Chapter 3
1 Ary amin’ izany, raha tsy naharitra intsony izahay, dia nataonay fa mety ny hilaozana hitoetra irery tany Atena,
μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N στέγοντεςstegontesenduringG4722V-PAP-NPM εὐδοκήσαμενeudokēsamenwe thought it bestG2106V-AAI-1P καταλειφθῆναιkataleiphthēnaito be left behindG2641V-APN ἈθήναιςAthēnaisAthensG0116N-DPF-L μόνοιmonoialoneG3441A-NPM 2 ka dia nirahinay Timoty, rahalahinay sady mpanompon’ Andriamanitra amin’ ny filazantsaran’ i Kristy, mba hampahery sy hamporisika anareo amin’ ny finoanareo,
ἐπέμψαμενepempsamenwe sentG3992V-AAI-1P ΤιμόθεονTimotheonTimothyG5095N-ASM-P ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM διάκονονdiakononservantG1249N-ASM συνεργὸνsunergonfellow workerG4904A-ASM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εὐαγγελίῳeuangeliōgospelG2098N-DSN ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T στηρίξαιstērixaito strengthenG4741V-AAN παρακαλέσαιparakalesaito encourageG3870V-AAN ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP 3 mba tsy hisy ho taitra amin’ izao fahoriana izao; fa ny tenanareo mahalala fa ho amin’ izao no nanendrena antsika.
μηδέναmēdenano one [is]G3367A-ASM σαίνεσθαιsainesthaito be movedG4525V-PPN θλίψεσινthlipsesintribulationsG2347N-DPF ταύταις·tautaisthese;G3778D-DPF αὐτοὶautoiYourselvesG0846P-NPM οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P κείμεθα·keimethawe are destined;G2749V-PNI-1P 4 Fa fony teo aminareo aza izahay, dia nilaza taminareo rahateo fa tsy maintsy hampahorina isika, dia toy ny efa nanjo ihany ka fantatrareo.
ἦμεν,ēmenwe were,G1510V-IAI-1P προελέγομενproelegomenwe were telling beforehandG4302V-IAI-1P μέλλομενmellomenwe are aboutG3195V-PAI-1P θλίβεσθαιthlibesthaito suffer afflictionG2346V-PPN καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐγένετοegenetoit came to passG1096V-2ADI-3S οἴδατε·oidateyou know;G6063V-RAI-2P 5 Ary noho izany izaho koa, raha tsy naharitra intsony, dia naniraka hahafantatra ny finoanareo, fandrao sendra naka fanahy anareo ny mpaka-fanahy, ka ho foana ny nikelezanay aina.
διὰdiaBecause ofG1223PREP κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 μηκέτιmēketino longerG3371ADV-N στέγωνstegōnenduringG4722V-PAP-NSM ἔπεμψαepempsaI sentG3992V-AAI-1S γνῶναιgnōnaito knowG1097V-2AAN ὑμῶν,humōnof you,G4771P-2GP ἐπείρασενepeirasentemptedG3985GV-AAI-3S πειράζωνpeirazōntemptingG3985GV-PAP-NSM γένηταιgenētaimay beG1096V-2ADS-3S κόποςkoposlaborG2873N-NSM ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 6 Fa raha vao tonga atỳ aminay ankehitriny Timoty avy tatỳ aminareo ka nilaza teny taminay ny amin’ ny finoanareo sy ny fitiavanareo ary ny fahatsiarovana anareo tsara anay mandrakariva, ka maniry hahita anay indrindra ianareo, tahaka anay aminareo koa,―
ἄρτιartiPresentlyG0737ADV ἐλθόντοςelthontoswhen was comingG2064V-2AAP-GSM ΤιμοθέουTimotheouTimothyG5095N-GSM-P εὐαγγελισαμένουeuangelisamenouhaving evangelisedG2097V-AMP-GSM ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P μνείανmneiana remembranceG3417N-ASF ἀγαθὴνagathēngoodG0018A-ASF πάντοτεpantotealwaysG3842ADV ἐπιποθοῦντεςepipothounteslongingG1971V-PAP-NPM καθάπερkathaperjust asG2509CONJ ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP 7 noho izany, ry rahalahy, dia nampionona anay teo amin’ ny fahaterenay sy ny fahorianay rehetra ny finoanareo;
διὰdiabecause ofG1223PREP παρεκλήθημεν,pareklēthēmenwe were encouraged,G3870V-API-1P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἀνάγκῃanagkēdistressG0318N-DSF θλίψειthlipseitribulationG2347N-DSF πίστεως·pisteōsfaith;G4102GN-GSF 8 fa ankehitriny velona izahay, raha tomoetra tsara amin’ ny Tompo ianareo.
ζῶμεν,zōmenwe live,G2198V-PAI-1P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP στήκετεstēketeare standing firmG4739V-PAI-2P κυρίῳ.kuriō[the] Lord.G2962GN-DSM-T 9 Fa manao ahoana no saotra azonay havaly an’ Andriamanitra ny aminareo noho ny fifaliana rehetra izay ifalianay noho ny aminareo eo anatrehan’ Andriamanitray,
εὐχαριστίανeucharistianthanksgivingG2169N-ASF δυνάμεθαdunamethaare we ableG1410V-PNI-1P θεῷtheōto GodG2316N-DSM-T ἀνταποδοῦναιantapodounaito giveG0467V-2AAN περὶpericoncerningG4012PREP ἐπὶepiin return forG1909PREP χαίρομενchairomenwe rejoiceG5463V-PAI-1P δι᾽di᾽because ofG1223PREP ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἡμῶν,hēmōnof us,G3165P-1GP 10 amin’ ny fangatahanay fatratra andro aman’ alina hahita ny tavanareo sy hahatanteraka ny tsy ampy amin’ ny finoanareo?
νυκτὸςnuktosby nightG3571N-GSF ἡμέραςhēmerasdayG2250N-GSF ὑπερεκπερισσοῦhuperekperissousuper overexcessivelyG5228PREP + G1537 δεόμενοιdeomenoiimploringG1189V-PNP-NPM πρόσωπονprosōponfaceG4383N-ASN καταρτίσαιkatartisaito supplyG2675V-AAN τὰtathe [things]G3588T-APN ὑστερήματαhusterēmatalackingG5303N-APN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF ὑμῶν;¶humōnof you?G4771P-2GP 11 Ary Andriamanitra Raintsika anie sy Jesosy Tompontsika hanitsy ny lalanay ho atỳ
ΑὐτὸςAutosHimselfG0846P-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΧριστόςChristosChristG5547N-NSM-T κατευθύναιkateuthunaiwould directG2720V-AAO-3S 12 Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin’ ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa,
πλεονάσαιpleonasaiwould make to increaseG4121V-AAO-3S περισσεύσαιperisseusaiHe would aboundG4052V-AAO-3S ἀγάπῃagapēin loveG0026N-DSF ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM πάνταςpantasallG3956A-APM καθάπερkathaperjust asG2509CONJ ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP 13 mba hampiorina ny fonareo tsy hanan-tsiny amin’ ny fahamasinana eo anatrehan’ Andriamanitra Raintsika amin’ ny fihavian’ i Jesosy Tompontsika mbamin’ ny masiny rehetra.
στηρίξαιstērixaito strengthenG4741V-AAN καρδίαςkardiasheartsG2588N-APF ἀμέμπτουςamemptousblamelessG0273A-APF ἁγιωσύνῃhagiōsunēholinessG0042N-DSF ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T πάντωνpantōnallG3956A-GPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB