Chapter 1
1 Tamin’ ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.
ἀρχῇarchēabeginningG0746N-DSF λόγος,logosWord,G3056N-NSM θεόν,theonGod,G2316N-ASM-T λόγος.logosWord.G3056N-NSM 2 Izy dia tao amin’ Andriamanitra tamin’ ny voalohany.
ἀρχῇarchēabeginningG0746N-DSF θεόν.theonGod.G2316N-ASM-T 3 Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
πάνταpantaAll thingsG3956A-NPN ἐγένετο,egenetocame into being,G1096V-2ADI-3S χωρὶςchōriswithoutG5565PREP ἐγένετοegenetocame into beingG1096V-2ADI-3S οὐδὲoudenot evenG3761CONJ-N ἓνhenone [thing]G1520A-NSN γέγονεν.gegonenhas come into being.G1096V-2RAI-3S 4 Izy no nisiam-piainana; ary ny fiainana no fanazavana ny olona.
ἀνθρώπων,anthrōpōnof men,G0444N-GPM 5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin’ ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy1.
σκοτίᾳskotiadarknessG4653N-DSF φαίνει,phaineishines,G5316V-PAI-3S σκοτίαskotiadarknessG4653N-NSF κατέλαβεν.¶katelabengrasped [it].G2638V-2AAI-3S - Na: Tsy mahasakana azy.
6 Nisy lehilahy nirahin’ Andriamanitra, Jaona no anarany.
ἘγένετοEgenetoThere cameG1096V-2ADI-3S ἄνθρωποςanthrōposa manG0444N-NSM ἀπεσταλμένοςapestalmenossentG0649V-RPP-NSM θεοῦ,theouGod,G2316N-GSM-T ὄνομαonoma[the] nameG3686N-NSN Ἰωάννης.Iōannēs[was] John.G2491GN-NSM-P 7 Izy tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava, mba hinoan’ ny olona rehetra noho ny teniny.
ἦλθενēlthencameG2064V-2AAI-3S μαρτυρίανmarturiana witnessG3141N-ASF μαρτυρήσῃmarturēsēhe may testifyG3140V-AAS-3S περὶpericoncerningG4012PREP φωτός,phōtosLight,G5457N-GSN πάντεςpantesallG3956A-NPM πιστεύσωσινpisteusōsinmay believeG4100V-AAS-3P αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM 8 Tsy izy anefa no Ilay Mazava, fa tonga ho vavolombelona hanambara ny Mazava ihany izy.
ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM μαρτυρήσῃmarturēsēhe may witnessG3140V-AAS-3S περὶpericoncerningG4012PREP φωτός.phōtosLight.G5457N-GSN 9 Tao ny tena Mazava1 Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin’ izao tontolo izao2.
ἀληθινὸνalēthinontrueG0228A-NSN φωτίζειphōtizeienlightensG5461V-PAI-3S πάνταpantaeveryG3956A-ASM ἄνθρωπονanthrōponmanG0444N-ASM ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM κόσμον.kosmonworld.G2889N-ASM - Na: Izy no tena Mazava.
- Na: Ny Mazava marina, Izay mahazava ny olona rehetra, dia tonga amin’ izao tontolo izao.
10 Teo amin’ izao tontolo izao Izy, ary Izy no nanaovana izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao tsy nahalala Azy.
κόσμῳkosmōworldG2889N-DSM ἦν,ēnHe was,G1510V-IAI-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἐγένετο,egenetocame into being,G1096V-2ADI-3S κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM ἔγνω.egnōknew.G1097V-2AAI-3S 11 Tonga tany amin’ ny Azy Izy, fa ny Azy tsy nandray Azy.
ἴδιαidia[His] ownG2398A-APN ἦλθεν,ēlthenHe came,G2064V-2AAI-3S ἴδιοιidioi[His] ownG2398A-NPM παρέλαβον.parelabonreceived.G3880V-2AAI-3P 12 Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery1 ho tonga zanak’ Andriamanitra, dia izay mino ny anarany,
ὅσοιhosoiAs many asG3745K-NPM ἔλαβονelabonreceivedG2983V-2AAI-3P αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἔδωκενedōkenHe gaveG1325V-AAI-3S αὐτοῖςautoisto themG0846P-DPM ἐξουσίανexousianauthorityG1849N-ASF τέκναteknachildrenG5043N-APN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T γενέσθαι,genesthaito be,G1096V-2ADN τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM - Na: anarana, na fahefana.
