Chapter 13
1 Ary talohan’ ny andro firavoravoana tamin’ ny Paska, satria fantatr’ i Jesosy fa tonga ny fotoana hialany amin’ izao tontolo izao ho any amin’ ny Ray, ary efa tia ny Azy izay amin’ izao tontolo izao Izy, dia tia azy hatramin’ ny farany.
ἑορτῆςhe'ortēsfeastG1859N-GSF πάσχαpaschaPassoverG3957N-GSN εἰδὼςeidōsknowingG6063V-RAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S αὐτοῦautouto himG0846P-GSM μεταβῇmetabēaHe may departG3327V-2AAS-3S κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτουtoutouthisG3778D-GSM πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T ἀγαπήσαςagapēsashaving lovedG0025V-AAP-NSM ἰδίουςidious[his] ownG2398A-APM τοὺςtouswho [were]G3588T-APM κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM τέλοςtelos[the] endG5056N-ASN ἠγάπησενēgapēsenHe lovedG0025V-AAI-3S αὐτούς.autousthem.G0846P-APM 2 Ary raha mbola teo amin’ ny fisakafoana hariva, ary Jodasy Iskariota, zanak’ i Simona, efa nomen’ ny devoly saina rahateo mba hamadika Azy,
δείπνουdeipnousupperG1173N-GSN γινομένου,ginomenoutaking place,G1096V-PNP-GSN διαβόλουdiaboloudevilG1228A-GSM βεβληκότοςbeblēkotoshaving putG0906HV-RAP-GSM καρδίανkardianheartG2588N-ASF παραδοῖparadoihe may betrayG3860V-2AAS-3S ἸούδαςIoudasJudasG2455HN-NSM-P ΣίμωνοςSimōnos[son] of SimonG4613LN-GSM-P Ἰσκαριώτου,IskariōtouIscariotG2469N-GSM-P 3 sady fantatr’ i Jesosy koa fa ny Ray efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany, ary Andriamanitra no nihaviany, sady Andriamanitra koa no hiverenany,
εἰδὼςeidōsknowingG6063V-RAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἔδωκενedōkenhas givenG1325V-AAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T χεῖρας,cheirashands,G5495N-APF ἐξῆλθενexēlthenHe came forthG1831V-2AAI-3S ὑπάγει,hupageiHe is going,G5217V-PAI-3S 4 dia nitsangana niala teo am-pihinanana Izy ka nametraka ny lambany ary naka lamba famaohana, ka nisikinany;
ἐγείρεταιegeiretaiHe risesG1453V-PPI-3S δείπνουdeipnousupperG1173N-GSN τίθησινtithēsinlays asideG5087V-PAI-3S ἱμάτια,himatiagarments,G2440N-APN λαβὼνlabōnhaving takenG2983V-2AAP-NSM λέντιονlentiona towelG3012N-ASN διέζωσενdiezōsenHe girdedG1241V-AAI-3S ἑαυτόν.he'autonHimself.G1438F-3ASM 5 ary rehefa vita izany, dia nampidina rano tamin’ ny tavy Izy ka nanomboka nanasa ny tongotry ny mpianatra sy namaoka azy tamin’ ny lamba famaohana izay nisikinany.
εἶταeitaAfter thatG1534ADV βάλλειballeiHe poursG0906JV-PAI-3S νιπτῆραniptērabasinG3537N-ASM ἤρξατοērxatoHe beganG0757V-ADI-3S νίπτεινnipteinto washG3538V-PAN μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM ἐκμάσσεινekmasseinto wipe [them]G1591V-PAN λεντίῳlentiōtowelG3012N-DSN διεζωσμένος.¶diezōsmenoshaving girded himself.G1241V-RMP-NSM 6 Dia nankeo amin’ i Simona Petera Izy; fa hoy Petera taminy: Tompoko, Hianao va hanasa ny tongotro?
ἜρχεταιErchetaiHe comesG2064V-PNI-3S ΣίμωναSimōnaSimonG4613ON-ASM-P Πέτρον·PetronPeter;G4074GN-ASM-P λέγειlegeiwho saysG3004GV-PAI-3S ἐκεῖνος·ekeinosthat [question];G1565D-NSM σύsuYou yourselfG4771P-2NS νίπτειςnipteisdo washG3538V-PAI-2S πόδας;podasfeet?G4228N-APM 7 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay.
