Chapter 5
1 Koa amin’ izany dia aoka hanahaka an’ Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala;
ΓίνεσθεGinesthedo beG1096V-PNM-2P μιμηταὶmimētaiimitatorsG3402N-NPM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τέκναteknachildrenG5043N-NPN ἀγαπητὰagapētabelovedG0027A-NPN 2 ary mandehana amin’ ny fitiavana, toy ny nitiavan’ i Kristy anareo, dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana1 amin’ Andriamanitra, ho hanitra ankasitrahana, hamonjy antsika.
περιπατεῖτεperipateitedo walkG4043V-PAM-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM προσφορὰνprosphoran[as] an offeringG4376N-ASF θυσίανthusiana sacrificeG2378N-ASF θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ὀσμὴνosmēnan aromaG3744N-ASF εὐωδίας.¶euōdiasof a sweet smell.G2175N-GSF - Gr. fanatitra alatsa-drà.
3 Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza avela hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masìna izany,
ΠορνείαPorneiaSexual immoralityG4202N-NSF ἀκαθαρσίαakatharsiaimpurityG0167N-NSF πλεονεξίαpleonexiacovetousnessG4124N-NSF μηδὲmēdenot evenG3366CONJ-N ὀνομαζέσθωonomazesthōshould be namedG3687V-PPM-3S πρέπειprepeiis properG4241V-PAI-3S ἁγίοιςhagioisto saintsG0040HA-DPM 4 na fahavetavetana, na resaka fahadalana, na voso-dratsy, izay tsy tokony hatao, fa aleo misaotra.
αἰσχρότηςaischrotēsfilthinessG0151N-NSF μωρολογίαmōrologiafoolish talkingG3473N-NSF εὐτραπελίαeutrapeliacrude jokingG2160N-NSF ἀνῆκενanēkenwere fitG0433V-IAI-3S εὐχαριστία.eucharistiathanksgiving.G2169N-NSF 5 Fa fantatrareo marimarina fa samy tsy manana lova eo amin’ ny fanjakan’ i Kristy sy Andriamanitra na ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (mpanompo sampy izany).
ἴστεisteyou should knowG6063V-RAM-2P γινώσκοντεςginōskontesrealizingG1097V-PAP-NPM πόρνοςpornosfornicatorG4205N-NSM ἀκάθαρτοςakathartosunclean personG0169A-NSM πλεονέκτης,pleonektēscovetous man,G4123N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εἰδωλολάτρης,eidōlolatrēsan idolater,G1496N-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S κληρονομίανklēronomianinheritanceG2817N-ASF βασιλείᾳbasileiakingdomG0932N-DSF ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 6 Aza mety hofitahin’ olona amin’ ny teny foana ianareo; fa izany zavatra izany no mahatonga ny fahatezeran’ Andriamanitra amin’ ny zanaky ny tsi-fanarahana.
ΜηδεὶςMēdeisNo oneG3367A-NSM ἀπατάτωapatatōshould deceiveG0538V-PAM-3S κενοῖςkenoiswith emptyG2756A-DPM λόγοις·logoiswords;G3056N-DPM διὰdiabecause ofG1223PREP ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T υἱοὺςhuioussonsG5207N-APM ἀπειθείας.apeitheiasof disobedience.G0543N-GSF 7 Koa aza mety ho mpiombona aminy ianareo.
γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P συμμέτοχοιsummetochoipartakersG4830A-NPM αὐτῶν.autōnwith them.G0846P-GPM 8 Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin’ ny Tompo kosa ankehitriny; mandehana tahaka ny zanaky ny mazava
ἦτεēteYou wereG1510V-IAI-2P σκότοςskotosdarknessG4655N-NSN κυρίῳ·kuriō[the] Lord;G2962GN-DSM-T τέκναteknachildrenG5043N-NPN φωτὸςphōtosof lightG5457N-GSN περιπατεῖτε,peripateitedo walk —G4043V-PAM-2P 9 (fa ny vokatry ny mazava dia ao amin’ ny fahatsarana rehetra sy ny fahamarinana ary ny fahitsiana),
καρπὸςkarposthe fruitG2590N-NSM φωτὸςphōtoslight [is]G5457N-GSN ἀγαθωσύνῃagathōsunēgoodnessG0019N-DSF δικαιοσύνῃdikaiosunēin righteousnessG1343N-DSF ἀληθείᾳ,alētheiain truth —G0225N-DSF 10 mamantatra izay ankasitrahan’ ny Tompo.
