Chapter 15
1 Izaho no tena voaloboka, ary ny Raiko no mpamboatra.
ἄμπελοςampelosvineG0288N-NSF ἀληθινή,alēthinētrue,G0228A-NSF πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T γεωργόςgeōrgosvinedresserG1092N-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 2 Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboariny1, mba hamoa bebe kokoa.
κλῆμαklēmabranchG2814N-ASN ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS φέρονpheronbearingG5342V-PAP-ASN καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM αἴρειaireiHe takes awayG0142V-PAI-3S πᾶνpanevery oneG3956A-ASN καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM φέρονpheronbearingG5342V-PAP-ASN καθαίρειkathaireiHe prunesG2508V-PAI-3S καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM πλείοναpleionamoreG4119A-ASM-C φέρῃ.pherēit may bear.G5342V-PAS-3S - Gr. dioviny.
3 Efa madio rahateo ianareo noho ny teniko, izay nolazaiko taminareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP καθαροίkatharoicleanG2513A-NPM διὰdiabecause ofG1223PREP λελάληκαlelalēkaI have spokenG2980V-RAI-1S ὑμῖν.¶huminto you.G4771P-2DP 4 Tomoera amiko ary Izaho aminareo. Tahaka ny sampany tsy mahay mamoa ho azy, raha tsy miray amin’ ny voaloboka izy, dia toy izany koa ianareo, raha tsy miray amiko.
μείνατεmeinatedo abideG3306V-AAM-2P ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 καθὼςkathōsEven asG2531CONJ κλῆμαklēmabranchG2814N-NSN δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM φέρεινphereinto bearG5342V-PAN ἑαυτοῦhe'autouitselfG1438F-3GSN μένῃmenēit shall abideG3306V-PAS-3S ἀμπέλῳ,ampelōvine,G0288N-DSF οὐδὲoudeneither [are able]G3761CONJ-N ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS μένητε.menēteyou shall abide.G3306V-PAS-2P 5 Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.
ἄμπελος,ampelosvine,G0288N-NSF ὑμεῖςhumeisyou [are]G4771P-2NP κλήματα.klēmatabranches.G2814N-NPN μένωνmenōnabidingG3306V-PAP-NSM ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 φέρειphereibearsG5342V-PAI-3S καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM πολύν·polunmuch;G4183A-ASM χωρὶςchōrisapart fromG5565PREP δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P οὐδέν.oudenno [thing].G3762A-ASN 6 Raha misy tsy miray amiko, dia ariana eny ivelany tahaka ny sampany izy ka malazo; ary angonina izy ka atsipy ao anaty afo, dia ho may.
μένῃmenēshall abideG3306V-PAS-3S ἐμοί,emoiMe myself,G1473P-1DS ἐβλήθηeblēthēhe is thrownG0906GV-API-3S κλῆμαklēmabranchG2814N-NSN ἐξηράνθη,exēranthēis dried up,G3583V-API-3S συνάγουσινsunagousinthey gatherG4863V-PAI-3P βάλλουσιν,ballousincast,G0906GV-PAI-3P καίεται.kaietaiit is burned.G2545V-PPI-3S 7 Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany.
μείνητεmeinēteyou shall abideG3306V-AAS-2P ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS ῥήματάrhēmatadeclarationsG4487N-NPN μείνῃ,meinēshall abide,G3306V-AAS-3S θέλητεthelēteyou shall wishG2309V-PAS-2P αἰτήσασθε,aitēsasthedo yourself askG0154V-AMM-2P γενήσεταιgenēsetaiit will happenG1096V-FDI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 8 Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.
ἐδοξάσθηedoxasthēis glorifiedG1392V-API-3S πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM φέρητεpherēteyou may bearG5342V-PAS-2P γένησθεgenēstheyou may becomeG1096V-2ADS-2P ἐμοὶemoito MeG1473S-1SNPM μαθηταί.mathētaidisciples.G3101N-NPM 9 Tahaka ny nitiavan’ ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin’ ny fitiavako ianareo.
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠγάπησένēgapēsenhas lovedG0025V-AAI-3S πατήρ,patērFather,G3962N-NSM-T κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 ἠγάπησα·ēgapēsaloved;G0025V-AAI-1S μείνατεmeinatedo abideG3306V-AAM-2P ἐμῇ.emēaof Mine.G1473S-1SDSF 10 Raha mitandrina ny didiko ianareo, dia hitoetra amin’ ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin’ ny Raiko sy ny itoerako amin’ ny fitiavany.
