NSM ἔχθρανechthranhostilityG2189N-ASF 17 Ary tonga Izy ka nitory teny soa mahafaly milaza fihavanana1 taminareo izay lavitra ary fihavanana2 tamin’ izay akaiky koa.
ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM εὐηγγελίσατοeuēngelisatoHe evangelisedG2097V-AMI-3S εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τοῖςtoisthe [ones]G3588T-DPM μακρὰνmakranfar offG3112ADV εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἐγγύς,engus[who are] near,G1451PREP - Na: fiadanana; izahao Isa 57. 19 .
- Na: fiadanana; izahao Isa 57. 19 .
18 Fa Izy no ananantsika roa tonta fanatonana amin’ ny Fanahy iray ho any amin’ ny Ray.
ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P προσαγωγὴνprosagōgēnaccessG4318N-ASF ἀμφότεροιamphoteroibothG0297A-NPM πνεύματιpneumatiSpiritG4151GN-DSN πατέρα.¶pateraFather.G3962N-ASM-T 19 Koa dia tsy mba vahiny sy mpivahiny intsony ianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ ny olona masìna sady ankohonan’ Andriamanitra,
οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 ἐστὲesteare youG1510V-PAI-2P ξένοιxenoistrangersG3581A-NPM πάροικοι,paroikoialiens,G3941A-NPM συμπολῖταιsumpolitaifellow citizensG4847N-NPM οἰκεῖοιoikeioiof the householdG3609A-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T 20 natsangana teo ambonin’ ny fanorenan’ ny Apostoly sy ny mpaminany, ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra;
ἐποικοδομηθέντεςepoikodomēthenteshaving been builtG2026V-APP-NPM θεμελίῳthemeliōfoundationG2310N-DSM ἀποστόλωνapostolōnapostlesG0652N-GPM προφητῶν,prophētōnprophets,G4396N-GPM ὄντοςontosbeingG1510V-PAP-GSM ἀκρογωνιαίουakrogōniaiou[the] cornerstoneG0204A-GSM αὐτοῦautouHimselfG0846P-GSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T 21 ao aminy no irafetan’ ny rafitra rehetra, mitombo tsara ho tempoly masìna ao amin’ ny Tompo.
πᾶσαpasa[the] wholeG3956A-NSF οἰκοδομὴoikodomēbuildingG3619N-NSF συναρμολογουμένηsunarmologoumenēbeing fitted togetherG4883V-PPP-NSF αὔξειauxeiis increasingG0837V-PAI-3S ναὸνnaona templeG3485N-ASM κυρίῳ,kuriō[the] Lord,G2962GN-DSM-T 22 Ary ao aminy no miaraka aorina koa ianareo ho fonenan’ Andriamanitra amin’ ny Fanahy.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP συνοικοδομεῖσθεsunoikodomeistheare being built togetherG4925V-PPI-2P κατοικητήριονkatoikētēriona habitationG2732N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T πνεύματι.¶pneumati[the] Spirit.G4151GN-DSN