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM σὺsuyou yourselfG4771P-2NS οἶδαςoidasknowG6063V-RAI-2S ἄρτι,artipresently,G0737ADV γνώσῃgnōsēyou will knowG1097V-FDI-2S ταῦτα.tautathese things.G3778D-APN 8 Fa hoy Petera taminy: Sanatria raha hanasa ny tongotro Hianao. Jesosy namaly azy hoe: Raha tsy hosasako ianao, dia tsy manana anjara amiko.
Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P νίψῃςnipsēsshall You washG3538V-AAS-2S ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM νίψωnipsōI shall washG3538V-AAS-1S ἔχειςecheisyou haveG2192V-PAI-2S 9 Dia hoy Simona Petera taminy: Tompoko, tsy ny tongotro ihany ary, fa ny tanako sy ny lohako koa.
Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P χεῖραςcheirashandsG5495N-APF κεφαλήν.¶kephalēnhead.G2776N-ASF 10 Fa hoy Jesosy taminy: Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary ianareo dia madio, nefa tsy ianareo rehetra.
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P λελουμένοςleloumenoshaving bathed himselfG3068V-RMP-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S χρείανchreianneedG5532N-ASF νίψασθαι,nipsasthaito wash,G3538V-AMN ἔστινestinisG1510V-PAI-3S καθαρὸςkatharoscleanG2513A-NSM ὅλος·holoswholly;G3650A-NSM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP καθαροίkatharoicleanG2513A-NPM πάντες.pantesall.G3956A-NPM 11 Fa fantany ilay efa hamadika Azy; koa izany no nilazany hoe: Tsy madio avokoa ianareo rehetra.
ᾔδειēdeiHe knewG1492IV-2LAI-3S τὸνtonthe [one who]G3588T-ASM παραδιδόνταparadidontawas betrayingG3860V-PAP-ASM αὐτόν·autonHim;G0846P-ASM διὰdiaon account ofG1223PREP εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM καθαροίkatharoicleanG2513A-NPM ἐστε.¶esteyou are.G1510V-PAI-2P 12 Ary rehefa voasasany ny tongony, dia nandray ny lambany Izy ka nipetraka indray, dia nanao taminy hoe: Fantatrareo va izay nataoko taminareo?
ἔνιψενenipsenHe had washedG3538V-AAI-3S αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM ἔλαβενelabentakenG2983V-2AAI-3S ἱμάτιαhimatiagarmentsG2440N-APN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀνέπεσενanepesenhe reclinedG0377V-2AAI-3S πάλιν,palinagain,G3825ADV εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM γινώσκετεginōsketeDo you knowG1097V-PAI-2P πεποίηκαpepoiēkaI have doneG4160GV-RAI-1S ὑμῖν;huminto you?G4771P-2DP 13 Hianareo manao Ahy hoe Mpampianatra sy Tompo; ary marina ny filazanareo, fa izany tokoa Aho.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP φωνεῖτέphōneitecallG5455V-PAI-2P διδάσκαλοςdidaskalosTeacherG1320N-NSM-T κύριος,kuriosLord,G2962GN-NSM-T καλῶςkalōsrightlyG2573ADV λέγετε·legeteyou say;G3004GV-PAI-2P εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S 14 Koa raha Izaho, Tompo sy Mpampianatra aza, no nanasa ny tongotrareo, ianareo kosa mba tokony hifanasa tongotra.
ἔνιψαenipsawashedG3538V-AAI-1S διδάσκαλος,didaskalosTeacher,G1320N-NSM-T ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ὀφείλετεopheileteoughtG3784V-PAI-2P ἀλλήλωνallēlōnof one anotherG0240C-GPM νίπτεινnipteinto washG3538V-PAN πόδας·podasfeet;G4228N-APM 15 Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.
