Chapter 17
1 Rehefa nolazain’ i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin’ ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba hankalazan’ ny Zanaka Anao.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ἐλάλησενelalēsenspokeG2980V-AAI-3S Ἰησοῦς,IēsousJesus,G2424GN-NSM-P ἐπάραςeparashaving lifted upG1869V-AAP-NSM ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM εἶπεν·eipenHe said;G2036V-2AAI-3S πάτερ,paterFather,G3962N-VSM-T ἐλήλυθενelēluthenhas comeG2064V-2RAI-3S δόξασόνdoxasondo glorifyG1392V-AAM-2S δοξάσῃdoxasēmay glorifyG1392V-AAS-3S 2 araka ny nanomezanao Azy fahefana amin’ ny nofo rehetra mba hanome fiainana mandrakizay ho an’ izay rehetra nomenao Azy.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ ἔδωκαςedōkasYou gaveG1325V-AAI-2S ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF πάσηςpasēsover allG3956A-GSF σαρκός,sarkosflesh,G4561N-GSF δέδωκαςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S αὐτῷ,autōto Him,G0846P-DSM δώσῃdōsēHe may giveG1325V-AAS-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASF 3 Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy Jesosy Kristy, Izay efa nirahinao.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S αἰώνιοςaiōnioseternalG0166A-NSF γινώσκωσινginōskōsinthey may knowG1097V-PAS-3P ἀληθινὸνalēthinontrueG0228A-ASM ἀπέστειλαςapesteilasYou have sentG0649V-AAI-2S ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P Χριστόν.ChristonChrist.G5547N-ASM-T 4 Izaho efa nankalaza Anao tetỳ ambonin’ ny tany; vitako ny asa nomenao Ahy hataoko.
ἐδόξασαedoxasaglorifiedG1392V-AAI-1S τελειώσαςteleiōsashaving completedG5048V-AAP-NSM δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S ποιήσω.poiēsōI may do.G4160GV-AAS-1S 5 Ary ankehitriny, Ray ô, mankalazà Ahy amin’ ny tenanao, dia amin’ ny voninahitra niarahako nanana taminao, fony tsy mbola ary izao tontolo izao.
δόξασόνdoxasondo glorifyG1392V-AAM-2S σύ,suYou yourself,G4771P-2NS πάτερ,paterFather,G3962N-VSM-T σεαυτῷseautōYourselfG4771F-2DSM εἶχονeichonI hadG2192V-IAI-1S κόσμονkosmonworldG2889N-ASM εἶναιeinaiexistingG1511V-PAN 6 Nasehoko tamin’ ny olona izay nomenao Ahy avy tamin’ izao tontolo izao ny anaranao; Anao ireny ka nomenao Ahy; ary notandremany ny teninao.
ἘφανέρωσάEphanerōsaI revealedG5319V-AAI-1S ἀνθρώποιςanthrōpoismenG0444N-DPM ἔδωκάςedōkasyou gaveG1325V-AAI-2S κόσμου·kosmouworld;G2889N-GSM ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P κἀμοὶkamoiand to MeG1473P-1DS + G2532 αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἔδωκαςedōkasYou gaveG1325V-AAI-2S τετήρηκαν.tetērēkanthey have kept.G5083GV-RAI-3P 7 Fantany ankehitriny fa avy taminao izay rehetra efa nomenao Ahy.
ἔγνωκανegnōkanthey have knownG1097V-RAI-3P πάνταpantaall thingsG3956A-NPN ὅσαhosaas much asG3745K-APN δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S εἰσιν·eisinare;G1510V-PAI-3P 8 Fa ny teny izay nomenao Ahy dia nomeko azy kosa, ary noraisiny, ka fantany marina tokoa fa avy taminao Aho; ary nino izy fa Hianao no naniraka Ahy.
ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN ἔδωκάςedōkasYou gaveG1325V-AAI-2S δέδωκαdedōkaI have givenG1325V-RAI-1S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἔλαβονelabonreceived [them]G2983V-2AAI-3P ἔγνωσανegnōsanthey knewG1097V-2AAI-3P ἀληθῶςalēthōstrulyG0230ADV ἐξῆλθον,exēlthonI came forth,G1831V-2AAI-1S ἐπίστευσανepisteusanthey believedG4100V-AAI-3P σύsuYou yourselfG4771P-2NS ἀπέστειλας.¶apesteilassent.G0649V-AAI-2S 9 Izaho mangataka ho azy; tsy mangataka ho an’ izao tontolo izao Aho, fa ho an’ izay nomenao Ahy, satria Anao izy.
περὶpericoncerningG4012PREP ἐρωτῶ·erōtōam praying;G2065V-PAI-1S περὶpericoncerningG4012PREP κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐρωτῶerōtōdo I prayG2065V-PAI-1S περὶpericoncerningG4012PREP ὧνhōnthose whomG3739R-GPM δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S εἰσιν·eisinthey are;G1510V-PAI-3P 10 Ary izay Ahy rehetra dia Anao; ary izay Anao dia Ahy; ary efa ankalazaina eo aminy Aho.
