Chapter 3
1 Ary nisy Fariseo anankiray atao hoe Nikodemosy, mpanapaka tamin’ ny Jiosy.
ἮνĒnThere wasG1510V-IAI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM Φαρισαίων,PharisaiōnPharisees,G5330N-GPM-T ΝικόδημοςNikodēmosNicodemusG3530N-NSM-P αὐτῷ,autōto him,G0846P-DSM ἄρχωνarchōna rulerG0758N-NSM Ἰουδαίων.IoudaiōnJews.G2453N-GPM-PG 2 Izy nankao amin’ i Jesosy nony alina ka nanao taminy hoe: Raby ô, fantatray fa mpampianatra avy amin’ Andriamanitra Hianao; fa tsy misy olona mahay manao izao famantarana ataonao izao, raha tsy Andriamanitra no momba azy.
ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S νυκτὸςnuktosby nightG3571N-GSF εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ῥαββί,rhabbiRabbi,G4461N-VSM-T οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-RAI-1P ἐλήλυθαςelēluthasYou have comeG2064V-2RAI-2S διδάσκαλος·didaskalosa teacher;G1320N-NSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ταῦταtautatheseG3778D-APN σημεῖαsēmeiasignsG4592N-APN σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ποιεῖς,poieisdo,G4160GV-PAI-2S αὐτοῦ.¶autouhim.G0846P-GSM 3 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray1 ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’ Andriamanitra.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM γεννηθῇgennēthēashall be bornG1080V-APS-3S ἄνωθεν,anōthenfrom above,G0509ADV δύναταιdunataihe is ableG1410V-PNI-3S βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T - Na: ateraka avy ambony.
4 Hoy Nikodemosy taminy: Hataon’ ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?
Νικόδημος·NikodēmosNicodemus;G3530N-NSM-P δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM γεννηθῆναιgennēthēnaito be bornG1080V-APN ὤν;ōnbeing?G1510V-PAP-NSM δύναταιdunataiis he ableG1410V-PNI-3S κοιλίανkoilianwombG2836N-ASF μητρὸςmētrosmotherG3384N-GSF αὐτοῦautouof himG0846P-GSM δεύτερονdeuterona second timeG1208A-ASN εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN γεννηθῆναι;¶gennēthēnaito be born?G1080V-APN 5 Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra izy.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P γεννηθῇgennēthēashall be bornG1080V-APS-3S ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN πνεύματος,pneumatosof [the] Spirit,G4151GN-GSN δύναταιdunataihe is ableG1410V-PNI-3S εἰσελθεῖνeiseltheinto enterG1525V-2AAN βασιλείανbasileiankingdomG0932N-ASF θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 6 Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy.
γεγεννημένονgegennēmenonbornG1080V-RPP-NSN σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ἐστιν,estinis,G1510V-PAI-3S γεγεννημένονgegennēmenonbornG1080V-RPP-NSN πνεύματοςpneumatosSpiritG4151GN-GSN ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 7 aza gaga noho ny nilazako taminao hoe: Tsy maintsy hateraka indray1 ianareo.
θαυμάσῃςthaumasēsmay do wonderG2296V-AAS-2S εἶπόνeiponI saidG2036V-2AAI-1S δεῖdeiIt is necessary forG1163V-PAI-3S ὑμᾶςhumasyou [all]G4771P-2AP γεννηθῆναιgennēthēnaito be bornG1080V-APN ἄνωθεν.anōthenfrom above.G0509ADV - Na: hateraka avy any ambony.
8 Ny rivotra mitsoka amin’ izay tiany, ary renao ny feony, nefa tsy fantatrao izay ihaviany na izay alehany, dia tahaka izany izay rehetra ateraky ny Fanahy.
θέλειtheleiit wishesG2309V-PAI-3S πνεῖ,pneiblows,G4154V-PAI-3S αὐτοῦautouof itG0846P-GSN ἀκούειςakoueisYou hearG0191V-PAI-2S οἶδαςoidasyou knowG6063V-RAI-2S πόθενpothenfrom whereG4159ADV ἔρχεταιerchetaiit comesG2064V-PNI-3S ὑπάγει·hupageiit goes;G5217V-PAI-3S ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S γεγεννημένοςgegennēmenosbornG1080V-RPP-NSM πνεύματος.¶pneumatosSpirit.G4151HN-GSN 9 Nikodemosy namaly ka nanao taminy hoe: Hatao ahoana no hahatonga izany zavatra izany?