δοκιμάζοντεςdokimazontesdiscerningG1381V-PAP-NPM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S εὐάρεστονeuarestonwell-pleasingG2101A-NSN 11 Ary aza miray amin’ ny asan’ ny maizina tsy mahavoka-tsoa, fa aleo mananatra izany.
συγκοινωνεῖτεsugkoinōneitedo have fellowship withG4790V-PAM-2P ἔργοιςergoisworksG2041N-DPN ἀκάρποιςakarpoisunfruitfulG0175A-DPN σκότους,skotousof darkness,G4655N-GSN ἐλέγχετε·elegchetedo expose [them];G1651V-PAM-2P 12 Fa izay ataony ao amin’ ny miafina, dia mahamenatra na dia ny milaza izany aza.
τὰtathe [things]G3588T-APN κρυφῇkruphēain secretG2931ADV γινόμεναginomenabeing doneG1096V-PNP-APN αἰσχρόνaischronshamefulG0150A-NSN ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S λέγειν.legeinto mention.G3004GV-PAN 13 Fa ny zavatra rehetra, raha anarina, dia asehon’ ny mazava; fa na inona na inona aseho dia mazava.
πάνταpantaeverythingG3956A-NPN ἐλεγχόμεναelegchomenabeing exposedG1651V-PPP-NPN φωτὸςphōtoslightG5457N-GSN φανεροῦται·phaneroutaiis made visible;G5319V-PPI-3S 14 Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, Ary mitsangàna amin’ ny maty, Dia hampahazava anao Kristy.
διὸdio[14] ThereforeG1352CONJ λέγει·legeiit says:G3004GV-PAI-3S ἔγειρεegeiredo awakeG1453V-PAM-2S ὁhoyou who [are]G3588T-VSM καθεύδωνkatheudōnsleepingG2518V-PAP-VSM ἀνάσταanastado rise upG0450V-2AAM-2S νεκρῶν,nekrōndead,G3498A-GPM ἐπιφαύσειepiphauseiwill shine uponG2017V-FAI-3S Χριστός.¶ChristosChrist.G5547N-NSM-T 15 Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry,
ΒλέπετεBlepetedo take heedG0991V-PAM-2P ἀκριβῶςakribōscarefullyG0199ADV περιπατεῖτεperipateiteyou walkG4043V-PAI-2P ἄσοφοιasophoiunwiseG0781A-NPM σοφοί,sophoiwise,G4680A-NPM 16 ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao.
ἐξαγοραζόμενοιexagorazomenoiredeemingG1805V-PMP-NPM καιρόν,kairontime,G2540N-ASM ἡμέραιhēmeraidaysG2250N-NPF πονηραίponēraievilG4190A-NPF εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 17 Ary noho izany dia aza manao adaladala, fa aoka ho fantatrareo izay sitrapon’ ny Tompo.