ὑπόδειγμαhupodeigmaA patternG5262N-ASN ἔδωκαedōkaI gaveG1325V-AAI-1S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐποίησαepoiēsadidG4160GV-AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ποιῆτε.poiētemay do.G4160GV-PAS-2P 16 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny andevo tsy lehibe noho ny tompony, na ny iraka noho ny maniraka azy.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἔστινestinisG1510V-PAI-3S δοῦλοςdoulosa servantG1401N-NSM μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C αὐτοῦautouof himG0846P-GSM οὐδὲoudenor [is]G3761CONJ-N ἀπόστολοςapostolosa messengerG0652N-NSM μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C τοῦtouthan the [one who]G3588T-GSM πέμψαντοςpempsantoshaving sentG3992V-AAP-GSM αὐτόν.autonhim.G0846P-ASM 17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo, raha manao izany.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN οἴδατε,oidateyou know,G6063V-RAI-2P μακάριοίmakarioiblessedG3107A-NPM ἐστεesteare youG1510V-PAI-2P ποιῆτεpoiēteyou shall doG4160GV-PAS-2P 18 Tsy milaza anareo rehetra Aho; fa fantatro izay nofidiko; fa mba hahatanteraka ny Soratra Masìna hoe: Izay homana ny mofoko1 no nanangana ny ombelahin-tongony hamely Ahy2.
πάντωνpantōnallG3956A-GPM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP λέγω·legōI speak;G3004GV-PAI-1S οἶδαoidaknowG6063V-RAI-1S ἐξελεξάμην·exelexamēnI chose;G1586V-AMI-1S γραφὴgraphēScriptureG1124N-NSF πληρωθῇ·plērōthēamay be fulfilled:G4137V-APS-3S τρώγωνtrōgōneatingG5176V-PAP-NSM ἄρτονartonbreadG0740N-ASM ἐπῆρενepērenlifted upG1869V-AAI-3S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS πτέρνανpternanheelG4418N-ASF αὐτοῦ.¶autouof him.’G0846P-GSM - Na: miara-komana amiko.
- Sal 41. 9
19 Hatramin’ izao dia milaza aminareo Aho, raha tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga, fa Izaho no Izy.
λέγωlegōI am tellingG3004GV-PAI-1S γενέσθαι,genesthaiit comes to pass,G1096V-2ADN πιστεύσητεpisteusēteyou may believeG4100V-AAS-2P γένηταιgenētaiit may happenG1096V-2ADS-3S εἰμι.eimiam [He].G1510V-PAI-1S 20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandray izay hirahiko dia mandray Ahy; ary izay mandray Ahy dia mandray izay naniraka Ahy.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP λαμβάνωνlambanōnreceivingG2983V-PAP-NSM πέμψω,pempsōI shall send,G3992V-AAS-1S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS λαμβάνει·lambaneireceives;G2983V-PAI-3S ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS λαμβάνων,lambanōnreceiving,G2983V-PAP-NSM λαμβάνειlambaneireceivesG2983V-PAI-3S τὸνtonthe [One]G3588T-ASM πέμψαντάpempsantahaving sentG3992V-AAP-ASM 21 Rehefa nilaza izany Jesosy, dia nangorohoro ny fanahiny, ka nanambara hoe Izy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa ny anankiray aminareo no hamadika Ahy.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN εἰπὼνeipōnhaving saidG2036V-2AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐταράχθηetarachthēwas troubledG5015V-API-3S πνεύματιpneumatiin spiritG4151GN-DSN ἐμαρτύρησενemarturēsenHe testifiedG3140V-AAI-3S εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παραδώσειparadōseiwill betrayG3860V-FAI-3S 22 Dia nifampijerijery ny mpianatra ka nieritreritra izay iray nolazainy.
ἔβλεπονebleponWere lookingG0991V-IAI-3P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM μαθηταί,mathētaidisciples,G3101N-NPM ἀπορούμενοιaporoumenoibeing uncertainG0639V-PMP-NPM λέγει.¶legeiHe is speaking.G3004GV-PAI-3S 23 Ary nisy mpianatra anankiray nipetraka nihinana teo anilan’ i Jesosy, dia ilay tian’ i Jesosy.
ἮνĒnThere wasG1510V-IAI-3S ἀνακείμενοςanakeimenosrecliningG0345V-PNP-NSM μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM κόλπῳkolpōbosomG2859N-DSM ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P ἠγάπαēgapawas lovingG0025V-IAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P 24 Simona Petera nanatsika azy ka nanao taminy hoe: Lazao izay izy.