13 dia ireo izay tsy nateraky ny rà, na ny sitrapon’ ny nofo, na ny sitrapon’ ny olona, fa naterak’ Andriamanitra.
οὐκouknot [born]G3756PRT-N αἱμάτωνhaimatōnbloodG0129GN-GPN οὐδὲoudenor [born]G3761CONJ-N θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN σαρκὸςsarkosof fleshG4561N-GSF οὐδὲoudenor [born]G3761CONJ-N θελήματοςthelēmatoswillG2307N-GSN ἐγεννήθησαν.egennēthēsanwere born.G1080V-API-3P 14 Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina1 tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an’ ny Lahitokana avy tamin’ ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana.
ἐγένετοegenetobecameG1096V-2ADI-3S ἐσκήνωσενeskēnōsenHe dweltG4637V-AAI-3S ἐθεασάμεθαetheasamethawe beheldG2300V-ADI-1P δόξανdoxangloryG1391N-ASF αὐτοῦ,autouof Him,G0846P-GSM δόξανdoxana gloryG1391N-ASF μονογενοῦςmonogenousof an only begottenG3439A-GSM πατρός,patros[the] Father,G3962N-GSM-T πλήρηςplērēsfullG4134A-NSM χάριτοςcharitosof graceG5485N-GSF ἀληθείας.¶alētheiastruth.G0225N-GSF - Gr. nitoetra an-day.
15 Jaona nanambara Azy ka niantso hoe: Izy Ilay nolazaiko hoe: Izay avy
ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P μαρτυρεῖmartureiwitnessesG3140V-PAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP κέκραγενkekragenhe has cried outG2896V-2RAI-3S λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM οὗτοςhoutosThisG3778D-NSM εἶπον·eiponI was saying;G2036V-2AAI-1S ἐρχόμενοςerchomenoscomingG2064V-PNP-NSM ἔμπροσθένemprosthenprecedenceG1715PREP γέγονεν,gegonenhas,G1096V-2RAI-3S ἦν.ēnHe was.’G1510V-IAI-3S 16 Fa tamin’ ny fahafenoany no nandraisantsika rehetra, dia fahasoavana anampy fahasoavana.
πληρώματοςplērōmatosfullnessG4138N-GSN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἡμεῖςhēmeiswe ourselvesG3165P-1NP πάντεςpantesallG3956A-NPM ἐλάβομενelabomenhave receivedG2983V-2AAI-1P χάρινcharingraceG5485N-ASF χάριτος.charitosgrace.G5485N-GSF 17 Fa ny lalàna dia nomena tamin’ ny alalan’ i Mosesy; fa ny fahasoavana sy ny fahamarinana kosa dia tonga tamin’ ny alalan’ i Jesosy Kristy.
ΜωϋσέωςMōuseōsMosesG3475N-GSM-P ἐδόθη,edothēwas given,G1325V-API-3S χάριςcharisgraceG5485N-NSF ἀλήθειαalētheiatruthG0225N-NSF ΧριστοῦChristouChristG5547N-GSM-T ἐγένετο.¶egenetocame.G1096V-2ADI-3S 18 Tsy nisy nahita an’ Andriamanitra na oviana na oviana; fa ny Zanakalahy Tokana, Izay ao an-tratran’ ny Ray, Izy no nanambara Azy.
οὐδεὶςoudeisno [one]G3762A-NSM ἑώρακενhe'ōrakenhas seenG3708V-RAI-3S πώποτε·pōpoteever yet;G4455ADV μονογενὴςmonogenēsonly begottenG3439A-NSM ὢνōnis beingG1510V-PAP-NSM κόλπονkolponbosomG2859N-ASM πατρός,patrosFather,G3962N-GSM-T ἐκεῖνοςekeinosHeG1565D-NSM ἐξηγήσατο.exēgēsatohas made [Him] known.G1834V-ADI-3S 19 Ary izao no nambaran’ i Jaona, raha ny Jiosy naniraka mpisorona sy Levita avy tany Jerosalema hankany aminy mba hanontany azy hoe: Iza moa ianao?
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S μαρτυρίαmarturiatestimonyG3141N-NSF ἸωάννουIōannouof JohnG2491GN-GSM-P ἀπέστειλανapesteilansentG0649V-AAI-3P ἸουδαῖοιIoudaioiJewsG2453N-NPM-PG ἹεροσολύμωνHi'erosolumōnJerusalemG2414N-GPN-L ἱερεῖςhi'ereispriestsG2409N-APM ΛευίταςLeuitasLevitesG3019N-APM-PG ἐρωτήσωσινerōtēsōsinthey may askG2065V-AAS-3P αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS 20 Ary nilaza marina izy ka tsy nandà, fa hoy ny filàzany: Tsy izaho no Kristy.
ὡμολόγησενhōmologēsenhe confessedG3670V-AAI-3S ἠρνήσατοērnēsatodeniedG0720V-ADI-3S ὡμολόγησενhōmologēsenconfessedG3670V-AAI-3S χριστός.¶christosChrist.G5547N-NSM-T 21 Ary izy ireo nanontany azy hoe: Ahoana ary? Elia va ianao? Fa hoy izy: Tsy izy aho. Ilay Mpaminany va ianao? Fa izy namaly hoe: Tsia.
ἠρώτησανērōtēsanthey askedG2065V-AAI-3P αὐτόν·autonhim;G0846P-ASM σὺsuYou yourselfG4771P-2NS ἨλίαςĒliasElijahG2243N-NSM-P λέγει·legeihe says;G3004GV-PAI-3S εἰμί.eimiI am.G1510V-PAI-1S προφήτηςprophētēsprophetG4396N-NSM σύ;suyou yourself?G4771P-2NS ἀπεκρίθη·apekrithēhe answered;G0611V-ADI-3S 22 Dia hoy ireo taminy: Iza ary ianao? mba hitondranay valiny ho any amin’ izay naniraka anay. Lazainao ho iza moa ny tenanao?
εἶπανeipanThey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM εἶ;eiare you?G1510V-PAI-2S ἀπόκρισινapokrisinan answerG0612N-ASF δῶμενdōmenwe may giveG1325V-2AAS-1P τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πέμψασινpempsasinhaving sentG3992V-AAP-DPM λέγειςlegeissay youG3004GV-PAI-2S σεαυτοῦ;seautouyourself?G4771F-2GSM 23 Dia hoy izy: Izaho dia feon’ ny miantso mafy any an-efitra hoe: Ataovy mahitsy ny lalan’ i Jehovah1, araka izay nolazain’ Isaia mpaminany.
ἔφη·ephēHe was saying;G5346V-IAI-3S ἐγὼegōI myself [am]G1473P-1NS βοῶντοςboōntoscryingG0994V-PAP-GSM ἐρήμῳ·erēmōwilderness;G2048A-DSF εὐθύνατεeuthunatedo make straightG2116V-AAM-2P κυρίου·kuriouof [the] Lord;G2962GN-GSM-T καθὼςkathōseven asG2531CONJ εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S ἨσαΐαςĒsaiasIsaiahG2268N-NSM-P προφήτης.prophētēsprophet.G4396N-NSM - Isa 40. 3
24 Ary iraka avy tamin’ ny Fariseo ireo.
ἀπεσταλμένοιapestalmenoisentG0649V-RPP-NPM ἦσανēsanwereG1510V-IAI-3P ΦαρισαίωνPharisaiōnPhariseesG5330N-GPM-T 25 Dia nanontany azy ireo ka nanao taminy hoe: Nahoana ary ianao no manao batisa raha tsy ianao no Kristy, na Elia, na Ilay Mpaminany?
ἠρώτησανērōtēsanthey askedG2065V-AAI-3P εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM βαπτίζειςbaptizeisbaptize youG0907V-PAI-2S σὺsuyou yourselfG4771P-2NS χριστὸςchristosChristG5547N-NSM-T ἨλίαςĒliasElijahG2243N-NSM-P προφήτης;prophētēsprophet?G4396N-NSM 26 Jaona namaly azy ka nanao hoe: Izaho manao batisa amin’ ny rano; fa eto aminareo misy Anankiray Izay tsy fantatrareo,
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S αὐτοῖςautoisthemG0846P-DPM ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P λέγων·legōnsaying;G3004GV-PAP-NSM βαπτίζωbaptizōbaptizeG0907V-PAI-1S ὕδατι·hudatiwater;G5204N-DSN μέσοςmesos[in the] midstG3319A-NSM ὑμῶνhumōnof youG4771P-2GP ἕστηκενhestēkenhe has stoodG2476V-RAI-3S ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP οἴδατε,oidateknow,G6063V-RAI-2P 27 dia Ilay avy ao aoriako, ary tsy miendrika hamaha ny fehin-kapany aza aho.
