Chapter 5
1 Izay rehetra mino fa Jesosy no Kristy dia naterak’ Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa.
πιστεύωνpisteuōnis believingG4100V-PAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ΧριστὸςChristosChristG5547N-NSM-T γεγέννηται,gegennētaihas been born,G1080V-RPI-3S ἀγαπῶνagapōnis lovingG0025V-PAP-NSM τὸνtonthe [One]G3588T-ASM γεννήσανταgennēsantahaving begotten [Him]G1080V-AAP-ASM ἀγαπᾷagapalovesG0025V-PAI-3S τὸνtonthe [one]G3588T-ASM γεγεννημένονgegennēmenonbegottenG1080V-RPP-ASM αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM 2 Izao no ahafantarantsika fa tia ireo zanak’ Andriamanitra isika, dia ny itiavantsika an’ Andriamanitra sy ny ankatoavantsika ny didiny.
γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P ἀγαπῶμενagapōmenwe loveG0025V-PAI-1P τέκναteknachildrenG5043N-APN θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἀγαπῶμενagapōmenwe may loveG0025V-PAS-1P ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ποιῶμεν.poiōmenwe may perform.G4160GV-PAS-1P 3 Fa izao no fitiavana an’ Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ,theouof God,G2316N-GSM-T ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τηρῶμεν·tērōmenwe may keep;G5083GV-PAS-1P ἐντολαὶentolaicommandmentsG1785N-NPF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM βαρεῖαιbareiaiburdensomeG0926A-NPF εἰσίν.eisinare.G1510V-PAI-3P 4 Fa izay rehetra naterak’ Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika.
γεγεννημένονgegennēmenonbornG1080V-RPP-NSN νικᾷnikaovercomesG3528V-PAI-3S κόσμον·kosmonworld;G2889N-ASM ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S νίκηnikēvictoryG3529N-NSF νικήσασαnikēsasahaving overcomeG3528V-AAP-NSF κόσμον,kosmonworld:G2889N-ASM ἡμῶν.hēmōnof us.G3165P-1GP 5 Iza moa no maharesy izao tontolo izao afa-tsy izay mino fa Jesosy no Zanak’ Andriamanitra?
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S νικῶνnikōnovercomingG3528V-PAP-NSM κόσμονkosmonworldG2889N-ASM πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἐστινestinisG1510V-PAI-3S θεοῦ;theouof God?G2316N-GSM-T 6 Izy ilay avy tamin’ ny rano sy ny rà, dia Jesosy Kristy; tsy tamin’ ny rano ihany, fa tamin’ ny rano sy ny rà. Ary ny Fanahy no manambara, satria ny Fanahy no fahamarinana.
οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἐλθὼνelthōnhaving comeG2064V-2AAP-NSM ὕδατοςhudatoswaterG5204N-GSN αἵματος,aimatosblood,G0129GN-GSN ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P Χριστός·ChristosChrist;G5547N-NSM-T ὕδατιhudatiwaterG5204N-DSN μόνον,monononly,G3441A-ASN ὕδατιhudatiwaterG5204N-DSN αἵματι·aimatiblood;G0129GN-DSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S μαρτυροῦν,marturountestifying,G3140V-PAP-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀλήθεια·alētheiatruth;G0225N-NSF 7 Fa misy telo izay manambara,
τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM εἰσινeisinthere areG1510V-PAI-3P μαρτυροῦντες,marturountesbearing testimony:G3140V-PAP-NPM οὐρανῷouranōheavenG3772N-DSM πατήρpatērFatherG3962N-NSM-T οὗτοιhoutoitheseG3778D-NPM τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P 8 dia ny Fanahy sy ny rano ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.
τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM εἰσινeisinareG1510V-PAI-3P μαρτυροῦντεςmarturountesbearing testimonyG3140V-PAP-NPM τρεῖςtreisthreeG5140A-NPM εἰσιν.eisinare.G1510V-PAI-3P 9 Raha mandray ny fanambaran’ ny olona isika, lehibe lavitra ny fanambaran’ Andriamanitra; fa ny fanambaran’ Andriamanitra dia ny nanambarany ny Zanany.
μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἀνθρώπωνanthrōpōnof menG0444N-GPM λαμβάνομεν,lambanomenwe receive,G2983V-PAI-1P μαρτυρίαmarturiatestimonyG3141N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μείζωνmeizōngreaterG3173A-NSF-C ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S μαρτυρίαmarturiatestimonyG3141N-NSF θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μεμαρτύρηκενmemarturēkenHe has testifiedG3140V-RAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 10 Izay mino ny Zanak’ Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an’ Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran’ Andriamanitra ny Zanany izy.
πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF ἑαυτῷ·he'autōhimself;G1438F-3DSM πιστεύωνpisteuōnbelievingG4100V-PAP-NSM θεῷtheōin GodG2316N-DSM-T ψεύστηνpseustēna liarG5583N-ASM πεποίηκενpepoiēkenhas madeG4160GV-RAI-3S αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM πεπίστευκενpepisteukenhe has believedG4100V-RAI-3S μαρτυρίανmarturiantestimonyG3141N-ASF μεμαρτύρηκενmemarturēkenhas testifiedG3140V-RAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP αὐτοῦ.autouHim.G0846P-GSM 11 Ary izao no fanambarany: Fiainana mandrakizay no omen’ Andriamanitra antsika, ary ao amin’ ny Zanany izany fiainana izany.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S μαρτυρίαmarturiatestimonyG3141N-NSF αἰώνιονaiōnioneternalG0166A-ASF ἔδωκενedōkenhas givenG1325V-AAI-3S θεός·theosGod;G2316N-NSM-T αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἐστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 12 Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak’ Andriamanitra no tsy manana ny fiainana.
ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM ἔχειecheihasG2192V-PAI-3S ἔχωνechōnhavingG2192V-PAP-NSM θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἔχει.¶echeihas.G2192V-PAI-3S Ny amin’ ny fivavahana ary ny tsi-fitovian’ ny zanak’ Andriamanitra amin’ ny ratsy fanahy
13 Izany no nosoratako aminareo, izay mino ny anaran’ ny Zanak’ Andriamanitra, mba ho fantatrareo fa manana fiainana mandrakizay ianareo.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ἔγραψαegrapsahave I writtenG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM θεοῦ,theouof GodG2316N-GSM-T εἰδῆτεeidēteyou may knowG6063V-RAS-2P ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P αἰώνιον,aiōnioneternalG0166A-ASF τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM πιστεύουσινpisteuousinbelievingG4100V-PAP-DPM θεοῦ.theouof God.G2316N-GSM-T 14 Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy;
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S παρρησίαparrēsiaconfidenceG3954N-NSF ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM αἰτώμεθαaitōmethawe shall askG0154V-PMS-1P κατὰkataaccording toG2596PREP θέλημαthelēmawillG2307N-ASN αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM ἀκούειakoueiHe hearsG0191V-PAI-3S 15 ary raha fantatsika fa mihaino antsika Izy, na inona na inona no angatahintsika, dia fantatsika fa azontsika izay angatahintsika aminy.
οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-PAI-1P ἀκούειakoueiHe hearsG0191V-PAI-3S αἰτώμεθα,aitōmethawe shall ask,G0154V-PMS-1P οἴδαμενoidamenwe knowG6063V-PAI-1P ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P αἰτήματαaitēmatarequestsG0155N-APN ᾐτήκαμενētēkamenwe have askedG0154V-RAI-1P αὐτοῦ.¶autouHim.G0846P-GSM 16 Raha misy mahita ny rahalahiny manao ota tsy mahafaty, dia aoka hifona ho azy izy, ary Andriamanitra no hanome azy fiainana1 ho an’ izay manao ota tsy mahafaty2. Misy ota mahafaty3; tsy mba lazaiko fa tokony hangataka ny amin’ izany izy.
