Chapter 2
1 Fa ny tenanareo, ry rahalahy, dia mahalala fa tsy foana ny fidiranay tatỳ aminareo;
ΑὐτοὶAutoiYou yourselvesG0846P-NPM οἴδατε,oidateknow,G6063V-RAI-2P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM εἴσοδονeisodoncomingG1529N-ASF κενὴkenēin vainG2756A-NSF γέγονεν·gegonenhas been;G1096V-2RAI-3S 2 fa rehefa nampahorina sy nisetrasetrana tany Filipy izahay teo aloha, tahaka ny fantatrareo ihany, dia sahy tao amin’ Andriamanitray izahay hiteny taminareo ny filazantsaran’ Andriamanitra, na dia be aza ny fanoherana.
προπαθόντεςpropathonteshaving previously sufferedG4310V-2AAP-NPM ὑβρισθέντες,hubristhenteshaving been mistreatedG5195V-APP-NPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ οἴδατε,oidateyou know,G6063V-RAI-2P Φιλίπποις,PhilippoisPhilippi,G5375N-DPM-L ἐπαρρησιασάμεθαeparrēsiasamethawe had boldnessG3955V-ADI-1P λαλῆσαιlalēsaito speakG2980V-AAN εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀγῶνι.agōniconflict.G0073N-DSM 3 Fa ny fananaranay dia tsy avy amin’ ny fitaka, na ny fahalotoana, na ny soloky.
παράκλησιςparaklēsisthe exhortationG3874N-NSF πλάνηςplanēserrorG4106N-GSF ἀκαθαρσίαςakatharsiasimpurityG0167N-GSF δόλῳ·dolōtrickery;G1388N-DSM 4 Fa tahaka ny nankasitrahan’ Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin’ olona, fa amin’ Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ δεδοκιμάσμεθαdedokimasmethawe have been approvedG1381V-RPI-1P πιστευθῆναιpisteuthēnaito be entrusted withG4100V-APN εὐαγγέλιον,euangeliongospel,G2098N-ASN λαλοῦμεν,laloumenwe speak,G2980V-PAI-1P ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἀρέσκοντεςareskontespleasingG0700V-PAP-NPM θεῷtheōas GodG2316N-DSM-T δοκιμάζοντιdokimazontiis examiningG1381V-PAP-DSM καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 5 Fa tsy nanao teny mandrobo akory izahay na oviana na oviana, tahaka ny fantatrareo ihany, na nihatsaravelatsihy hanafina fieremana (Andriamanitra no vavolombelona);
ποτεpoteat any timeG4218PRT κολακείαςkolakeiasof flatteryG2850N-GSF ἐγενήθημεν,egenēthēmenwere we,G1096V-2AOI-1P καθὼςkathōseven asG2531CONJ οἴδατε,oidateyou know,G6063V-RAI-2P προφάσειprophaseia pretextG4392N-DSF πλεονεξίας,pleonexiasfor greed —G4124N-GSF θεὸςtheosGod [is]G2316N-NSM-T μάρτυς,martuswitness —G3144N-NSM 6 ary tsy nitady voninahitra tamin’ olona izahay, na taminareo, na tamin’ ny sasany, na dia nanam-pahefana hahavaky tratra aza izahay, araka izay mah’ Apostolin’ i Kristy anay.
ζητοῦντεςzētountesseekingG2212V-PAP-NPM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM δόξανdoxangloryG1391N-ASF ἄλλων,allōnothers,G0243A-GPM 7 Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
ἐγενήθημενegenēthēmenwe wereG1096V-2AOI-1P νήπιοιnēpioiinfantsG3516A-NPM μέσῳmesō[the] midstG3319A-DSN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP τροφὸςtrophosa nursing motherG5162N-NSF θάλπῃthalpēshall cherishG2282V-PAS-3S ἑαυτῆςhe'autēsher ownG1438F-3GSF τέκνα,teknachildren,G5043N-APN 8 dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran’ Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
ὁμειρόμενοιhomeiromenoiyearning forG20833V-PNP-NPM εὐδοκοῦμενeudokoumenwe were pleasedG2106V-IAI-1P μεταδοῦναιmetadounaito have impartedG3330V-2AAN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἑαυτῶνhe'autōnour ownG1438F-1GPM ψυχάς,psuchaslives,G5590HN-APF διότιdiotibecauseG1360CONJ ἀγαπητοὶagapētoibelovedG0027A-NPM ἐγενήθητε.egenēthēteyou have become.G1096V-2API-2P 9 Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman’ alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran’ Andriamanitra taminareo.
