Chapter 14
1 Aza malahelo ny fonareo; minoa an’ Andriamanitra, ary minoa Ahy koa1.
ταρασσέσθωtarassesthōshould be troubledG5015V-PPM-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP καρδία·kardiaheart;G2588N-NSF πιστεύετεpisteueteYou believeG4100V-PAI-2P ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS πιστεύετε.pisteuetebelieve.G4100V-PAI-2P - Na: mino an’ Andriamanitra ianareo, dia minoa Ahy koa.
2 Ao an-tranon’ ny Raiko misy fitoerana maro; raha tsy izany, dia efa nilaza taminareo Aho; fa handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho.
πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μοναὶmonaimansionsG3438N-NPF πολλαίpollaimanyG4183A-NPF εἰσιν·eisinthere are —G1510V-PAI-3P εἶπονeiponI have toldG2036V-2AAI-1S ὑμῖν·huminyou —G4771P-2DP πορεύομαιporeuomaiI goG4198V-PNI-1S ἑτοιμάσαιhetoimasaito prepareG2090V-AAN τόπονtopona placeG5117N-ASM ὑμῖν.huminfor you.G4771P-2DP 3 Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa.
πορευθῶporeuthōI shall goG4198V-AOS-1S ἑτοιμάσωhetoimasōshall prepareG2090V-AAS-1S τόπονtopona placeG5117N-ASM ὑμῖν,huminfor youG4771P-2DP ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S παραλήμψομαιparalēmpsomaiI will receiveG3880V-FDI-1S ἐμαυτόν,emautonMyself,G1473F-1ASM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἦτε.ētemay be.G1510V-PAS-2P 4 Ary fantatrareo koa ny lalana ho any amin’ izay halehako1.
ὅπουhopouto the placeG3699CONJ ὑπάγωhupagōam goingG5217V-PAI-1S οἴδατεoidateyou knowG6063V-PAI-2P οἴδατε.¶oidateyou know.G6063V-PAI-2P - Na: (ary izay alehako dia fantatrareo, ary fantatrareo koa ny lalana)
5 Hoy Tomasy taminy: Tompoko, tsy fantatray izay alehanao; ka hataonay ahoana no fahafantatra ny lalana?
Θωμᾶς·ThōmasThomas;G2381N-NSM-P οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-PAI-1P ὑπάγεις·hupageisYou are going;G5217V-PAI-2S δυνάμεθαdunamethacan weG1410V-PNI-1P εἰδέναι;eidenaito know?G6063V-PAN 6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin’ ny Ray, afa-tsy amin’ ny alalako.
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἀλήθειαalētheiatruthG0225N-NSF οὐδεὶςoudeisNo [one]G3762A-NSM ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T 7 Raha nahafantatra Ahy ianareo, dia ho nahafantatra ny Raiko koa; ary hatramin’ izao dia mahafantatra Azy ianareo sady efa nahita Azy.
ἐγνώκατέegnōkateyou have knownG1097V-RAI-2P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T γνώσεσθε·gnōsestheyou will know;G1097V-FDI-2P γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P ἑωράκατεhe'ōrakateyou have seenG3708V-RAI-2P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 8 Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay.
Φίλιππος·PhilipposPhilip;G5376GN-NSM-P δεῖξονdeixondo showG1166V-AAM-2S πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T ἀρκεῖarkeiit is enoughG0714V-PAI-3S ἡμῖν.hēminfor us.G3165P-1DP 9 Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: Asehoy anay ny Ray?
Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P τοσούτῳtosoutōSo longG5118K-DSM χρόνῳchronōa timeG5550N-DSM εἰμι,eimiam I,G1510V-PAI-1S ἔγνωκάςegnōkasyou have knownG1097V-RAI-2S Φίλιππε;PhilippePhilip?G5376GN-VSM-P ἑωρακὼςhe'ōrakōshaving seenG3708V-RAP-NSM ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS ἑώρακενhe'ōrakenhe has seenG3708V-RAI-3S πατέρα·pateraFather;G3962N-ASM-T σὺsuyou yourselfG4771P-2NS λέγεις·legeissay;G3004GV-PAI-2S δεῖξονdeixondo showG1166V-AAM-2S πατέρα;pateraFather?’G3962N-ASM-T 10 Tsy mino va ianao fa Izaho ao amin’ ny Ray, ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo, dia tsy avy amiko izany lazaiko izany; fa ny Ray mitoetra ato amiko no manao ny asa.
πιστεύειςpisteueisyou believeG4100V-PAI-2S ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἐμοίemoiMe myselfG1473P-1DS ἐστιν;estinis?G1510V-PAI-3S ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐμαυτοῦemautouMyselfG1473F-1GSM λαλῶ·lalōI speak;G2980V-PAI-1S πατὴρpatērthe FatherG3962N-NSM-T ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS μένωνmenōndwellingG3306V-PAP-NSM αὐτὸςautoshe himselfG0846P-NSM αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 11 Minoa Ahy fa Izaho ao amin’ ny Ray, ary ny Ray ato amiko; fa raha tsy izany, dia minoa Ahy noho ny asa ihany aza.
πιστεύετέpisteuetedo believeG4100V-PAM-2P ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἐμοί·emoiMe myself;G1473P-1DS διὰdiabecause ofG1223PREP αὐτὰautathemselvesG0846P-APN πιστεύετεpisteuetedo believeG4100V-PAM-2P 12 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin’ ny Ray.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM ἐμέ,emeMe myself,G1473P-1AS κἀκεῖνοςkakeinosalso heG2532CONJ + G1565 ποιήσειpoiēseiwill doG4160GV-FAI-3S μείζοναmeizonagreaterG3173A-APN-C τούτωνtoutōnthan theseG3778D-GPN ποιήσει,poiēseihe will do,G4160GV-FAI-3S πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T πορεύομαι.poreuomaiam going.G4198V-PNI-1S 13 Ary na inona na inona no hangatahinareo amin’ ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin’ ny Zanaka.
αἰτήσητεaitēsēteyou may askG0154V-AAS-2P ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ποιήσω,poiēsōwill I do,G4160GV-FAI-1S δοξασθῇdoxasthēamay be glorifiedG1392V-APS-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T 14 Raha mangataka zavatra amiko amin’ ny anarako1 ianareo, dia hataoko izany.
αἰτήσητέaitēsēteyou shall askG0154V-AAS-2P ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ποιήσω.¶poiēsōwill do [it].G4160GV-FAI-1S - Na: mangataka zavatra amin’ ny anarako.
15 Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko.
ἀγαπᾶτέagapateyou shall loveG0025V-PAS-2P ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF ἐμὰςemasof MineG1473S-1SAPF τηρήσετε.tērēseteyou will keep.G5083GV-FAI-2P 16 Ary Izaho hangataka amin’ ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra1 hafa mba ho eo aminareo mandrakizay,
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 ἐρωτήσωerōtēsōwill askG2065V-FAI-1S πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T ἄλλονallonanotherG0243A-ASM παράκλητονparaklētonHelperG3875N-ASM δώσειdōseiHe will giveG1325V-FAI-3S ᾖ,ēHe may beG1510V-PAS-3S - Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava.
17 dia ny Fanahin’ ny fahamarinana, Izay tsy azon’ izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo.
ἀληθείας,alētheiasof truth,G0225N-GSF κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S λαβεῖν,labeinto receive,G2983V-2AAN θεωρεῖtheōreiit does seeG2334V-PAI-3S γινώσκειginōskeiknowG1097V-PAI-3S ὑμεῖςhumeisBut you yourselvesG4771P-2NP γινώσκετεginōsketeknowG1097V-PAI-2P μένειmeneiHe abidesG3306V-PAI-3S ἔσται.estaiHe will be.G1510V-FDI-3S 18 Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankatỳ aminareo Aho.
ἀφήσωaphēsōI will leaveG0863GV-FAI-1S ὀρφανούς,orphanousas orphans,G3737A-APM ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S ὑμᾶς.¶humasyou.G4771P-2AP 19 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony izao tontolo izao; fa ianareo no hahita Ahy; satria velona Aho, dia ho velona koa ianareo.
μικρὸνmikrona little whileG3398A-ASN κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 θεωρεῖ,theōreisees,G2334V-PAI-3S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP θεωρεῖτέtheōreiteseeG2334V-PAI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ζήσετε.zēsetewill live.G2198V-FAI-2P 20 Amin’ izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin’ ny Raiko, ary ianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo.
ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF γνώσεσθεgnōsesthewill knowG1097V-FDI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS πατρίpatriFatherG3962N-DSM-T ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 ὑμῖν.¶huminyou.G4771P-2DP 21 Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἐντολάςentolascommandmentsG1785N-APF τηρῶνtērōnkeepingG5083GV-PAP-NSM αὐτάς,autasthem,G0846P-APF ἐκεῖνόςekeinosheG1565D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀγαπηθήσεταιagapēthēsetaihe will be lovedG0025V-FPI-3S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου·mouof Mine;G3165P-1GS κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 ἀγαπήσωagapēsōwill loveG0025V-FAI-1S ἐμφανίσωemphanisōI will showG1718V-FAI-1S ἐμαυτόν.¶emautonMyself.G1473F-1ASM 22 Hoy Jodasy (tsy Iskariota) taminy: Tompoko, nahoana no aminay ihany no hisehoanao, fa tsy amin’ izao tontolo izao koa?
