Chapter 1
Fiarahabana sy anatra ny amin’ ny mpampianatra sandoka, ary filazana ny amin’ ny lalàna sy ny filazantsara ary ny fahasoavan’ Andriamanitra tamin’ i Paoly
1 Paoly, Apostolin’ i Kristy Jesosy araka ny didin’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika, sy Kristy Jesosy fanantenantsika,
ἀπόστολοςapostolosan apostleG0652N-NSM κυριόυkuriouof [the] LordG2962GN-GSM-T ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T κατ᾽kat᾽according toG2596PREP ἐπιταγὴνepitagēn[the] commandG2003N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T σωτῆροςsōtēros[the] SaviorG4990N-GSM ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἐλπίδοςelpidoshopeG1680N-GSF 2 mamangy an’ i Timoty, tena zanako amin’ ny finoana: fahasoavana, famindram-po, fiadanana avy amin’ Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika.
ΤιμοθέῳTimotheōTo TimothyG5095N-DSM-P γνησίῳgnēsiō[my] trueG1103A-DSN τέκνῳteknōchildG5043N-DSN πίστει·pistei[the] faith:G4102GN-DSF χάρις,charisGrace,G5485N-NSF ἔλεος,eleosmercy,G1656N-NSN εἰρήνηeirēnē[and] peaceG1515N-NSF πατρὸςpatros[the] FatherG3962N-GSM-T ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἡμῶν.¶hēmōnof us.G3165P-1GP 3 Toy ny nangatahako anao hitoetra any Efesosy, rehefa hankany Makedonia aho, mba handidianao ny sasany tsy hanao fampianarana hafahafa,
ΚαθὼςKathōseven asG2531CONJ παρεκάλεσάparekalesaI urgedG3870V-AAI-1S προσμεῖναιprosmeinaito remainG4357V-AAN ἘφέσῳEphesōEphesusG2181N-DSF-L πορευόμενοςporeuomenos[when] I was goingG4198V-PNP-NSM ΜακεδονίανMakedonianMacedoniaG3109N-ASF-L παραγγείλῃςparangeilēsyou may warnG3853V-AAS-2S τισὶνtisincertain menG5100X-DPM ἑτεροδιδασκαλεῖνheterodidaskaleinto teach other doctrinesG2085V-PAN 4 na hitandrina ny anganongano sy ny tantaram-pirazanana tsy hita lany izay mahatonga ady hevitra, fa tsy mampandroso ny fitondrana araka an’ Andriamanitra amin’ ny finoana, dia toy izany koa no ataoko ankehitriny.
προσέχεινprosecheinto give heedG4337V-PAN μύθοιςmuthoisto mythsG3454N-DPM γενεαλογίαιςgenealogiaisto genealogiesG1076N-DPF ἀπεράντοις,aperantoisendless,G0562A-DPF αἵτινεςaitineswhichG3748R-NPF ἐκζητήσειςekzētēseisspeculationsG6027N-APF παρέχουσινparechousinbringG3930V-PAI-3P οἰκονομίανoikonomianstewardshipG3622N-ASF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τὴνtēnwhich [is]G3588T-ASF πίστει.pisteifaith.G4102GN-DSF 5 Fa ny anton’ ny didy dia fitiavana avy amin’ ny fo madio sy ny fieritreretana tsara ary ny finoana tsy mihatsaravelatsihy,
τέλοςtelosthe goalG5056N-NSN παραγγελίαςparangeliasof [our] instructionG3852N-GSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S καθαρᾶςkatharasa pureG2513A-GSF καρδίαςkardiasheartG2588N-GSF συνειδήσεωςsuneidēseōsa conscienceG4893N-GSF ἀγαθῆςagathēsgoodG0018A-GSF πίστεωςpisteōsa faithG4102GN-GSF ἀνυποκρίτου,anupokritousincere,G0505A-GSF 6 izay nivilian’ ny sasany, ka nania ho amin’ ny taria foana izy,
ὧνhōnfrom whichG3739R-GPF ἀστοχήσαντεςastochēsanteshaving missed the markG0795V-AAP-NPM ἐξετράπησανexetrapēsanthey have turned asideG1624V-2API-3P ματαιολογίανmataiologianmeaningless discourseG3150N-ASF 7 dia olona izay te-ho mpampiana-dalàna, kanefa tsy fantany akory izay lazainy na izay itompoany.