ΜνημονεύετεMnēmoneueteYou rememberG3421V-PAI-2P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM κόπονkoponlaborG2873N-ASM μόχθον·mochthonhardship:G3449N-ASM νυκτὸςnuktosBy nightG3571N-GSF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ἐργαζόμενοιergazomenoiworkingG2038V-PNP-NPM πρὸςprosin orderG4314PREP ἐπιβαρῆσαίepibarēsaito burdenG1912V-AAN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἐκηρύξαμενekēruxamenwe proclaimedG2784V-AAI-1P εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 10 Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masìna sy marina ary tsy nanan-tsiny tokoa ny fitondran-tenanay teo imasonareo izay mino,
ὑμεῖςhumeisYou [are]G4771P-2NP μάρτυρεςmartureswitnessesG3144N-NPM θεός,theosGod,G2316N-NSM-T ὁσίωςhosiōsholilyG3743ADV δικαίωςdikaiōsrighteouslyG1346ADV ἀμέμπτωςamemptōsblamelesslyG0274ADV ὑμῖνhumintoward youG4771P-2DP πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM ἐγενήθημεν,egenēthēmenwe were,G1096V-2AOI-1P 11 toy ny fantatrareo fa tahaka ny ray amin’ ny zanaka no namporisihanay sy nampiononanay anareo isam-batana sy nananaranay mafy anareo,
καθάπερkathaperjust asG2509CONJ οἴδατε,oidateyou knowG6063V-RAI-2P ἕκαστονhekastoneachG1538A-ASM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πατὴρpatēra fatherG3962N-NSM τέκναteknachildrenG5043N-APN ἑαυτοῦhe'autouof himselfG1438F-3GSM 12 mba handehananareo miendrika an’ Andriamanitra, Izay miantso anareo ho amin’ ny fanjakany sy ny voninahiny.
περιπατεῖνperipateinto walkG4043V-PAN ἀξίωςaxiōsworthilyG0516ADV θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καλοῦντοςkalountosis callingG2564GV-PAP-GSM ἑαυτοῦhe'autouHis ownG1438F-3GSM βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF δόξαν.¶doxanglory.G1391N-ASF 13 Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an’ Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin’ Andriamanitra izay notorinay ianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin’ olona, fa araka izay marina, dia ny tenin’ Andriamanitra, izay miasa anatinareo izay mino koa.