ἐντολάςentolascommandmentsG1785N-APF τηρήσητε,tērēsēteyou shall keep,G5083GV-AAS-2P μενεῖτεmeneiteyou will abideG3306V-FAI-2P μου·mouof Mine;G3165P-1GS καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T τετήρηκα,tetērēkahave kept,G5083GV-RAI-1S μένωmenōI abideG3306V-PAI-1S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀγάπῃ.¶agapēlove.G0026N-DSF 11 Izany zavatra izany dia efa nolazaiko taminareo, mba ho ao aminareo ny fifaliako, ka ho tanteraka ny fifalianareo.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have spokenG2980V-RAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐμὴemēof MineG1473S-1SNSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πληρωθῇ.plērōthēamay be full.G4137V-APS-3S 12 Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF ἐμὴemēof MineG1473S-1SNSF ἀγαπᾶτεagapateyou may loveG0025V-PAS-2P ἀλλήλουςallēlousone anotherG0240C-APM καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠγάπησαēgapēsaI lovedG0025V-AAI-1S 13 Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
μείζοναmeizonaGreaterG3173A-ASF-C ταύτηςtautēsthan thisG3778D-GSF ἀγάπηνagapēnloveG0026N-ASF οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S αὐτοῦautouof himG0846P-GSM θῇthēamay lay downG5087V-2AAS-3S φίλωνphilōnfriendsG5384A-GPM αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 14 Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP φίλοιphiloifriendsG5384A-NPM ποιῆτεpoiēteyou shall doG4160GV-PAS-2P ὅσαhosaas much asG3745K-APN ἐντέλλομαιentellomaicommandG1781V-PNI-1S 15 Tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin’ ny Raiko no nambarako taminareo.
οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 δούλους,doulousservants,G1401N-APM δοῦλοςdoulosservantG1401N-NSM οἶδενoidenknowsG6063V-RAI-3S ποιεῖpoieiis doingG4160GV-PAI-3S κύριος·kuriosmaster;G2962HN-NSM εἴρηκαeirēkaI have calledG2046V-RAI-1S φίλους,philousfriends,G5384A-APM πάνταpantaall thingsG3956A-APN ἤκουσαēkousaI heardG0191V-AAI-1S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἐγνώρισαegnōrisaI have made knownG1107V-AAI-1S ὑμῖν.¶huminto you.G4771P-2DP 16 Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐξελέξασθε,exelexasthechose,G1586V-AMI-2P ἐξελεξάμηνexelexamēnchoseG1586V-AMI-1S ἔθηκαethēkaappointedG5087V-AAI-1S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ὑπάγητεhupagētemay goG5217V-PAS-2P καρπὸνkarponfruitG2590N-ASM φέρητε,pherēteyou may bear,G5342V-PAS-2P καρπὸςkarposfruitG2590N-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP μένῃ·menēmay remain;G3306V-PAS-3S αἰτήσητεaitēsēteyou may askG0154V-AAS-2P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN δῷdōHe may giveG1325V-2AAS-3S ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP 17 Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ἐντέλλομαιentellomaiI commandG1781V-PNI-1S ἀγαπᾶτεagapateyou may loveG0025V-PAS-2P ἀλλήλους.allēlousone another.G0240C-APM 18 Raha halan’ izao tontolo izao ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa Izaho efa halany talohanareo.
κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM μισεῖ,miseihates,G3404V-PAI-3S γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS μεμίσηκεν.memisēkenit has hated.G3404V-RAI-3S 19 Raha naman’1 izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao; fa satria tsy naman’2 izao tontolo izao ianareo, fa Izaho efa nifidy anareo tamin’ izao tontolo izao, dia halan’ izao tontolo izao ianareo.
κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἦτε,ēteyou were,G1510V-IAI-2P κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἴδιονidion[as its] ownG2398A-ASN ἐφίλει·ephileiwas loving [you];G5368V-IAI-3S κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐστέ,esteyou are,G1510V-PAI-2P ἐξελεξάμηνexelexamēnchoseG1586V-AMI-1S κόσμου,kosmouworld,G2889N-GSM διὰdiaon account ofG1223PREP μισεῖmiseihatesG3404V-PAI-3S κόσμος.¶kosmosworld.G2889N-NSM - Gr. avy amin’
- Gr. avy amin’
20 Tsarovy ny teny izay nolazaiko taminareo hoe: Ny mpanompo tsy lehibe noho ny tompony. Raha nanenjika Ahy izy, dia hanenjika anareo koa; ary raha nitandrina ny teniko izy, dia hitandrina ny anareo koa.
μνημονεύετεmnēmoneuetedo rememberG3421V-PAM-2P εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-1S ὑμῖν·huminto you:G4771P-2DP ἔστινestinisG1510V-PAI-3S δοῦλοςdoulosa servantG1401N-NSM μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSM-C αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἐδίωξανediōxanthey persecutedG1377V-AAI-3P διώξουσιν·diōxousinthey will persecute;G1377V-FAI-3P ἐτήρησανetērēsanthey keptG5083GV-AAI-3P ὑμέτερονhumeteronyoursG4771A-ASM τηρήσουσιν.tērēsousinthey will keep.G5083GV-FAI-3P 21 Fa izany rehetra izany no hataony aminareo noho ny anarako, satria tsy mahalala Izay naniraka Ahy izy.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ποιήσουσινpoiēsousinthey will doG4160GV-FAI-3P διὰdiaon account ofG1223PREP οἴδασινoidasinthey knowG6063V-RAI-3P τὸνtonthe [One]G3588T-ASM πέμψαντάpempsantahaving sentG3992V-AAP-ASM 22 Raha tsy tonga Aho ka niteny taminy, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny dia tsy misy fialàna azony atao ny amin’ ny helony.
ἦλθονēlthonI comeG2064V-2AAI-1S ἐλάλησαelalēsaI saidG2980V-AAI-1S αὐτοῖς,autoisto them,G0846P-DPM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF εἴχοσαν·eichosanthey had;G2192V-IAI-3P πρόφασινprophasinexcuseG4392N-ASF ἔχουσινechousinthey haveG2192V-PAI-3P ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF αὐτῶν.autōnof them.G0846P-GPM 23 Izay mankahala Ahy dia mankahala ny Raiko koa.
ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS μισῶνmisōnhatingG3404V-PAP-NSM πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T μισεῖ.miseihates.G3404V-PAI-3S 24 Raha tsy nataoko teo aminy Izay asa tsy nataon’ olona, dia tsy nanan-keloka izy; fa ankehitriny efa hitany sady efa halany Ahy sy ny Raiko koa;
ἐποίησαepoiēsaI had doneG4160GV-AAI-1S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἄλλοςallosotherG0243A-NSM ἐποίησεν,epoiēsendid,G4160GV-AAI-3S ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF εἴχοσαν·eichosanthey had;G2192V-IAI-3P ἑωράκασινhe'ōrakasinthey have seenG3708V-RAI-3P μεμισήκασινmemisēkasinhave hatedG3404V-RAI-3P ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T μου·mouof Mine;G3165P-1GS 25 fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin’ ny lalàny hoe: Halany foana Aho1.
ἀλλ᾽all᾽But [this is]G0235CONJ πληρωθῇplērōthēamay be fulfilledG4137V-APS-3S αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM γεγραμμένοςgegrammenoswrittenG1125V-RPP-NSM ἐμίσησάνemisēsanThey hatedG3404V-AAI-3P δωρεάν.¶dōreanwithout cause.’G1432ADV - Sal 69. 4; 109. 3
26 Fa raha tonga ny Mpananatra1, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ ny Ray, dia ny Fanahin’ ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy.
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S παράκλητοςparaklētosHelperG3875N-NSM πέμψωpempsōwill sendG3992V-FAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP πατρός,patrosFather,G3962N-GSM-T ἀληθείαςalētheiasof truthG0225N-GSF πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἐκπορεύεται,ekporeuetaigoes forth,G1607V-PNI-3S ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM μαρτυρήσειmarturēseiwill bear witnessG3140V-FAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP - Izahao 14. 16 .
27 Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ ny voalohany.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP μαρτυρεῖτε,martureitebear witness,G3140V-PAI-2P ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF ἐστε.¶esteyou are.G1510V-PAI-2P