θέλοντεςthelontesdesiringG2309V-PAP-NPM εἶναιeinaito beG1511V-PAN νομοδιδάσκαλοι,nomodidaskaloiteachers of the Law,G3547N-NPM νοοῦντεςnoountesunderstandingG3539V-PAP-NPM μήτεmēteneitherG3383CONJ-N λέγουσινlegousinthey are sayingG3004GV-PAI-3P περὶperi[that] aboutG4012PREP τίνωνtinōnwhichG5101I-GPN διαβεβαιοῦνται.¶diabebaiountaithey confidently assert.G1226V-PNI-3P 8 Nefa fantatsika fa tsara ny lalàna, raha entin’ ny olona araka izay antony,
ΟἴδαμενOidamenWe knowG6063V-RAI-1P καλὸςkalosgood [is]G2570GA-NSM νομίμωςnomimōslawfullyG3545ADV χρῆται,chrētaishall use,G5530V-PNS-3S 9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy matahotra an’ Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masìna sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona,
εἰδὼςeidōsknowingG6063V-RAP-NSM τοῦτο,toutothis,G3778D-ASN δικαίῳdikaiōfor a righteous [one]G1342A-DSM κεῖται,keitaiis enacted,G2749V-PNI-3S ἀνόμοιςanomoisfor [the] lawlessG0459A-DPM ἀνυποτάκτοις,anupotaktoisinsubordinate,G0506A-DPM ἀσεβέσινasebesinfor [the] ungodlyG0765A-DPM ἁμαρτωλοῖς,hamartōloissinful,G0268A-DPM ἀνοσίοιςanosioisfor [the] unholyG0462A-DPM βεβήλοις,bebēloisprofane,G0952A-DPM πατρολῴαιςpatrolōaisfor murderers of fathersG3964N-DPM μητρολῴαις,mētrolōaismurderers of mothers,G3389N-DPM ἀνδροφόνοις,androphonoisfor slayers of man,G0409N-DPM 10 ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy tò, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema1,
πόρνοις,pornoisfor the sexually immoral,G4205N-DPM ἀρσενοκοίταις,arsenokoitaisfor homosexuals,G0733N-DPM ἀνδραποδισταῖς,andrapodistaisfor enslavers,G0405N-DPM ψεύσταις,pseustaisfor liars,G5583N-DPM ἐπιόρκοις,epiorkoisfor perjurers,G1965A-DPM ἕτερονheteronotherG2087A-NSN ὑγιαινούσῃhugiainousēto soundG5198V-PAP-DSF διδασκαλίᾳdidaskaliateachingG1319N-DSF ἀντίκειταιantikeitaiis opposedG0480V-PNI-3S - Gr. salama.
11 araka ny filazantsaran’ ny voninahitr’ Andriamanitra finaritra, izay natolotra ho adidiko.
κατὰkataaccording toG2596PREP εὐαγγέλιονeuangeliongospelG2098N-ASN δόξηςdoxēsgloryG1391N-GSF μακαρίουmakarioublessedG3107A-GSM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ἐπιστεύθηνepisteuthēnwas entrustedG4100V-API-1S ἐγώ.¶egōI myself.G1473P-1NS 12 Misaotra an’ i Kristy Jesosy Tompontsika aho, Izay nampahery ahy, fa nataony mahatoky aho ka notendreny ho amin’ ny fanompoana,
χάρινcharinThankfulnessG5485N-ASF ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S τῷtōfor the [One]G3588T-DSM ἐνδυναμώσαντίendunamōsantihaving strengthenedG1743V-AAP-DSM ΧριστῷChristōfor ChristG5547N-DSM-T πιστόνpistonfaithfulG4103A-ASM ἡγήσατοhēgēsatoHe esteemedG2233V-ADI-3S θέμενοςthemenoshaving appointed [me]G5087V-2AMP-NSM διακονίαν,diakonianservice,G1248N-ASF 13 dia izaho, izay mpiteny ratsy1 fahiny sady mpanenjika sy mpampahory; kanefa nahazo famindram-po aho, satria tamin’ ny tsi-fahalalana no nanaovako izany noho ny tsi-finoana.
πρότερονproteronformerlyG4386ADV-C ὄνταontabeingG1510V-PAP-ASM βλάσφημονblasphēmona blasphemerG0989A-ASM διώκτηνdiōktēna persecutorG1376N-ASM ὑβριστήν·hubristēninsolent;G5197N-ASM ἠλεήθην,ēleēthēnI was shown mercy,G1653V-API-1S ἀγνοῶνagnoōnbeing ignorantG0050V-PAP-NSM ἐποίησαepoiēsaI did [it]G4160GV-AAI-1S ἀπιστίᾳ·apistiaunbelief;G0570N-DSF - Gr. manao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
14 Fa be indrindra ny fahasoavan’ ny Tompontsika tamin’ ny finoana sy ny fitiavana, izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
ὑπερεπλεόνασενhuperepleonasenSurpassingly increasedG5250V-AAI-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF πίστεωςpisteōs[the] faithG4102GN-GSF ἀγάπηςagapēsloveG0026N-GSF τῆςtēsthat [are]G3588T-GSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-DSM-P 15 Mahatoky ka tokony hekena amin’ ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tetỳ ambonin’ ny tany Kristy Jesosy hamonjy ny mpanota, ary amin’ ireny izaho no lohany.
