Chapter 4
Ny amin’ ny hihemoran’ ny sasany, sy fananarana an’ i Timoty hazoto hanefa ny anjara-fanompoany
1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin’ ny andro aoriana dia hihemotra amin’ ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran’ ny demonia,
πνεῦμαpneumathe SpiritG4151GN-NSN ῥητῶςrhētōsexpresslyG4490ADV λέγειlegeistatesG3004GV-PAI-3S ὑστέροιςhusteroislaterG5306A-DPM-C καιροῖςkairoistimesG2540N-DPM ἀποστήσονταίapostēsontaiwill depart fromG0868V-FDI-3P πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF προσέχοντεςprosechontesgiving heedG4337V-PAP-NPM πνεύμασινpneumasinto spiritsG4151GN-DPN πλάνοιςplanoisdeceitfulG4108A-DPN διδασκαλίαιςdidaskaliaisto teachingsG1319N-DPF δαιμονίωνdaimoniōnof demonsG1140N-GPN 2 amin’ ny fihatsaram-belatsihin’ ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,
ὑποκρίσειhupokriseihypocrisyG5272N-DSF ψευδολόγων,pseudologōnof speakers of lies,G5573A-GPM κεκαυστηριασμένωνkekaustēriasmenōnsearedG2743V-RPP-GPM ἰδίανidian[in their] ownG2398A-ASF συνείδησιν,suneidēsinconscience,G4893N-ASF 3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon’ Andriamanitra ho an’ izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin’ ny fisaorana.
κωλυόντωνkōluontōnforbiddingG2967V-PAP-GPM γαμεῖν,gameinto marry,G1060V-PAN ἀπέχεσθαιapechesthai[commanding] to abstainG0568V-PMN βρωμάτωνbrōmatōnfrom foodsG1033N-GPN ἔκτισενektisencreatedG2936V-AAI-3S μετάλημψινmetalēmpsinreceptionG3336N-ASF εὐχαριστίαςeucharistiasthanksgivingG2169N-GSF πιστοῖςpistoisfaithfulG4103A-DPM ἐπεγνωκόσινepegnōkosinby [those] already knowingG1921V-RAP-DPM ἀλήθειαν.alētheiantruth.G0225N-ASF 4 Fa ny zavatra rehetra nataon’ Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin’ ny fisaorana,
κτίσμαktismacreatureG2938N-NSN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T καλὸνkalon[is] goodG2570GA-NSN οὐδὲνoudenno [thing is]G3762A-NSN ἀπόβλητονapoblētonto be rejectedG0579A-NSN εὐχαριστίαςeucharistiasthanksgivingG2169N-GSF λαμβανόμενον·lambanomenonbeing received;G2983V-PPP-NSN 5 satria hamasinin’ ny tenin’ Andriamanitra sy ny fivavahana izany.
ἁγιάζεταιhagiazetaiit is sanctifiedG0037V-PPI-3S λόγουlogou[the] wordG3056N-GSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐντεύξεως.¶enteuxeōsprayer.G1783N-GSF 6 Raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin’ izany zavatra izany ianao, dia ho mpanompo tsara an’ i Kristy Jesosy, tezaina amin’ ny tenin’ ny finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ὑποτιθέμενοςhupotithemenoslaying beforeG5294V-PMP-NSM ἀδελφοῖςadelphoisbrothersG0080N-DPM ἔσῃesēyou will beG1510V-FDI-2S διάκονοςdiakonosa servantG1249N-NSM ΧριστοῦChristouof ChristG5547N-GSM-T ἐντρεφόμενοςentrephomenosbeing nourishedG1789V-PPP-NSM λόγοιςlogoiswordsG3056N-DPM πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF διδασκαλίαςdidaskaliasteachingG1319N-GSF παρηκολούθηκας·parēkolouthēkasyou have closely followed;G3877V-RAI-2S 7 Fa ny anganongano ratsy fanaom-bavy antitra dia lavo, ka mampiasà ny tenanao ho amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra.
βεβήλουςbebēlousprofaneG0952A-APM γραώδειςgraōdeissillyG1126A-APM μύθουςmuthousfablesG3454N-APM παραιτοῦ·paraitoudo refuse;G3868V-PNM-2S γύμναζεgumnazedo trainG1128V-PAM-2S σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM εὐσέβειαν.eusebeiangodliness.G2150N-ASF 8 Fa mahasoa kely ihany ny fampiasana ny tena; fa ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra no mahasoa amin’ ny zavatra rehetra ka manana ny teny fikasana ny amin’ ny fiainana ankehitriny sy ny ho avy koa.
