Chapter 2
Ny amin’ ny fivavahana ho an’ ny olona rehetra, ary ny fitondran-tena sy ny fitafiana miendrika ny vehivavy Kristiana
1 Koa mananatra voalohany indrindra aho mba hatao izay fangatahana, fivavahana, fifonana, fisaorana, ho an’ ny olona rehetra,
ΠαρακαλῶParakalōI exhortG3870V-PAI-1S πάντωνpantōnof allG3956A-GPN ποιεῖσθαιpoieisthaito be madeG4160GV-PEN δεήσεις,deēseisentreaties,G1162N-APF προσευχάς,proseuchasprayersG4335N-APF ἐντεύξεις,enteuxeisintercessions,G1783N-APF εὐχαριστίαςeucharistias[and] thanksgivingsG2169N-APF ὑπὲρhuperon behalf ofG5228PREP πάντωνpantōnallG3956A-GPM ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM 2 ho an’ ny mpanjaka mbamin’ izay rehetra manana fahefana, mba hiainantsika miadana sy mandry fahizay amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra sy ny fahamaotinana rehetra.
βασιλέωνbasileōnkingsG0935N-GPM πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑπεροχῇhuperochēaauthorityG5247N-DSF ὄντων,ontōnbeing,G1510V-PAP-GPM ἤρεμονēremona tranquilG2263A-ASM ἡσύχιονhēsuchionquietG2272A-ASM διάγωμενdiagōmenwe may leadG1236V-PAS-1P εὐσεβείᾳeusebeiagodlinessG2150N-DSF σεμνότητι.semnotētiin [all] dignity.G4587N-DSF 3 Izany no tsara ka ankasitrahana eo imason’ Andriamanitra, Mpamonjy antsika,
καλὸνkalon[is] goodG2570GA-NSN ἀπόδεκτονapodektonacceptableG0587A-NSN ἐνώπιονenōpionbeforeG1799PREP σωτῆροςsōtērosSaviorG4990N-GSM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T 4 Izay tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin’ ny fahalalana ny marina.
πάνταςpantasallG3956A-APM ἀνθρώπουςanthrōpousmenG0444N-APM θέλειtheleidesiresG2309V-PAI-3S σωθῆναιsōthēnaito be savedG4982V-APN ἐπίγνωσινepignōsin[the] knowledgeG1922N-ASF ἀληθείαςalētheiasof [the] truthG0225N-GSF ἐλθεῖν.¶eltheinto come.G2064V-2AAN 5 Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin’ Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona,
θεός,theosGod [there is],G2316N-NSM-T μεσίτηςmesitēsmediatorG3316N-NSM θεοῦtheoubetween GodG2316N-GSM-T ἀνθρώπων,anthrōpōnmen,G0444N-GPM ἄνθρωποςanthrōpos[the] manG0444N-NSM ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P 6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho fitory amin’ izao androny izao.
δοὺςdoushaving givenG1325V-2AAP-NSM ἑαυτὸνhe'autonHimselfG1438F-3ASM ἀντίλυτρονantilutron[as] a ransomG0487N-ASN πάντων,pantōnall,G3956A-GPM μαρτύριονmarturiontestimonyG3142N-NSN καιροῖςkairoisproper timesG2540N-DPM ἰδίοις,idioisin [their] own,G2398A-DPM 7 Mba hanao izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), ho mpampianatra ny jentilisa amin’ ny finoana sy ny fahamarinana.
εἰςeisin regard toG1519PREP ἐτέθηνetethēnwas appointedG5087V-API-1S κῆρυξkēruxa heraldG2783N-NSM ἀπόστολος,apostolosan apostle —G0652N-NSM ἀλήθειανalētheian[the] truthG0225N-ASF λέγωlegōI am speakingG3004GV-PAI-1S Χριστῷ,ChristōChristG5547N-DSM-T ψεύδομαι,pseudomaiI do lie —G5574V-PNI-1S διδάσκαλοςdidaskalosa teacherG1320N-NSM ἐθνῶνethnōnof [the] GentilesG1484N-GPN ἀληθείᾳ.¶alētheiatruth.G0225N-DSF 8 Koa tiako ny lehilahy hivavaka eny tontolo eny manandra-tanana masìna, tsy amin’ ny fahatezerana na amin’ ny fifandirana.
