Chapter 10
1 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay tsy miditra amin’ ny vavahady ho amin’ ny valan’ ondry, fa mananika ny fefy, dia mpangalatra sy jiolahy.
ὑμῖν·huminto you;G4771P-2DP εἰσερχόμενοςeiserchomenosentering inG1525V-PNP-NSM θύραςthurasdoorG2374N-GSF προβάτωνprobatōnsheepG4263N-GPN ἀναβαίνωνanabainōnclimbing upG0305V-PAP-NSM ἀλλαχόθεν,allachothenanother way,G0237ADV ἐκεῖνοςekeinosheG1565D-NSM κλέπτηςkleptēsa thiefG2812N-NSM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S λῃστής·lēstēsa robber;G3027N-NSM 2 Fa izay miditra amin’ ny vavahady no mpiandry ny ondry.
εἰσερχόμενοςeiserchomenosentering inG1525V-PNP-NSM θύραςthurasdoorG2374N-GSF ποιμήνpoimēnshepherdG4166N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S προβάτων.probatōnsheep.G4263N-GPN 3 Ary izy no vohan’ ny mpiandry vavahady; ary ny ondry mihaino ny feony; ary izay ondriny tokoa dia antsoiny amin’ ny anarany avy ka entiny mivoaka.
τούτῳtoutōTo himG3778D-DSM θυρωρὸςthurōrosdoorkeeperG2377N-NSM ἀνοίγει,anoigeiopens,G0455V-PAI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἀκούει,akoueilisten,G0191V-PAI-3S ἴδιαidia[his] ownG2398A-APN πρόβαταprobatasheepG4263N-APN φωνεῖphōneihe shouts toG5455V-PAI-3S ἐξάγειexageileads outG1806V-PAI-3S 4 Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo.
ἴδιαidia[his] ownG2398A-APN ἐκβάλῃ,ekbalēhe may bring out,G1544V-2AAS-3S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP πορεύεται,poreuetaihe goes,G4198V-PNI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN αὐτῷautōafter himG0846P-DSM ἀκολουθεῖ,akoloutheifollow,G0190V-PAI-3S οἴδασινoidasinthey knowG6063V-RAI-3P αὐτοῦ.autouof him.G0846P-GSM 5 Ary ny vahiny tsy harahiny, fa handosirany, satria tsy fantany ny feon’ ny vahiny.
ἀλλοτρίῳallotriōAfter a strangerG0245A-DSM ἀκολουθήσουσινakolouthēsousinthey will followG0190V-FAI-3P φεύξονταιpheuxontaiwill fleeG5343V-FDI-3P αὐτοῦ,autouhim,G0846P-GSM οἴδασινoidasinthey knowG6063V-RAI-3P ἀλλοτρίωνallotriōnof strangersG0245A-GPM φωνήν.¶phōnēnvoice.G5456GN-ASF 6 Izany fanoharana izany no nolazain’ i Jesosy taminy, nefa tsy azony izay zavatra nolazainy taminy.
ΤαύτηνTautēnThisG3778D-ASF παροιμίανparoimianallegoryG3942N-ASF εἶπενeipenspokeG2036V-2AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἐκεῖνοιekeinoitheyG1565D-NPM ἔγνωσανegnōsanknewG1097V-2AAI-3P ἐλάλειelaleiHe was sayingG2980V-IAI-3S αὐτοῖς.¶autoisto them.G0846P-DPM 7 Dia hoy indray Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izaho no vavahadin’ ondry.
ΕἶπενEipenSaidG2036V-2AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP προβάτων.probatōnsheep.G4263N-GPN 8 Mpangalatra sy jiolahy izay rehetra tonga talohako; fa tsy nihaino azy ny ondry.
πάντεςpantesAllG3956A-NPM ὅσοιhosoias many asG3745K-NPM ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P κλέπταιkleptaithievesG2812N-NPM εἰσὶνeisinareG1510V-PAI-3P λῃσταί·lēstairobbers;G3027N-NPM ἤκουσανēkousandid listenG0191V-AAI-3P αὐτῶνautōnto themG0846P-GPM πρόβατα.probatasheep.G4263N-NPN 9 Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran’ ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina.
