Chapter 4
Fananarana azy mba hifanara-tsaina sy haharitra ary handroso tsara
1 Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin’1 ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo,
ΠαρακαλῶParakalōExhortG3870V-PAI-1S δέσμιοςdesmiosprisonerG1198N-NSM κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T ἀξίωςaxiōsworthilyG0516ADV περιπατῆσαιperipatēsaito walkG4043V-AAN κλήσεωςklēseōscallingG2821N-GSF ἐκλήθητε,eklēthēteyou were called,G2564GV-API-2P - Gr. ao amin’
2 amin’ ny fanetren-tena rehetra sy ny fahalemem-panahy, amin’ ny fahari-po mifandefitra amin’ ny fitiavana,
ταπεινοφροσύνηςtapeinophrosunēshumilityG5012N-GSF πραΰτητος,prautētosgentleness,G4236N-GSF μακροθυμίας,makrothumiaspatience,G3115N-GSF ἀνεχόμενοιanechomenoibearing withG0430V-PNP-NPM ἀλλήλωνallēlōnone anotherG0240C-GPM ἀγάπῃ,agapēlove,G0026N-DSF 3 mazoto mitana ny firaisana avy amin’ ny Fanahy amin’ ny fehim-pihavanana.
σπουδάζοντεςspoudazontesbeing diligentG4704V-PAP-NPM τηρεῖνtēreinto keepG5083IV-PAN ἑνότηταhenotētaunityG1775N-ASF πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN συνδέσμῳsundesmōbondG4886N-DSM εἰρήνης,eirēnēsof peace,G1515N-GSF 4 Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo;
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐκλήθητεeklēthēteyou were calledG2564GV-API-2P ἐλπίδιelpidihopeG1680N-DSF κλήσεωςklēseōscallingG2821N-GSF ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 5 iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa,
κύριος,kuriosLord,G2962GN-NSM-T πίστις,pistisfaith,G4102GN-NSF βάπτισμα,baptismabaptism,G0908N-NSN 6 iray Andriamanitra sady Rain’ izy rehetra, Izay ambonin’ izy rehetra sy manerana azy rehetra ary ao amin’ izy rehetra.
πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T πάντων,pantōnof all,G3956A-GPM πάντωνpantōnallG3956A-GPM πάντωνpantōnall [times]G3956A-GPM ὑμῖν.huminin you.G4771P-2DP 7 Fa samy nomena ny fahasoavana araka ny ohatry ny fanomezan’ i Kristy avy isika rehetra.
ἑκάστῳhekastōto eachG1538A-DSM ἐδόθηedothēhas been givenG1325V-API-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF κατὰkataaccording toG2596PREP μέτρονmetronmeasureG3358N-ASN δωρεᾶςdōreasgiftG1431N-GSF Χριστοῦ.Christouof Christ.G5547N-GSM-T 8 Koa izany no ilazany hoe: Raha niakatra ho any amin’ ny avo Izy, dia nitondra olona maro ho babo Ka nanome fanomezana ho an’ ny olona1.
λέγει·legeiit says:G3004GV-PAI-3S ἀναβὰςanabasHaving ascendedG0305V-2AAP-NSM ᾐχμαλώτευσενēchmalōteusenHe led captiveG0162V-AAI-3S αἰχμαλωσίαν,aichmalōsiancaptivity,G0161N-ASF ἔδωκενedōkenhe gaveG1325V-AAI-3S δόματαdomatagiftsG1390N-APN ἀνθρώποις.anthrōpoisto men.G0444N-DPM - Sal 68. 18
9 (Ary ny amin’ ny hoe niakatra, inona moa izany, afa-tsy ny efa nidina1 ho any ambanin’ ny tany koa?
ἀνέβη,anebēHe ascended,G0305V-2AAI-3S ἐστινestinis [this]G1510V-PAI-3S κατέβηkatebēHe descendedG2597V-2AAI-3S κατώτεραkatōteralowerG2737A-APN-C μέρηmerēregionsG3313N-APN - Na: nidina aloha.