ΒούλομαιBoulomaiI desireG1014V-PNI-1S προσεύχεσθαιproseuchesthaito prayG4336V-PNN παντὶpantieveryG3956A-DSM ἐπαίρονταςepairontaslifting upG1869V-PAP-APM ὁσίουςhosiousholyG3741A-APF χεῖραςcheirashandsG5495N-APF χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP ὀργῆςorgēsangerG3709N-GSF διαλογισμοῦ·dialogismoudissension;G1261N-GSM 9 Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin’ ny fitafiana mahamendrika mbamin’ ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin’ ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa1, na fitafiana saro-bidy,
ὡσαύτωςhōsautōslikewiseG5615ADV γυναῖκαςgunaikaswomenG1135GN-APF καταστολῇkatastolēaapparelG2689N-DSF κοσμίῳkosmiōrespectableG2887A-DSF αἰδοῦςaidousmodestyG0127N-GSF σωφροσύνηςsōphrosunēsself-controlG4997N-GSF κοσμεῖνkosmeinadorningG2885V-PAN ἑαυτάς,he'autasthemselves,G1438F-3APF πλέγμασινplegmasinbraided hairG4117N-DPN χρυσίῳchrusiōwith goldG5553N-DSN μαργαρίταιςmargaritaiswith pearlsG3135N-DPM ἱματισμῷhimatismōwith clothingG2441N-DSM πολυτελεῖ,poluteleicostly,G4185A-DSM - Gr. perila.
10 fa amin’ ny asa tsara, araka izay mahamendrika ny vehivavy manaiky ny fivavahana amin’ Andriamanitra.
πρέπειprepeiis becomingG4241V-PAI-3S γυναιξὶνgunaixinto womenG1135GN-DPF ἐπαγγελλομέναιςepangellomenaisprofessingG1861V-PNP-DPF θεοσέβειαν,theosebeian[the] fear of God,G2317N-ASF ἔργωνergōnworksG2041N-GPN ἀγαθῶν.agathōngood.G0018A-GPN 11 Aoka ny vehivavy hianatra mangingina ka hanaiky tsara.
ἡσυχίᾳhēsuchiaquietnessG2271N-DSF μανθανέτωmanthanetōshould learnG3129V-PAM-3S ὑποταγῇ·hupotagēasubmissiveness;G5292N-DSF 12 Fa ny vehivavy tsy avelako hampianatra na hanapaka ny lehilahy, fa hangina ihany.
διδάσκεινdidaskeinTo teachG1321V-PAN γυναικὶgunaikia womanG1135GN-DSF ἐπιτρέπωepitrepōI do permitG2010V-PAI-1S αὐθεντεῖνauthenteinto use authority overG0831V-PAN εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἡσυχίᾳ.hēsuchiaquietness.G2271N-DSF 13 Fa Adama no natao voalohany, vao Eva.
ἐπλάσθη,eplasthēwas formed,G4111V-API-3S 14 Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota.
ἠπατήθη,ēpatēthēwas deceived,G0538V-API-3S ἐξαπατηθεῖσαexapatētheisahaving been deceivedG1818V-APP-NSF παραβάσειparabaseitransgressionG3847N-DSF γέγονεν·gegonenhas come;G1096V-2RAI-3S 15 Nefa hovonjena ihany izy amin’ ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin’ ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana mbamin’ ny fahononan-tena.
σωθήσεταιsōthēsetaiShe will be savedG4982V-FPI-3S τεκνογονίαςteknogoniaschildbearingG5042N-GSF μείνωσινmeinōsinthey shall abideG3306V-AAS-3P ἀγάπῃagapēin loveG0026N-DSF ἁγιασμῷhagiasmōin holinessG0038N-DSM σωφροσύνης.¶sōphrosunēsself-restraint.G4997N-GSF