θύρα·thuradoor;G2374N-NSF εἰσέλθῃ,eiselthēshall enter in,G1525V-2AAS-3S σωθήσεταιsōthēsetaihe will be savedG4982V-FPI-3S εἰσελεύσεταιeiseleusetaihe will go inG1525V-FDI-3S ἐξελεύσεταιexeleusetaiwill go outG1831V-FDI-3S νομὴνnomēnpastureG3542N-ASF εὑρήσει.heurēseiwill find.G2147V-FAI-3S 10 Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be.
κλέπτηςkleptēsthiefG2812N-NSM ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S κλέψῃklepsēhe shall stealG2813V-AAS-3S θύσῃthusēshall killG2380V-AAS-3S ἀπολέσῃ·apolesēshall destroy;G0622V-AAS-3S ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-1S ἔχωσινechōsinthey may haveG2192V-PAS-3P περισσὸνperissonexcessiveG4053ADV ἔχωσιν.echōsinmay have.G2192V-PAS-3P 11 Izaho no Mpiandry Tsara; ny Mpiandry Tsara manolotra ny ainy hamonjy ny ondry.
ποιμὴνpoimēnshepherdG4166N-NSM ποιμὴνpoimēnshepherdG4166N-NSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τίθησινtithēsinlays downG5087V-PAI-3S προβάτων.probatōnsheep.G4263N-GPN 12 Ary ny mpikarama, satria tsy mpiandry na tompon’ ny ondry izy, koa raha mahita ny amboadia1 avy, dia mandao ny ondry ka mandositra, ary ny amboadia2 misambotra ny ondry ka mampihahaka azy;
μισθωτὸςmisthōtoshired servantG3411N-NSM ποιμήν,poimēn[the] shepherd,G4166N-NSM ἔστινestinareG1510V-PAI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN ἴδια,idia[his] own,G2398A-NPN θεωρεῖtheōreihe seesG2334V-PAI-3S ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM ἀφίησινaphiēsinhe leavesG0863GV-PAI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-APN φεύγει,pheugeiflees —G5343V-PAI-3S ἁρπάζειharpazeisnatchesG0726V-PAI-3S σκορπίζει.skorpizeiscatters —.G4650V-PAI-3S πρόβαταprobatasheepG4263N-APN - lopa.
- lopa.
13 mandositra izy, satria mpikarama ka tsy mitandrina ny ondry.
μισθωτὸςmisthōtoshired servantG3411N-NSM φεύγειpheugeifleesG5343V-PAI-3S μισθωτόςmisthōtosa hired servantG3411N-NSM ἐστινestinhe isG1510V-PAI-3S μέλειmeleihe is himself concernedG3199V-PAI-3S προβάτων.¶probatōnsheep.G4263N-GPN 14 Izaho no Mpiandry Tsara; ary fantatro ny Ahy, sady fantany Aho,
ποιμὴνpoimēnshepherdG4166N-NSM γινώσκωginōskōI knowG1097V-PAI-1S ἐμά,emaMy own,G1473S-1SAPN γινώσκουσίνginōskousinthey knowG1097V-PAI-3P 15 dia tahaka ny ahafantaran’ ny Ray Ahy sy ny ahafantarako ny Ray; ary Izaho manolotra ny aiko hamonjy ny ondry.
καθὼςkathōsEven asG2531CONJ γινώσκειginōskeiknowsG1097V-PAI-3S πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T κἀγὼkagōI myself alsoG1473P-1NS + G2532 γινώσκωginōskōknowG1097V-PAI-1S πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T τίθημιtithēmiI lay downG5087V-PAI-1S προβάτων.probatōnsheep.G4263N-GPN 16 Manana ondry hafa izay tsy amin’ ity vala ity Aho; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko; ary ho tonga andiany iray izy, sady iray ihany ny Mpiandry.
πρόβαταprobatasheepG4263N-APN ἔχω,echōI have,G2192V-PAI-1S ἔστινestinareG1510V-PAI-3S ταύτης,tautēsthis,G3778D-GSF κἀκεῖναkakeinathose alsoG2532CONJ + G1565 δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S ἀγαγεῖν,agageinto bring,G0071V-2AAN ἀκούσουσιν,akousousinthey will listen,G0191V-FAI-3P γενήσονταιgenēsontaithey will becomeG1096V-FDI-3P ποίμνη,poimnēflock,G4167N-NSF εἷςheiswith oneG1520A-NSM ποιμήν.poimēnshepherd.G4166N-NSM 17 Ary izany no itiavan’ ny Raiko Ahy, satria Izaho manolotra ny aiko mba handraisako azy indray.