ΠιστὸςPistosTrustworthy [is]G4103A-NSM λόγοςlogossayingG3056N-NSM πάσηςpasēsof fullG3956A-GSF ἀποδοχῆςapodochēsacceptanceG0594N-GSF ἄξιοςaxiosworthyG0514A-NSM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S κόσμονkosmonworldG2889N-ASM ἁμαρτωλοὺςhamartōloussinnersG0268A-APM σῶσαι,sōsaito save,G4982V-AAN πρῶτόςprōtos[the] foremostG4413JA-NSM ἐγώ·egōI myself;G1473P-1NS 16 Kanefa izao no namindrana fo tamiko, dia ny mba hasehon’ i Jesosy Kristy eo amiko, izay lohany, ny fahari-po rehetra ho fianarana ho an’ izay hino Azy hahazoana fiainana mandrakizay.
διὰdiabecause ofG1223PREP ἠλεήθην,ēleēthēnI was shown mercy,G1653V-API-1S ἐμοὶemoime myselfG1473P-1DS πρώτῳprōtō[the] foremostG4413JA-DSM ἐνδείξηταιendeixētaimay displayG1731V-AMS-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἅπασανhapasan[his] perfectG0537A-ASF μακροθυμίανmakrothumianpatienceG3115N-ASF ὑποτύπωσινhupotupōsina patternG5296N-ASF τῶνtōnfor thoseG3588T-GPM μελλόντωνmellontōnbeing aboutG3195V-PAP-GPM πιστεύεινpisteueinto believeG4100V-PAN αἰώνιον.¶aiōnioneternal.G0166A-ASF 17 Ary ho an’ ny Mpanjaka tsy manan-taloha, tsy mety maty, tsy hita, dia ho an’ Andriamanitra tokana ihany anie ny laza sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena.
βασιλεῖbasileito the KingG0935N-DSM-T ἀφθάρτῳaphthartō[the] immortalG0862A-DSM ἀοράτῳaoratōinvisibleG0517A-DSM τιμὴtimē[be] honorG5092N-NSF ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB 18 Izao didy izao no omeko anao, ry Timoty zanako, araka ireo faminaniana natao fahiny ny aminao ireo, mba ho entinao miady ny ady tsara ireo,
ΤαύτηνTautēnThisG3778D-ASF παραγγελίανparangelianchargeG3852N-ASF παρατίθεμαίparatithemaiI commitG3908V-PMI-1S τέκνονteknon[my] childG5043N-VSN Τιμόθεε,TimotheeTimothy,G5095N-VSM-P κατὰkataaccording toG2596PREP προαγούσαςproagousasgoing beforeG4254V-PAP-APF προφητείας,prophēteiasprophecies,G4394N-APF στρατεύῃstrateuēyou may warG4754V-PMS-2S αὐταῖςautaisthemG0846P-DPF στρατείανstrateianwarfareG4752N-ASF 19 amin’ ny itananao ny finoana sy ny fieritreretana tsara, izay efa narian’ ny sasany, ka toy ny olona vaky sambo izy ny amin’ ny finoana;
ἔχωνechōnholdingG2192V-PAP-NSM ἀγαθὴνagathēna goodG0018A-ASF συνείδησιν,suneidēsinconscience,G4893N-ASF ἀπωσάμενοιapōsamenoihaving cast awayG0683V-ADP-NPM περὶpericoncerningG4012PREP ἐναυάγησαν,enauagēsancaused a shipwreck,G3489V-AAI-3P 20 naman’ ireny Hymeneo sy Aleksandro, izay natolotro ho an’ i Satana mba hofaizana tsy hiteny ratsy1.
ὧνhōnamong whomG3739R-GPM ἐστινestinareG1510V-PAI-3S ὙμέναιοςHumenaiosHymenaeusG5211N-NSM-P ἈλέξανδροςAlexandrosAlexanderG0223JN-NSM-P παρέδωκαparedōkaI have handed overG3860V-AAI-1S σατανᾷsatanato SatanG4567N-DSM-T παιδευθῶσινpaideuthōsinthey may be disciplinedG3811V-APS-3P βλασφημεῖν.¶blasphēmeinto blaspheme.G0987V-PAN - Gr. hanao blasfemia; izahao Mat 9. 3 .