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ΝικόδημοςNikodēmosNicodemusG3530N-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM δύναταιdunataiare ableG1410V-PNI-3S ταῦταtautathese thingsG3778D-NPN γενέσθαι;¶genesthaito be?G1096V-2ADN 10 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Hianao va no mpampianatra ny Isiraely ka tsy mahalala izany zavatra izany?
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS διδάσκαλοςdidaskalosteacherG1320N-NSM ἸσραὴλIsraēlof IsraelG2474N-GSM-L ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γινώσκεις;ginōskeisknow?G1097V-PAI-2S 11 Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Izay fantatray no lazainay, ary izay hitanay no ambaranay; nefa ny fanambaranay tsy raisinareo.
οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-RAI-1P λαλοῦμενlaloumenwe speakG2980V-PAI-1P ἑωράκαμενhe'ōrakamenwe have seenG3708V-RAI-1P μαρτυροῦμεν,marturoumenwe bear witness to,G3140V-PAI-1P μαρτυρίανmarturianwitnessG3141N-ASF λαμβάνετε.lambaneteyou people receive.G2983V-PAI-2P 12 Raha ny zavatra etỳ an-tany aza no nolazaiko taminareo ka tsy inoanareo, ahoana no hinoanareo, raha milaza aminareo ny zavatra any an-danitra Aho?
τὰtathe [things]G3588T-APN ἐπίγειαepigeiaearthlyG1919A-APN εἶπονeiponI have toldG2036V-2AAI-1S πιστεύετε,pisteueteyou believe,G4100V-PAI-2P εἴπωeipōI may tellG2036V-2AAS-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τὰtathe [things]G3588T-APN ἐπουράνιαepouraniaheavenlyG2032A-APN πιστεύσετε;pisteusetewill you believe?G4100V-FAI-2P 13 Ary tsy nisy niakatra ho any an-danitra, afa-tsy Ilay nidina avy tany an-danitra, dia ny Zanak’ olona, Izay any an-danitra.
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἀναβέβηκενanabebēkenhas gone upG0305V-RAI-3S οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM καταβάς,katabashaving come down,G2597V-2AAP-NSM ἀνθρώπουanthrōpouof ManG0444N-GSM-T ὢνōnis beingG1510V-PAP-NSM οὐρανῷ.ouranōheaven.G3772N-DSM 14 Ary tahaka ny nanandratan’ i Mosesy ny menarana tany an-efitra no tsy maintsy hanandratana ny Zanak’ olona,
καθὼςkathōseven asG2531CONJ ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P ὕψωσενhupsōsenlifted upG5312V-AAI-3S ὄφινophinserpentG3789N-ASM ἐρήμῳ,erēmōwilderness,G2048A-DSF ὑψωθῆναιhupsōthēnaito be lifted upG5312V-APN δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S ἀνθρώπου,anthrōpouof Man,G0444N-GSM-T 15 mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mino Azy.
πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM ἀπόληταιapolētaimay perishG0622V-2AMS-3S ἔχῃechēmay haveG2192V-PAS-3S αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASF 16 Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
ἠγάπησενēgapēsenlovedG0025V-AAI-3S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μονογενῆmonogenēonly begottenG3439A-ASM ἔδωκεν,edōkenHe gave,G1325V-AAI-3S πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM ἀπόληταιapolētaimay perishG0622V-2AMS-3S ἔχῃechēmay haveG2192V-PAS-3S αἰώνιον.aiōnioneternal.G0166A-ASF 17 Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin’ izao tontolo izao hanameloka1 izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.
ἀπέστειλενapesteilensentG0649V-AAI-3S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM κόσμονkosmonworldG2889N-ASM κρίνῃkrinēHe may judgeG2919V-PAS-3S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM σωθῇsōthēamay be savedG4982V-APS-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM - Gr. hitsara.
18 Izay mino Azy dia tsy helohina1; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka2 rahateo, satria tsy nino ny anaran’ ny Zanaka-lahy Tokan’ Andriamanitra izy.
πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM κρίνεται·krinetaiis judged;G2919V-PPI-3S πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM κέκριταιkekritaihas been judgedG2919V-RPI-3S πεπίστευκενpepisteukenhe has believedG4100V-RAI-3S μονογενοῦςmonogenousonly begottenG3439A-GSM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T - Gr. tsaraina.
- Gr. voatsara.
19 Ary izao no fanamelohana1, fa tonga amin’ izao tontolo izao ny mazava, nefa aleon’ ny olona ny maizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny asany.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S κρίσιςkrisisjudgementG2920N-NSF ἐλήλυθενelēluthenhas comeG2064V-2RAI-3S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM ἠγάπησανēgapēsanlovedG0025V-AAI-3P ἄνθρωποιanthrōpoimenG0444N-NPM σκότοςskotosdarknessG4655N-ASN αὐτῶνautōnof themG0846P-GPM πονηρὰponēraevilG4190A-NPN ἔργα.ergadeeds.G2041N-NPN - Gr. voatsara.