10 Izay nidina, dia Izy koa no Ilay niakatra any ambonin’ ny lanitra rehetra, hamenoany ny zavatra rehetra.)
καταβὰςkatabashaving descendedG2597V-2AAP-NSM αὐτόςautos[the] sameG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀναβὰςanabashaving ascendedG0305V-2AAP-NSM ὑπεράνωhuperanōaboveG5231PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM οὐρανῶν,ouranōnheavens,G3772N-GPM πληρώσῃplērōsēHe may fillG4137V-AAS-3S πάντα.pantaall things.G3956A-APN 11 Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,
αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἔδωκενedōkengaveG1325V-AAI-3S ἀποστόλους,apostolous[to be] apostles,G0652N-APM προφήτας,prophētasprophets,G4396N-APM εὐαγγελιστάς,euangelistasevangelists,G2099N-APM ποιμέναςpoimenasshepherdsG4166N-APM διδασκάλους,didaskalousteachers,G1320N-APM 12 ho fanatanterahana ny olona masìna, ho amin’ ny asan’ ny fanompoana amin’ ny fiangonana1, ho amin’ ny fampandrosoana ny tenan’ i Kristy,
καταρτισμὸνkatartismonperfectingG2677N-ASM ἔργονergon[the] workG2041N-ASN διακονίας,diakoniasof ministry,G1248N-GSF οἰκοδομὴνoikodomēn[the] building upG3619N-ASF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN Χριστοῦ·Christouof Christ;G5547N-GSM-T - Gr. eklesia.
13 mandra-pahatongantsika rehetra ho amin’ ny firaisan’ ny finoana sy ny fahalalana tsara ny Zanak’ Andriamanitra, ka ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ ny fahafenoan’ i Kristy;
μέχριmechriuntilG3360PREP καταντήσωμενkatantēsōmenwe may attainG2658V-AAS-1P πάντεςpantesallG3956A-NPM ἑνότηταhenotētaunityG1775N-ASF πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ἐπιγνώσεωςepignōseōsknowledgeG1922N-GSF θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T τέλειον,teleiona complete,G5046A-ASM μέτρονmetron[the] measureG3358N-ASN ἡλικίαςhēlikiasof [the] statureG2244N-GSF πληρώματοςplērōmatosfullnessG4138N-GSN Χριστοῦ·Christouof Christ;G5547N-GSM-T 14 mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin’ ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin’ ny saim-petsy ataon’ ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana;
μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N ὦμενōmenwe may beG1510V-PAS-1P νήπιοιnēpioiinfantsG3516A-NPM κλυδωνιζόμενοιkludōnizomenoibeing tossed by wavesG2831V-PNP-NPM περιφερόμενοιperipheromenoibeing carried aboutG4064V-PPP-NPM παντὶpantiby everyG3956A-DSM διδασκαλίαςdidaskaliasof teachingG1319N-GSF κυβείᾳkubeiacunningG2940N-DSF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM πανουργίᾳpanourgiacraftinessG3834N-DSF πρὸςproswith a view toG4314PREP μεθοδείανmethodeianschemingG3180N-ASF πλάνης,planēsof deceit,G4106N-GSF 15 fa mba hanaraka ny marina amin’ ny fitiavana ka hitombo amin’ ny ny zavatra rehetra ho amin’ izay Loha, dia Kristy;
ἀληθεύοντεςalētheuontesSpeaking the truthG0226V-PAP-NPM αὐξήσωμενauxēsōmenwe may grow upG0837V-AAS-1P πάντα,pantain all thingsG3956A-APN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κεφαλή,kephalēhead,G2776N-NSF ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T 16 Izy no itomboan’ ny tena rehetra (izay akambana sy ampiarahina tsara) noho ny fifanompoan’ ny isan-tonony, araka ny fiàsan’ izay rehetra momba azy amin’ izay mety ho anjara-asany avy ka hampandrosoany ny tenany amin’ ny fitiavana.