ἸούδαςIoudasJudasG2455GN-NSM-P Ἰσκαριώτης·IskariōtēsIscariot;G2469N-NSM-P γέγονενgegonenhas occurredG1096V-2RAI-3S μέλλειςmelleisYou are aboutG3195V-PAI-2S ἐμφανίζεινemphanizeinto manifestG1718V-PAN σεαυτὸνseautonYourselfG4771F-2ASM κόσμῳ;¶kosmōworld?G2889N-DSM 23 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ἀγαπᾷagapashall loveG0025V-PAS-3S τηρήσει,tērēseihe will keep,G5083GV-FAI-3S πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T ἀγαπήσειagapēseiwill loveG0025V-FAI-3S αὐτόν,autonhim,G0846P-ASM ἐλευσόμεθαeleusomethawe will comeG2064V-FDI-1P μονὴνmonēna homeG3438N-ASF ποιησόμεθα.poiēsomethawe will make.G4160GV-FDI-1P 24 Izay tsy tia Ahy dia tsy mitandrina ny teniko; ary ny teny izay renareo dia tsy Ahy, fa an’ ny Ray izay naniraka Ahy.
ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM λόγουςlogouswordsG3056N-APM τηρεῖ·tēreidoes keep;G5083GV-PAI-3S ἀκούετεakoueteyou hearG0191V-PAI-2P ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S τοῦtouof the [One who]G3588T-GSM πέμψαντόςpempsantoshaving sentG3992V-AAP-GSM πατρός.¶patros[the] Father.G3962N-GSM-T 25 Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho;
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have saidG2980V-RAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP μένων·menōnabiding;G3306V-PAP-NSM 26 fa ny Mpananatra1, dia ny Fanahy Masìna, Izay hirahin’ ny Ray amin’ ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.
παράκλητος,paraklētosHelper,G3875N-NSM πέμψειpempseiwill sendG3992V-FAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM διδάξειdidaxeiwill teachG1321V-FAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN ὑπομνήσειhupomnēseiHe will bring to remembranceG5279V-FAI-3S ὑμᾶςhumasof youG4771P-2AP πάνταpantaall thingsG3956A-APN εἶπονeiponhave saidG2036V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐγώ.¶egōI myself.G1473P-1NS - Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava.
27 Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’ izao tontolo izao no fanomeko anareo. Aza malahelo na matahotra ny fonareo.
ΕἰρήνηνEirēnēnPeaceG1515N-ASF ἀφίημιaphiēmiI leaveG0863GV-PAI-1S ὑμῖν,huminwith you,G4771P-2DP εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ἐμὴνemēnof MineG1473S-1SASF δίδωμιdidōmiI giveG1325V-PAI-1S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP καθὼςkathōseven asG2531CONJ κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM δίδωσιν,didōsingives,G1325V-PAI-3S δίδωμιdidōmigiveG1325V-PAI-1S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP ταρασσέσθωtarassesthōshould be troubledG5015V-PPM-3S ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP καρδίαkardiaheartG2588N-NSF δειλιάτω.deiliatōshould it fear.G1168V-PAM-3S 28 Efa renareo fa Izaho nilaza taminareo hoe: Handeha Aho, nefa ho avy aminareo indray. Raha tia Ahy ianareo, dia ho faly, satria mankany amin’ ny Ray Aho; fa ny Ray dia lehibe noho Izaho.
ἠκούσατεēkousateYou heardG0191V-AAI-2P εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-1S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ὑπάγωhupagōI am going awayG5217V-PAI-1S ἔρχομαιerchomaiI am comingG2064V-PNI-1S ἠγαπᾶτέēgapateyou were lovingG0025V-IAI-2P ἐχάρητεecharēteyou have rejoicedG5463V-2AOI-2P εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S πορεύομαιporeuomaiI am goingG4198V-PNI-1S πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T μείζωνmeizōngreater thanG3173A-NSM-C ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 29 Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.
εἴρηκαeirēkaI have toldG2046V-RAI-1S γενέσθαι,genesthaiit comes to pass,G1096V-2ADN γένηται,genētaiit may happen,G1096V-2ADS-3S πιστεύσητε.¶pisteusēteyou may believe.G4100V-AAS-2P 30 Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’ izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.
ΟὐκέτιOuketino longerG3756PRT-N + G2089 λαλήσωlalēsōI will speakG2980V-FAI-1S ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτουtoutouof thisG3778D-GSM ἄρχων,archōnruler,G0758N-NSM ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS ἔχειecheihe hasG2192V-PAI-3S οὐδέν,oudenno [thing],G3762A-ASN 31 Fa mba ho fantatr’ izao tontolo izao fa tiako ny Ray, ary araka izay nandidian’ ny Ray Ahy, dia izany no hataoko. Mitsangàna, andeha isika hiala eto.
γνῷgnōmay knowG1097V-2AAS-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἀγαπῶagapōI loveG0025V-PAI-1S πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐνετείλατόeneteilatoHe has commandedG1781V-ADI-3S πατήρ,patērFather,G3962N-NSM-T ἐγείρεσθε,egeiresthedo rise up,G1453V-PEM-2P ἄγωμενagōmenlet us goG0071V-PAS-1P ἐντεῦθεν.¶enteuthenfrom here.G1782ADV