αὐτόςautoshe himselfG0846P-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐρχόμενος,erchomenoscoming,G2064V-PNP-NSM ἔμπροσθένemprosthenbeforeG1715PREP γέγονεν·gegonenhas been;G1096V-2RAI-3S ἄξιοςaxiosworthyG0514A-NSM λύσωlusōI may untieG3089V-AAS-1S αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἱμάνταhimantastrapG2438N-ASM ὑποδήματος.hupodēmatossandal.G5266N-GSN 28 Izany zavatra izany dia natao tany Betania1 any an-dafin’ i Jordana, izay nanaovan’ i Jaona batisa.
ταῦταtautaThese thingsG3778D-NPN ΒηθανίᾳBēthaniaBethanyG0963N-DSF-L ἐγένετοegenetotook placeG1096V-2ADI-3S πέρανperanacrossG4008PREP ἸορδάνουIordanouJordanG2446N-GSM-L ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P βαπτίζων.¶baptizōnbaptizing.G0907V-PAP-NSM - Na: Betabara.
29 Nony ampitso dia nahita an’ i Jesosy avy manatona azy Jaona, ka dia hoy izy: Indro ny Zanak’ ondrin’ Andriamanitra, Izay manaisotra1 ny fahotan’ izao tontolo izao!
ἐπαύριονepaurionnext dayG1887ADV βλέπειblepeihe seesG0991V-PAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491HN-NSM-P ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM λέγει·legeisays;G3004GV-PAI-3S θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T αἴρωνairōnis taking awayG0142V-PAP-NSM ἁμαρτίανhamartiansinG0266N-ASF κόσμου.kosmouworld.G2889N-GSM - Na: mitondra.
30 Izy Ilay nolazaiko hoe: Misy Lehilahy avy ao aoriako Izay efa tonga eo alohako, satria talohako Izy.
ἐστινestinit isG1510V-PAI-3S ὑπὲρhuperconcerningG5228PREP εἶπον·eiponsaid;G2036V-2AAI-1S ἔρχεταιerchetaicomesG2064V-PNI-3S ἔμπροσθένemprosthenprecedenceG1715PREP γέγονενgegonenhasG1096V-2RAI-3S ἦν.ēnHe was.G1510V-IAI-3S 31 Ary izaho tsy nahalala Azy; fa mba haseho amin’ ny Isiraely Izy, izany no nihaviako manao batisa amin’ ny rano.
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM φανερωθῇphanerōthēaHe may be revealedG5319V-APS-3S Ἰσραήλ,Israēlto Israel,G2474N-DSM-L διὰdiabecause ofG1223PREP ἦλθονēlthoncameG2064V-2AAI-1S ὕδατιhudatiwaterG5204N-DSN βαπτίζων.baptizōnbaptizing.G0907V-PAP-NSM 32 Ary Jaona nanambara ka nanao hoe: Izaho nahita ny Fanahy midìna avy any an-danitra tahaka ny voro-mailala ka nitoetra teo amboniny.
ἐμαρτύρησενemarturēsenbore witnessG3140V-AAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM τεθέαμαιtetheamaiI have beheldG2300V-RNI-1S καταβαῖνονkatabainondescendingG2597V-PAP-ASN περιστερὰνperisterana doveG4058N-ASF οὐρανοῦ,ouranouheaven,G3772N-GSM ἔμεινενemeinenit remainedG3306V-AAI-3S αὐτόν.autonHim.G0846P-ASM 33 Ary izaho tsy nahalala Azy; fa Izay naniraka ahy hanao batisa amin’ ny rano no nilaza tamiko hoe: Izay ho hitanao idinan’ ny Fanahy sy itoerany, dia Izy no Mpanao batisa amin’ ny Fanahy Masìna.
