Chapter 2
1 Anaka, izany zavatra izany no soratako ny aminareo mba tsy hanotanareo. Ary raha misy manota, dia manana Solovava1 ao amin’ ny Ray isika, dia Jesosy Kristy, Ilay Marina;
ΤεκνίαTekniaLittle childrenG5040N-VPN μου,mouof mine,G3165P-1GS ταῦταtautathese thingsG3778D-APN γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἁμάρτητε·hamartēteyou may sin;G0264V-2AAS-2P ἁμάρτῃ,hamartēshall sin,G0264V-2AAS-3S παράκλητονparaklētonan advocateG3875N-ASM ἔχομενechomenwe haveG2192V-PAI-1P πατέρα,pateraFather,G3962N-ASM-T ἸησοῦνIēsounJesusG2424GN-ASM-P ΧριστὸνChristonChristG5547N-ASM-T δίκαιον,dikaion[the] Righteous [One],G1342A-ASM - Gr. parakleto; izahao Jao 14. 16 .
2 ary Izy no avotra1 noho ny fahotantsika, ary tsy noho ny antsika ihany, fa noho ny an’ izao tontolo izao koa.
αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἱλασμόςhilasmos[the] propitiationG2434N-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἁμαρτιῶνhamartiōnsinsG0266N-GPF ἡμῶν·hēmōnof us;G3165P-1GP ἡμετέρωνhēmeterōnof ourselvesG1473S-1PGPF κόσμου.kosmouworld.G2889N-GSM - Na: fanatitra fampiononam-pahatezerana; izahao Rom 3. 25 .
3 Ary izao no ahafantarantsika fa mahalala Azy isika, dia ny fitandremana ny didiny.
γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P ἐγνώκαμενegnōkamenwe have come to knowG1097V-RAI-1P αὐτόν,autonHim,G0846P-ASM ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τηρῶμεν.¶tērōmenwe shall keep.G5083GV-PAS-1P 4 Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.
λέγωνlegōnsayingG3004GV-PAP-NSM ἔγνωκαegnōkaI have knownG1097V-RAI-1S ἐντολὰςentolascommandmentsG1785N-APF αὐτοῦautouof HimG0846P-GSM τηρῶν,tērōnkeeping,G5083GV-PAP-NSM ψεύστηςpseustēsa liarG5583N-NSM ἐστίν,estinhe is,G1510V-PAI-3S ἀλήθειαalētheiatruthG0225N-NSF ἔστιν·estinis;G1510V-PAI-3S 5 Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an’ Andriamanitra1 izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika.
τηρῇtērēamay keepG5083GV-PAS-3S λόγον,logonword,G3056N-ASM ἀληθῶςalēthōstrulyG0230ADV θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T τετελείωται.teteleiōtaihas been perfected.G5048V-RPI-3S γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P ἐσμεν.esmenwe are.G1510V-PAI-1P - Na: ny fitiavan’ Andriamanitra.
6 Izay1 milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa.
λέγωνlegōnclaimingG3004GV-PAP-NSM μένεινmeneinto abideG3306V-PAN ὀφείλει,opheileioughtG3784V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐκεῖνοςekeinosthat [one]G1565D-NSM περιεπάτησεν,periepatēsenwalkedG4043V-AAI-3S αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM οὕτωςhoutōsin the same wayG3779ADV περιπατεῖν.¶peripateinto walk.G4043V-PAN - Na: Izao no ahafantarantsika fa ao aminy isika: Izay etc.
7 Ry malala, tsy didy vaovao no soratako aminareo, fa didy ela, izay nanananareo hatramin’ ny voalohany. Ny didy ela dia izay teny efa renareo.
Ἀγαπητοί,AgapētoiBeloved,G0027A-VPM ἐντολὴνentolēna commandmentG1785N-ASF καινὴνkainēnnewG2537A-ASF γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐντολὴνentolēna commandmentG1785N-ASF παλαιὰνpalaianoldG3820A-ASF εἴχετεeicheteyou have hadG2192V-IAI-2P ἀρχῆς·archēs[the] beginning;G0746N-GSF ἐντολὴentolēcommandmentG1785N-NSF παλαιάpalaiaoldG3820A-NSF ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἀρχῆς.archēsbeginning.G0746N-GSF 8 Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo aminy sy eo aminareo, satria miala ny maizina, ary ny mazava marina no mahazava ankehitriny.
