Chapter 4
Fananarana ny Tesaloniana hitondra tena miendrika ny filazantsara
1 Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin’ i Jesosy Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon’ Andriamanitra ― dia araka ny andehananareo ihany ― no hitomboanareo bebe kokoa.
ΛοιπὸνLoiponFinallyG3063A-ASN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM ἐρωτῶμενerōtōmenwe imploreG2065V-PAI-1P παρακαλοῦμενparakaloumenwe exhort [you]G3870V-PAI-1P κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T καθὼςkathōseven asG2531CONJ παρελάβετεparelabeteyou have receivedG3880V-2AAI-2P πῶςpōsin what mannerG4459PRT-I δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S περιπατεῖνperipateinto walkG4043V-PAN ἀρέσκεινareskeinto pleaseG0700V-PAN καθὼςkathōseven asG2531CONJ περιπατεῖτε,peripateiteyou walk [now],G4043V-PAI-2P περισσεύητεperisseuēteyou may aboundG4052V-PAS-2P 2 Fa fantatrareo ny didy nomenay anareo avy tamin’ i Jesosy Tompo.
οἴδατεoidateYou knowG6063V-RAI-2P παραγγελίαςparangeliasinstructionsG3852N-APF ἐδώκαμενedōkamenwe gaveG1325V-AAI-1P Ἰησοῦ.IēsouJesus.G2424GN-GSM-P 3 Fa izao no sitrapon’ Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana,
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θέλημαthelēma[the] willG2307N-NSN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἁγιασμὸςhagiasmossanctificationG0038N-NSM ὑμῶν,humōnof you:G4771P-2GP ἀπέχεσθαιapechesthaiTo abstainG0568V-PMN ὑμᾶςhumasyou [are]G4771P-2AP πορνείας·porneiassexual immorality;G4202N-GSF 4 mba samy hahafantatra izay hahazoanareo ny fanaky ny tenanareo avy, amin’ ny fahamasinana sy ny voninahitra,
εἰδέναιeidenaito knowG6063V-RAN ἕκαστονhekastoneachG1538A-ASM ὑμῶνhumōnof you [how]G4771P-2GP ἑαυτοῦhe'autouhis ownG1438F-3GSM σκεῦοςskeuosvesselG4632N-ASN κτᾶσθαιktasthaito controlG2932V-PNN ἁγιασμῷhagiasmōholinessG0038N-DSM τιμῇ,timēahonor,G5092N-DSF 5 tsy amin’ ny filàna fotsiny, tahaka ny jentilisa izay tsy mahalala an’ Andriamanitra,
πάθειpathei[the] passionG3806N-DSN ἐπιθυμίαςepithumiasof lustG1939N-GSF καθάπερkathaperasG2509CONJ ἔθνηethnēGentilesG1484N-NPN εἰδόταeidotaknowingG6063V-RAP-NPN θεόν·theonGod;G2316N-ASM-T 6 mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin’ izany1; fa ny Tompo no mpamaly ny amin’ izany zavatra rehetra izany, toy ny nolazainay sy nambaranay taminareo rahateo.
ὑπερβαίνεινhuperbaineinto go beyondG5233V-PAN πλεονεκτεῖνpleonekteinto overreachG4122V-PAN πράγματιpragmatimatterG4229N-DSN ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM διότιdiotibecauseG1360CONJ ἔκδικοςekdikosavenging [is]G1558A-NSM περὶpericoncerningG4012PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPN τούτωνtoutōnthese thingsG3778D-GPN καθὼςkathōseven asG2531CONJ προείπαμενproeipamenwe told beforeG4277V-2AAI-1P διεμαρτυράμεθα.diemarturamethathoroughly warned.G1263V-ADI-1P - Na: amin’ ny raharaha.
7 Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin’ ny fahalotoana, fa amin’ ny fahamasinana.
ἐκάλεσενekalesenhas calledG2564GV-AAI-3S ἀκαθαρσίᾳakatharsiaimpurityG0167N-DSF ἁγιασμῷ.hagiasmōholiness.G0038N-DSM 8 Koa izay mandà, dia tsy olona no laviny, fa Andriamanitra, Izay manome anareo ny Fanahiny Masìna.
τοιγαροῦνtoigarounSo thenG5105CONJ ἀθετῶνathetōnrejecting [this]G0114V-PAP-NSM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ἀθετεῖatheteidisregardsG0114V-PAI-3S τὸνtonthe [One]G3588T-ASM διδόνταdidontagivingG1325V-PAP-ASM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP 9 Fa ny amin’ ny fifankatiavan’ ny mpirahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo, satria ny tenanareo dia ampianarin’ Andriamanitra hifankatia.