διὰdiaBecause ofG1223PREP γίνεσθεginesthedo beG1096V-PNM-2P ἄφρονες,aphronesfoolish,G0878A-NPM συνίετεsunietedo understandG4920V-PAM-2P θέλημαthelēmawillG2307N-NSN κυρίου.kuriouLord [is].G2962GN-GSM-T 18 Ary aza ho mamon-divay ianareo, fa amin’ izany dia misy fanaranam-po amin’ ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy,
μεθύσκεσθεmethuskesthedo be drunkG3182V-PPM-2P οἴνῳ,oinōwith wine,G3631N-DSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀσωτία,asōtiadebauchery,G0810N-NSF πληροῦσθεplērousthedo be filledG4137V-PPM-2P πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN 19 ka mifampilazà amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, dia mihira sy mikalo ao am-ponareo ho an’ ny Tompo,
λαλοῦντεςlalountesspeakingG2980V-PAP-NPM ἑαυτοῖςhe'autoisto each otherG1438F-2DPM ψαλμοῖςpsalmoispsalmsG5568N-DPM ὕμνοιςhumnoisin hymnsG5215N-DPM ᾠδαῖςōdaisin songsG5603N-DPF πνευματικαῖς,pneumatikaisspiritual,G4152A-DPF ᾄδοντεςadontessingingG0103V-PAP-NPM ψάλλοντεςpsallontesmaking melodyG5567V-PAP-NPM καρδίᾳkardiaheartG2588N-DSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP 20 misaotra an’ Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny zavatra rehetra, amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompontsika,
εὐχαριστοῦντεςeucharistountesgiving thanksG2168V-PAP-NPM πάντοτεpantoteat all timesG3842ADV πάντωνpantōnall thingsG3956A-GPN ὀνόματιonomati[the] nameG3686N-DSN ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πατρί·patriFather;G3962N-DSM-T 21 sady mifanaiky amin’ ny fahatahorana an’ i Kristy,
ὑποτασσόμενοιhupotassomenoiBe submitting yourselvesG5293V-PPP-NPM ἀλλήλοιςallēloisto one anotherG0240C-DPM φόβῳphobōreverenceG5401N-DSM Χριστοῦ.¶Christouof Christ.G5547N-GSM-T 22 Hianareo vehivavy, maneke ny vadinareo tahaka ny anekena ny Tompo.
ΑἱHaiyou who [are]G3588T-VPF γυναῖκες,gunaikeswives,G1135HN-VPF ἰδίοιςidioisto [your] ownG2398A-DPM ἀνδράσινandrasinhusbandsG0435HN-DPM ὑποτάσσεσθεhupotassesthedo submit yourselvesG5293V-PMM-2P 23 Fa ny lahy no lohan’ ny vavy, dia tahaka an’ i Kristy koa no Lohan’ ny fiangonana1; ary Izy no mpamonjy ny tena.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κεφαλὴkephalēheadG2776N-NSF γυναικὸςgunaikoswifeG1135HN-GSF ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T κεφαλὴkephalē[is the] headG2776N-NSF ἐκκλησίας,ekklēsiaschurch,G1577N-GSF αὐτὸςautosHe HimselfG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σωτὴρsōtērSaviorG4990N-NSM σώματος·sōmatosbody;G4983N-GSN - Gr. eklesia.
24 Fa tahaka ny aneken’ ny fiangonana1 an’ i Kristy no haneken’ ny vavy ny lahy koa amin’ ny zavatra rehetra.
ἐκκλησίαekklēsiachurchG1577N-NSF ὑποτάσσεταιhupotassetaiis subjectedG5293V-PPI-3S ΧριστῷChristōto ChristG5547N-DSM-T γυναῖκεςgunaikeswivesG1135HN-NPF ἰδίοιςidioisto [their] ownG2398A-DPM ἀνδράσινandrasinhusbandsG0435HN-DPM παντί.¶pantieverything.G3956A-DSN - Gr. eklesia.
25 Hianareo lehilahy, tiava ny vadinareo, dia tahaka ny nitiavan’ i Kristy ny fiangonana1 ka nanolorany ny tenany hamonjy azy,
ΟἱHoiyou who [are]G3588T-VPM ἄνδρες,andresHusbands,G0435HN-VPM ἀγαπᾶτεagapatedo loveG0025V-PAM-2P γυναῖκαςgunaikaswivesG1135HN-APF ἑαυτῶνhe'autōnof your ownG1438F-2GPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S ἐκκλησίανekklēsianchurchG1577N-ASF ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM παρέδωκενparedōkengave upG3860V-AAI-3S - Gr. eklesia.