συναρμολογούμενονsunarmologoumenonbeing joined togetherG4883V-PPP-NSN συμβιβαζόμενονsumbibazomenonbeing held togetherG4822V-PPP-NSN πάσηςpasēseveryG3956A-GSF ἁφῆςhaphēsligamentG0860N-GSF ἐπιχορηγίαςepichorēgiassupplyG2024N-GSF κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐνέργειανenergeian[the] workingG1753N-ASF μέτρῳmetrō[the] measureG3358N-DSN ἑνὸςhenosindividualG1520A-GSN ἑκάστουhekastouof eachG1538A-GSN μέρουςmerouspartG3313N-GSN αὔξησινauxēsinincreaseG0838N-ASF σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN ποιεῖταιpoieitaimakes for itselfG4160GV-PMI-3S οἰκοδομὴνoikodomēn[the] building upG3619N-ASF ἑαυτοῦhe'autouof itselfG1438F-3GSM ἀγάπῃ.¶agapēlove.G0026N-DSF Fananarana enti-mamporisika azy mba hadio fitondran-tena, ary tsy hanan-tsiny amin’ ny toetry ny tokan-tranony
17 Koa izao no lazaiko sady ambarako ao amin’ ny Tompo: ny tsy mba handehananareo intsony tahaka ny fandehan’ ny jentilisa amin’ ny fahafoanan’ ny sainy;
μαρτύρομαιmarturomaiI testifyG3143V-PNI-1S κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T μηκέτιmēketiNo longerG3371ADV-N ὑμᾶςhumas[are] youG4771P-2AP περιπατεῖνperipateinto walkG4043V-PAN καθὼςkathōseven asG2531CONJ λοιπὰloiparest ofG3062A-NPN ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN περιπατεῖperipateiare walkingG4043V-PAI-3S ματαιότητιmataiotēti[the] futilityG3153N-DSF αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPN 18 fa efa tonga maizin-tsaina sy olon-ko azy amin’ ny fiainan’ Andriamanitra ireny noho ny tsi-fahalalana ny anatiny, noho ny hamafin’ ny fony,
ἐσκοτωμένοιeskotōmenoidarkenedG4656V-RPP-NPM διανοίᾳdianoiaunderstandingG1271N-DSF ὄντες,ontesbeingG1510V-PAP-NPM ἀπηλλοτριωμένοιapēllotriōmenoialienatedG0526V-RPP-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T διὰdiabecause ofG1223PREP ἄγνοιανagnoianignoranceG0052N-ASF οὖσανousanis beingG1510V-PAP-ASF αὐτοῖς,autoisthem,G0846P-DPN διὰdiaon account ofG1223PREP πώρωσινpōrōsinhardnessG4457N-ASF καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF αὐτῶν·autōnof them;G0846P-GPN 19 dia olona tsy mahalala henatra intsony ka nanolo-tena ho amin’ ny fijejojejoana hanao izay fahalotoana rehetra amin’ ny fieremana.
οἵτινεςoitineswhoG3748R-NPM ἀπηλγηκότεςapēlgēkoteshaving cast off all feelingG0524V-RAP-NPM ἑαυτοὺςhe'autousthemselvesG1438F-3APM παρέδωκανparedōkanthey gave upG3860V-AAI-3P ἀσελγείᾳaselgeiato sensualityG0766N-DSF ἐργασίανergasian[the] workingG2039N-ASF ἀκαθαρσίαςakatharsiasof impurityG0167N-GSF πλεονεξίᾳ.¶pleonexiagreediness.G4124N-DSF 20 Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an’ i Kristy,
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP οὕτωςhoutōsthis wayG3779ADV ἐμάθετεemathetelearnedG3129V-2AAI-2P Χριστόν,ChristonChrist,G5547N-ASM-T 21 raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin’ i Jesosy,
ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἐδιδάχθητε,edidachthētewere taught,G1321V-API-2P καθώςkathōseven asG2531CONJ ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀλήθειαalētheia[the] truthG0225N-NSF Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-DSM-P 22 mba hialanareo ny toetrareo1 taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan’ ny fitaka;
ἀποθέσθαιapothesthaiAre to have put offG0659V-2AMN κατὰkataconcerningG2596PREP προτέρανproteranformerG4387A-ASF-C ἀναστροφὴνanastrophēnway of lifeG0391N-ASF παλαιὸνpalaionoldG3820A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM φθειρόμενονphtheiromenonis being corruptedG5351V-PPP-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP ἐπιθυμίαςepithumiasdesiresG1939N-APF ἀπάτης,apatēsof deceit,G0539N-GSF - Gr. olonareo.
23 fa mba hohavaozina kosa ianareo amin’ ny fanahin’ ny sainareo,
ἀνανεοῦσθαιananeousthaito be renewedG0365V-PPN πνεύματιpneumatispiritG4151GN-DSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP 24 ary mba hotafinareo ny toetra1 vaovao, izay noforonina araka an’ Andriamanitra amin’ ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana.
ἐνδύσασθαιendusasthaito have put onG1746V-AMN καινὸνkainonnewG2537A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM κατὰkataaccording toG2596PREP κτισθένταktisthentahaving been createdG2936V-APP-ASM δικαιοσύνῃdikaiosunērighteousnessG1343N-DSF ὁσιότητιhosiotētiholinessG3742N-DSF ἀληθείας.¶alētheiasof truth.G0225N-GSF - Gr. olona.