διὰdiabecause ofG1223PREP ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP εὐχαριστοῦμενeucharistoumengive thanksG2168V-PAI-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἀδιαλείπτωςadialeiptōsunceasinglyG0089ADV παραλαβόντεςparalabonteshaving receivedG3880V-2AAP-NPM λόγονlogon[the] wordG3056N-ASM ἀκοῆςakoēs[by your] hearingG0189N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐδέξασθεedexastheyou acceptedG1209V-ADI-2P λόγονlogon[the] wordG3056N-ASM ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM καθώςkathōseven asG2531CONJ ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S ἀληθῶςalēthōstrulyG0230ADV λόγονlogon[the] wordG3056N-ASM θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἐνεργεῖταιenergeitaiworksG1754V-PMI-3S πιστεύουσιν.pisteuousinbelieve.G4100V-PAP-DPM 14 Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan’ Andriamanitra any Jodia izay amin’ i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon’ ny iray firenena aminareo dia sahafa amin’ ny nanjo ireo koa noho ny nataon’ ny Jiosy taminy,
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP μιμηταὶmimētaiimitatorsG3402N-NPM ἐγενήθητε,egenēthētebecame,G1096V-2AOI-2P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἐκκλησιῶνekklēsiōnchurchesG1577N-GPF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T οὐσῶνousōnare beingG1510V-PAP-GPF ἸουδαίᾳIoudaiaJudeaG2449N-DSF-L ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ,IēsouJesus,G2424GN-DSM-P ἐπάθετεepathetesufferedG3958V-2AAI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἰδίωνidiōn[your] ownG2398A-GPM συμφυλετῶν,sumphuletōncountrymen,G4853N-GPM καθὼςkathōseven asG2531CONJ καὶkaialso [did]G2532CONJ Ἰουδαίων,IoudaiōnJews,G2453N-GPM-PG 15 izay namono an’ i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon’ Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra,
ἀποκτεινάντωνapokteinantōnhaving killedG0615V-AAP-GPM ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἰδίουςidious[their] ownG2398A-APM προφήταςprophētasprophetsG4396N-APM ἐκδιωξάντωνekdiōxantōnhaving driven outG1559V-AAP-GPM ἀρεσκόντωνareskontōnpleasingG0700V-PAP-GPM πᾶσινpasinto allG3956A-DPM ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἐναντίων,enantiōnopposed,G1727A-GPM 16 ka mandrara anay tsy hitory amin’ ny jentilisa mba tsy hamonjena ireny, mba hameno ny fahotan’ ny tenany mandrakariva; kanjo efa niharan’ ny fahatezerana hatramin’ ny farany izy.
κωλυόντωνkōluontōnthey are hinderingG2967V-PAP-GPM ἔθνεσινethnesinGentilesG1484N-DPN λαλῆσαιlalēsaito speakG2980V-AAN σωθῶσιν,sōthōsinthey may be saved,G4982V-APS-3P ἀναπληρῶσαιanaplērōsaito fill upG0378V-AAN αὐτῶνautōntheirG0846P-GPM ἁμαρτίαςhamartiassinsG0266N-APF πάντοτε·pantotealways;G3842ADV ἔφθασενephthasenHas comeG5348V-AAI-3S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM τέλος.¶telosutmost.G5056N-ASN 17 Ary izahay, ry rahalahy, rehefa tafasaraka taminareo vetivety foana tamin’ ny fanatrehana, fa tsy tamin’ ny fo, dia vao mainka nitady sy naniry fatratra hahita ny tavanareo.
ἩμεῖςHēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἀπορφανισθέντεςaporphanisthenteshaving been bereavedG0642V-APP-NPM καιρὸνkairon[the] timeG2540N-ASM ὥραςhōrasof an hourG5610N-GSF προσώπῳprosōpōin faceG4383N-DSN καρδίᾳ,kardiain heart,G2588N-DSF περισσοτέρωςperissoterōsmore abundantlyG4056ADV-C ἐσπουδάσαμενespoudasamenwere eagerG4704V-AAI-1P πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πολλῇpollēagreatG4183A-DSF ἐπιθυμίᾳ.epithumiadesire.G1939N-DSF 18 Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan’ i Satana izahay.
διότιdiotithereforeG1360CONJ ἠθελήσαμενēthelēsamenwe wantedG2309V-AAI-1P ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN ὑμᾶς,humasyou —G4771P-2AP ἐνέκοψενenekopsenhinderedG1465V-AAI-3S σατανᾶς.satanasSatan.G4567N-NSM-T 19 Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan’ i Jesosy Tompontsika amin’ ny fihaviany va?
στέφανοςstephanoscrownG4735N-NSM καυχήσεως;kauchēseōsof boasting?G2746N-GSF ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T παρουσίᾳ;parousiacoming?G3952N-DSF 20 Fa ianareo no voninahitray sy fifalianay.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP χαρά.¶charajoy.G5479N-NSF