διὰdiaBecause ofG1223PREP πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἀγαπᾷagapalovesG0025V-PAI-3S τίθημιtithēmilay downG5087V-PAI-1S μου,mouof Mine,G3165P-1GS λάβωlabōI may takeG2983V-2AAS-1S 18 Tsy misy manaisotra ny aiko amiko, fa ny tenako ihany no manolotra azy. Manana fahefana hanolotra azy Aho, ary manana fahefana haka azy indray. Izany didy izany dia azoko tamin’ ny Raiko.
οὐδεὶςoudeisNo [one]G3762A-NSM αἴρειaireitakes awayG0142V-PAI-3S τίθημιtithēmilay downG5087V-PAI-1S ἐμαυτοῦ.emautouMyself.G1473F-1GSM ἐξουσίανexousianAuthorityG1849N-ASF ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S θεῖναιtheinaito lay downG5087V-2AAN ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF ἔχωechōI haveG2192V-PAI-1S λαβεῖνlabeinto takeG2983V-2AAN ταύτηνtautēnThisG3778D-ASF ἐντολὴνentolēncommandmentG1785N-ASF ἔλαβονelabonI receivedG2983V-2AAI-1S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου.¶mouof Mine.G3165P-1GS 19 Ary nisy fisarahana indray tao amin’ ny Jiosy noho izany teny izany.
ΣχίσμαSchismaDivisionG4978N-NSN ἐγένετοegenetothere wasG1096V-2ADI-3S ἸουδαίοιςIoudaioisJewsG2453N-DPM-PG διὰdiaon account ofG1223PREP λόγουςlogouswordsG3056N-APM τούτους.toutousthese.G3778D-APM 20 Ary maro tamin’ ireo no nanao hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo?
ἔλεγονelegonWere sayingG3004GV-IAI-3P πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM αὐτῶν·autōnthem;G0846P-GPM δαιμόνιονdaimonionA demonG1140N-ASN ἔχειecheiHe hasG2192V-PAI-3S μαίνεται·mainetaiis insane;G3105V-PNI-3S αὐτοῦautouto HimG0846P-GSM ἀκούετε;akouetedo you listen?G0191V-PAI-2P 21 Hoy kosa ny sasany: Tsy mba tenin’ ny demoniaka izany; moa ny demonia va mahay mampahiratra ny mason’ ny jamba?
ἄλλοιalloiOthersG0243A-NPM ἔλεγον·elegonwere saying;G3004GV-IAI-3P ταῦταtautaTheseG3778D-NPN ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-NPN ἔστινestinare [those]G1510V-PAI-3S δαιμονιζομένου·daimonizomenouof one demonised;G1139V-PNP-GSM δαιμόνιονdaimoniona demonG1140N-NSN δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S τυφλῶνtuphlōnof [the] blindG5185A-GPM ὀφθαλμοὺςophthalmous[their] eyesG3788N-APM ἀνοῖξαι;¶anoixaito open?G0455V-AAN 22 Ary tonga ny andro firavoravoana tany Jerosalema, dia ilay atao hoe Fitokanana, ary efa ririnina ny andro.
ἘγένετοEgenetoTook placeG1096V-2ADI-3S τότεtoteat the timeG5119ADV ἐγκαίνιαegkainiaFeast of DedicationG1456N-NPN Ἱεροσολύμοις·Hi'erosolumoisJerusalem;G2414N-DPN-L χειμὼνcheimōnwinterG5494N-NSM ἦν,ēnit was,G1510V-IAI-3S 23 Ary Jesosy nitsangantsangana teo an-kianjan’ ny tempoly teo amin’ ny Fialofan’ i Solomona.
περιεπάτειperiepateiwas walkingG4043V-IAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἱερῷhi'erōtempleG2411N-DSN Σολομῶνος.Solomōnosof Solomon.G4672GN-GSM-P 24 Dia nitangoronan’ ny Jiosy Izy ka nanontaniany hoe: Ambara-pahoviana no hampisalasalanao anay? Raha Hianao no Kristy, dia lazao marimarina aminay.