ἴδῃidēshall seeG1492HV-2AAS-3S ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM ἁμαρτάνονταhamartanontasinningG0264V-PAP-ASM ἁμαρτίανhamartiana sinG0266N-ASF θάνατον,thanatondeath,G2288N-ASM αἰτήσειaitēseihe will askG0154V-FAI-3S δώσειdōseiHe will giveG1325V-FAI-3S τοῖςtoisto thoseG3588T-DPM ἁμαρτάνουσινhamartanousinsinningG0264V-PAP-DPM θάνατον.¶thanatondeath.G2288N-ASM ἜστινEstinThere isG1510V-PAI-3S ἁμαρτίαhamartiaa sinG0266N-NSF θάνατον·thanatondeath;G2288N-ASM περὶpericoncerningG4012PREP ἐκείνηςekeinēsthat [one]G1565D-GSF λέγωlegōdo I sayG3004GV-PAI-1S ἐρωτήσῃ.erōtēsēhe may implore.G2065V-AAS-3S - Na: ary hanome fiainana ho azy, dia.
- Gr. ota tsy ho amin’ ny fahafatesana.
- Gr. ota ho amin’ ny fahafatesana.
17 Ota avokoa ny tsi-fahamarinana rehetra; ary misy ota tsy mahafaty1.
ἀδικίαadikiaunrighteousnessG0093N-NSF ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF ἐστίν,estinis,G1510V-PAI-3S ἔστινestinthere isG1510V-PAI-3S ἁμαρτίαhamartiasinG0266N-NSF θάνατον.thanatondeath.G2288N-ASM - Gr. ota ny ho amin’ ny fahafatesana.
18 Fantatsika fa izay rehetra naterak’ Andriamanitra dia tsy manota; fa izay naterak’ Andriamanitra, dia miaro ny tenany1 ka tsy mikasika azy akory ilay ratsy.
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P γεγεννημένοςgegennēmenosbornG1080V-RPP-NSM θεοῦ,theouGodG2316N-GSM-T ἁμαρτάνει·hamartaneicontinues to sin;G0264V-PAI-3S γεννηθεὶςgennētheishaving been begottenG1080V-APP-NSM τηρεῖtēreiprotectsG5083IV-PAI-3S ἑαυτόν,he'autonhimself,G1438F-3ASM πονηρὸςponērosevil [one]G4190A-NSM ἅπτεταιhaptetaidoes touchG0681V-PMI-3S αὐτοῦ.autouhim.G0846P-GSM - Na: Ilay naterak’ Andriamanitra no miaro azy.
19 Fantatsika fa avy amin’ Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin’ ilay ratsy avokoa.
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P ἐσμενesmenwe areG1510V-PAI-1P κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM πονηρῷponērōevil [one]G4190A-DSM κεῖται.keitailies.G2749V-PNI-3S 20 Ary fantatsika fa tonga ny Zanak’ Andriamanitra ka efa nanome antsika ny fahazavan-tsaina, mba ho fantatsika ilay marina; ary isika ao amin’ ilay marina, dia ao amin’ i Jesosy Kristy Zanany. Izy no Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay.
οἴδαμενoidamenWe knowG6063V-RAI-1P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T ἥκειhēkeiis comeG2240V-PAI-3S δέδωκενdedōkenhas givenG1325V-RAI-3S διάνοιανdianoianunderstandingG1271N-ASF γινώσκωμενginōskōmenwe may knowG1097V-PAS-1P τὸνtonHim who [is]G3588T-ASM ἀληθινόν,alēthinontrue,G0228A-ASM ἐσμὲνesmenwe areG1510V-PAI-1P τῷtōHim who [is]G3588T-DSM ἀληθινῷ,alēthinōtrue,G0228A-DSM αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM Χριστῷ.ChristōChrist.G5547N-DSM-T ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀληθινὸςalēthinostrueG0228A-NSM αἰώνιος.aiōnioseternal.G0166A-NSF 21 Anaka, arovy ny tenanareo amin’ ny sampy.
τεκνία,tekniaLittle children,G5040N-VPN φυλάξατεphulaxatedo keepG5442IV-AAM-2P ἑαυτὰhe'autayourselvesG1438F-2APN εἰδώλωνeidōlōnidolsG1497N-GPN ἀμήν.¶amēnAmen.G0281INJ-HEB