Chapter 3
Ny amin’ ny olona miendrika hatao mpitandrina sy diakona
1 Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan’ ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy.
ΠιστὸςPistosTrustworthy [is]G4103A-NSM λόγος·logossaying:G3056N-NSM ἐπισκοπῆςepiskopēsoverseershipG1984N-GSF ὀρέγεται,oregetaiaspires to,G3713V-PMI-3S ἔργουergoua workG2041N-GSN ἐπιθυμεῖ.epithumeihe is desirous.G1937V-PAI-3S 2 Koa ny mpitandrina1 dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manam-bady tokana, mahonon-tena, hendry, tia filaminana, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra,
δεῖdeiIt behoovesG1163V-PAI-3S ἐπίσκοπονepiskoponoverseerG1985N-ASM ἀνεπίλημπτονanepilēmptonabove reproachG0423A-ASM εἶναι,einaito be,G1511V-PAN γυναικὸςgunaikoswifeG1135HN-GSF ἄνδρα,andra[the] husband,G0435HN-ASM νηφάλιον,nēphalionsober,G3524A-ASM σώφρονα,sōphronaself-controlled,G4998A-ASM κόσμιον,kosmionrespectable,G2887A-ASM φιλόξενον,philoxenonhospitable,G5382A-ASM διδακτικόν,didaktikonable to teach,G1317A-ASM - Gr. episkopo.
3 tsy mpimamo lian’ ady, tsy mpikapoka, fa mandefitra, tsy mpila ady, tsy mpitia vola,
πάροινον,paroinongiven to wine,G3943A-ASM πλήκτηνplēktēna strikerG4131N-ASM αἰσχροκερδῆ,aischrokerdēgreedy of base gainG0146A-ASM ἐπιεικῆ,epieikēgentle,G1933A-ASM ἄμαχον,amachonpeaceable,G0269A-ASM ἀφιλάργυρον,aphilarguronnot loving money,G0866A-ASM 4 manapaka tsara ny ankohonany, mampanaiky ny zanany amin’ ny fahamaotinana tsara
ἰδίουidiou[his] ownG2398A-GSM προϊστάμενον,proistamenonmanaging,G4291V-PMP-ASM τέκναteknachildrenG5043N-APN ἔχονταechontahavingG2192V-PAP-ASM ὑποταγῇhupotagēasubmissionG5292N-DSF σεμνότητος.¶semnotētosdignity —.G4587N-GSF 5 (fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan’1 Andriamanitra?),
ἰδίουidiouhis [own]G2398A-GSM οἴκουoikouhouseholdG3624HN-GSM προστῆναιprostēnaito manageG4291V-2AAN οἶδεν,oidenknows,G6063V-RAI-3S ἐκκλησίαςekklēsias[the] churchG1577N-GSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐπιμελήσεται;epimelēsetaiwill he care for?G1959V-FDI-3S - Gr. eklesia.
6 tsy izay zazavao amin’ ny fivavahana, fandrao hieboebo foana izy ka ho latsaka amin’ ny fahamelohan’ ny devoly.
νεόφυτον,neophutona novice,G3504A-ASM τυφωθεὶςtuphōtheishaving been puffed upG5187V-APP-NSM κρίμαkrima[the] judgmentG2917N-ASN ἐμπέσῃempesēhe may fallG1706V-2AAS-3S διαβόλου.diaboloudevil.G1228A-GSM 7 Ary tsy maintsy ho tsara laza koa amin’ izay eny ivelany izy, fandrao ho lavo amin’ ny fananan-tsiny sy ny fandriky ny devoly.
δεῖdeiIt behoovesG1163V-PAI-3S μαρτυρίανmarturiana testimonyG3141N-ASF ἔχεινecheinto haveG2192V-PAN ἔξωθεν,exōthenoutside,G1855PREP ὀνειδισμὸνoneidismonreproachG3680N-ASM ἐμπέσῃempesēhe may fallG1706V-2AAS-3S παγίδαpagida[the] snareG3803N-ASF διαβόλου.¶diaboloudevil.G1228A-GSM 8 Ny diakona koa toy izany ihany, ho maotona, tsy miroa teny, tsy tia divay be, tsy tia harena maloto,
ΔιακόνουςDiakonousDeaconsG1249N-APM ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV σεμνούς,semnous[must be] dignified,G4586A-APM διλόγους,dilogousdouble-tongued,G1351A-APM οἴνῳoinōto wineG3631N-DSM προσέχοντας,prosechontasbeing given,G4337V-PAP-APM αἰσχροκερδεῖς,aischrokerdeisgreedy of dishonest gain,G0146A-APM 9 mitandrina tsara ny zava-miafina ny amin’ ny finoana amin’ ny fieritreretana madio.
ἔχονταςechontasholdingG2192V-PAP-APM μυστήριονmustērionmysteryG3466N-ASN πίστεωςpisteōsfaithG4102GN-GSF καθαρᾷkatharaclearG2513A-DSF συνειδήσει.suneidēseia conscience.G4893N-DSF 10 Ary aoka hizahan-toetra ireo aloha, dia vao hanao ny asan’ ny diakona izy, raha tsy manan-tsiny.
οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM δοκιμαζέσθωσανdokimazesthōsanthey should be testedG1381V-PPM-3P πρῶτον,prōtonfirst,G4413GA-ASN διακονείτωσανdiakoneitōsanthey should serveG1247V-PAM-3P ἀνέγκλητοιanegklētoiblamelessG0410A-NPM ὄντες.¶ontesbeing.G1510V-PAP-NPM 11 Ny vehivavy koa ho toy izany ihany: maotona, tsy mpanendrikendrika, mahonon-tena, mahatoky amin’ ny zavatra rehetra.
ΓυναῖκαςGunaikasWomenG1135HN-APF ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV σεμνάς,semnas[must be] dignified,G4586A-APF διαβόλους,diabolousslanderers,G1228A-APF νηφαλίους,nēphaliousclear-minded,G3524A-APF πιστὰςpistasfaithfulG4103A-APF πᾶσιν.pasinall things.G3956A-DPN 12 Aoka ny diakona samy hanam-bady tokana sady hanapaka tsara ny zanany sy ny ankohonany.
διάκονοιdiakonoiDeaconsG1249N-NPM ἔστωσανestōsanshould beG1510V-PAM-3P γυναικὸςgunaikoswifeG1135HN-GSF ἄνδρες,andreshusbands,G0435HN-NPM τέκνωνteknōn[their] childrenG5043N-GPN προϊστάμενοιproistamenoimanagingG4291V-PMP-NPM ἰδίωνidiōn[their] ownG2398A-GPM οἴκων.oikōnhouseholds.G3624HN-GPM 13 Fa izay efa mahavatra tsara ny asan’ ny diakona dia mahazo toerana tsara ho an’ ny tenany sy fahasahiana be amin’ ny finoana izay ao amin’ i Kristy Jesosy.
διακονήσαντεςdiakonēsanteshaving servedG1247V-AAP-NPM βαθμὸνbathmona standingG0898N-ASM ἑαυτοῖςhe'autoisfor themselvesG1438F-3DPM περιποιοῦνταιperipoiountaiacquireG4046V-PMI-3P πολλὴνpollēngreatG4183A-ASF παρρησίανparrēsianconfidenceG3954N-ASF πίστειpistei[the] faithG4102GN-DSF τῇtēathat [is]G3588T-DSF ΧριστῷChristōChristG5547N-DSM-T Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-DSM-P 14 Izany zavatra izany dia soratako aminao, na dia manantena hankatỳ aminao faingana aza aho;
ΤαῦτάTautaThese thingsG3778D-APN γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ἐλπίζωνelpizōnhopingG1679V-PAP-NSM ἐλθεῖνeltheinto comeG2064V-2AAN τάχει·tacheispeed;G5034N-DSN 15 fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’ Andriamanitra, dia ny fiangonan’1 Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ ny fahamarinana.
βραδύνω,bradunōI shall delay,G1019V-PAS-1S εἰδῇςeidēasyou may knowG6063V-RAS-2S δεῖdeiit behooves [one]G1163V-PAI-3S οἴκῳoikō[the] householdG3624HN-DSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀναστρέφεσθαι,anastrephesthaito conduct oneself,G0390V-PPN ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐκκλησίαekklēsia[the] churchG1577N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ζῶντος,zōntos[the] living,G2198V-PAP-GSM στῦλοςstulos[the] pillarG4769N-NSM ἑδραίωμαhedraiōmabaseG1477N-NSN ἀληθείας.¶alētheiastruth.G0225N-GSF - Gr. eklesia.
16 Ary iaraha-manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, dia Ilay naseho teo amin’ ny nofo, nohamarinina tao amin’ ny Fanahy; hitan’ ny anjely, notorina tany amin’ ny jentilisa, ninoana teny amin’ izao tontolo izao, nakarina tamin’1 ny voninahitra.
ὁμολογουμένωςhomologoumenōsconfessedlyG3672ADV ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S εὐσεβείαςeusebeiasof godlinessG2150N-GSF μυστήριον,mustērionmystery:G3466N-NSN ἐφανερώθηephanerōthēwas revealedG5319V-API-3S σαρκί,sarki[the] flesh,G4561N-DSF ἐδικαιώθηedikaiōthēwas justifiedG1344V-API-3S πνεύματι,pneumati[the] Spirit,G4151GN-DSN ὤφθηōphthēbeheldG3700GV-ADI-3S ἀγγέλοις,angeloisby angels,G0032GN-DPM ἐκηρύχθηekēruchthēwas proclaimedG2784V-API-3S ἔθνεσιν,ethnesin[the] nations,G1484N-DPN ἐπιστεύθηepisteuthēwas believed onG4100V-API-3S κόσμῳ,kosmō[the] world,G2889N-DSM ἀνελήμφθηanelēmphthēwas taken upG0353V-API-3S δόξῃ.¶doxēglory.G1391N-DSF - Na: ho any amin’