ἐκύκλωσανekuklōsanEncircledG2944V-AAI-3P ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG ἔλεγονelegonthey were sayingG3004GV-IAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM αἴρεις;aireishold You in suspense?G0142V-PAI-2S σὺsuYou yourselfG4771P-2NS χριστός,christosChrist,G5547N-NSM-T εἰπὲeipedo tellG2036V-2AAM-2S παρρησίᾳ.¶parrēsiaplainly.G3954N-DSF 25 Jesosy namaly azy hoe: Efa nilaza taminareo ihany Aho, nefa tsy mino ianareo; ny asa izay ataoko amin’ ny anaran’ ny Raiko no manambara Ahy.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P εἶπονeiponI toldG2036V-2AAI-1S πιστεύετε.pisteueteyou believe.G4100V-PAI-2P ὀνόματιonomatinameG3686N-DSN πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS ταῦταtautatheseG3778D-NPN μαρτυρεῖmartureibear witnessG3140V-PAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP 26 Kanefa ianareo tsy mino, satria tsy mba isan’ ny ondriko.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πιστεύετε,pisteuetebelieve,G4100V-PAI-2P ἐστὲesteyou areG1510V-PAI-2P προβάτωνprobatōnsheepG4263N-GPN ἐμῶνemōnof MineG1473S-1SGPN καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S ὑμῖν.huminto you.G4771P-2DP 27 Ny ondriko mihaino ny feoko, ary Izaho mahalala azy, ary izy manaraka Ahy,
πρόβαταprobatasheepG4263N-NPN ἐμὰemaof MineG1473S-1SNPN ἀκούουσιν,akouousinthey listenG0191V-PAI-3P κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 γινώσκωginōskōknowG1097V-PAI-1S ἀκολουθοῦσίνakolouthousinthey followG0190V-PAI-3P 28 ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin’ ny tanako.
κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 δίδωμιdidōmigiveG1325V-PAI-1S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPN αἰώνιον,aiōnioneternal,G0166A-ASF ἀπόλωνταιapolōntaishall they perishG0622V-2AMS-3P ἁρπάσειharpaseiwill seizeG0726V-FAI-3S χειρόςcheiroshandG5495N-GSF 29 Ny Raiko Izay nanome Ahy dia lehibe noho izy rehetra; ary tsy misy mahay mandrombaka amin’ ny tanan’ ny Ray.
πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T δέδωκένdedōkenhas given [them]G1325V-RAI-3S πάντωνpantōn[than] allG3956A-GPN μεῖζόνmeizongreaterG3173A-NSN-C ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἁρπάζεινharpazeinto seize [them]G0726V-PAN χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου.mouof mine.G3165P-1GS 30 Izaho sy ny Ray dia iray ihany.
πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἐσμεν.¶esmenare.G1510V-PAI-1P 31 Dia naka vato indray ny Jiosy hitoraka Azy.
ἘβάστασανEbastasanTook upG0941V-AAI-3P λίθουςlithousstonesG3037N-APM Ἰουδαῖοι,IoudaioiJews,G2453N-NPM-PG λιθάσωσινlithasōsinthey may stoneG3034V-AAS-3P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 32 Jesosy namaly azy hoe: Maro ny asa tsara nasehoko taminareo avy tamin’ ny Ray; koa ny asa manao ahoana amin’ ireny moa no itorahanareo vato Ahy?
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἔδειξαedeixaI have shownG1166V-AAI-1S πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου·mouof mine;G3165P-1GS διὰdiabecause ofG1223PREP ποῖονpoionwhichG4169I-ASN αὐτῶνautōnof theseG0846P-GPN ἐμὲemeMe myselfG1473P-1AS λιθάζετε;¶lithazetedo you stoneG3034V-PAI-2P 33 Ny Jiosy namaly Azy hoe: Tsy asa tsara no itorahanay vato Anao, fa fitenenan-dratsy1, satria olona ihany Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.
ἀπεκρίθησανapekrithēsanAnsweredG0611V-ADI-3P ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG λέγοντες·legontessaying:G3004GV-PAP-NPM λιθάζομένlithazomenwe do stoneG3034V-PAI-1P βλασφημίας,blasphēmiasblasphemy,G0988N-GSF σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ποιεῖςpoieismakeG4160GV-PAI-2S σεαυτὸνseautonyourselfG4771F-2ASM θεόν.¶theonGod.G2316N-ASM-T - Gr. blasfemia; izahao Mat 9. 3 .