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM πέμψαςpempsashaving sentG3992V-AAP-NSM βαπτίζεινbaptizeinto baptizeG0907V-PAN ὕδατι,hudatiwater,G5204N-DSN ἐκεῖνόςekeinosHeG1565D-NSM εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S ἴδῃςidēsyou may seeG1492HV-2AAS-2S καταβαῖνονkatabainondescendingG2597V-PAP-ASN μένονmenonabidingG3306V-PAP-ASN αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S βαπτίζωνbaptizōnbaptizingG0907V-PAP-NSM πνεύματιpneumati[the] SpiritG4151GN-DSN 34 Ary nahita aho, ka dia nanambara fa Izy no Zanak’ Andriamanitra.
κἀγὼkagōAnd I myselfG1473P-1NS + G2532 ἑώρακαhe'ōrakahave seenG3708V-RAI-1S μεμαρτύρηκαmemarturēkahave borne witnessG3140V-RAI-1S οὗτόςhoutosthisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ.¶theouof God.G2316N-GSM-T 35 Nony ampitson’ iny indray dia nijanona Jaona sy ny mpianany roa lahy;
ἐπαύριονepaurionnext dayG1887ADV εἱστήκειheistēkeihad stoodG2476V-LAI-3S ἸωάννηςIōannēsJohnG2491GN-NSM-P μαθητῶνmathētōndisciplesG3101N-GPM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM 36 ary nijery an’ i Jesosy nitsangantsangana izy ka nanao hoe: Indro ny Zanak’ ondrin’ Andriamanitra!
ἐμβλέψαςemblepsashaving looked atG1689V-AAP-NSM περιπατοῦντιperipatountiwalkingG4043V-PAP-DSM λέγει·legeihe says;G3004GV-PAI-3S θεοῦ.theouof God!G2316N-GSM-T 37 Ary ireo mpianatra roa lahy ireo, rehefa nandre azy niteny, dia nanaraka an’ i Jesosy.
ἤκουσανēkousanheardG0191V-AAI-3P μαθηταὶmathētaidisciplesG3101N-NPM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM λαλοῦντοςlalountos[Him] speakingG2980V-PAP-GSM ἠκολούθησανēkolouthēsanthey followedG0190V-AAI-3P Ἰησοῦ.¶IēsouJesus.G2424GN-DSM-P 38 Ary Jesosy nitodika ka nahita azy manaraka, dia nanao taminy hoe: Inona no tadiavinareo? Ary hoy izy roa lahy taminy: Raby (izay atao hoe, raha adika, Mpampianatra ô), aiza Hianao no mitoetra?
ΣτραφεὶςStrapheisHaving turnedG4762V-2APP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P θεασάμενοςtheasamenoshaving beheldG2300V-ADP-NSM αὐτοὺςautousthemG0846P-APM ἀκολουθοῦνταςakolouthountasfollowingG0190V-PAP-APM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ζητεῖτε;zēteiteseek you?G2212V-PAI-2P εἶπανeipanthey saidG2036V-2AAI-3P αὐτῷ·autōto Him;G0846P-DSM ῥαββί,rhabbiRabbiG4461N-VSM-T λέγεταιlegetaiis to sayG3004GV-PPI-3S μεθερμηνευόμενονmethermēneuomenonmeaningG3177V-PPP-NSN διδάσκαλε,didaskaleTeacher —G1320N-VSM-T μένεις;meneisare You staying?G3306V-PAI-2S 39 Hoy Izy taminy: Avia, fa ho hitanareo. Koa dia nandeha izy ka nahita izay nitoerany ary nitoetra teo aminy tamin’ izany andro izany; ary efa tokony ho ora fahafolo tamin’ izay.
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτοῖς·autoisto them;G0846P-DPM ἔρχεσθεerchesthedo comeG2064V-PNM-2P ὄψεσθε.¶opsestheyou will behold.G3700GV-FDI-2P ἦλθανēlthanThey wentG2064V-2AAI-3P μένει,meneiHe abides,G3306V-PAI-3S ἔμεινανemeinanthey stayedG3306V-AAI-3P ἡμέρανhēmerandayG2250N-ASF ἐκείνην·ekeinēnthat;G1565D-ASF ὥραhōra[The] hourG5610N-NSF δεκάτη.dekatē[the] tenth.G1182A-NSF 40 Andrea, rahalahin’ i Simona Petera, no anankiray tamin’ izy roa lahy, izay nandre ny tenin’ i Jaona ka nanaraka an’ i Jesosy.