τὰtathe [things]G3588T-NPN ἐμὰemaof mineG1473S-1SNPN ἐστινestinareG1510V-PAI-3S δεδόξασμαιdedoxasmaiI have been glorifiedG1392V-RPI-1S αὐτοῖς.autoisthem.G0846P-DPM 11 Ary tsy ho eto amin’ izao tontolo izao intsony Aho, fa izy ireto no ho eto amin’ izao tontolo izao, ary Izaho mankany aminao. Ray masìna ô, tehirizo ireo amin’ ny anaranao izay nomenao Ahy, mba ho iray ihany izy, tahaka ny mahiray Antsika.
οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM αὐτοὶautoithemselvesG0846P-NPM κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM εἰσίν,eisinthey are,G1510V-PAI-3P κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 ἔρχομαι.¶erchomaiam coming.G2064V-PNI-1S ΠάτερPaterFatherG3962N-VSM-T τήρησονtērēsondo keepG5083IV-AAM-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ᾧhōwhich [name]G3739R-DSN δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S ὦσινōsinthey may beG1510V-PAS-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἡμεῖς.hēmeiswe ourselves [are].G3165P-1NP 12 Raha mbola teo aminy Aho, dia nitahiry azy tamin’ ny anaranao izay nomenao Ahy; ary notandremako izy, ka tsy misy very, afa-tsy ilay zanaky ny fahaverezana ihany; mba hahatanteraka ny Soratra Masìna.
ἤμηνēmēnI wasG1510V-IMI-1S κόσμῳ,kosmōworldG2889N-DSM ἐτήρουνetērounwas keepingG5083IV-IAI-1S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ᾧhōwhich [name]G3739R-DSN δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S ἐφύλαξα,ephulaxaI guarded [them],G5442IV-AAI-1S οὐδεὶςoudeisnoneG3762A-NSM ἀπώλετοapōletohas perishedG0622V-2AMI-3S ἀπωλείας,apōleiasof destruction,G0684N-GSF γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF πληρωθῇ.plērōthēamay be fulfilled.G4137V-APS-3S 13 Fa ankehitriny mankany aminao Aho; ary izany teny izany no lazaiko eto amin’ izao tontolo izao, mba hananany ny fifaliako tanteraka ao aminy.
ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S ταῦταtautathese thingsG3778D-APN λαλῶlalōI speakG2980V-PAI-1S κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM ἔχωσινechōsinthey may haveG2192V-PAS-3P ἐμὴνemēnof MineG1473S-1SASF πεπληρωμένηνpeplērōmenēnfulfilledG4137V-RPP-ASF ἑαυτοῖς.he'autoisthemselves.G1438F-3DPM 14 Efa nomeko azy ny teninao; ary halan’ izao tontolo izao izy, satria tsy naman’1 izao tontolo izao, tahaka Ahy tsy naman’2 izao tontolo izao.
δέδωκαdedōkahave givenG1325V-RAI-1S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἐμίσησενemisēsenhatedG3404V-AAI-3S αὐτούς,autousthem,G0846P-APM εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P κόσμουkosmouworldG2889N-GSM καθὼςkathōseven asG2531CONJ κόσμου.kosmouworld.G2889N-GSM - Gr. avy amin’
- Gr. avy amin’
15 Izaho tsy mangataka aminao mba hampiala azy amin’ izao tontolo izao, fa ny mba hiaro azy amin’ ny ratsy1.
ἐρωτῶerōtōI do askG2065V-PAI-1S ἄρῃςarēsYou may takeG0142V-AAS-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τηρήσῃςtērēsēsYou may keepG5083IV-AAS-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM πονηροῦ.ponērouevil.G4190A-GSM - Na: amin’ ilay ratsy.
16 Tsy naman’1 izao tontolo izao izy, tahaka Ahy tsy naman’2 izao tontolo izao.
κόσμουkosmouworldG2889N-GSM εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ κόσμου.kosmouworld.G2889N-GSM - Gr. avy amin’
- Gr. avy amin’
17 Manamasìna azy amin’ ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.
ἁγίασονhagiasondo sanctifyG0037V-AAM-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF ἀλήθειάalētheiatruthG0225N-NSF ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 18 Tahaka ny nanirahanao Ahy ho amin’ izao tontolo izao no mba nanirahako azy kosa ho amin’ izao tontolo izao.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἀπέστειλαςapesteilasYou sentG0649V-AAI-2S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 ἀπέστειλαapesteilasentG0649V-AAI-1S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM κόσμον.kosmonworld.G2889N-ASM 19 Ary ho an’ ireto no anamasinako ny tenako, mba hanamasinan’ ny fahamarinanao azy.