34 Jesosy namaly azy hoe: Tsy voasoratra ao amin’ ny lalànareo va hoe: Hoy Izaho: Andriamanitra ianareo?1.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἔστινestinit isG1510V-PAI-3S γεγραμμένονgegrammenonwrittenG1125V-RPP-NSN ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP εἶπα·eipasaid:G2036V-2AAI-1S ἐστε;esteyou are’?G1510V-PAI-2P - Sal 82. 6
35 Raha ireny izay nanaovana izany tenin’ Andriamanitra izany no natao hoe andriamanitra (ary ny Soratra Masìna tsy azo foanana),
ἐκείνουςekeinousthemG1565D-APM εἶπενeipenhe calledG2036V-2AAI-3S θεοὺςtheousgodsG2316N-APM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἐγένετο,egenetocame,G1096V-2ADI-3S δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S λυθῆναιluthēnaito be brokenG3089V-APN γραφή,graphēScripture,G1124N-NSF 36 moa Izay nohasinin’ ny Ray ka nirahiny ho amin’ izao tontolo izao va no ataonareo hoe: Miteny ratsy Hianao, satria hoy Izaho: Zanak’ Andriamanitra Aho?
ὃνhon[of Him] whomG3739R-ASM πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἡγίασενhēgiasensanctifiedG0037V-AAI-3S ἀπέστειλενapesteilenHe sentG0649V-AAI-3S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP λέγετεlegetedo sayG3004GV-PAI-2P βλασφημεῖς,blasphēmeisYou blaspheme,G0987V-PAI-2S εἶπον·eiponI said;G2036V-2AAI-1S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T εἰμι;eimiI am’?G1510V-PAI-1S 37 Raha tsy manao ny asan’ ny Raiko Aho, dia aza mino Ahy.
πατρόςpatrosFatherG3962N-GSM-T μου,mouof Mine,G3165P-1GS πιστεύετέpisteuetedo believeG4100V-PAM-2P 38 Fa raha manao ihany kosa Aho, na dia tsy mino Ahy aza ianareo, dia minoa ny asa, mba ho fantatrareo sy hekenareo fa ny Ray no ato amiko, ary Izaho ao amin’ ny Ray.
κἂνkaneven ifG2532CONJ + G1437 ἐμοὶemoiMe myselfG1473P-1DS πιστεύητε,pisteuēteyou shall believe,G4100V-PAS-2P ἔργοιςergoisworksG2041N-DPN πιστεύετεpisteuetedo believeG4100V-PAM-2P γνῶτεgnōteyou may knowG1097V-2AAS-2P γινώσκητεginōskētemay understandG1097V-PAS-2P ἐμοὶemoiMe myself [is]G1473P-1DS πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T κἀγὼkagōand I myselfG1473P-1NS + G2532 πατρί.¶patriFather.G3962N-DSM-T 39 Dia nitady hisambotra Azy indray ny Jiosy; fa nandositra azy1 Izy.
ἘζήτουνEzētounThey were seekingG2212V-IAI-3P πιάσαι·piasaito seize;G4084V-AAN ἐξῆλθενexēlthenHe went forthG1831V-2AAI-3S χειρὸςcheiroshandG5495N-GSF αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM - Gr. Ny tànany.
40 Dia lasa nankany an-dafin’ i Jordana indray Jesosy, ho any amin’ ilay tany nanaovan’ i Jaona batisa voalohany, ka nitoetra tany Izy.
ἀπῆλθενapēlthenHe departedG0565V-2AAI-3S πέρανperanbeyondG4008PREP ἸορδάνουIordanouJordanG2446N-GSM-L τόπονtoponplaceG5117N-ASM ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P πρῶτονprōtonat firstG4413GA-ASN βαπτίζων,baptizōnbaptizing,G0907V-PAP-NSM ἔμεινενemeinenHe stayedG3306V-AAI-3S 41 Ary maro no nankeo aminy ka nanao hoe: Jaona tsy mba nanao famantarana, nefa izay rehetra nolazainy ny amin’ ity Lehilahy ity dia marina avokoa.
πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-3P ἔλεγονelegonwere sayingG3004GV-IAI-3P ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P σημεῖονsēmeionsignG4592N-ASN ἐποίησενepoiēsendidG4160GV-AAI-3S οὐδέν,oudenno[thing],G3762A-ASN πάνταpantaeverythingG3956A-NPN ὅσαhosaas much asG3745K-APN εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P τούτουtoutouthis [man]G3778D-GSM ἀληθῆalēthētrueG0227A-NPN 42 Ary maro no nino Azy teo.
πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM ἐπίστευσανepisteusanbelievedG4100V-AAI-3P