ἐντολὴνentolēna commandmentG1785N-ASF καινὴνkainēnnewG2537A-ASF γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀληθὲςalēthestrueG0227A-NSN σκοτίαskotiadarknessG4653N-NSF παράγεταιparagetaiis passing awayG3855V-PPI-3S ἀληθινὸνalēthinontrueG0228A-NSN φαίνει.phaineishines.G5316V-PAI-3S 9 Izay milaza fa ao amin’ ny mazava izy, kanefa mankahala ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ ny maizina ihany.
λέγωνlegōnclaimingG3004GV-PAP-NSM εἶναιeinaito beG1511V-PAN ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μισῶνmisōnhatingG3404V-PAP-NSM σκοτίᾳskotiadarknessG4653N-DSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S 10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy.
ἀγαπῶνagapōnlovingG0025V-PAP-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S σκάνδαλονskandaloncause for stumblingG4625N-NSN ἔστιν.estinthere is.G1510V-PAI-3S 11 Fa izay mankahala ny rahalahiny dia ao amin’ ny maizina ary mandeha ao amin’ ny maizina ka tsy mahalala izay alehany, satria ny maizina no efa nahajamba ny masony.
μισῶνmisōnhatingG3404V-PAP-NSM ἀδελφὸνadelphonbrotherG0080N-ASM αὐτοῦautouof himG0846P-GSM σκοτίᾳskotiadarknessG4653N-DSF ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S σκοτίᾳskotiadarknessG4653N-DSF περιπατεῖperipateiwalksG4043V-PAI-3S οἶδενoidendoes he knowG6063V-RAI-3S ὑπάγει,hupageihe is going,G5217V-PAI-3S σκοτίαskotiadarknessG4653N-NSF ἐτύφλωσενetuphlōsenhas blindedG5186V-AAI-3S ὀφθαλμοὺςophthalmouseyesG3788N-APM αὐτοῦ.¶autouof him.G0846P-GSM Fananarana mba tsy ho tia izao tontolo izao, na hofitahin’ ny antikristy, fa mba hiorina tsara ao amin’ i Kristy
12 Manoratra aminareo zanaka aho, satria voavela ny helokareo noho ny anarany.
ΓράφωGraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP τεκνία,teknialittle children,G5040N-VPN ἀφέωνταιapheōntaihave been forgivenG0863HV-RPI-3P ἁμαρτίαιhamartiaisinsG0266N-NPF διὰdiafor the sake ofG1223PREP αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 13 Manoratra aminareo ray aho, satria efa mahalala Ilay hatramin’ ny voalohany ianareo. Manoratra aminareo zatovo aho, satria efa naharesy ilay ratsy ianareo. Nanoratra taminareo ankizy madinika aho satria efa mahalala ny Ray ianareo.
γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP πατέρες,pateresfathers,G3962N-VPM ἐγνώκατεegnōkateyou have knownG1097V-RAI-2P τὸνtonHim who [is]G3588T-ASM ἀρχῆς.archēs[the] beginning.G0746N-GSF γράφωgraphōI am writingG1125V-PAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP νεανίσκοι,neaniskoiyoung men,G3495N-VPM νενικήκατεnenikēkateyou have overcomeG3528V-RAI-2P πονηρόν.¶ponēronevil [one].G4190A-ASM 14 Nanoratra taminareo ray aho, satria efa nahalala Ilay hatramin’ ny voalohany ianareo. Nanoratra taminareo zatovo aho, satria mahery ianareo, ary mitoetra ao anatinareo ny tenin’ Andriamanitra, sady efa naharesy ilay ratsy ianareo.
ἔγραψαegrapsa[14] I have writtenG1125V-2AAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP πατέρες,pateresfathers,G3962N-VPM ἐγνώκατεegnōkateyou have knownG1097V-RAI-2P τὸνtonHim who [is]G3588T-ASM ἀρχῆς.archēs[the] beginning.G0746N-GSF ἔγραψαegrapsaI have writtenG1125V-2AAI-1S ὑμῖν,huminto you,G4771P-2DP νεανίσκοι,neaniskoiyoung men,G3495N-VPM ἰσχυροίischuroistrongG2478A-NPM ἐστεesteyou areG1510V-PAI-2P θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S νενικήκατεnenikēkateyou have overcomeG3528V-RAI-2P πονηρόν.¶ponēronevil [one].G4190A-ASM 15 Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin’ izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray.
ἀγαπᾶτεagapatedo loveG0025V-PAM-2P κόσμονkosmonworldG2889N-ASM τὰtathe [things]G3588T-APN κόσμῳ.kosmōworld.G2889N-DSM ἀγαπᾷagapashall loveG0025V-PAS-3S κόσμον,kosmonworld,G2889N-ASM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T 16 Fa ny zavatra rehetra eo amin’ izao tontolo izao, dia ny filan’ ny nofo sy ny filan’ ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin’ ny Ray, fa avy amin’ izao tontolo izao ihany.