ΠερὶPeriConcerningG4012PREP φιλαδελφίαςphiladelphiasbrotherly loveG5360N-GSF χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχετεecheteyou have [for me]G2192V-PAI-2P γράφεινgrapheinto writeG1125V-PAN ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP αὐτοὶautoiyourselvesG0846P-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP θεοδίδακτοίtheodidaktoitaught by GodG2312A-NPM ἀγαπᾶνagapanto loveG0025V-PAN ἀλλήλους·allēlousone another;G0240C-APM 10 Fa manao izany ihany ianareo amin’ ny rahalahy rehetra eran’ i Makedonia; nefa mananatra anareo ihany izahay, ry rahalahy, mba hitombo bebe kokoa,
ποιεῖτεpoieiteyou are doingG4160GV-PAI-2P πάνταςpantasallG3956A-APM ἀδελφοὺςadelphousbrothersG0080N-APM τοὺςtousthe [ones]G3588T-APM Μακεδονίᾳ.¶MakedoniaMacedonia.G3109N-DSF-L ΠαρακαλοῦμενParakaloumenWe exhortG3870V-PAI-1P ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM περισσεύεινperisseueinto aboundG4052V-PAN μᾶλλονmallonmore and moreG3123GADV 11 ary mba hokendrenareo ny ho tafatoetra tsara sy hitandrina ny raharahanareo ary hiasa amin’ ny tananareo araka ny nandidianay anareo,
φιλοτιμεῖσθαιphilotimeisthaito strive earnestlyG5389V-PNN ἡσυχάζεινhēsuchazeinto live quietlyG2270V-PAN πράσσεινprasseinto attend toG4238V-PAN ἴδιαidia[your] ownG2398A-APN ἐργάζεσθαιergazesthaito work withG2038V-PNN ἰδίαιςidiaisownG2398A-DPF χερσὶνchersinhandsG5495N-DPF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP καθὼςkathōseven asG2531CONJ παρηγγείλαμεν·parēngeilamenwe commanded;G3853V-AAI-1P 12 mba handehananareo amin’ izay fitondran-tena mahamendrika amin’ ny eo ivelany, ary mba tsy hanan-java-mahory ianareo.
περιπατῆτεperipatēteyou may walkG4043V-PAS-2P εὐσχημόνωςeuschēmonōsproperlyG2156ADV μηδενὸςmēdenosof no oneG3367A-GSN χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχητε.¶echētemay have.G2192V-PAS-2P Ny hihavian’ i Kristy sy ny toetry ny Kristiana izay modi-mandry
13 Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin’ izay modi-mandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana.
θέλομενthelomenwe do wantG2309V-PAI-1P ἀγνοεῖν,agnoeinto be ignorant,G0050V-PAN ἀδελφοί,adelphoibrothers,G0080N-VPM περὶpericoncerningG4012PREP κοιμωμένων,koimōmenōnthemselves falling asleep,G2837V-PMP-GPM λυπῆσθεlupēstheyou may be grievedG3076V-PPS-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ λοιποὶloipoirestG3062A-NPM ἔχοντεςechonteshavingG2192V-PAP-NPM ἐλπίδα.elpidahope.G1680N-ASF 14 Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran’ Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin’ i Jesosy1 hiaraka aminy.
πιστεύομενpisteuomenwe believeG4100V-PAI-1P ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἀπέθανενapethanendiedG0599V-2AAI-3S ἀνέστη,anestērose again,G0450V-2AAI-3S κοιμηθένταςkoimēthentashaving fallen asleepG2837V-APP-APM ἄξειaxeiwill bringG0071V-FAI-3S - Na: tamin’ ny alalan’ i Jesosy.
15 Fa izao no lazainay aminareo amin’ ny tenin’ ny Tompo: isika, izay velona ka mbola mitoetra mandra-pihavin’ ny Tompo, dia tsy mba hialoha izay efa nodi-mandry tsy akory.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP λέγομενlegomenwe declareG3004GV-PAI-1P λόγῳlogō[the] wordG3056N-DSM κυρίουkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ζῶντεςzōnteslivingG2198V-PAP-NPM περιλειπόμενοιperileipomenoiare remainingG4035V-POP-NPM παρουσίανparousiancomingG3952N-ASF φθάσωμενphthasōmenmay precedeG5348V-AAS-1P κοιμηθέντας·koimēthentashaving fallen asleep;G2837V-APP-APM 16 Fa ny tenan’ ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin’ ny fiantsoana sy ny feon’ ny arikanjely ary ny trompetran’ Andriamanitra, ka izay maty ao amin i Kristy no hitsangana aloha;
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM κελεύσματι,keleusmatia loud command,G2752N-DSN φωνῇphōnēa[the] voiceG5456GN-DSF ἀρχαγγέλουarchangelouof an archangelG0743N-GSM σάλπιγγιsalpingi[the] trumpetG4536N-DSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καταβήσεταιkatabēsetaiwill descendG2597V-FDI-3S οὐρανοῦ,ouranouheaven,G3772N-GSM νεκροὶnekroideadG3498A-NPM ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T ἀναστήσονταιanastēsontaiwill riseG0450V-FMI-3P πρῶτον,prōtonfirst,G4413GA-ASN 17 ary rehefa afaka izany, dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin’ ny rahona hitsena ny Tompo any amin’ ny habakabaka; dia ho any amin’ ny Tompo mandrakariva isika.
ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP ζῶντεςzōnteslivingG2198V-PAP-NPM περιλειπόμενοιperileipomenoiremainingG4035V-POP-NPM αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἁρπαγησόμεθαharpagēsomethawe will be caught awayG0726V-2FPI-1P νεφέλαιςnephelais[the] cloudsG3507N-DPF ἀπάντησινapantēsin[the] meetingG0529N-ASF ἀέρα·aera[the] air;G0109N-ASM πάντοτεpantotealwaysG3842ADV κυρίῳkuriō[the] LordG2962GN-DSM-T ἐσόμεθα.¶esomethawe will be.G1510V-FDI-1P 18 Koa dia mifampionòna ianareo amin’ izany teny izany.
ὭστεHōsteThereforeG5620CONJ παρακαλεῖτεparakaleitedo encourageG3870V-PAM-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM τούτοις.¶toutoisthese.G3778D-DPM