ἈνδρέαςAndreasAndrewG0406N-NSM-P ἀδελφὸςadelphosbrotherG0080N-NSM ΣίμωνοςSimōnosof SimonG4613ON-GSM-P ΠέτρουPetrouPeterG4074GN-GSM-P ἀκουσάντωνakousantōnhaving heardG0191V-AAP-GPM ἸωάννουIōannouJohnG2491GN-GSM-P ἀκολουθησάντωνakolouthēsantōnhaving followedG0190V-AAP-GPM 41 Izy no nahita an’ i Simona rahalahiny aloha, dia hoy izy taminy: Efa nahita ny Mesia izahay (izay atso hoe, raha adika, ny Kristy).
ΕὑρίσκειHeuriskeiFindsG2147V-PAI-3S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM ἴδιονidion[his] ownG2398A-ASM ΣίμωναSimōnaSimonG4613ON-ASM-P λέγειlegeihe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM εὑρήκαμενheurēkamenWe have foundG2147V-RAI-1P Μεσσίαν,MessianMessiah,G3323N-ASM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μεθερμηνευόμενονmethermēneuomenonbeing translatedG3177V-PPP-NSN χριστός.christosChrist.G5547N-NSM-T 42 Dia nitondra azy ho any amin’ i Jesosy izy. Ary nony nijery azy Jesosy, dia hoy Izy: Hianao no Simona, zanak’ i Jaona; ianao hatao hoe Kefasy (izay atao hoe, raha adika, Petera1)
ἤγαγενēgagenHe ledG0071V-2AAI-3S Ἰησοῦν.IēsounJesus.G2424GN-ASM-P ἐμβλέψαςemblepsasHaving looked atG1689V-AAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπεν·eipensaid;G2036V-2AAI-3S σὺsuYou yourselfG4771P-2NS Ἰωάννου·Iōannouof John;G2491KN-GSM-P σὺsuYou yourselfG4771P-2NS κληθήσῃklēthēsēwill be calledG2564GV-FPI-2S Κηφᾶς,KēphasCephasG2786N-NSM-P ἑρμηνεύεταιhermēneuetaimeansG2059V-PPI-3S Πέτρος.¶PetrosPeter.G4074GN-NSM-P - Petera = vato.
43 Nony ampitso dia te-hiala ho any Galilia Jesosy, ary nahita an’ i Filipo Izy ka nanao taminy hoe: Manaraha Ahy.
ἐπαύριονepaurionnext dayG1887ADV ἠθέλησενēthelēsenHe desiredG2309V-AAI-3S ἐξελθεῖνexeltheinto go forthG1831V-2AAN ΓαλιλαίανGalilaianGalileeG1056GN-ASF-L εὑρίσκειheuriskeiHe findsG2147V-PAI-3S ΦίλιππονPhilipponPhilipG5376GN-ASM-P Ἰησοῦς·IēsousJesus;G2424GN-NSM-P ἀκολούθειakoloutheido followG0190V-PAM-2S 44 Ary Filipo dia avy any Betsaida, tanànan’ i Andrea sy Petera.
ΦίλιπποςPhilipposPhilipG5376GN-NSM-P Βηθσαϊδά,BēthsaidaBethsaida,G0966N-GSF-L πόλεωςpoleōscityG4172N-GSF ἈνδρέουAndreouof AndrewG0406N-GSM-P Πέτρου.¶PetrouPeter.G4074GN-GSM-P 45 Filipo kosa nahita an’ i Natanaela ka nanao taminy hoe: Efa hitanay Ilay nosoratan’ i Mosesy tao amin’ ny lalàna, sy nosoratan’ ny mpaminany, dia Jesosy, zanak’ i Josefa, avy any Nazareta.
ΕὑρίσκειHeuriskeiFindsG2147V-PAI-3S ΦίλιπποςPhilipposPhilipG5376GN-NSM-P ΝαθαναὴλNathanaēlNathanaelG3482N-ASM-P αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ὃνhon[Him] whomG3739R-ASM ἔγραψενegrapsenwrote ofG1125V-2AAI-3S ΜωϋσῆςMōusēsMosesG3475N-NSM-P προφῆται,prophētaiprophets,G4396N-NPM εὑρήκαμεν,heurēkamenwe have found,G2147V-RAI-1P ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ἸωσὴφIōsēphof JosephG2501GN-GSM-P Ναζαρέτ.NazaretNazareth.G3478N-GSF-L 46 Ary hoy Natanaela taminy: Moa mba misy zava-tsoa va avy any Nazareta? Dia hoy Filipo taminy: Andeha hizaha.
εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S Ναθαναήλ·NathanaēlNathanael;G3482N-NSM-P ΝαζαρὲτNazaretNazarethG3478N-GSF-L δύναταίdunataiis ableG1410V-PNI-3S ἀγαθὸνagathongood thingG0018A-NSN εἶναι;einaito be?G1511V-PAN Φίλιππος·PhilipposPhilip;G5376GN-NSM-P ἔρχουerchoudo comeG2064V-PNM-2S ἴδε.¶idedo see.G1492HV-2AAM-2S 47 Jesosy nahita an’ i Natanaela avy manatona Azy, dia nilaza azy hoe: Indro ny tena Isiraelita tsy misy fitaka.
ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ΝαθαναὴλNathanaēlNathanaelG3482N-ASM-P ἐρχόμενονerchomenoncomingG2064V-PNP-ASM λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP αὐτοῦ·autouhim;G0846P-GSM ἀληθῶςalēthōstrulyG0230ADV ἸσραηλίτηςIsraēlitēsan IsraeliteG2475N-NSM-PG δόλοςdolosdeceitG1388N-NSM ἔστιν.estinthere is.G1510V-PAI-3S 48 Hoy Natanaela taminy: Ahoana no ahafantaranao ahy? Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Fony tsy mbola niantso anao Filipo, dia hitako teo ambanin’ ny aviavy1 ianao.
Ναθαναήλ·NathanaēlNathanael;G3482N-NSM-P πόθενpothenFrom whereG4159ADV-I γινώσκεις;ginōskeisknow You?G1097V-PAI-2S ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ΦίλιππονPhilipponPhilipG5376GN-ASM-P φωνῆσαιphōnēsaicallingG5455V-AAN ὄνταontabeingG1510V-PAP-ASM συκῆνsukēnfig treeG4808N-ASF εἶδόνeidonI sawG1492HV-2AAI-1S - aviavimbazaha.
49 Dia namaly Natanaela ka nanao hoe: Raby ô, Hianao no Zanak’ Andriamanitra; Hianao no Mpanjakan’ ny Isiraely.
ἀπεκρίθηapekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ΝαθαναήλNathanaēlNathanaelG3482N-NSM-P λέγει·legeisays:G3004GV-PAI-3S ῥαββί,rhabbiRabbi,G4461N-VSM-T σὺsuYou yourselfG4771P-2NS θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T σὺsuYou yourselfG4771P-2NS βασιλεὺςbasileusKingG0935N-NSM-T Ἰσραήλ.¶Israēlof Israel.G2474N-GSM-L 50 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Moa ny nilazako taminao va fa hitako teo ambanin’ ny aviavy ianao no inoanao? Hahita zavatra lehibe noho izany ianao.
ἈπεκρίθηApekrithēAnsweredG0611V-ADI-3S ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P εἶπενeipensaidG2036V-2AAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM εἶπόνeiponI saidG2036V-2AAI-1S εἶδόνeidonI sawG1492HV-2AAI-1S ὑποκάτωhupokatōunderG5270PREP συκῆς,sukēsfig tree,G4808N-GSF πιστεύεις;pisteueisbelieve you?G4100V-PAI-2S μείζωmeizōGreater thingsG3173A-APN-C τούτωνtoutōnthan theseG3778D-GPN ὄψῃ.opsēYou will see.G3708V-FDI-2S 51 Ary hoy koa Izy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ho hitanareo ny lanitra misokatra sy ny anjelin’ Andriamanitra miakatra sy midìna eo ambonin’ ny Zanak’ olona.
λέγειlegeiHe saysG3004GV-PAI-3S αὐτῷ·autōto him;G0846P-DSM ὑμῖνhuminto all of youG4771P-2DP ὄψεσθεopsestheyou will beholdG3700GV-FDI-2P οὐρανὸνouranonheavenG3772N-ASM ἀνεῳγόταaneōgotahaving openedG0455V-2RAP-ASM ἀγγέλουςangelousangelsG0032GN-APM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἀναβαίνονταςanabainontasascendingG0305V-PAP-APM καταβαίνονταςkatabainontasdescendingG2597V-PAP-APM ἀνθρώπου.¶anthrōpouof Man.G0444N-GSM-T