20 Fa izay rehetra manao ratsy dia mankahala ny mazava sady tsy manatona ny mazava, fandrao hita miharihary ny asany.
φαῦλαphaulaevilG5337A-APN πράσσωνprassōnpracticingG4238V-PAP-NSM μισεῖmiseihatesG3404V-PAI-3S ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ἐλεγχθῇelegchthēamay be exposedG1651V-APS-3S αὐτοῦ·autouof him;G0846P-GSM 21 Fa izay manao ny marina kosa dia manatona ny mazava, mba haseho ny asany, fa atao amin’ Andriamanitra izany.
ποιῶνpoiōnpracticingG4160GV-PAP-NSM ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S φανερωθῇphanerōthēamay be manifestG5319V-APS-3S ἐστινestinhave beenG1510V-PAI-3S εἰργασμένα.¶eirgasmenadone.G2038V-RPP-NPN 22 Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Jodia Jesosy sy ny mpianany; ary niara-nitoetra taminy tao Izy sady nanao batisa.
ταῦταtautathese thingsG3778D-APN ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἸουδαίανIoudaianJudeanG2453A-ASF-PG διέτριβενdietribenHe was stayingG1304V-IAI-3S ἐβάπτιζεν.ebaptizenwas baptizing.G0907V-IAI-3S 23 Ary Jaona koa nanao batisa tao Ainona, akaikin’ i Saleima, satria nisy loharano maro tao; dia nankany ny olona ka nataony batisa.
ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P βαπτίζωνbaptizōnbaptizingG0907V-PAP-NSM ΑἰνὼνAinōnAenonG0137N-DSF-L Σαλείμ,SaleimSalim,G4530N-GSN-L ὕδαταhudatawatersG5204N-NPN παρεγίνοντοpareginontothey were comingG3854V-IDI-3P ἐβαπτίζοντο·ebaptizontowere being baptized;G0907V-IPI-3P 24 Fa tsy mbola natao tao an-tranomaizina Jaona.
οὔπωoupōNot yetG3768ADV-N βεβλημένοςbeblēmenoscastG0906HV-RPP-NSM φυλακὴνphulakēnprisonG5438GN-ASF Ἰωάννης.IōannēsJohn.G2491GN-NSM-P 25 Ary nisy nifandiran’ ny mpianatr’ i Jaona tamin’ ny Jiosy anankiray ny amin’ ny fanadiovana;
ἐγένετοegenetoAroseG1096V-2ADI-3S ζήτησιςzētēsisa debateG2214N-NSF μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P ἸουδαίουIoudaiou[a certain] JewG2453N-GSM-PG καθαρισμοῦ.katharismoupurification.G2512N-GSM 26 ary tonga tany amin’ i Jaona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Raby ô, Ilay tany aminao, tany an-dafin’ i Jordana, Izay nambaranao, indro, manao batisa Izy, ary ny olona rehetra manatona Azy.
ἦλθονēlthonthey cameG2064V-2AAI-3P ἸωάννηνIōannēnJohnG2491GN-ASM-P εἶπανeipansaidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ῥαββί,rhabbiRabbi,G4461N-VSM-T πέρανperanbeyondG4008PREP Ἰορδάνου,IordanouJordan,G2446N-GSM-L σὺsuyou yourselfG4771P-2NS μεμαρτύρηκας,memarturēkashave borne witness,G3140V-RAI-2S βαπτίζει,baptizeibaptizes,G0907V-PAI-3S πάντεςpantesallG3956A-NPM ἔρχονταιerchontaiare comingG2064V-PNI-3P αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 27 Jaona namaly ka nanao hoe: Tsy misy olona mahay mandray na inona na inona, raha tsy nomena azy avy any an-danitra izany.
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S δύναταιdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM λαμβάνεινlambaneinto receiveG2983V-PAN οὐδὲoudeand notG3761CONJ-N ᾖēit shall beG1510V-PAS-3S δεδομένονdedomenongivenG1325V-RPP-NSN οὐρανοῦ.ouranouheaven.G3772N-GSM 28 Hianareo no vavolombeloko fa hoy izaho: Tsy izaho no Kristy, fa nirahiny hialoha Azy aho.