26 mba hahamasina azy amin’ ny anadiovany azy amin’ ny rano fanasana amin’ ny teny;
ἁγιάσῃhagiasēHe may sanctifyG0037V-AAS-3S καθαρίσαςkatharisashaving cleansed [her]G2511V-AAP-NSM λουτρῷloutrōwashingG3067N-DSN ὕδατοςhudatosof waterG5204N-GSN ῥήματι,rhēmatideclarationG4487N-DSN 27 mba horaisiny1 ho an’ ny tenany izany ho fiangonana2 malaza tsy misy pentimpentina, na fiketronana, na izay toy izany, fa mba ho masìna sady tsy misy tsiny izy.
παραστήσῃparastēsēmay presentG3936V-AAS-3S αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἑαυτῷhe'autōto HimselfG1438F-3DSM ἔνδοξονendoxonin gloryG1741A-ASF ἐκκλησίανekklēsianchurchG1577N-ASF ἔχουσανechousanhavingG2192V-PAP-ASF σπίλονspilonspotG4696N-ASM ῥυτίδαrhutidawrinkleG4512N-ASF τοιούτων,toioutōnsuch things,G5108D-GPN ἄμωμος.amōmosblameless.G0299A-NSF - Gr. hatolony.
- Gr. eklesia.
28 Dia tahaka izany koa, ny lehilahy tokony ho tia ny vadiny tahaka ny tenany ihany. Izay tia ny vadiny dia tia ny tenany.
ὀφείλουσινopheilousinoughtG3784V-PAI-3P ἄνδρεςandreshusbandsG0435HN-NPM ἀγαπᾶνagapanto loveG0025V-PAN ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM γυναῖκαςgunaikaswivesG1135HN-APF ἑαυτῶνhe'autōntheir ownG1438F-3GPM σώματα.sōmatabodies.G4983N-APN ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM ἑαυτὸνhe'autonhimselfG1438F-3ASM ἀγαπᾷ·agapaloves;G0025V-PAI-3S 29 Fa tsy mba nisy olona tsy tia ny nofony, fa mamelona sy mitaiza azy, dia tahaka an’ i Kristy amin’ ny fiangonana1;
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ποτεpoteat any timeG4218PRT ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM σάρκαsarkafleshG4561N-ASF ἐμίσησεν,emisēsenhated,G3404V-AAI-3S ἐκτρέφειektrepheihe nourishesG1625V-PAI-3S θάλπειthalpeihe cherishesG2282V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ καὶkaialso [does]G2532CONJ ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἐκκλησίαν,ekklēsianchurch,G1577N-ASF - Gr. eklesia.
30 fa momba ny tenany isika.
μέληmelēmembersG3196N-NPN ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P σώματοςsōmatosbodyG4983N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM σαρκόςsarkosfleshG4561N-GSF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὀστέωνosteōnof bonesG3747N-GPN αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 31 Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hiray amin’ ny vadiny, ary dia ho nofo iray ihany izy roroa1.
ἀντὶantiBecause ofG0473PREP τούτουtoutouthisG3778D-GSN καταλείψειkataleipseiwill leaveG2641V-FAI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM πατέραpaterafatherG3962N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μητέραmēteramotherG3384N-ASF προσκολληθήσεταιproskollēthēsetaiwill be joinedG4347V-FPI-3S αὐτοῦ,autouof him,G0846P-GSM ἔσονταιesontaiwill beG1510V-FDI-3P σάρκαsarkafleshG4561N-ASF - Gen 2. 24
32 Zava-miafina lehibe izany; fa milaza ny amin’ i Kristy sy ny fiangonana1 aho.
μυστήριονmustērionmysteryG3466N-NSN ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T ἐκκλησίαν.ekklēsianchurch.G1577N-ASF - Gr. eklesia.
33 Na dia izany aza, samia tia ny vadiny tahaka ny tenany ianareo lehilahy rehetra, ary aoka kosa ny vavy hanaja1 ny lahy.
καθ᾽kath᾽according toG2596PREP ἕνα,henaindividual,G1520A-ASM ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM ἀγαπάτωagapatōshould loveG0025V-PAM-3S ἑαυτόν,he'autonhimself,G1438F-3ASM φοβῆταιphobētaishe may respectG5399V-PNS-3S ἄνδρα.¶andrahusband.G0435HN-ASM - Gr. hatahotra.