ἁγιάζωhagiazōsanctifyG0037V-PAI-1S ἐμαυτόν,emautonMyself,G1473F-1ASM ὦσινōsinmay beG1510V-PAS-3P αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ἡγιασμένοιhēgiasmenoisanctifiedG0037V-RPP-NPM ἀληθείᾳ.alētheiatruth.G0225N-DSF 20 Nefa tsy ho an’ ireto ihany no angatahako, fa ho an’ izay mino Ahy koa noho ny teniny;
τούτωνtoutōntheseG3778D-GPM ἐρωτῶerōtōdo I askG2065V-PAI-1S πιστευόντωνpisteuontōnare believingG4100V-PAP-GPM αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἐμέ·emeMe myself;G1473P-1AS 21 mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao, mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan’ izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy.
πάντεςpantesallG3956A-NPM ὦσινōsinmay beG1510V-PAS-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ σύ,suYou yourself,G4771P-2NS πάτερ,paterFather,G3962N-VSM-T ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 αὐτοὶautoithey themselvesG0846P-NPM ὦσιν·ōsinmay be;G1510V-PAS-3P κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM πιστεύῃpisteuēmay believeG4100V-PAS-3S σύsuYou yourselfG4771P-2NS ἀπέστειλας.apesteilassent.G0649V-AAI-2S 22 Ary nomeko azy ny voninahitra izay nomenao Ahy, mba ho iray izy, tahaka ny mahiray Antsika:
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 δόξανdoxangloryG1391N-ASF δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S δέδωκαdedōkaI have givenG1325V-RAI-1S αὐτοῖς,autoisto them,G0846P-DPM ὦσινōsinthey may beG1510V-PAS-3P καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἡμεῖςhēmeisWe ourselvesG3165P-1NP ἐσμεν·esmenare;G1510V-PAI-1P 23 Izaho ao aminy, ary Hianao ato amiko, mba ho tanteraka ho iray izy, mba ho fantatr’ izao tontolo izao fa Hianao efa naniraka Ahy sady efa tia azy tahaka ny nitiavanao Ahy.
αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἐμοί,emoiMe myself —G1473P-1DS ὦσινōsinthey may beG1510V-PAS-3P τετελειωμένοιteteleiōmenoiperfectedG5048V-RPP-NPM γινώσκῃginōskēmay knowG1097V-PAS-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM σύsuYou yourselfG4771P-2NS ἀπέστειλαςapesteilassentG0649V-AAI-2S ἠγάπησαςēgapēsasYou lovedG0025V-AAI-2S αὐτοὺςautousthemG0846P-APM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἠγάπησας.¶ēgapēsasYou loved.G0025V-AAI-2S 24 Ray ô, tiako mba ho any amiko amin’ izay itoerako ireo izay nomenao Ahy, mba hahita ny voninahitro nomenao Ahy izy; fa efa tia Ahy Hianao, fony tsy mbola ary ny fanorenan’ izao tontolo izao.
Πάτερ,PaterFather,G3962N-VSM-T δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S θέλωthelōI desireG2309V-PAI-1S κἀκεῖνοιkakeinoithey alsoG2532CONJ + G1565 ὦσινōsinmay beG1510V-PAS-3P θεωρῶσινtheōrōsinthey may beholdG2334V-PAS-3P δόξανdoxangloryG1391N-ASF ἐμὴνemēnof MineG1473S-1SASF δέδωκάςdedōkasYou have givenG1325V-RAI-2S ἠγάπησάςēgapēsasYou lovedG0025V-AAI-2S καταβολῆςkatabolēs[the] foundationG2602N-GSF κόσμου.kosmouof [the] world.G2889N-GSM 25 Ray marina ô, tsy nahalala Anao izao tontolo izao; fa Izaho nahalala Anao, ary ireto efa mahalala fa Hianao no naniraka Ahy.
πάτερpaterFatherG3962N-VSM-T δίκαιε,dikaierighteous,G1342A-VSM κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἔγνω,egnōhas known,G1097V-2AAI-3S ἔγνων,egnōnhave known,G1097V-2AAI-1S οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM ἔγνωσανegnōsanhave knownG1097V-2AAI-3P σύsuYou yourselfG4771P-2NS ἀπέστειλας·apesteilassent;G0649V-AAI-2S 26 Ary efa nampahafantariko azy ny anaranao, ary mbola hampahafantariko ihany, mba ho ao aminy ny fitiavana izay nitiavanao Ahy, ary Izaho koa ho ao aminy.
ἐγνώρισαegnōrisaI made knownG1107V-AAI-1S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM γνωρίσω,gnōrisōwill make [it] known,G1107V-FAI-1S ἣνhēnwith whichG3739R-ASF ἠγάπησάςēgapēsasYou lovedG0025V-AAI-2S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 αὐτοῖς.¶autoisthem.G0846P-DPM