αὐτοὶautoiYourselvesG0846P-NPM ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP μαρτυρεῖτεmartureitebear witnessG3140V-PAI-2P εἶπονeiponI saidG2036V-2AAI-1S χριστός,christosChrist,G5547N-NSM-T ἀπεσταλμένοςapestalmenossentG0649V-RPP-NSM εἰμὶeimiI amG1510V-PAI-1S ἔμπροσθενemprosthenbeforeG1715PREP ἐκείνου.¶ekeinouHim.G1565D-GSM 29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra; fa ny sakaizan’ ny mpampakatra, izay mitsangana sy mihaino azy, dia mifaly indrindra noho ny feon’ ny mpampakatra; ary efa tanteraka izany fifaliako izany.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM νύμφηνnumphēnbrideG3565N-ASF νυμφίοςnumphios[the] bridegroomG3566N-NSM ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S φίλοςphilosfriendG5384A-NSM νυμφίου,numphioubridegroom,G3566N-GSM ἑστηκὼςhestēkōshaving stoodG2476V-RAP-NSM ἀκούωνakouōnlisteningG0191V-PAP-NSM αὐτοῦ,autoufor him,G0846P-GSM χαρᾷcharawith joyG5479N-DSF χαίρειchaireirejoicesG5463V-PAI-3S διὰdiabecause ofG1223PREP νυμφίου.numphioubridegroom.G3566N-GSM ἐμὴemēof mineG1473S-1SNSF πεπλήρωται.peplērōtaihas been fulfilled.G4137V-RPI-3S 30 Izy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena.
ἐκεῖνονekeinonHimG1565D-ASM δεῖdeiit behoovesG1163V-PAI-3S αὐξάνειν,auxaneinto increase,G0837V-PAN ἐμὲememe myselfG1473P-1AS ἐλαττοῦσθαι.elattousthaito decrease.G1642V-PEN 31 Izay avy any ambony dia ambonin’ izy rehetra; ary izay avy amin’ ny tany dia avy amin’ ny tany, ka ny momba ny etỳ an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin’ izy rehetra;
ἄνωθενanōthenfrom aboveG0509ADV ἐρχόμενοςerchomenoscomingG2064V-PNP-NSM πάντωνpantōnallG3956A-GPN ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S ἐστινestinisG1510V-PAI-3S λαλεῖ.laleispeaks.G2980V-PAI-3S οὐρανοῦouranouheavenG3772N-GSM ἐρχόμενοςerchomenoscomingG2064V-PNP-NSM πάντωνpantōnallG3956A-GPN ἐστίν·estinis;G1510V-PAI-3S 32 koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany.
ἑώρακενhe'ōrakenHe has seenG3708V-RAI-3S ἤκουσεν,ēkousenheard,G0191V-AAI-3S μαρτυρεῖ,martureiHe testifies,G3140V-PAI-3S μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM λαμβάνει.lambaneireceives.G2983V-PAI-3S 33 Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra.
λαβὼνlabōnhaving receivedG2983V-2AAP-NSM μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἐσφράγισενesphragisenhas set his sealG4972V-AAI-3S ἀληθήςalēthēstrueG0227A-NSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 34 Fa Izay nirahin’ Andriamanitra dia milaza ny teniny; fa tsy misy fetra ny fanomezan’ Andriamanitra ny Fanahy.
ἀπέστειλενapesteilensentG0649V-AAI-3S θεός,theosGod,G2316N-NSM-T ῥήματαrhēmatadeclarationsG4487N-APN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T λαλεῖ·laleispeaks;G2980V-PAI-3S μέτρουmetroumeasureG3358N-GSN δίδωσινdidōsinHe givesG1325V-PAI-3S πνεῦμα.pneumaSpirit.G4151GN-ASN 35 Ny Ray tia ny Zanaka ka efa nanolotra ny zavatra rehetra ho eo an-tànany.
πατὴρpatērFatherG3962N-NSM-T ἀγαπᾷagapalovesG0025V-PAI-3S πάνταpantaall thingsG3956A-APN δέδωκενdedōkenhas givenG1325V-RAI-3S χειρὶcheirihandG5495N-DSF αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 36 Izay mino ny Zanaka manana fiainana mandrakizay; fa izay tsy mino ny Zanaka dia tsy hahita fiainana, fa ny fahatezeran’ Andriamanitra no mitoetra eo aminy.
πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S αἰώνιον·aiōnioneternal;G0166A-ASF ἀπειθῶνapeithōnnot obeyingG0544V-PAP-NSM ὄψεταιopsetaiwill beholdG3700GV-FDI-3S θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S αὐτόν.¶autonhim.G0846P-ASM