νεύειneueiMotionsG3506V-PAI-3S τούτῳtoutōto himG3778D-DSM ΠέτροςPetrosPeterG4074GN-NSM-P πυθέσθαιputhesthaito askG4441V-2ADN εἴηeiēit would beG1510V-PAO-3S λέγει.legeiHe is speaking.G3004GV-PAI-3S 25 Ary raha mbola nipetraka tahaka izany izy, dia niraika ho amin’ ny tratran’ i Jesosy ka nanao taminy hoe: Tompoko, iza moa izany?
ἀναπεσὼνanapesōnHaving leanedG0377V-2AAP-NSM ἐκεῖνοςekeinosheG1565D-NSM στῆθοςstēthosbreastG4738N-ASN ἸησοῦIēsouof JesusG2424GN-GSM-P λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ἐστιν;estinis it?G1510V-PAI-3S 26 Dia namaly Jesosy ka nanao hoe: Ilay homeko ny sombin-kanina lemako no izy. Ary rehefa nolemany ny sombin-kanina, dia noraisiny ka nomeny an’ i Jodasy, zanak’ i Simona Iskariota.
ἀποκρίνεταιapokrinetaiAnswersG0611V-PNI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἐκεῖνόςekeinosHeG1565D-NSM ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S βάψωbapsōwill dipG0911V-FAI-1S ψωμίονpsōmionmorselG5596N-ASN δώσωdōsōwill giveG1325V-FAI-1S αὐτῷ.autōto him.G0846P-DSM βάψαςbapsashaving dippedG0911V-AAP-NSM ψωμίονpsōmionmorselG5596N-ASN λαμβάνειlambaneiHe takes [it]G2983V-PAI-3S δίδωσινdidōsingives [it]G1325V-PAI-3S ἸούδᾳIoudato JudasG2455HN-DSM-P ΣίμωνοςSimōnos[son] of SimonG4613LN-GSM-P Ἰσκαριώτου.IskariōtouIscariot.G2469N-GSM-P 27 Ary manaraka izany no nidiran’ i Satana tao aminy, ka hoy Jesosy taminy: Izay ataonao dia ataovy faingana.
ψωμίον,psōmionmorsel,G5596N-ASN εἰσῆλθενeisēlthenenteredG1525V-2AAI-3S ἐκεῖνονekeinonhimG1565D-ASM σατανᾶς.¶satanasSatan.G4567N-NSM-T Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ποιεῖς,poieisyou enact,G4160GV-PAI-2S ποίησονpoiēsondo enactG4160GV-AAM-2S τάχιον.tachionquicker.G5032A-ASN-C 28 Fa tsy nisy tamin’ izay nipetraka nihinana nahalala ny anton’ ny nilazany izany taminy.
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἔγνωegnōknewG1097V-2AAI-3S ἀνακειμένωνanakeimenōnrecliningG0345V-PNP-GPM εἶπενeipenHe spokeG2036V-2AAI-3S αὐτῷ.autōto him.G0846P-DSM 29 Fa nataon’ ny sasany fa satria Jodasy no nitondra ny kitapo, no nilazan’ i Jesosy taminy hoe: Vidio ny zavatra ilaintsika amin’ ny andro firavoravoana, na mba hanome zavatra ho an’ ny malahelo.
ἐδόκουν,edokounwere thinking,G1380V-IAI-3P γλωσσόκομονglōssokomonmoney bagG1101N-ASN εἶχενeichenhadG2192V-IAI-3S Ἰούδας,IoudasJudas,G2455HN-NSM-P λέγειlegeiis sayingG3004GV-PAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἀγόρασονagorasondo buyG0059V-AAM-2S ὧνhōnwhat thingsG3739R-GPN χρείανchreianneed [of]G5532N-ASF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P ἑορτήν,he'ortēnfeast,G1859N-ASF πτωχοῖςptōchoispoorG4434N-DPM δῷ.dōhe may give.G1325V-2AAS-3S 30 Ary rehefa nandray ny sombin-kanina izy, dia nivoaka niaraka tamin’ izay; ary efa alina ny andro.
λαβὼνlabōnHaving receivedG2983V-2AAP-NSM ψωμίονpsōmionmorselG5596N-ASN ἐκεῖνοςekeinosheG1565D-NSM ἐξῆλθενexēlthenwent outG1831V-2AAI-3S εὐθύς·euthusimmediately;G2112ADV 31 Ary tamin’ izay, nony efa nivoaka izy, dia hoy Jesosy: Ankehitriny dia efa ankalazaina ny Zanak’ olona; ary Andriamanitra no ankalazaina eo aminy.