25 Koa esory ny lainga, ka samia milaza ny marina amin’ ny namany avy ianareo rehetra; fa samy isan’ ny momba ny tenan’ ny namantsika avokoa isika.
ἀποθέμενοιapothemenoihaving put offG0659V-2AMP-NPM ψεῦδοςpseudosfalsehoodG5579N-ASN λαλεῖτεlaleitedo speakG2980V-PAM-2P ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF ἕκαστοςhekastoseach oneG1538A-NSM πλησίονplēsionneighbourG4139ADV αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P ἀλλήλωνallēlōnof one anotherG0240C-GPM μέλη.melēmembers.G3196N-NPN 26 Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.
ὀργίζεσθεorgizesthedo be angryG3710V-PMM-2P ἁμαρτάνετε·hamartanetedo sin;G0264V-PAM-2P ἐπιδυέτωepiduetōshould setG1931V-PAM-3S παροργισμῷparorgismōangerG3950N-DSM ὑμῶν·humōnof you;G4771P-2GP 27 Aza manome fitoerana ho an’ ny devoly.
μηδὲmēdeneitherG3366CONJ-N δίδοτεdidotedo giveG1325V-PAM-2P τόπονtoponopportunityG5117N-ASM διαβόλῳ.diabolōdevil.G1228A-DSM 28 Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin’ ny tànany, mba hisy homeny izay tsy manana.
κλέπτωνkleptōnis stealingG2813V-PAP-NSM μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N κλεπτέτω,kleptetōhe should steal,G2813V-PAM-3S κοπιάτωkopiatōhe should toilG2872V-PAM-3S ἐργαζόμενοςergazomenosworkingG2038V-PNP-NSM ἰδίαιςidiaiswith [their] ownG2398A-DPF χερσὶνchersinhandsG5495N-DPF ἀγαθόν,agathon[is] good,G0018A-ASN ἔχῃechēhe may have [something]G2192V-PAS-3S μεταδιδόναιmetadidonaito impartG3330V-PAN τῷtōto the [one]G3588T-DSM χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχοντι.¶echontihaving.G2192V-PAP-DSM 29 Aoka tsy haloaky ny vavanareo izay teny maloto, fa izay tsara ho fampandrosoana, araka izay tokony hanaovana, mba hahazoan’ ny mihaino fahasoavana.
σαπρὸςsaprosunwholesomeG4550A-NSM στόματοςstomatosmouthG4750N-GSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐκπορευέσθωekporeuesthōshould go forthG1607V-PNM-3S ἀγαθὸςagathosgoodG0018A-NSM οἰκοδομὴνoikodomēnedificationG3619N-ASF χρείας,chreiasneed,G5532N-GSF δῷdōit shall giveG1325V-2AAS-3S χάρινcharingraceG5485N-ASF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἀκούουσιν.akouousinhearing.G0191V-PAP-DPM 30 Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin’ Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin’ ny andro fanavotana.
λυπεῖτεlupeitedo grieveG3076V-PAM-2P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐσφραγίσθητεesphragisthēteyou were sealedG4972V-API-2P ἡμέρανhēmeran[the] dayG2250N-ASF ἀπολυτρώσεως.¶apolutrōseōsof redemption.G0629N-GSF 31 Esory aminareo ny fo-lentika1 rehetra sy ny fahavinirana sy ny fahatezerana sy ny fitabatabana sy ny fitenenan-dratsy ary ny lolompo rehetra;
πικρίαpikriabitternessG4088N-NSF θυμὸςthumosrageG2372N-NSM κραυγὴkraugēclamorG2906N-NSF βλασφημίαblasphēmiaslanderG0988N-NSF ἀρθήτωarthētōshould be removedG0142V-APM-3S σὺνsunalong withG4862PREP κακίᾳ.kakiamalice.G2549N-DSF - Gr. fangidiana.
32 ary aoka samy halemy fanahy amin’ ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan’ Andriamanitra ny helokareo ao amin’ i Kristy.
γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM χρηστοί,chrēstoikind,G5543A-NPM εὔσπλαγχνοι,eusplagchnoitender-hearted,G2155A-NPM χαριζόμενοιcharizomenoiforgivingG5483V-PNP-NPM ἑαυτοῖςhe'autoiseach otherG1438F-2DPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἐχαρίσατοecharisatoforgaveG5483V-ADI-3S ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP