Chapter 16
1 Izany teny izany dia efa nolazaiko taminareo, mba tsy hahatafintohina anareo.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have spokenG2980V-RAI-1S ὑμῖν,huminto youG4771P-2DP σκανδαλισθῆτε.skandalisthēteyou may fall away.G4624V-APS-2P 2 Handroaka anareo hiala amin’ ny synagoga izy; eny, ho avy ny andro1, ka hataon’ izay rehetra mamono anareo fa manatitra fanompoam-pivavahana ho an’ Andriamanitra izy.
ἀποσυναγώγουςaposunagōgousOut of the synagoguesG0656A-APM ποιήσουσινpoiēsousinthey will putG4160GV-FAI-3P ἔρχεταιerchetaiis comingG2064V-PNI-3S ἀποκτείναςapokteinashaving killedG0615V-AAP-NSM δόξῃdoxēmay thinkG1380V-AAS-3S λατρείανlatreian[it is] a serviceG2999N-ASF προσφέρεινprosphereinto offerG4374V-PAN θεῷ.theōto God.G2316N-DSM-T - Gr. ora.
3 Ary izany no hataony, satria tsy fantany ny Ray na Izaho.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ποιήσουσινpoiēsousinthey will doG4160GV-FAI-3P ὑμῖν,huminto youG4771P-2DP ἔγνωσανegnōsanthey knowG1097V-2AAI-3P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ἐμέ.emeMe myself.G1473P-1AS 4 Fa izany teny izany efa nolazaiko taminareo, mba hotsaroanareo, raha tonga ny fotoan’ androny, fa Izaho efa nilaza izany taminareo. Ary tsy mba nolazaiko taminareo hatramin’ ny voalohany izany, satria mbola tatỳ aminareo ihany Aho.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have saidG2980V-RAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP ἔλθῃelthēmay have comeG2064V-2AAS-3S αὐτῶν,autōnof them,G0846P-GPN μνημονεύητεmnēmoneuēteyou may rememberG3421V-PAS-2P αὐτῶνautōnthose [things]G0846P-GPN εἶπονeiponsaidG2036V-2AAI-1S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP ταῦταtautaThese thingsG3778D-APN ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF εἶπον,eiponI said,G2036V-2AAI-1S ἤμην.ēmēnI was.G1510V-IMI-1S 5 Fa ankehitriny mankany amin’ izay naniraka Ahy Aho, ary tsy misy aminareo manontany Ahy hoe: Hankaiza Hianao?
ὑπάγωhupagōI goG5217V-PAI-1S τὸνtonthe [One]G3588T-ASM πέμψαντάpempsantahaving sentG3992V-AAP-ASM οὐδεὶςoudeisnoneG3762A-NSM ἐρωτᾷerōtaasksG2065V-PAI-3S ὑπάγεις;hupageisare You going?G5217V-PAI-2S 6 Fa satria nilaza izany taminareo Aho, dia vonton’ alahelo ny fonareo.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have saidG2980V-RAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP πεπλήρωκενpeplērōkenhas filledG4137V-RAI-3S καρδίαν.kardianheart.G2588N-ASF 7 Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra1; fa raha handeha Aho, dia hirahiko hoy aminareo Izy.
ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP συμφέρειsumphereiit is profitableG4851V-PAI-3S ὑμῖνhuminfor youG4771P-2DP ἀπέλθω·apelthōmay go away;G0565V-2AAS-1S ἀπέλθω,apelthōI shall go away,G0565V-2AAS-1S παράκλητοςparaklētosHelperG3875N-NSM ἐλεύσεταιeleusetaiwill comeG2064V-FDI-3S πορευθῶ,poreuthōI shall go,G4198V-AOS-1S πέμψωpempsōI will sendG3992V-FAI-1S - Izahao 14. 16 .
8 Ary raha tonga Izy, dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana:
ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM ἐλέγξειelegxeiwill convictG1651V-FAI-3S κόσμονkosmonworldG2889N-ASM περὶpericoncerningG4012PREP ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF περὶpericoncerningG4012PREP δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF περὶpericoncerningG4012PREP κρίσεως.kriseōsjudgment.G2920N-GSF 9 ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;
περὶpericoncerningG4012PREP ἁμαρτίαςhamartiassinG0266N-GSF πιστεύουσινpisteuousindo they believeG4100V-PAI-3P ἐμέ·emeMe myself;G1473P-1AS 10 ny fahamarinana, satria mankany amin’ ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony ianareo;
περὶpericoncerningG4012PREP δικαιοσύνηςdikaiosunēsrighteousnessG1343N-GSF πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ὑπάγω,hupagōI go away,G5217V-PAI-1S οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 θεωρεῖτέtheōreiteyou beholdG2334V-PAI-2P 11 ny fitsarana, satria ny andrianan’ izao tontolo izao dia efa voatsara.
περὶpericoncerningG4012PREP κρίσεως,kriseōsjudgment,G2920N-GSF ἄρχωνarchōnrulerG0758N-NSM κόσμουkosmouworldG2889N-GSM τούτουtoutouthisG3778D-GSM κέκριται.¶kekritaihas been judged.G2919V-RPI-3S 12 Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
πολλὰpollamany thingsG4183A-APN ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP λέγειν,legeinto sayG3004GV-PAN δύνασθεdunastheyou are ableG1410V-PNI-2P βαστάζεινbastazeinto bear themG0941V-PAN 13 Fa raha tonga ny Fanahin’ ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, fa izay ho reny dia holazainy avokoa; ary ny zavatra ho avy aza dia hambarany aminareo.
ἔλθῃelthēmay comeG2064V-2AAS-3S ἐκεῖνος,ekeinosHe,G1565D-NSM ἀληθείας,alētheiasof truth,G0225N-GSF ὁδηγήσειhodēgēseiHe will guideG3594V-FAI-3S ἀληθείᾳalētheiatruthG0225N-DSF λαλήσειlalēseiHe will speakG2980V-FAI-3S ἑαυτοῦ,he'autouHimself,G1438F-3GSM ὅσαhosaas much asG3745K-APN ἀκούσειakouseiHe will hearG0191V-FAI-3S λαλήσειlalēseiHe will speakG2980V-FAI-3S τὰtathe [things]G3588T-APN ἐρχόμεναerchomenacomingG2064V-PNP-APN ἀναγγελεῖanangeleiHe will declareG0312V-FAI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 14 Izy hankalaza Ahy; fa handray avy amin’ ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS δοξάσει,doxaseiwill glorify,G1392V-FAI-3S τοῦtouthat which [is]G3588T-GSN λήμψεταιlēmpsetaiHe will takeG2983V-FDI-3S ἀναγγελεῖanangeleiwill discloseG0312V-FAI-3S ὑμῖν.¶huminto you.G4771P-2DP 15 Izay rehetra ananan’ ny Ray dia Ahy avokoa, koa izany no nilazako fa mandray avy amin’ ny Ahy Izy ka hanambara izany aminareo.
ΠάνταPantaAll thingsG3956A-NPN ὅσαhosaas much asG3745K-APN ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἐστιν·estinare;G1510V-PAI-3S διὰdiabecause ofG1223PREP εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S τοῦtouthat which [is]G3588T-GSN λαμβάνειlambaneiHe receivesG2983V-PAI-3S ἀναγγελεῖanangeleiwill discloseG0312V-FAI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 16 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony ianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo.
μικρὸνmikronA little [while]G3398A-ASN οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 θεωρεῖτέtheōreiteyou do beholdG2334V-PAI-2P μικρὸνmikrona little [while]G3398A-ASN ὄψεσθέopsestheyou will beholdG3700GV-FDI-2P ὑπάγωhupagōI am goingG5217V-PAI-1S πατέρα.¶pateraFather.G3962N-ASM-T 17 Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy tamintsika hoe: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo, ary, satria mankany amin’ ny Ray Aho?
εἶπανeipanSaidG2036V-2AAI-3P μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀλλήλους·allēlousone another;G0240C-APM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S ἡμῖν·hēminto us;G3165P-1DP μικρὸνmikronA little [while]G3398A-ASN θεωρεῖτέtheōreiteyou do beholdG2334V-PAI-2P μικρὸνmikrona little [while]G3398A-ASN ὄψεσθέopsestheyou will beholdG3700GV-FDI-2P ὑπάγωhupagōI am goingG5217V-PAI-1S πατέρα;pateraFather’?G3962N-ASM-T 18 Ary hoy koa ireo: Inona izany lazainy hoe vetivety foana izany? Tsy fantatsika izay lazainy.
ἔλεγονelegonThey were sayingG3004GV-IAI-3P οὖν·ountherefore;G3767CONJ ἐστινestinisG1510V-PAI-3S λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S μικρόν;mikrona little [while]’?G3398A-ASN οἴδαμενoidamenwe do knowG6063V-RAI-1P λαλεῖ.¶laleiHe is saying.G2980V-PAI-3S 19 Ary Jesosy nahalala fa ta-hanontany Azy ireo, dia hoy Izy taminy: Mifanontany va ianareo, satria hoy Izaho: Vetivety foana dia tsy hahita Ahy ianareo, ary vetivety foana indray dia hahita Ahy ianareo?
ἜγνωEgnōKnewG1097V-2AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἤθελονēthelonthey were desiringG2309V-IAI-3P ἐρωτᾶν,erōtanto ask,G2065V-PAN εἶπενeipenHe saidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM περὶperiConcerningG4012PREP τούτουtoutouthisG3778D-GSN ζητεῖτεzēteitedo you inquireG2212V-PAI-2P ἀλλήλωνallēlōnone anotherG0240C-GPM εἶπον·eiponI said;G2036V-2AAI-1S μικρὸνmikronA little [while]G3398A-ASN θεωρεῖτέtheōreiteyou do beholdG2334V-PAI-2P μικρὸνmikrona little [while]G3398A-ASN ὄψεσθέopsestheyou will beholdG3700GV-FDI-2P 20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Hitomany sy hisaona ianareo, fa izao tontolo izao kosa hifaly; ary ianareo halahelo, nefa ny alahelonareo hody fifaliana.
ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP κλαύσετεklauseteyou will weepG2799V-FAI-2P θρηνήσετεthrēnēsetewill lamentG2354V-FAI-2P ὑμεῖς,humeisyou yourselves,G4771P-2NP κόσμοςkosmosthe worldG2889N-NSM χαρήσεται·charēsetaiwill rejoice;G5463V-2FOI-3S ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP λυπηθήσεσθε,lupēthēsesthewill be grieved,G3076V-FPI-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP γενήσεται.genēsetaiwill turn.G1096V-FDI-3S 21 Manam-pahoriana ny vehivavy raha miteraka, satria tonga ny fotoany; fa rehefa velon-jaza izy, dia tsy tsaroany intsony ilay fahoriany, noho ny fifaliany fa misy zaza nateraka ho ambonin’ ny tany.
τίκτῃtiktēshe may be giving birthG5088V-PAS-3S ἔχει,echeihas,G2192V-PAI-3S ἦλθενēlthenhas comeG2064V-2AAI-3S αὐτῆς·autēsof her;G0846P-GSF γεννήσῃgennēsēshe may bring forthG1080V-AAS-3S παιδίον,paidionchild,G3813N-ASN οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 μνημονεύειmnēmoneueishe remembersG3421V-PAI-3S θλίψεωςthlipseōstribulationG2347N-GSF διὰdiaon account ofG1223PREP χαράν,charanjoyG5479N-ASF ἐγεννήθηegennēthēhas been bornG1080V-API-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM κόσμον.¶kosmonworld.G2889N-ASM 22 Ary ianareo dia manana alahelo ankehitriny; fa hahita anareo indray Aho, dia ho faly ny fonareo, ary tsy misy olona manaisotra ny fifalianareo aminareo.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP λύπηνlupēngriefG3077N-ASF ἔχετε,echetehave,G2192V-PAI-2P ὄψομαιopsomaiI will seeG3708V-FDI-1S χαρήσεταιcharēsetaiwill rejoiceG5463V-2FOI-3S καρδία,kardiaheart,G2588N-NSF ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM αἴρειaireido takeG0142V-PAI-3S 23 Ary amin’ izany andro izany dia tsy hanontany Ahy na inona na inona ianareo; lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona hangatahinareo amin’ ny Ray dia homeny anareo amin’ ny anarako izany.
ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF ἐμὲemeof Me myselfG1473P-1AS ἐρωτήσετεerōtēseteyou will askG2065V-FAI-2P οὐδέν.¶oudenno [thing].G3762A-ASN ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP αἰτήσητεaitēsēteyou may askG0154V-AAS-2P πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN δώσειdōseiHe will giveG1325V-FAI-3S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 24 Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin’ ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo ianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo.
ᾐτήσατεētēsateyou have askedG0154V-AAI-2P οὐδὲνoudenno [thing]G3762A-ASN ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN αἰτεῖτεaiteitedo askG0154V-PAM-2P λήμψεσθε,lēmpsestheyou will receive,G2983V-FDI-2P ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP πεπληρωμένη.¶peplērōmenēfilled.G4137V-RPP-NSF 25 Fanoharana no nilazako izany zavatra izany taminareo; fa ho avy ny andro1 izay tsy hilazako fanoharana aminareo intsony, fa hambarako tsotra aminareo ny amin’ ny Ray.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN παροιμίαιςparoimiaisallegoriesG3942N-DPF λελάληκαlelalēkaI have spokenG2980V-RAI-1S ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP ἔρχεταιerchetaiis comingG2064V-PNI-3S οὐκέτιouketino longerG3756PRT-N + G2089 παροιμίαιςparoimiaisallegoriesG3942N-DPF λαλήσωlalēsōI will speakG2980V-FAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP παρρησίᾳparrēsiaplainlyG3954N-DSF περὶpericoncerningG4012PREP πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἀπαγγελῶapangelōI will announceG0518V-FAI-1S ὑμῖν.¶huminto you.G4771P-2DP - Gr. ora.
26 Amin’ izany andro izany dia hangataka amin’ ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin’ ny Ray ho anareo;
ἐκείνῃekeinēthat [very]G1565D-DSF ὀνόματίonomatinameG3686N-DSN αἰτήσεσθε·aitēsestheyou will ask;G0154V-FMI-2P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐρωτήσωerōtēsōwill imploreG2065V-FAI-1S πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T 27 fa ny Ray dia tia anareo satria ianareo efa tia Ahy, ary efa nino fa nivoaka avy tamin’ ny Ray Aho.
αὐτὸςautosHimselfG0846P-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T φιλεῖphileilovesG5368V-PAI-3S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS πεφιλήκατεpephilēkatehave lovedG5368V-RAI-2P πεπιστεύκατεpepisteukatehave believedG4100V-RAI-2P ἐξῆλθον.exēlthoncame forth.G1831V-2AAI-1S 28 Eny, nivoaka avy tamin’ ny Ray Aho ka tonga amin’ izao tontolo izao; ary hiala amin’ izao tontolo izao indray Aho ka hankany amin’ ny Ray.
ἐξῆλθονexēlthonI came forthG1831V-2AAI-1S παρὰparafrom withG3844PREP πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T ἐλήλυθαelēluthahave comeG2064V-2RAI-1S κόσμον·kosmonworld;G2889N-ASM ἀφίημιaphiēmiI leaveG0863GV-PAI-1S κόσμονkosmonworldG2889N-ASM πορεύομαιporeuomaigoG4198V-PNI-1S πατέρα.¶pateraFather.G3962N-ASM-T 29 Hoy ny mpianany: Indro, milaza tsotra Hianao ankehitriny, fa tsy manao fanoharana akory.
ΛέγουσινLegousinSayG3004GV-PAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦ·autouof Him;G0846P-GSM παρρησίᾳparrēsiaopennessG3954N-DSF λαλεῖςlaleisYou speakG2980V-PAI-2S παροιμίανparoimianallegoryG3942N-ASF οὐδεμίανoudemianno [thing]G3762A-ASF λέγεις.legeisspeak.G3004GV-PAI-2S 30 Ankehitriny dia fantatray fa mahalala ny zavatra rehetra Hianao ka tsy mitady olona hanontany Anao; izany no inoanay fa nivoaka avy tamin’ Andriamanitra Hianao.
οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-PAI-1P οἶδαςoidasYou knowG6063V-PAI-2S πάνταpantaall thingsG3956A-APN χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχειςecheishaveG2192V-PAI-2S ἐρωτᾷ.erōtamay ask.G2065V-PAS-3S πιστεύομενpisteuomenwe believeG4100V-PAI-1P ἐξῆλθες.exēlthesYou came forth.G1831V-2AAI-2S 31 Jesosy namaly azy hoe: Mino va ianareo ankehitriny?
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P πιστεύετε;pisteuetedo you believe?G4100V-PAI-2P 32 Indro, avy ny andro1, eny, efa tonga, izay hielezanareo samy ho any amin’ ny azy avy, ary hilaozanareo ho irery Aho; kanefa tsy irery Aho, fa ny Ray no ato amiko.
ἔρχεταιerchetaiis comingG2064V-PNI-3S ἐλήλυθενelēluthenhas comeG2064V-2RAI-3S σκορπισθῆτεskorpisthēteyou may be scatteredG4650V-APS-2P ἕκαστοςhekastoseachG1538A-NSM ἴδιαidia[his] ownG2398A-APN κἀμὲkameand IG1473P-1AS + G2532 μόνονmononaloneG3441A-ASM ἀφῆτε·aphēteyou may leave;G0863GV-2AAS-2P εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S μόνος,monosalone,G3441A-NSM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S - Gr. ora.
33 Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Atỳ amin’ izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao.
ταῦταtautaThese thingsG3778D-APN λελάληκαlelalēkaI have spokenG2980V-RAI-1S ὑμῖν,huminto youG4771P-2DP ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS εἰρήνηνeirēnēnpeaceG1515N-ASF ἔχητε.echēteyou may have.G2192V-PAS-2P κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM θλῖψινthlipsintribulationG2347N-ASF ἔχετε·echeteyou have;G2192V-PAI-2P θαρσεῖτε,tharseitetake courage!G2293V-PAM-2P νενίκηκαnenikēkahave overcomeG3528V-RAI-1S κόσμον.¶kosmonworld.G2889N-ASM