κόσμῳ,kosmōworld,G2889N-DSM ἐπιθυμίαepithumiadesireG1939N-NSF σαρκὸςsarkosfleshG4561N-GSF ἐπιθυμίαepithumiadesireG1939N-NSF ὀφθαλμῶνophthalmōneyesG3788N-GPM ἀλαζονείαalazoneiavauntingG0212N-NSF βίου,biouof life,G0979N-GSM ἔστινestinisG1510V-PAI-3S πατρὸςpatrosFatherG3962N-GSM-T κόσμουkosmouworldG2889N-GSM ἐστίν.estinis.G1510V-PAI-3S 17 Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon’ Andriamanitra no maharitra mandrakizay.
κόσμοςkosmosworldG2889N-NSM παράγεταιparagetaiis passing awayG3855V-PPI-3S ἐπιθυμίαepithumiadesireG1939N-NSF αὐτοῦ·autouof it;G0846P-GSM ποιῶνpoiōndoingG4160GV-PAP-NSM θέλημαthelēmawillG2307N-ASN θεοῦtheouof GodG2316N-GSM-T μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S 18 Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny1 antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.
Παιδία,PaidiaLittle children,G3813N-VPN ἐσχάτηeschatē[the] lastG2078A-NSF ἐστίν,estinit is,G1510V-PAI-3S καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἀντίχριστοςantichristosantichristG0500N-NSM ἔρχεται,erchetaiis coming,G2064V-PNI-3S ἀντίχριστοιantichristoiantichristsG0500N-NPM πολλοὶpolloimanyG4183A-NPM γεγόνασινgegonasinhave arisenG1096V-2RAI-3P ὅθενhothenwherebyG3606CONJ γινώσκομενginōskomenwe knowG1097V-PAI-1P ἐσχάτηeschatē[the] lastG2078A-NSF ἐστίν.estinit is.G1510V-PAI-3S - Na: ilay.
19 Avy tamintsika ihany no niala ireo, nefa tsy mba namantsika izy; fa raha tàhiny namantsika izy, dia ho nitoetra tamintsika ihany; fa efa niala izy, mba haseho fa tsy isantsika izy rehetra.
ἐξῆλθανexēlthanthey went outG1831V-2AAI-3P ἦσανēsanthey wereG1510V-IAI-3P ἦσαν,ēsanthey were beingG1510V-IAI-3P μεμενήκεισανmemenēkeisanthey had remainedG3306V-LAI-3P ἵναina[it is] so thatG2443CONJ φανερωθῶσινphanerōthōsinit may be made manifestG5319V-APS-3P εἰσὶνeisinthey areG1510V-PAI-3P πάντεςpantesallG3956A-NPM 20 Fa ianareo kosa manana hosotra avy amin’ ilay Masìna ka mahalala ny zavatra rehetra.
ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP χρῖσμαchrisma[the] anointingG5545N-ASN ἔχετεechetehaveG2192V-PAI-2P ἁγίουhagiouHoly [One]G0040GA-GSM οἴδατεoidateyou knowG6063V-RAI-2P πάντες.pantesall [you].G3956A-NPM 21 Tsy noho ny tsy ahafantaranareo ny marina no nanoratako taminareo, fa noho ny ahafantaranareo izany sy noho ny tsi-fisiana lainga avy amin’ ny marina.
ἔγραψαegrapsaI have writtenG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP οἴδατεoidateyou knowG6063V-PAI-2P ἀλήθειανalētheiantruthG0225N-ASF οἴδατεoidateyou knowG6063V-PAI-2P ψεῦδοςpseudoslieG5579N-NSN ἀληθείαςalētheiastruthG0225N-GSF ἔστιν.estinis.G1510V-PAI-3S 22 Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an’ i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy1, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ψεύστηςpseustēsliarG5583N-NSM ἀρνούμενοςarnoumenosdenyingG0720V-PNP-NSM ἸησοῦςIēsousJesusG2424GN-NSM-P ἔστινestinisG1510V-PAI-3S Χριστός;ChristosChrist?G5547N-NSM-T οὗτόςhoutosThisG3778D-NSM ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἀντίχριστος,antichristosantichrist,G0500N-NSM ἀρνούμενοςarnoumenosdenyingG0720V-PNP-NSM πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T - Na: ilay antikristy.