ἐξῆλθεν,exēlthenhe had gone out,G1831V-2AAI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἐδοξάσθηedoxasthēhas been glorifiedG1392V-API-3S ἀνθρώπου,anthrōpouof Man,G0444N-GSM-T ἐδοξάσθηedoxasthēhas been glorifiedG1392V-API-3S 32 Ary Andriamanitra kosa hankalaza Azy amin’ ny tenany; eny, hankalaza Azy miaraka amin’ izay Izy.
ἐδοξάσθηedoxasthēis glorifiedG1392V-API-3S δοξάσειdoxaseiwill glorifyG1392V-FAI-3S αὐτῷautōHim[self]G0846P-DSM εὐθὺςeuthusimmediatelyG2112ADV δοξάσειdoxaseiwill glorifyG1392V-FAI-3S αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 33 Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, ary araka ny voalazako tamin’ ny Jiosy hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.
τεκνία,tekniaLittle children,G5040N-VPN μικρὸνmikrona little whileG3398A-ASN εἰμι.eimiI am.G1510V-PAI-1S ζητήσετέzētēseteYou will seekG2212V-FAI-2P καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S ἸουδαίοιςIoudaioisJewsG2453N-DPM-PG ὑπάγω,hupagōgoG5217V-PAI-1S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP δύνασθεdunastheare ableG1410V-PNI-2P ἐλθεῖν,eltheinto come,G2064V-2AAN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP 34 Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa.
ἘντολὴνEntolēnA commandmentG1785N-ASF καινὴνkainēnnewG2537A-ASF δίδωμιdidōmiI giveG1325V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀγαπᾶτεagapateyou may loveG0025V-PAS-2P ἀλλήλους,allēlousone another,G0240C-APM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠγάπησαēgapēsaI have lovedG0025V-AAI-1S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἀγαπᾶτεagapatemay loveG0025V-PAS-2P ἀλλήλους.allēlousone another.G0240C-APM 35 Izany no hahafantaran’ ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.
γνώσονταιgnōsontaiwill knowG1097V-FDI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐμοὶemoito MeG1473S-1SNPM μαθηταίmathētaidisciplesG3101N-NPM ἐστε,esteyou are,G1510V-PAI-2P ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF ἔχητεechēteyou shall haveG2192V-PAS-2P ἀλλήλοις.allēloisone another.G0240C-DPM 36 Hoy Simona Petera taminy: Tompoko, hankaiza moa Hianao? Jesosy namaly hoe: Izay alehako, dia tsy azonao anarahana Ahy ankehitriny fa hanaraka Ahy ihany ianao rahatrizay.
Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P ὑπάγεις;hupageisgo You?G5217V-PAI-2S ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ὑπάγωhupagōI goG5217V-PAI-1S δύνασαίdunasaiyou are ableG1410V-PNI-2S ἀκολουθῆσαι·akolouthēsaito follow;G0190V-AAN ἀκολουθήσειςakolouthēseisyou will followG0190V-FAI-2S ὕστερονhusteronafterwardG5306A-ASN-C 37 Hoy Petera taminy: Tompoko, nahoana no tsy mahazo manaraka Anao ankehitriny aho? Na ny aiko aza dia hafoiko noho ny aminao.
Πέτρος·PetrosPeter;G4074GN-NSM-P διὰdiabecause ofG1223PREP δύναμαίdunamaiam I ableG1410V-PNI-1S ἀκολουθῆσαιakolouthēsaito followG0190V-AAN ἄρτι;artipresently?G0737ADV θήσω.thēsōI will lay down.G5087V-FAI-1S 38 Jesosy namaly hoe: Ny ainao va no hafoinao noho ny amiko? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Tsy mbola hisy akoho haneno mandra-pandànao Ahy intelo.
ἀποκρίνεταιapokrinetaianswersG0611V-PNI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P θήσεις;thēseiswill you lay down?G5087V-FAI-2S ἀλέκτωρalektōr[the] roosterG0220N-NSM φωνήσῃphōnēsēmay crowG5455V-AAS-3S ἀρνήσῃarnēsēyou will denyG0720V-FDI-2S τρίς.¶tristhree times.G5151ADV