σωματικὴsōmatikēbodilyG4984A-NSF γυμνασίαgumnasiaexerciseG1129N-NSF ὀλίγονoligona littleG3641A-ASM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ὠφέλιμος,ōphelimosprofit,G5624A-NSF εὐσέβειαeusebeiagodlinessG2150N-NSF πάνταpantaeverythingG3956A-APN ὠφέλιμόςōphelimosprofitableG5624A-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐπαγγελίανepangelian[the] promiseG1860N-ASF ἔχουσαechousaholdingG2192V-PAP-NSF ζωῆςzōēsof lifeG2222N-GSF μελλούσης.mellousēsis coming.G3195V-PAP-GSF 9 Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ ny fankasitrahana rehetra.
πιστὸςpistosTrustworthy [is]G4103A-NSM λόγοςlogossayingG3056N-NSM πάσηςpasēsof fullG3956A-GSF ἀποδοχῆςapodochēsacceptanceG0594N-GSF ἄξιος.axiosworthy.G0514A-NSM 10 Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an’ Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
κοπιῶμενkopiōmenwe toilG2872V-PAI-1P ἀγωνιζόμεθα,agōnizomethastrive,G0075V-PNI-1P ἠλπίκαμενēlpikamenwe have hopeG1679V-RAI-1P ζῶντι,zōnti[the] living,G2198V-PAP-DSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S σωτὴρsōtēr[the] SaviorG4990N-NSM πάντωνpantōnof allG3956A-GPM ἀνθρώπωνanthrōpōnmenG0444N-GPM μάλισταmalistaespeciallyG3122ADV πιστῶν.¶pistōnof believers.G4103A-GPM 11 Izany zavatra izany no andidio sy ampianaro.
ΠαράγγελλεParangelledo commandG3853V-PAM-2S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN δίδασκε.didaskedo teach.G1321V-PAM-2S 12 Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino ianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana.
μηδείςmēdeisno oneG3367A-NSM νεότητοςneotētosyouthG3503N-GSF καταφρονείτω,kataphroneitōshould despise,G2706V-PAM-3S τύποςtuposa patternG5179N-NSM γίνουginoudo beG1096V-PNM-2S πιστῶν,pistōnbelieversG4103A-GPM λόγῳ,logōspeech,G3056N-DSM ἀναστροφῇ,anastrophēaconduct,G0391N-DSF πνεύματι,pneumatispiritG4151GN-DSN πίστει,pisteifaith,G4102GN-DSF ἁγνείᾳ.hagneiapurity.G0047N-DSF 13 Mandra-pihaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana.
ἔρχομαι,erchomaiI come,G2064V-PNI-1S πρόσεχεprosechedo give heedG4337V-PAM-2S ἀναγνώσει,anagnōseipublic reading of Scripture,G0320N-DSF παρακλήσει,paraklēseito exhortation,G3874N-DSF διδασκαλίᾳ,didaskaliato teaching,G1319N-DSF 14 Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin’ ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan’ ny loholona1.
ἀμέλειameleido be negligentG0272V-PAM-2S χαρίσματοςcharismatosgiftG5486N-GSN ἐδόθηedothēwas givenG1325V-API-3S προφητείαςprophēteiasprophecyG4394N-GSF ἐπιθέσεωςepitheseōs[the] laying onG1936N-GSF χειρῶνcheirōnhandsG5495N-GPF πρεσβυτερίου.presbuteriouelderhood.G4244N-GSN - Gr. presbytera.
15 Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin’ izany, mba hiseho amin’ ny olona rehetra ny fandrosoanao.
ταῦταtautaThese thingsG3778D-APN μελέτα,meletado ponder,G3191V-PAM-2S τούτοιςtoutoisthemG3778D-DPN ἴσθι,isthido be absorbed,G1510V-PAM-2S προκοπὴprokopēprogressG4297N-NSF φανερὰphaneraevidentG5318A-NSF πᾶσιν.pasinall.G3956A-DPM 16 Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin’ izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao.
ἔπεχεepechedo give heedG1907V-PAM-2S σεαυτῷseautōto yourselfG4771F-2DSM διδασκαλίᾳ·didaskaliateaching;G1319N-DSF ἐπίμενεepimenedo continueG1961V-PAM-2S αὐτοῖς·autoisin them;G0846P-DPN ποιῶνpoiōndoingG4160GV-PAP-NSM σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM σώσειςsōseisyou will saveG4982V-FAI-2S ἀκούοντάςakouontashearingG0191V-PAP-APM