23 Izay rehetra mandà ny Zanaka no tsy manana ny Ray koa; izay manaiky ny Zanaka no manana ny Ray koa.
ἀρνούμενοςarnoumenosis denyingG0720V-PNP-NSM οὐδὲoudeneitherG3761CONJ-N πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ἔχει·echeihas he;G2192V-PAI-3S ὁμολογῶνhomologōnconfessingG3670V-PAP-NSM πατέραpateraFatherG3962N-ASM-T ἔχει.¶echeihas.G2192V-PAI-3S 24 Ary ny aminareo, dia izay efa renareo hatramin’ ny voalohany no aoka hitoetra ao anatinareo. Raha mitoetra ao anatinareo izay efa renareo hatramin’ ny voalohany, dia hitoetra ao amin’ ny Zanaka sy ny Ray kosa ianareo.
ὑμεῖςhumeisYou yourselvesG4771P-2NP ἠκούσατεēkousateyou have heardG0191V-AAI-2P ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF μενέτω.menetōshould abide.G3306V-PAM-3S μείνῃmeinēshall abideG3306V-AAS-3S ἀρχῆςarchēs[the] beginningG0746N-GSF ἠκούσατε,ēkousateyou have heard,G0191V-AAI-2P ὑμεῖςhumeisyou yourselvesG4771P-2NP πατρὶpatriFatherG3962N-DSM-T μενεῖτε.meneitewill abide.G3306V-FAI-2P 25 Ary izao no teny fikasana izay nataony tamintsika, dia ny fiainana mandrakizay.
ἐστὶνestinisG1510V-PAI-3S ἐπαγγελίαepangeliapromiseG1860N-NSF αὐτὸςautosHe himselfG0846P-NSM ἐπηγγείλατοepēngeilatopromisedG1861V-ADI-3S αἰώνιον.¶aiōnioneternal.G0166A-ASF 26 Izany zavatra izany no voasoratro taminareo ny amin’ ny mamitaka anareo.
ΤαῦταTautaThese thingsG3778D-APN ἔγραψαegrapsaI have writtenG1125V-2AAI-1S ὑμῖνhuminto youG4771P-2DP περὶpericoncerningG4012PREP πλανώντωνplanōntōnleading astrayG4105V-PAP-GPM 27 Ary ny aminareo, dia ilay hosotra noraisinareo taminy no mitoetra ao aminareo, ka tsy mila hampianarin’ olona ianareo; fa satria ny hosotra avy aminy no mampianatra anareo ny zavatra rehetra, sady marina, fa tsy lainga izany, dia tomoera ao aminy ianareo, araka ny nampianarany anareo.
ὑμεῖς,humeisyou yourselves,G4771P-2NP χρῖσμαchrismaanointingG5545N-NSN ἐλάβετεelabeteyou receivedG2983V-2AAI-2P μένειmeneiabidesG3306V-PAI-3S χρείανchreianneedG5532N-ASF ἔχετεecheteyou haveG2192V-PAI-2P διδάσκῃdidaskēmay teachG1321V-PAS-3S χρῖσμαchrismaanointingG5545N-NSN διδάσκειdidaskeiteachesG1321V-PAI-3S περὶpericoncerningG4012PREP πάντωνpantōnall thingsG3956A-GPN ἀληθέςalēthestrueG0227A-NSN ἐστινestinisG1510V-PAI-3S ἔστινestinisG1510V-PAI-3S ψεῦδοςpseudosa lieG5579N-NSN καθὼςkathōseven asG2531CONJ ἐδίδαξενedidaxenit has taughtG1321V-AAI-3S μένετεmeneteyou abideG3306V-PAI-2P 28 Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin’ ny fihaviany.
τεκνία,teknialittle children,G5040N-VPN μένετεmenetedo abideG3306V-PAM-2P φανερωθῇ,phanerōthēaHe shall appearG5319V-APS-3S σχῶμενschōmenwe may haveG2192V-2AAS-1P παρρησίανparrēsianboldnessG3954N-ASF αἰσχυνθῶμενaischunthōmenmay be ashamedG0153V-APS-1P παρουσίᾳparousiacomingG3952N-DSF αὐτοῦ.autouof Him.G0846P-GSM 29 Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany.
εἰδῆτεeidēteyou knowG6063V-RAS-2P δίκαιόςdikaiosrighteousG1342A-NSM ἐστιν,estinHe is,G1510V-PAI-3S γινώσκετεginōsketeyou knowG1097V-PAI-2P ποιῶνpoiōnis practicingG4160GV-PAP-NSM δικαιοσύνηνdikaiosunēnrighteousnessG1343N-ASF γεγέννηται.gegennētaihas been begotten.G1080V-RPI-3S